Fivavahana, finoana
badboy
(
22/08/2008 22:34)
Misy ny zavatra tsy dia mampiherika ary misy ny tena manaitra ary iraisan'ny maro an'isa eto!! Mandinika ihany aho @ ireo mitory teny mazoto fa mampiseho fahalemena sy mamporisika fanentrehantena foan...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/08/2008 20:31
niryna
(
22/08/2008 21:12)
Voalaza ao amin'ny soratra masina fa ny ankohonan'ny olona ihany no fahavalony ary ho halan'ny olona koa isika noho ny anaran'i JK
..[b][u] Ary ny ankohonan'ny olona ihany no fahavalony.(Mik 7.6)[/u]...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/09/2008 17:44
Veloo
(
22/08/2008 16:57)
Betsaka ny mpanao forum nanontany ny antony mampisy ny fahoriana sy ny zavatra mitranga ratsy rehetra.
Andriamanitra dia fitiavana
[b]Indro, ny tà nan'i Jehovah tsy fohy, fa mahavonjy, ary ny sof...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 03/09/2008 17:35
salopard
(
22/08/2008 16:12)
Milaza ho badboy, nefa rehefa domin'ny mpiandry ,sy ny mpanala demony, mitsoaka.
Milaza hoe: tsy mila sady tsy azo valiana izay lazainy
misaron-tava, tsy sahy miseho @ tena tavany
sniff......
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 26/08/2008 03:20
08051972
(
22/08/2008 15:26)
Manaôna daôlo e! Mba misy fanontaniana kely manelingelina ny saiko ho aho inty ka mba hilako hevitra avy aminareo:
Nivavaka t@ ireny fiangonana atao hoe mifoha na koa hoe"secte "ireny aho taloha. t...
tohiny
novalian'i 08051972 ny 01/09/2008 13:21
todisoa2
(
22/08/2008 06:44)
Fitoriana ny tenin’Andriamanitra !!!!
IKor 1.17 :« fa Kristy tsy naniraka ahy hanao batisa, fa hitory ny filazantsara, tsy tamin’ny fahendrena, fandrao ho foana ny hazofijalian’i Kristy »
...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 01/09/2008 22:31
badboy
(
21/08/2008 21:16)
Mitovy ihany ny boky vakian'ny tsirairay dia ilay baiboly!! Misy anefa ny sahy mampiseho fa izy no mitana ilay tena fahamarinana!! Ny fomba hilazany sy hampitany ilay fahamarinana izay iringirininy ho...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2008 20:49
niryna
(
20/08/2008 05:35)
Voasoratra ao anaty baiboly fa roa karazany ny olona dia ny olona izay araka ny nofo ary ny olona izay araka ny Fanahy........
[b]
14 Fa ny olona izay araka ny nofo ihany [/b][u][b]dia tsy mba ma...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/08/2008 16:52
badboy
(
20/08/2008 00:41)
[b]Festival Aro Fototse
[u]Au pays des devins Antandroy[/u]
La sixième édition du festival « Aro Fototse » est l'occasion de partir à la découverte des arts divinatoires du Sud. C'est cet aprÃ...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/09/2008 16:23
ari.malala
(
18/08/2008 07:49)
Miarahaba ny rehetra
Manontany aho hoe inona marina no atao hoe olona misy demony satria misy olona izay manana aretina mifanitona, d lazaina fa misy demony d ny tsy azoko d hoe refa in no atao hoe...
tohiny
novalian'i niryna ny 30/08/2008 00:11
lagoon
(
18/08/2008 07:02)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img55.imageshack.us/img55/5354/unefdvvj4.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/g.php?h=55&i=unefdvvj4.jpg][IMG]http://img55.imageshack.us/img55/5354/unefdv...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/08/2008 20:40
niryna
(
18/08/2008 05:12)
Hoy ity namana iray mikasika ny didy folo hoe raha mba voatandrinay kosa aza ve ny fito amin'ireo didy folo ireo tsy efa mba tsara :D :D =D=D
kanefa ny tenin'Atra dia manambara hoe
[b] [color=b...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/09/2008 11:44
badboy
(
16/08/2008 17:59)
Ny tanjona iraisan'ny fivavahana sy ny psychologue dia ny fanasitranana ny aretitsaina na aretimpanahy, izay aretina mifandray matetika, eo anivon'ny olombelona! Ny mahasamihafa azy indray dia ny fiva...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/09/2008 22:01
niryna
(
14/08/2008 05:18)
Fantatro ny fahorianao sy ny fahantranao (nefa manan-karena hianao), ary ny fitenenan-dratsy ataon'izay milaza ny tenany ho Jiosy, kanjo tsy izy, fa [i][b]synagogan'i Satana[/i][[/b] [b] .Apo 2:9...
tohiny
novalian'i niryna ny 27/08/2008 19:42
badboy
(
11/08/2008 09:21)
Tsy mampandroso ny toetsaina ny fibebahana tsisy fetrany. Tsy mampahita ny marina tokony ho izy ny fibebahana tsisy fetrany fa mahatonga fandaingana aza. Ary tsy hahatonga avy hatrany any @ fanjakan'n...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2008 21:03
todisoa2
(
11/08/2008 08:03)
Zaraiko ny ahy, ary manantena anareo namana koa hizara. Tantara tena nisy izy ity, nihatra tamina miaramila kely amerikana iray niady t@ Ady Lehibe Faharoa. Izy no kely taona indrindra t@ireo miaramil...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 26/08/2008 03:28
rabingogilabanga
(
09/08/2008 11:48)
[b]FJKM: Fiangonan'ny Jesosy Kristy Madagasikara:[/b]
Toa manilika avy hatrany satria ny sasany izany tsy an'ny Jesosy?toin'ny hoe temoin de jehovah. Ny sasany izany tsy temoin de dieu? asa!
mba h...
tohiny
novalian'i hendrybe ny 12/07/2014 04:04
niryna
(
07/08/2008 16:51)
Inona no hevitra tiana ho tenenina amin'io teny kely io ?
Aminao inona no mahatonga anao mamarana ny teny hoe AMENA
(l) niryna ...
tohiny
novalian'i niryna ny 16/09/2008 17:04
niryna
(
07/08/2008 06:14)
Efa noresahina teto ny tahotra tiana ho tenenina eto ka dia ho zaraiko fa [b]izay rehetra matahotra an' i Jehovah dia tsy mba hanan-java mahory.[/b]
Ahoana izany matahotra Azy izany ?
Raha mita...
tohiny
novalian'i niryna ny 14/08/2008 04:40
prime
(
06/08/2008 12:31)
Ahoana ny hevitrareo mikasika ireto tranga ireto?
Izaho mpino kristiana nefa mbola misotro (divay, rhum, whisky, hydromel, bière, panache, liqueur, cocktail, na zavatra hafa misy alikaola...) rehe...
tohiny
novalian'i prime ny 19/09/2008 13:57
