Fivavahana, finoana

niryna ( 07/08/2008 16:51)
Inona no hevitra tiana ho tenenina amin'io teny kely io ? Aminao inona no mahatonga anao mamarana ny teny hoe AMENA (l) niryna ... tohiny
novalian'i niryna ny 16/09/2008 17:04
niryna ( 07/08/2008 06:14)
Efa noresahina teto ny tahotra tiana ho tenenina eto ka dia ho zaraiko fa [b]izay rehetra matahotra an' i Jehovah dia tsy mba hanan-java mahory.[/b] Ahoana izany matahotra Azy izany ? Raha mita... tohiny
novalian'i niryna ny 14/08/2008 04:40
prime ( 06/08/2008 12:31)
Ahoana ny hevitrareo mikasika ireto tranga ireto? Izaho mpino kristiana nefa mbola misotro (divay, rhum, whisky, hydromel, bière, panache, liqueur, cocktail, na zavatra hafa misy alikaola...) rehe... tohiny
novalian'i prime ny 19/09/2008 13:57
Mandefitra ( 06/08/2008 05:59)
Miarahaba ny mpisera eto @ fivavahana sy finoana. Hetaheta moa ny ahy, dia ny mba hampidirantsika ny tonon-kira ffpm ao @ rubrique tonon-kira. Zao mantsy ny antony : Sahirana dia sahirana ny tena m... tohiny
niryna ( 03/08/2008 05:19)
Tsy ny fanafody rehetra dia mora atelina avokoa,ao ny mangidy ,ao ny mila rano ary ao ny tapenana mihitsy ny orona manatelina azy rehefa te-ho sitrana ,rehefa nomen'ny dokotera fanafody izany dia tok... tohiny
diamondra27 ( 31/07/2008 18:06)
mbola tsy dia resy lahatra amin'io loatra aho hatramin'izao nefa hono tena mandaitra mihintsy izy io hoeraha mahafoy enao dia mahazo sy ambinina foana ihany koa ara-bola misy anefa dia ataon'ny olo... tohiny
novalian'i rasoan ny 16/09/2008 16:15
xxx ( 31/07/2008 13:17)
manaona daolo 1 - efa henonareo ve fa misy mpihira ary ny ankabeazanireo mpihira malaza be ireny dia nanao fifanekena na pact taminy satana 2 - ny hira sasany raha henoina mivadika dia misy hafaka ... tohiny
novalian'i prime ny 18/08/2008 11:34
padresy ( 31/07/2008 08:34)
SLT daolo nareo v ts mahita fa efa akaiky ny farany? satria efa mipoatra daolo l nolazain'ny APOKALIPSY ... tohiny
Noue ( 30/07/2008 18:58)
miarahaba, somary variana ihany aho raha nanatrika fotoam-pivavahana protestanta. tsy aiko ilay fomba fanaterana sa fanaovana rakitra fa dia variana aho. ery aloha be ery dia misy sac 3 , ny ... tohiny
blogy ( 29/07/2008 19:48)
hono hoa ireny fanafody vidina eny @ireny mpivarotra tapa-kazo ireny ve raha entina hiarovan-tena de manompo sampy ... tohiny
entomitohi ( 29/07/2008 09:25)
Mirary soa? Iza amintsika eto no mahalala mikasika an'i Mama nirina. Misaotra.... tohiny
novalian'i bor2lais ny 15/08/2008 08:04
badboy ( 29/07/2008 07:35)
Voalaza fa ny helo dia fijaliana tsisy farany : efa taonjato 1 izao farafahakeliny no hianan'ny kaontinaonta afrikanina ao anaty fijaliana tsy farany!! - Ady lava tsisy farany harahin'abibiana mampih... tohiny
novalian'i fijo ny 06/08/2008 21:30
niryna ( 28/07/2008 17:41)
Rehefa nanomboka niasa tao amin'io toerana io Kristy dia sitrana ny marary,nitsanga ny maty,eny fa na dia nisotro poizina aza ireo vahoakan'Atra dia tsy maty,nandeha teny ambony rano efa ho 1o metatr... tohiny
novalian'i niryna ny 08/08/2008 05:24
Mandefitra ( 28/07/2008 06:39)
Aleo mba hiresaka fiainana andavan'Andro. 1/Nanao domy ny fianakaviana dia nasiana paozy 10 ar isan'olona. 2/Nikarakara dejeuner dansant ny fiangonana, ary nisy enveloppe surprise ka 1000 Ar ny fan... tohiny
novalian'i fijo ny 13/08/2008 21:54
badboy ( 27/07/2008 21:49)
Raha nijery film horreur ireto olona anankiroa, dia samihafa ny fihettsika nasehony avy eo!! Ilay mpivavaka hita ho natahotra, tsy sahy niresaka ilay tanatara ary nivavaka mafy hanala ilay tahotra tao... tohiny
novalian'i prime ny 20/08/2008 07:14
LazaDaddy ( 27/07/2008 00:17)
1) Tianay Jehova Andriamanitra, mino sy miara-mivavaka isan'andro izahay 2) Tiako ny sipako ary izaho tiany, tiako ny zokiny, tiako ny ray aman-dreniny :) 3) Tiako ny fianakaviako sy manodidina ... tohiny
fijo ( 25/07/2008 18:47)
"Taratasin’ny Mpamaky Fiangonana mandrava didy folo vendredi 25 juillet 2008 Imprimer cet article Enregistrer au format PDF envoyer l'article par mail title= « Miantso ireo mpitondra f... tohiny
novalian'i fijo ny 13/08/2008 22:25
badboy ( 25/07/2008 11:22)
Tsy misy ny fakampanahy fa safidy ny handeha na tsy handeha no misy!! ;-) ;-) ;-) ... tohiny
novalian'i prime ny 18/08/2008 10:26
LazaDaddy ( 24/07/2008 02:17)
Torohevitra ahoana ry zalahy no omenareo ahy mba "tsy haniry vehivavy ao am-po"? Tena resin'ny fakampanahy foana aho mantsy tato ho ato. :? ... tohiny
novalian'i fijo ny 01/08/2008 21:38
fijo ( 23/07/2008 18:28)
variana mitory teny rapasy de hadinony ny fitaizana ny zaza.loza le "Antsirabe Zanaka mpiandry no tontakely ao am-piangonana mercredi 23 juillet 2008, par Princia R. Imprimer cet article En... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.7747