Fivavahana, finoana
xxx
(
05/12/2008 19:50)
Ny zavatra angatahin'ny olona @ Andriamanitra mazana dia ny tsy ahatonga ny roa ampiana roa ho efatra ( Rosiana)...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/12/2008 20:54
rabingogilabanga
(
05/12/2008 13:31)
nahita aho, saingy telo no zavatra tsapako:
1)Tsy maintsy ho M6 sy France 24 ve, no hiteny, vao hahalala ny zava-misy ao @ fireneko aho
2)Ary raha milaza aho hoe: cas particulier ireny, i M6 ve...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2008 21:12
fitiatantely
(
05/12/2008 06:12)
Misy vehivavy nianatra de vita ny fianarana de nanambady! avy eo ts navelan'ilay vadiny hiasa izy, de very fotsiny ny fotoana sy ny vola nianarana. Ilay lehilahy anefa ts hoe be karama be fa sahirakir...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 12/12/2008 12:18
rakapy
(
04/12/2008 07:09)
Efa lasa resaka lava be moa ny momba ilay seho t@ M6. Tao ny tsy nankasitraka ,tao koa ireo izay mankasitra sy miaro ny toby. Ao koa ireo mihezaka manodina resaka.
Ka ity dia fanotaniana ho an'ireo ...
tohiny
novalian'i felanawil ny 11/01/2009 15:15
LazaDaddy
(
04/12/2008 01:36)
Ahoana indray ary ny hevitrareo momba ny Fanahy Masina?...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/12/2008 21:32
badboy
(
03/12/2008 20:01)
Izay manana arte (la 7) dia misy fandaharana momba ny apocalypse!! Izay lasa fivavahana lehibe tao Rome!!! ;-) ;-) ...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/12/2008 21:30
niryna
(
03/12/2008 17:16)
[b]Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin'ny fisainan'ny ratsy fanahy, ary tsy mijanona eo amin'ny lalana falehan'ny mpanota, ary tsy mipetraka eo amin'ny fipetrahan'ny mpaniratsira;[/b]
[u][i][c...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/12/2008 15:41
LazaDaddy
(
03/12/2008 14:26)
Ahoana ny hevitrareo amin'i Jesosy?...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/12/2008 21:35
badboy
(
03/12/2008 11:40)
Tsy ireny niseho t@ fahitalavitra ireny no zavamisy, hoy ireo mpanohan ilay fomba mahaankona, fa zavatra notsongatsongaina fotsiny ireny!! Ny mahagaga anefa dia na ilay fandaharana france 24 t@ 2007, ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 12/12/2008 23:32
haritianah
(
03/12/2008 07:55)
Itako matetika ary efa betsaka mihintsy, maita ireto mpiandry tena mbola vao erotrerony loatra.
Maro koa ny mpiandry dia saika olona niarana olana t@ vadiny dia noho io olana io dia lasa mivavaka bé...
tohiny
novalian'i lala1 ny 03/10/2014 10:05
badboy
(
30/11/2008 17:46)
Tsy haiko izay nahita ilay reportage t@ m6 fa mahaankona tanteraka!! Ny nisongadina tao dia ny aretina rehetra dia avy @ devoly fa tsy avy @ aretintsaina na aretimbatana!! Ho tsy an'asa intsony ny dok...
tohiny
novalian'i Samaritain ny 21/11/2023 15:07
ainaheri
(
30/11/2008 17:43)
Asa ianareo zay nahita ilay fandaharana tao @ M6(66M),tany @ faritra atsimo iny!!!!Mampalaelo ny mahita ilay oul marary saina fatorana @ rojo otran'ny gadra,tsy lahy tsy vavy tsy zazakely,lazaina fa ...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 12/12/2008 12:54
mia
(
26/11/2008 21:51)
Raha aminareo inona no dikan\'ireto andinin-tsoratra masina ireto?
Izaho dia manao batisa anareo amin\'ny rano ho amin\'ny fibebahana ; fa Ilay avy ao aoriako no mahery noho izaho, ka tsy mendrika...
tohiny
novalian'i coopsal ny 09/12/2008 16:20
rabingogilabanga
(
26/11/2008 16:24)
[u]1)-ny atheisme sinoa any antanin\'olona[/u]:
-nosakanan\'ny sinoa ny fanjakana gasy tsy handray ny nonce apostolique (ambasadeur ny vatican ao Madagasikara: http://www.madagascar-tribune.com/La-Ch...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2008 21:33
niryna
(
25/11/2008 16:39)
Ny famelan-keloka sy ny fanasitranana dia tsodrano iray ihany (forgivness and healing are twin blessing).
[b]16 Ary nony hariva ny andro, dia nentin'ny olona tany aminy ny demoniaka maro; ary ny te...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 17/12/2008 23:17
deric
(
24/11/2008 08:15)
Mba lasalasa ihany ny saiko na dia mahafinaritra aza ilay izy. Tsara ny raise Your voice fa mampisongadina ny fiderana ny Nahary ary mampisongadina koa ny talentan'ny gasy amin'io fiderana Azy io.
Ny...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 18/12/2008 06:24
rakapy
(
24/11/2008 04:02)
Mba gaga aho raha sendra nijery ity vaovao tamin'ny gazety iray ity.
42 taona aty aoriana hono va namela heloka i Vatican!
Raha tany amin'ny taona 1966 no nanambara tamin'ny mpanao gazety iray ta...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/12/2008 00:18
badboy
(
23/11/2008 08:48)
Ny sorona (biby alatsadra dia dorana) , ny finoana ny zanahary tokana (créateur), ny fahatahorana ny zanahary tokana, ny finoana ny fisian'ny fiainana any ankoatra dia efa nisy talohan'ny nahatongava...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2008 21:58
niryna
(
22/11/2008 02:22)
[b]
He! ianareo rehetra izay mangetaheta, mankanesa amin'ny rano! Ary ianareo izay tsy manam-bola, avia, mividia, ka homàna![u] Eny, avia, mividia divay sy ronono, nefa tsy amim-bola, na amin-karena...
tohiny
novalian'i niryna ny 03/12/2008 16:43
hery
(
21/11/2008 12:50)
> Filazana manjo voaray avy amin'ny lehibe lefitry ny Zezoita ao
Madagasikara.
>
> Juste à l'instant (à 9 h 30), ce matin du 21 novembre 2008, le Père
> Rémy Ralibera est retourné au Père du...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2008 22:02
