Fivavahana, finoana
niryna
(
13/06/2008 06:27)
Raha mamboly voaloboka izao isika ,na zavatra hafa na voatabia dia tapahina ny sampana izay malazo,maty,tsy mamoa fa manimba ilay vokatra.Inona no antony?
Ny tenin'Atra dia manambara amintsika fa...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/07/2008 04:39
badboy
(
12/06/2008 20:52)
Tsisy tsy nahita angamba ilay firamanidina nirehitra tao Soudan ka nahafaty olona 30. Rehefa nivoaka ireo voavonjin'ny mpamono afo, dia ny teniny voalohany dia hoe :"A/tra no nanavotra anay"!! Tsara i...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/06/2008 19:50
niryna
(
11/06/2008 15:51)
Miarahaba ny ray rehetra aho ary enga anie ireo ray izay tsy mba nandray anjara tamin'ny fiainan'ny ankizy mba hitodi-doha hanampy azy ireo,mijaly ny ankizy tena mitarika fanimban-tsaina amin'ny fiai...
tohiny
novalian'i niryna ny 19/06/2008 17:41
yvanot
(
10/06/2008 06:12)
Mino ny fisian'ny lolo vokatra ve ianareo?
Voalaza mantsy fa any atsimo any de misy an'io lolo vokatra io, izany hoe olona efa maty nefa velona indray, ary impito maty vao tena maty.
Ny mahagaga d...
tohiny
novalian'i MimiSimply ny 24/06/2008 21:42
bor2lais
(
09/06/2008 09:22)
Eo amin\'ny fanaovam-batisa (amin\'ny Anaran\'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina) no azo ilazana fa lasa Kristiana ny olona iray.
Ny fanaovam-batisa dia manamarika ihany koa ny fahateraham-ba...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 16/06/2008 08:58
deric
(
09/06/2008 08:08)
Ahoana marina moa ilay Anosivolakely e! toa hoe nisy niharan-doza indray ny olona avy nanao fitsidihany tany tamin'ny farany teo. Fa dia ho toy izany foana ve?
ahoana ihany ny amin'ilay izy fa toa ho...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 10/07/2008 08:35
badboy
(
07/06/2008 16:31)
Raha hamadika an'i Jeso jodasy dia efa fantatry ny rôle mialoha hoe hamadika azy lery! Tanteraka ary ilay teny voalaza ary @ antsipirihany mihintsy!
Dia 1 @ ireto ny fanazavana azo hoentina @ io tr...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 16/04/2013 13:04
niryna
(
04/06/2008 17:45)
[b]2 Izao no ahafantaranareo ny Fanahin'Andriamanitra: Ny fanahy rehetra izay manaiky fa efa tonga tamin'ny nofo Jesosy Kristy no avy amin'Andriamanitra;[/b]
3 ary ny fanahy rehetra izay tsy manaik...
tohiny
novalian'i niryna ny 08/06/2008 05:18
xxx
(
04/06/2008 08:05)
manakôry daôlôôô,
za rreto dé manana olana goavana a!zazan protestanta.misy olontiko any,nisipa izahay,tsisy problème mits atreo.na resaka sakafo sy toaka,tsis problèm mits.zao nefa izahay ...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/06/2008 20:14
fijo
(
03/06/2008 20:26)
herinandro mahery izao eto frantsa ,no lasa resabe hatrany ambony "namoaka hevitra mihintsy ny minisitry ny fitsarana".
ny nahatonga io resabe io,dia nisy mpivady silamo,izay nofoanana ny fanambadian...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/07/2008 21:54
ari.malala
(
03/06/2008 07:45)
Mba manao ahoana aza raha asiana séance de question - réponse ao am-piangonana mandritra ny toriteny? mba hevitra nitsiry tao antsaiko io tam alahady teo... ohatra hoe misy andininy tsy mazava d ame...
tohiny
novalian'i niryna ny 28/06/2008 03:59
deric
(
02/06/2008 07:20)
Sendra nihaino resak'olona aho fa tamin'ny feon-gazety hono no nahenoany fa misy Pretra Gasy lasa mpanao mazia indray. Tsy dia didiny loatra io Gazety io fa tamin'iny herin'andro iny ilay izy, asa rah...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 13/06/2008 00:19
Koditra
(
01/06/2008 22:33)
Tsy mahazo mihaino radio mandefa hiran'izao tontolo izao.
Nisy namako izay nipetraka t@ iny lalana miakatra an'Ankatso iny.
Nanana olana izy satri ny tompo-tranony dia lasa tafiditra tao anaty antok...
tohiny
novalian'i Koditra ny 15/07/2008 16:57
diamondra27
(
01/06/2008 15:21)
novalian'i diamondra27 ny 02/09/2008 12:23
niryna
(
29/05/2008 05:20)
Ry malala, aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy, na avy amin'Andriamanitra ireny, na tsia, satria maro ny mpaminany sandoka efa lasa any amin'izao tontolo izao.[b] 1 Jaona 4:1[/b]
...
tohiny
novalian'i niryna ny 06/06/2008 18:24
nefertiti3
(
28/05/2008 07:34)
"Ai-je dissimulé mes fautes comme les gens vulgaires, renfermé mes méfaits dans le secret de ma conscience ?" Job 31.33
Misy olona mihevitra fa vulgaire ianao raha tsy mahay miankanjo, na tsy ma...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/06/2008 20:42
bor2lais
(
27/05/2008 13:32)
Rehefa misy fotoan-dehibe amin\'ny fiainany dia matetika manao voady ny Kristiana: batisa, katekomena, mariazy, diakona, mpiandry, sns.
\"Eto anatrehan\'Atra sy ny Fiangonana ...\"
Maro anefa ny ts...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 19/06/2008 09:53
niryna
(
27/05/2008 04:30)
Mpanankarena mpanangona sary hosodoka ity rangahy ary indray andro krismasy dia tonga nanatitra sary hosodoko teo ambaravany ity miaramila.Fanomezana izay mba vitan'ny tanako ity hoy izy ary sarin'ny ...
tohiny
novalian'i niryna ny 14/06/2008 19:43
niryna
(
24/05/2008 04:19)
Kristy no lohan''ny fiangonana ary toy izany ihany koa ny lehilahy no lohan'ny tokantrano.
Hoy ilay rangahy izay hoe raha sanatria ve ka voaroaka amin'ny asa ny vadinao ka hianao irery no miasa,moa v...
tohiny
novalian'i niryna ny 25/06/2008 19:05
badboy
(
21/05/2008 21:31)
Raharinaivo Laingo Prisca no anaran’ity zazavavy kely 11 taona azo ambara ho nilatsahan’ny Fanahy Masina ny alahadin’ny Pantekosta lasa teo tao Faratsiho. Tamin’ny andron’ny Jesoa dia voalaz...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/05/2008 20:13
