Fivavahana, finoana

rijadolly ( 26/01/2009 11:37)
Andriamanitra ô!Aza ilaozanao ny Firenenay.Mifona ny fahotana efa vitanay izahay.Amen :cry: :cry: ... tohiny
novalian'i aikon ny 21/02/2009 07:51
rabaradaka ( 23/01/2009 10:33)
Boky maro sy texte en latin sy grec maro no novakiako mikasika ny monde israel entre II siècle avant JC et IIIe siècle après JC fa tsy nisy niresaka an'ity zanak'Andriamanitra ity. Ilay théologien... tohiny
soanja ( 22/01/2009 14:27)
Afaka fakafakaintsika eto ve nahoana tokoa moa ny manankarena no tsy tafiditra amin'io fanjakan'Andriamanitra resahina io raha toa ka misy manankarena nisasatra mafy izy ary niezaka, nanao ny ainy tsy... tohiny
novalian'i soanja ny 07/03/2009 12:21
niryna ( 22/01/2009 13:37)
MIarahaba antsika rehetra antrany aho.Raha ny soratra masina no resahina dia milaza mazava fa Atra i kristy : Jaona 1:1-4 Fahazavana izay namirapiratra tao anatin'ny maizina .Atra be fitiavana.efa n... tohiny
Mandefitra ( 22/01/2009 10:24)
Miarahaba antsika mpisera eto @ fivavahana sy finoana. Tsikaritro tato ho ato, fa zary lasa dinika fifampihantsiana sy fifanasana vangy ny sehatra fivavahana sy finoana. Ka i Koto manenjika andrabe... tohiny
novalian'i bor2lais ny 23/01/2009 16:30
rakapy ( 21/01/2009 08:27)
Dia miarahaba antsika rehetra indray ny tenako tratry ny taona 09. Izay indray vao niditra fa mbola naka rivotra tany @ tany tsisy A/tra. Raha ny lohahevitra no lazaina dia devoly sahady no mirotsa... tohiny
bor2lais ( 20/01/2009 08:53)
hianareo = izaho, ianao, isika no mbola iantefan\'ny fanontaniana ankehitriny ! Fomba fijeriko : toa tsy dia ny fiheveran\'ny hafa Azy loatra akory no tena mahaliana ny Tompo fa ny fiheverantsika m... tohiny
novalian'i LL52 ny 05/02/2009 08:29
Fody ( 18/01/2009 22:55)
[quote=coopsal rehefa avy notanisaina ny zavatra diso maromaro nolazainy]==> Miady hevitra ny amin'ny teny ianao! Tsy teny gasy ny tenin' Andriamanitra ary tsy teny Hebreo sy Grika, fa ny tenin'i KRIS... tohiny
novalian'i fijo ny 06/02/2009 22:21
badboy ( 18/01/2009 13:52)
Rehefa jerena ny lohahevitramiseho matetika dia fanakianana ny fianatokatranon'ny olonkafa no matetika aseho eto!! Anisan'izany ny fitanisana ohatra fa ny mpanakarena dia tsy mandeha miangona ny alaha... tohiny
lemenakely ( 18/01/2009 09:50)
Angamba na ny jamba aza mahatsapa , fa mihamaro ireo fiangonana secte eto Madagasikara , ary miroborobo fatratra ... Raha ny zava- misy dia milomano tanteraka ao anaty fahantrana ny ankabeazan ny mal... tohiny
novalian'i Akashia ny 24/03/2020 18:42
nikah ( 17/01/2009 12:14)
faly miarahaba atsika rehetra ooo! Sao de mba misy afaka manome perikopa 2009 eto @ serasera kay azafady ?na ilay mofon'aina sekoly alahady @ mampiely baiboly ireny ooo. Dia misaotra mialoha indrind... tohiny
novalian'i berainy ny 27/02/2009 15:04
nini78 ( 16/01/2009 23:23)
Faly manasa anareo hanatrika ny fanompoam-pivavahana ny alahady 18 janoary izao ao @ Espace Yves Montand @ 15h30 rue Neil Amstrong quartier POnt du routoir 78280 Guyancourt ( tsy lavitra ny Vers... tohiny
novalian'i nini78 ny 17/01/2009 22:59
rahery08 ( 16/01/2009 08:44)
Raha sendra tafaresaka t@ ity Patron be iray aho dia nahateny izy hoe ny Malagasy tsy misy atao no mandeha mivavaka rehefa alahady ! Asa fa rehefa manan’karena ve ny olona dia manadino an’Atra ... tohiny
novalian'i Noue ny 28/01/2009 07:59
niryna ( 15/01/2009 07:16)
Fa tsy misy olona mahafolaka ny lela; zava-dratsy tsy manam-pijanonana izy sady feno ody mahafaty.[b] Jakoba 3:8[/b] [img]http://www.deeperstudy.com/img/yelling_little.jpg[/img] 6 Ary hoy koa Izy ... tohiny
deric ( 15/01/2009 07:07)
Efa nalahatry ny namana teo ny fizotran'ny fiaraha-mivavaka teny Mahamasina, ny tena noroiritin'ny mpiserana anefa dia ny politika sy ny momba ilay seminera vonjeo ny fianakaviana. ny nahaliana ahy an... tohiny
ikaretsaka ( 14/01/2009 16:57)
Tsy haiko ity na. Politika na fivavahana fa somary mandray 2 ihany... tsy haiko loatra rahateo ny politika gasy ka aleo alefako ato @ fivavahana sy finoana. Izao ary ilay tantara: ireo chaines radi... tohiny
niryna ( 12/01/2009 17:31)
Iray ao amin'ny tompo, iray ao amin'ny finoana dia i kristy,iray ao amin'ny fivavahana dia Atra iray ihany,iray ao amin'ny famonjena dia avy amin'ny finoana an'i kristy Izay no ataoko hoe solo, ampio... tohiny
novalian'i niryna ny 02/02/2009 04:28
naritsimba ( 12/01/2009 08:39)
Natao omaly Alahady 11/01/09 ilay fotoam-pivavahana hitondrana amim-bavaka ny firenena sy ny tananan\'Antananarivo handresena ny asan\'ny maizina. Anisan\'ny nanatrika izany ny tenako, maro ny olona ... tohiny
novalian'i prime ny 19/01/2009 14:16
Fody ( 11/01/2009 18:33)
Sao mba mahasoa anareo! [b]Get God on your pod![/b] Pray-as-you-go combines music, scripture and some question for reflection in a new, ten-minute prayer session every day. Play it or downl... tohiny
niryna ( 10/01/2009 02:58)
Taiza no nisy ny Saha -Edena fa ny mba honohono enoko dia hoe taloha ilay Saha Edena dia tety an-tany ary io no toerana nisy an'i Adama sy Eva ary rehefa nanota Adama sy Eva dia nesorina tety an-ta... tohiny
novalian'i niryna ny 02/02/2009 04:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.3653