Fivavahana, finoana

deric ( 19/07/2008 07:49)
Eto Fianarantsoa aho no miserana eto aminareo akama rehetra; misy vaovao maresadresaka ihany eto. Misy izany Groupe de Louange Feon'ny Ampiakarina izany eto, iray aminareo Sekta no misy azy (RHEMA). ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2008 21:17
ari.malala ( 18/07/2008 11:59)
Miarahaba, Mba mahalasa ny saiko hoa e! refa le manamasina rano iny d mivavaka ny pretra hoe '"ary Elia mpaminany dia efa nasainao namafy sira tao anaty rano mba hampahavokatra azy" ka iza marina i... tohiny
fijo ( 17/07/2008 20:41)
mino aho ry zareo,fa raha misy amin'izao fotoana izao,lehilahy iray manao sy manatanteraka izay fiainan'i jesoa rehetra,dia ianareo mpino ihany no hanenjika azy voalohany.... tohiny
novalian'i fijo ny 01/08/2008 21:53
LazaDaddy ( 16/07/2008 23:29)
Ny ankamaroan'ny fiangonana dia tsy mampivoitra loatra na ny maha entitra an'i Jesosy. Matetika aza moa dia "voapasopasoka" tsara mihitsy ireny teny ireny ka manova ny fampianaran'i Jesosy. [u]Ohat... tohiny
novalian'i fijo ny 23/07/2008 21:03
LazaDaddy ( 14/07/2008 23:21)
Ny Kristianina dia manambara ny finoany fa "Ho avy hitsara ny velona sy ny maty" i Jesosy. Ka ho anareo Kristianina ary, ahoana ny fihetsem-ponareo rehefa mandinika an'io hoe ho avy hitsara izy? Sady ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/08/2008 21:08
pissoa ( 14/07/2008 20:55)
Hono hoa, Azo atao ve ny mitory na miresaka Andriamanitra ? Anton'ny fanontaniana : mahatsikaritra [b]intolerance[/b] aho amin'ny olona sasantsasany manoloana ny resaka Andriamanitra sy Finoana.... tohiny
novalian'i prime ny 12/08/2008 14:57
niryna ( 13/07/2008 23:44)
Efa naheno ve hianareo fa maro ny olona no miteny fa roa ihany ny lalana alehantsika rahatrizay ka miala ety isika ? Narary ity fianakaviana iray ary dia tonga hatrany ny mpiandry mivavaka ho azy ary... tohiny
novalian'i niryna ny 03/08/2008 04:02
badboy ( 12/07/2008 08:56)
Izaho nametrak'io fisarahana io t@ voalohany! Rakaroka nametraka fa tsy mila ampandihizina etsy sy eroa Atraz fa misy andraikitry raolombelona! Rasiligaoma milaza fa ny olona ihany no mametraka izay... tohiny
novalian'i Christ ny 01/08/2008 12:31
rakapy ( 09/07/2008 04:43)
novalian'i fijo ny 30/07/2008 20:30
niryna ( 09/07/2008 02:21)
SAMBAVA. Manana fahaizana tokoa ny zanak’olombelona. Ny indro kely anefa, ampiasaina amin’ny zavatra ratsy izany matetika. Mpangalatra mitana ody mahery, tsy misy tady mahatana azy Voasambotry... tohiny
fijo ( 08/07/2008 20:20)
vaovao lehibe androany ny naneken'ny fiangonana anglikanina ny hisian'ny vehivavy eveka. ny fiangonana anglikanina sy ny fiangonana katolika moa di asaika nitovitovy rafitra.saingy izao izany dia s... tohiny
novalian'i fijo ny 24/07/2008 20:43
rabingogilabanga ( 07/07/2008 15:49)
Tranga roa no miseho: [b]1)Tsy nisy ny negociation:[/b] - 6 taona no nihazonana an'i Betancourt, tany anaty ala, tsy nahita n'iza n'iza, tsy misy hafa tsy finoana no hahafahana miaritra izany. ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/07/2008 21:03
naritsimba ( 07/07/2008 13:24)
Miarahaba antsika namana rehetra. Rehefa nandinika ny zavatra voasoratra ato @ Forum ny tenako, na io olana, na io vahaolana, na io hevitra mahakasika ny zavatra rehetra iainana @ izao fotoana dia ma... tohiny
novalian'i prime ny 18/08/2008 10:00
niryna ( 07/07/2008 12:35)
[b] 15 Fa manamasina an'i Kristy ho Tompo ao am-ponareo (Isa. 8. 12, 13); ary aoka ho vonona mandrakariva hianareo hamaly izay manontany anareo ny amin'ny anton'ny fanantenana ao anatinareo, nefa ami... tohiny
novalian'i niryna ny 19/07/2008 04:37
badboy ( 03/07/2008 10:37)
Isaory hono e! Marina ny an'ilay niteny an'io satria nilatsaka avy any andanitra ilay fahafahany! De ireo olona niasa mafy nandritra ny taona maro nilatsaka avy any andanitra ihany koa! De ireo olona ... tohiny
fijo ( 02/07/2008 21:51)
nanaraka dinika momba ny islam aho tamin'ny arte,dia nisy zavatra nahaliana ahy satria fanindroany izao no mba nahitako silamo sahy miresaka sy mametraka ny olana misy eo amin'ny silamo sy ny fiaraham... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2008 20:41
niryna ( 01/07/2008 18:50)
Natory aho dia maizina avokoa izay jereko satria alina ny andro.Tsy fantatro hoe amin'ny firy izao.Ny tara-pahazavana no itako ka dia notapenako ny masoko ary dia navelako teo ny tanako hanako ilay ha... tohiny
novalian'i prime ny 10/07/2008 12:59
niryna ( 27/06/2008 03:26)
1 Izaho Nebokadnezara niadana tao an-tranoko ary faly finaritra* tao an-dapako.[Ar. maitso] 2 Nanonofy zavatra nahatahotra aho ka nieritreritra teo am-pandriako, ary ny fahitan'ny lohako dia nahara... tohiny
novalian'i niryna ny 01/08/2008 20:41
badboy ( 26/06/2008 16:50)
Tsy voatery hilaza ohatra fa rehefa nilatsaka ilay varatra, ka may ilay trano, ary maty avokoa ilay olona tao anatiny, dia izay no sitrak'A/tra. Mila raisina ny mombamomba ilay toerana hahafana manamb... tohiny
fijo ( 24/06/2008 19:31)
Fjkm Ambohiborona-Fitiavana Voadaroka ny mpanao gazety ! mardi 24 juin 2008, par Manou Imprimer cet article Enregistrer au format PDF envoyer l'article par mail title= Novalian’ ny mpit... tohiny
novalian'i fijo ny 22/07/2008 21:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 5.5042