Fivavahana, finoana

badboy ( 28/09/2008 08:19)
Aza adino fa mbola tsy nisy ny fampitana ny baiboly dia efa nino ny Zanahary (créateur) ny malagasy. Ny hany mahasamy hafa azy fotsiny @ kristianisma dia ny mpanjaka no mpampitohy ny velona sy ny zan... tohiny
novalian'i fijo ny 08/10/2008 20:38
Noue ( 26/09/2008 06:43)
Miarahaba, Fanontaniana mba manitikitika ny saiko ity. Hatraiza ny famelana ? ohtra t@ Tompokolahy JP saika nisy namono iny , vitan'i Tompokolahy ny namela an'iny olona iny t@ ilay olona saika n... tohiny
novalian'i fijo ny 01/10/2008 20:22
diamondra27 ( 25/09/2008 20:35)
entina hampahery antsika raha misy manam-potoana afaka misafidy izay tianao jerena ianao http://www.tvagape.com/view/35/ho-anao-ny-dera-jocelyn-ranjarson/ mazotoa ry zareo a dia mampahery a... tohiny
novalian'i fijo ny 10/10/2008 21:05
fijo ( 24/09/2008 21:29)
raisiko ilay resakay sy prime atsy ambany atsy ry zareo an,hoanareo mpino,ahoana no ahalalanareo raha tonga tokoa jesoa hoe iny le tena izy,fa tsy ilay sandoka voalazan'ny baiboly. ny baiboly mantsy ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/10/2008 19:52
ikaretsaka ( 24/09/2008 18:49)
Tsary haiko aloha raha resaka fiaraha monina ity na resaka fivavahana sy finoana fa alefako eto ihany: HO an'ireo izay tsy mahalala ny tarika Vetson'i Fianara dia tarika katolika mpanao hiram-p... tohiny
novalian'i fijo ny 01/10/2008 20:26
niryna ( 24/09/2008 17:33)
Rehefa nataon'ny dokotera ny fandalinana mikasika ny fanasitranana ataony dia 56 no marary mino fa manasitrana ny vavaka amin'Atra Ray Mpanao ny zavatra rehetra ka mino ihany koa fa Kristy no antsoiny... tohiny
novalian'i niryna ny 03/10/2008 05:16
arialy ( 24/09/2008 12:41)
iza no efa nahita ity resaka ovni ity? ahoana ny hevitrareo? resaka secte ndray ve sa??? Aux dirigeants, aux gouvernements, aux politiciens et à tous les gens de la Terre Traduit (de l’amÃ... tohiny
novalian'i arialy ny 15/10/2008 11:25
prime ( 23/09/2008 11:09)
[i]"Mandosira ny fijangajangana. Izay fahotana rehetra ataon'ny olona dia eny ivelan'ny tena ihany; fa ny mpijangajanga kosa dia manota mihatra amin'ny tenany."[/i] [b]I Korintiana 6:18[/b] Raha ny... tohiny
novalian'i prime ny 18/11/2008 12:25
niryna ( 20/09/2008 01:15)
4 Ry mpisintaka mijangajanga, tsy fantatrareo va fa fandrafiana an'Andriamanitra ny fisakaizana amin'izao tontolo izao? Koa na iza na iza te-ho sakaizan'izao tontolo izao, dia fahavalon'Andriamanitra ... tohiny
novalian'i niryna ny 07/11/2008 19:51
ikaretsaka ( 19/09/2008 22:29)
Ny olona atao hoe misy stigmates dia ireo olona izay heverina sy hinoana fa nahazo fanomezana manokana ka mitondra ireo mariky ny fery dimin'i Jesoa http://fr.wikipedia.org/wiki/Stigmates [quo... tohiny
novalian'i coopsal ny 10/11/2008 08:26
fijo ( 19/09/2008 18:55)
"le philosophe français Bensaïd quand il parle de la montée de l’intégrisme religieux dans plusieurs pays : « Quand la politique est à la baisse, la théologie est à la hausse. Quand le profa... tohiny
novalian'i fijo ny 26/09/2008 20:23
Tehanampy ( 19/09/2008 08:24)
Efa nandinika izay voasoratra ao amin'ny Matio 7 ve ianao fa: "Ety ny vavahady ary tery ny làlana mankany amin'ny Fiainana ka VITSY ny mahita azy" Ao amin'ny VITSY no misy anao sa ao amin'ny MARO?... tohiny
novalian'i niryna ny 03/10/2008 21:02
fijo ( 18/09/2008 21:36)
hono hoao ry zareo.lasa ny saiko hoe "ekenareo kristianina ve ny homo ,mino sy manaraka ny finoana kristianina????" manaraka fandaharana homo any amin'ny tany silamo mantsy aho io,ka tena mampalahe... tohiny
novalian'i fijo ny 19/09/2008 20:24
fijo ( 18/09/2008 19:42)
Jiromanga bibiolona Nalemy ilay vehivavy voaolana jeudi 18 septembre 2008, par Hery A. Imprimer cet article Enregistrer au format PDF envoyer l'article par mail title= Na tsaho na tsia, n... tohiny
novalian'i fijo ny 24/09/2008 21:34
Mandefitra ( 18/09/2008 11:19)
Namaky ny dian i pape tany frantsa za dia nahita an ty tsimpona salamo 44 ty. Nojereko ny dikanteny gasy ka hafa no tao anatiny, ny teny anglisy koa toy izay. Salamo 44 avy aiza ary ty : PSAUME 44 ... tohiny
novalian'i fijo ny 25/09/2008 21:39
Mandefitra ( 18/09/2008 06:28)
http://www.madagascar-tribune.com/Nalemy-ilay-vehivavy-voaolana,8914.html herin tsaina io sa tsahotsaho ... sa hoe misy ny herin ny maizina, nefa voatohitry ny herin'ny mazava. :) ... tohiny
novalian'i niryna ny 20/09/2008 01:06
LibrePenseur ( 17/09/2008 08:21)
Salama saholo! io taona io no voalaza fa: 1) fara andro, hoy ny toko sy andininy nolazain'ny mpaminany any amin'ny baiboly kristiana 2) miova ny tany, hoy ny siantifika sasany 3) misy ary hises... tohiny
niryna ( 15/09/2008 15:04)
[u][b] Fa izao no teny nampitondraina izay efa renareo hatramin'ny voalohany: tsy maintsy mifankatia isika,-[/u][/b] [b] 1 Jaona 3:11[/b] 12 tsy mba tahaka an'i Kaina,... tohiny
novalian'i niryna ny 20/09/2008 00:59
simplex ( 14/09/2008 10:15)
nitsahatra niteny ve A/tra? sa kobony hoe tsisy hamaky tsony ity ra mbola ampiana? :) ... tohiny
novalian'i fijo ny 18/09/2008 20:40
niryna ( 12/09/2008 20:39)
Nisy zavatra nitranga toa izao.Nahare tantara ity pasitera hoe manana sakaiza hono ity rangahy izay efa manambady aman-janaka ka dia nanontaniany ny momba izany raha nitombona tokoa izany. Dia n... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 5.8607