Fivavahana, finoana

niryna ( 27/05/2008 04:30)
Mpanankarena mpanangona sary hosodoka ity rangahy ary indray andro krismasy dia tonga nanatitra sary hosodoko teo ambaravany ity miaramila.Fanomezana izay mba vitan'ny tanako ity hoy izy ary sarin'ny ... tohiny
novalian'i niryna ny 14/06/2008 19:43
niryna ( 24/05/2008 04:19)
Kristy no lohan''ny fiangonana ary toy izany ihany koa ny lehilahy no lohan'ny tokantrano. Hoy ilay rangahy izay hoe raha sanatria ve ka voaroaka amin'ny asa ny vadinao ka hianao irery no miasa,moa v... tohiny
novalian'i niryna ny 25/06/2008 19:05
badboy ( 21/05/2008 21:31)
Raharinaivo Laingo Prisca no anaran’ity zazavavy kely 11 taona azo ambara ho nilatsahan’ny Fanahy Masina ny alahadin’ny Pantekosta lasa teo tao Faratsiho. Tamin’ny andron’ny Jesoa dia voalaz... tohiny
novalian'i fijo ny 28/05/2008 20:13
fijo ( 21/05/2008 21:04)
http://www.dailymotion.com/related/x5had8_un-journaliste-a-cannes_news/video/xi1uv_islam-question-a-la-une-22_news?from=rss... tohiny
novalian'i fijo ny 28/05/2008 20:08
niryna ( 20/05/2008 16:38)
[b]Na dia levona aza ny nofoko sy ny foko, dia mbola vatolampin'ny foko sy anjarako mandrakizay Andriamanitra. Salamo 73:25[/b] Ny zavatra tsampako indray andro izay dia toa tsy nandeha tamin'iny la... tohiny
novalian'i niryna ny 29/05/2008 05:12
mirana5 ( 19/05/2008 20:00)
Zà katolika fa misy havako hono noraisina dekone, ka mba tiako ho fantatra marina inona ny dikan'io ary inona ny asa atao @ zany eo @ lafin'ny finoana? Misaotra @ fanazavana mety ataonareo !... tohiny
novalian'i prime ny 26/05/2008 10:23
niryna ( 19/05/2008 02:05)
[b]2 Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo. 3 Isaorana anie Andriamanitra Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika Izay nitahy antsika tao am... tohiny
novalian'i niryna ny 20/05/2008 16:01
Jeankely ( 19/05/2008 00:52)
Toerana Silamo no misy ahy sy hiodikodinako saingy misy vahiny Christian ihany. Ny zavatra hita dia malalaka ny saina Christian. Tsy fanaratsiana na fanamboniana fa ny zava-misy no resahiko. Raha midi... tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/05/2008 15:42
david33 ( 18/05/2008 23:53)
Misy ramatoa iray izay mpiandry izy...tsy misy afa-tsy ny mifosa, mandainga, sady mampiady olona fotsiny no ataony nefa milaza ny tenany fa kristiana...Ilaina ve ny mpiandry ohatran'itony? Inona no f... tohiny
novalian'i prime ny 27/06/2008 06:39
manidina ( 18/05/2008 13:20)
lioka12:8:fa lazaiko aminareo:na zovy na zovy no manaiky ahy eo antrehan'ny olona de heken'ny zanak'olona kosa izy eo anatrehan'ny anjelin'ATRA lioka12:9: fa izay manda Ahy eo antrehan'ny olona kosa ... tohiny
novalian'i manidina ny 13/06/2008 17:51
bor2lais ( 17/05/2008 11:39)
Miarahaba antsika rehetra. Voalaza @ fanekem-pinoana apostolika fa \"avy any no hiaviany hitsara ny velona sy ny maty\". Voalaza ao @ Jaona 3 : 18 fa \"Izay mino Azy dia tsy helohina, fa izay tsy mi... tohiny
novalian'i fijo ny 04/06/2008 20:42
badboy ( 17/05/2008 06:41)
Inona ny mampiavaka ny torapo @ fivavahana?... tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2008 22:39
ari.malala ( 16/05/2008 12:16)
Miarahaba ny mpisera rehetra :-) Rehefa mahazo ireny chaines de prières ireny d misy foana ary am farany ary hoe raha menatra ahy sy ny teniko d ho menatra anareo koa aho eo anatrehan'ny Raiko sns... tohiny
novalian'i niryna ny 24/05/2008 03:33
niryna ( 16/05/2008 03:27)
[b] Ary hitady Ahy hianareo, dia ho hitanareo Aho, raha katsahinareo amin'ny fonareo rehetra. Jeremia 29:13[/b] Indraindray dia toa sarotra ny mino fa misy Atra.Kanefa na izany aza dia maro ny porofo... tohiny
novalian'i niryna ny 11/06/2008 15:00
lagoon ( 14/05/2008 16:47)
http://tempsreel.nouvelobs.com/depeches/culture/20080513.FAP3554/croire_aux_extraterrestres_et_en_dieu_en_meme_temps_ces.html Efa ho 2000 taona mahery no nandainga ka fanomanana tsikelikely ireo kr... tohiny
novalian'i niryna ny 20/05/2008 15:43
xxx ( 14/05/2008 07:41)
Mba lasa ny eritreritro nandinika ny tonon'io hira io , fanaon' ny Katolika aorian' ny Fankamasinana ( Anamnèse ) ,, Fa ny tena nampandinika ahy kely de le andininy raha tohizana hoe ARY IN... tohiny
novalian'i cutie ny 23/05/2008 00:49
niryna ( 13/05/2008 18:08)
Andriamanitra dia fitiavana( Jaona 3:16) ary nampisehony antsika izany fitiavany izany eny na dia mpanota aza isika.Nampianarina isika ny hanaraka ny didiny,ny hampihatra ny anatra nomeny ary ny andeh... tohiny
novalian'i niryna ny 06/06/2008 04:13
ni81 ( 12/05/2008 19:26)
Maro ny loza niseho ary mbola hiseho koa aza t@ ireo izay voalazan'ny baiboly. Matetika anefa eto @ serasera dia izao no tonga dia famalin'ny sasany hoe: resaky ry zareo sekta io...fampihorohoroana io... tohiny
novalian'i niryna ny 17/05/2008 00:36
badboy ( 12/05/2008 10:20)
Ho an'ny tsy mahatoky tena ny fivavahana. Na toa ka tsy nisy aza A/tra dia tsy maintsy foronina satria ilaina hanome heritsaina rehefa hanatateraka hevitra, na antontanasa iray, na izakana ny vesa... tohiny
novalian'i niryna ny 16/05/2008 23:31
tslem ( 12/05/2008 09:54)
Misy mba afaka manazava ve hoe:ahoana marina ny tena momba izany atao hoe [b]"fahafolon-karena"[/b] izany e? Misaotra.... tohiny
novalian'i niryna ny 18/05/2008 22:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3608