Fivavahana, finoana
andomalalatiana
(
07/11/2008 12:58)
salut daoly nareo!za lo mahita oe efa tena andro farany zao e!ny famantarana rehetra aza anie efa tanteraka daoly e,na io crise mondiale io aza ef voalazan'ny Bible mihintsy,Fa amin'izany andro izany ...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/11/2008 22:56
nikah
(
07/11/2008 10:14)
Manahoana daholo,sao dia mba misy afaka manome adresse site ,misy toriteny na fianarana baiboly na asa sy fampaherezana.
Dia misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i Drie ny 28/11/2008 08:25
rijadolly
(
03/11/2008 16:19)
Amin\'Finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan\'ny tena amin\'maty no ilazako anareo fa ny Reniko dia nody mandry ny Zoma 31/10/2008 teo.
Ny taona 1987 izy no nanomboka narary(tosi-drà) dia tapak...
tohiny
novalian'i cutie ny 07/11/2008 17:47
niryna
(
03/11/2008 14:29)
Ahoana no fomba fandrafesana volamena ? Ahoana no fomba fanaovana vilany tany na vazy vita amin'ny tany na porcelaine na ny fanaovana birika ?
Ny volamena ohatra no ataoko ohatra
Arakaraky ny ...
tohiny
novalian'i niryna ny 10/11/2008 02:41
rakapy
(
01/11/2008 02:52)
Sendra naheno resaka izay nataon'ity vehivavy iray t@ namany aho raha sendra nisakafo tao @ toerana fisakafoana iray.
Nilaza izy fa raha nino sy nanao izy voalazan'ireo mpampivavaka tao @ fiangonana ...
tohiny
novalian'i prime ny 26/11/2008 07:22
fijo
(
31/10/2008 22:11)
maro ianareo mpino no milaza ,na mampiasa io fomba fiteny io.
ny tianareo ambara ve izany dia hoe"izay tsy mino toa anay dia tsy izy?"tsory raha izay dia ahngina izahay fa efa anareo ambongadiny ny f...
tohiny
novalian'i prime ny 28/11/2008 09:48
xxx
(
31/10/2008 14:40)
sao mba misy afaka manoro hoe ahoana ny fomba famakiana coran, atomboka aiza
Raha baiboly izao no asaina vakian'ny olona tsy mpino dia amporisihina izy hamaky ny filazantsaran'i Jaona...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/11/2008 22:19
bobone
(
30/10/2008 14:11)
tena mamaky baiboly isan'andro ve enao! ??? mba valio aza hoe ity fanontaniana ity!
1) mba omeo hoe ny toko sy andininy ny ivon'ny baiboly izany hoe ny fisasahan'ny pejy ao @ baiboly. afovoany indri...
tohiny
novalian'i coopsal ny 03/12/2008 10:56
niryna
(
30/10/2008 13:11)
Fa tsy menatra ny filazantsara aho; fa herin'Andriamanitra ho famonjena izay rehetra mino izany, amin'ny Jiosy aloha, dia vao amin'ny jentilisa koa.[b] Romana 1:16[/b]
Andriamanitra dia manome faha...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/11/2008 02:05
bobone
(
30/10/2008 05:03)
Misy karazany maro ny mahatonga ny olona hitomany ! be ranomaso!
ao ny ranomasom-pifaliana: raha misy zavatra mahafaly azy dia ny ranomaso no mipatrapatraka
ao ny ranomasom-pahoriana : mazava ho azy...
tohiny
novalian'i bobone ny 25/11/2008 05:30
rakapy
(
28/10/2008 18:50)
Inona tokoa moa no mahadiso na mahafahotana ny tsy finoana?...
tohiny
novalian'i coopsal ny 28/11/2008 11:24
niryna
(
28/10/2008 17:40)
Maro ny toerana izay ny reny ihany no mitaiza ny ankizy.Raha ny toerana iray resahiko ity dia 75% ny ankizy no tsy manan-dray dia ahitana ditran'ankizy maro tokoa izany toerana izany sy ny fahantrana ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 18/11/2008 20:31
mamialisoa
(
28/10/2008 13:47)
Mahafinaritra ahy ny vavaka isan-karazany ao amin'ny baiboly ao. Toy ireny hoe, vavak'i Tobia nangata-pamelana, vavak'i Daniela nisaotra an'Andriamanitra, vavak'i Salomona nangataka ny fahendrena,sns....
tohiny
novalian'i fijo ny 06/11/2008 22:03
rahery08
(
28/10/2008 07:46)
MANAHOANA DAHOLO!
Ny tena marina izay maha-tonga ireo olona tsy mety mino An 'Andriamanitra ange dia izy ireo lavo @ fahotana eh!
Lavo izy, dia aleony miheritreritra hoe tsy misy Andriamanitra!
Kan...
tohiny
novalian'i coopsal ny 28/11/2008 10:51
bibidia007
(
24/10/2008 04:40)
Tena mampalahelo ray olona ny mahita ny fiangonana mizarazara be dia be nefa nge Andriamanitra iray ihany e! :x :cry: Tena tsy rar(iny kosa eh! Jereo fotsiny fiangonana iray nefa mizara 03 be izao. T...
tohiny
novalian'i prime ny 20/11/2008 11:58
fijo
(
23/10/2008 20:32)
Iarahantsika mahalala fa tsy hoela intsony dia hifidy izay ho filohany ny ao US.
rehefa arahana io fifidiaana io,dia tafiditra be,ao amin'ny fakana olona ny resaka fivavahana.
nampiasaina izy io han...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/10/2008 21:01
niryna
(
23/10/2008 17:40)
[i]14[b]Sambatra hianareo, raha haratsiana noho ny anaran'i Kristy[/b]; fa ny Fanahin'ny voninahitra, dia ny Fanahin'Andriamanitra, mipetraka ao aminareo.
15 Fa aoka tsy hisy eo aminareo hijaly sat...
tohiny
novalian'i prime ny 18/11/2008 12:46
Lejoba
(
23/10/2008 15:34)
Salama daholo ô
Sao mba misy mahalala ny adiresin'ilay FJKM ao Champigny sur Marne (94)?
Dia isaky ny inona ny fanompoam-pivavahana, ary @ firy no manomboka ny fotoana?
Tsy misy Pasitera angaha ao...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 03/11/2008 14:40
fijo
(
21/10/2008 19:34)
Masera protestanta
Valo taona ny fanomanana ny voady farany
mardi 21 octobre 2008, par Nivo T. A.
Masera Soa Christine, andiany faharoa amin’ireo masera nahavita voady farany...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 19/01/2015 08:30
ikaretsaka
(
20/10/2008 19:13)
[quote=gazety tribune]
Hatramin'izao, tsy mbola nivaha ny olana ao amin'ny FJKM Ampotaka-Mangamila. Vao mainka aza nihamafy izany satria raikitra ny fitokonan'ireo mpivavaka sasany eo anoloan'ny to...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/10/2008 21:50
