Fivavahana, finoana
niryna
(
24/06/2008 04:59)
Nisy rangahy lehiben'ny toeram-piasana izany nangataka ny ametra-pialana.
Rehefa nanontanian'ireo mpiara-miasa aminy izy ny antony hialany dia niteny izy fa marary ny vadiny ary tsy mahafantatra azy ...
suite
répondu par niryna le 01/08/2008 19:45
LazaDaddy
(
23/06/2008 23:02)
Misasaka sahady ity ny taona 2008. Mahatsapa ve isika fa nisy fiovana ny fiainantsika ara-pinoana? Raha oharina tamin'ny volana Janoary, akaiky kokoa an'Andriamanitra ve isika ankehitriny sa niha alav...
suite
répondu par cutie le 19/07/2008 18:59
rakaroka
(
23/06/2008 18:41)
Ny hoe :"ny manana dia mbola hanana , ary ny tsy manana na ny kely hananany aza dia mbola esorina aminy".
Rariny? hitsiny? anjara? lahatra? satria voasoratra? :roll: 8O :?: ...
suite
répondu par prime le 10/07/2008 11:22
LazaDaddy
(
20/06/2008 22:20)
Izaho ry zalahy TSVP amina sipa protestanta kanefa sipa katolika sy silamo no tara amiko :) Ahoana ny hevitrareo?...
suite
répondu par fijo le 24/06/2008 20:35
ikaretsaka
(
20/06/2008 17:18)
[u][b]Fanamarihana[/b][/u] [i]Tsy haiko ity na eritreritra sendra mandalo ity na fanabeazana na fivavahana sy finoana... fa napetrako ato ihany aloha dia arakarak'izay andraisanareo azy satria misy...
suite
répondu par ikaretsaka le 25/07/2008 22:18
niryna
(
19/06/2008 14:46)
[b] 16 Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao[/b]: nomeny ny Zanani-lahy Tokana,[b] mba tsy ho very izay rehetra mino Azy[/b],[u] fa hanana fiainana mandrakizay.[/u]:arrow: izay[b] mi...
suite
répondu par niryna le 01/07/2008 03:36
Cyrix
(
19/06/2008 09:09)
Ny andro Alahady no andro voalohany amin'ny herinandro, ary ny andro Asabotsy no andro fahafito. voalaza ao amin'ny Soratra Masina izany, ary mbola lazainy ihany koa hoe : mahatsiarova ny andro Sabata...
suite
répondu par maniry4 le 16/07/2014 21:58
LazaDaddy
(
19/06/2008 09:01)
izaho indray koa ry zalahy maha tara tara sipa silamo izay a...izy koa manja sady tsara fanahy be ka tonga aho dia(l) ...dia ahoana ny hevitrareo Silamo? Ahoana ny hevitrareo Kristianina?...
suite
répondu par fijo le 26/06/2008 18:48
niryna
(
18/06/2008 17:49)
http://baiboly.org/toko.asp?boky=MARKA&toko=4&andininy=4-10&dika=
Inona no hevitra tian'i kristy ampitaina amintsika ?
(l) niryna ...
suite
répondu par niryna le 01/07/2008 03:47
ikaretsaka
(
18/06/2008 15:09)
Hono tokoa ho'a
Fa maninona kay ny protesta sy ny evanjelikaly no tsy manao famatarana ny hazo fijaliana (Amin'ny anaran'ny Ray e)
Izao manko...
1) mino ny Andriamanitra 3 no 1 (trinity) r...
suite
répondu par ikaretsaka le 24/07/2008 21:31
ari.malala
(
18/06/2008 06:41)
Nisy fotoana hoa za zany nentin'izay tantine ko izay nivavaka tany maina fiangoanana evanjelika iray (tsy ho tononiko ny anarany ho fanajana) d ny tena moa tamin'izany mbola kely tsy mahalala ny tena ...
suite
répondu par Rasiligaoma le 20/07/2008 17:07
LazaDaddy
(
17/06/2008 23:09)
izaho ry zalahy maha tara tara sipa katolika izay a...izy koa manja sady tsara fanahy be ka tonga aho dia (l) ...dia ahoana ny hevitrareo Katolika? Ahoana ny hevitrareo Protestanta?
PS: Tsy asian...
suite
répondu par fijo le 18/06/2008 21:28
niryna
(
17/06/2008 18:02)
Misy maro no mety mino azy ary ny tsy mpino koa dia misy maro.Tsy mba mipetraka ao anaty mazava izy fa ao anaty maizina ary ny mazava dia mamirapiratra ao aminy saingy ny maizina tsy nety nandray Azy(...
suite
répondu par niryna le 07/07/2008 12:13
LazaDaddy
(
17/06/2008 06:02)
http://ikaretsaka.blaogy.com/post/439/3346 ny soratr'ise :) Tena tsy izaho io r'ikaretsaka fa sao dia mba nanonofy ahy kosa aza ise tamin'io? :)...
suite
répondu par fijo le 18/06/2008 21:18
badboy
(
16/06/2008 21:33)
Misy ireo milaza ho mpino fa nilatsahan'ny fanahy masina hono ny tenany ka afaka manala ny fahiorian'ny tsirairay!!
Ho an'ny marary dia ametrahan' ilay nilatsahany fanahimasina tanana fotsiny dia...
suite
répondu par fahamarinana le 20/06/2008 10:02
niryna
(
16/06/2008 17:59)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/open%2Bthe%2Beyes%2Bof%2Bmy%2Bheart%2Blord/video/x5apj4_open-the-eyes-of-my-heart-lord_music
mazoto mihira e
niryna ...
suite
répondu par cutie le 10/07/2008 16:39
LazaDaddy
(
16/06/2008 05:24)
répondu par cutie le 25/07/2008 23:37
fijo
(
15/06/2008 20:23)
mandinika ny resaka eto aho,dia mijery ny fomba firesaky ny mpino hafa koa,ary mahatsiaro ny fitaizana azoko.nyreniko moa protes.
eto aho dia mahatsapa,fa ny mpino protestanta no tena mampiasa io res...
suite
répondu par prime le 08/07/2008 08:57
oOo
(
14/06/2008 07:11)
Fiainana dia fohy, ny fotoana miserana fotsiny. Forony ianao. Ny fahadiovan'ny fo dia varavarana hitondra anao @ Andriamanitra. Mahaiza manantena. Mahaiza mamela. Mahaiza mandinika. Manaova ny soa. Ma...
suite
répondu par prime le 19/06/2008 12:48
manidina
(
13/06/2008 17:48)
iaraha mahalala fa tsy voatery ho diavolana mandrakariva ny fiainan'ny mpivady,misy ny olana sns,..eo ny olana azo vahaina misy kosa anefa ny tsy azo ihoarana izay mitarika @ divorce,ka hoy aho manont...
suite
répondu par xxx le 20/06/2008 17:52
