Fivavahana, finoana
badboy
(
20/12/2008 03:38)
Le président fondateur du parti Masters a annoncé, lors de sa prise de parole, l'extension du mouvement sur tout le territoire malgache. « Mgr Odon Razanakolona aurait dû être aussi avec nous en ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 05/01/2009 16:32
fijo
(
19/12/2008 21:17)
misaotra antsika rehetra mpandray anjara mavitrika eto indray,fa dia feno sy maro tokoa ny hevitra nifanakalozana teto.
hifarana indray moa ity ny taona,ka dia mirary soa hoantsika rehetra ny tenako....
tohiny
novalian'i salopard ny 23/12/2008 15:22
laalah
(
19/12/2008 17:28)
de sambany za mamaky ny forum nareo eto fa tena tsy misy afa tsy ny manaratsy mpiandry tena mahamenatra de zany ka fanenjehana ra mba ianareo no eo am toeran'ilay mpiandry ngamba de tsy aiko tsony, ...
tohiny
novalian'i Noue ny 23/12/2008 18:20
deric
(
19/12/2008 05:48)
Misy TV mandefa ny faminarana ataon'i Maihol eto Fianar amin'izao fotoana.
manome code hono izy rehefa mampianatra ny momba ny apokalypsy:
Ny ranomasina hoy izy dia vahoaka; Ny vehivavy (ilay nenjeh...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/12/2008 15:08
dasy
(
17/12/2008 21:05)
misy messe de minuit katolika magasy ve eto dijon ? mandaloeto izahay ka mba te hanlala
misaotra
francois...
tohiny
rakapy
(
16/12/2008 22:52)
Ho anareo xana, izay mivavaka sy mpandeha any an-tenipoly. Mba efa nisy taminareo ve no nahatsiaro mba nivavaka ho an'i satana na i devoly na i losifera???
Mba efa nisy taminareo koa ve no nahatsia...
tohiny
novalian'i prime ny 31/12/2008 09:39
badboy
(
14/12/2008 11:54)
Iarahamahalala fa vao nilaozan'ny fotsy mpanjanaka ny kaontinanta afrikanina, ao anatiny Mkara, izay fitobian'ny "matière première", dia mitsitongana tanteraka!! Ady lava toy ny adimpoko, aditany, a...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 23/12/2008 16:54
ikaretsaka
(
10/12/2008 21:07)
ho an'ireo zanaka Zezoita rehetra sy izay nahalala azy, Indrindra Ireo izay nobeaziny ara-pinoana tao @ Kolejy Masina Misely Amparibe
[quote] > Date: Monday, December 1, 2008, 6:38 PM
> Le Père ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 23/12/2008 16:23
fijo
(
10/12/2008 20:00)
Masera mpisoloky
« I Jesoa no naniraka ahy »
mercredi 10 décembre 2008, par Crépin Randrianjafy
Soa fa misy tilikambo miaro amin’ny ratsy. Teo ampanaovana ny asa ratsiny i...
tohiny
novalian'i prime ny 05/01/2009 08:20
niryna
(
10/12/2008 18:29)
Mahalasa saina ihany io fanontaniana io raha mijery ny fiainantsika ankehitriny. Tsy ho voatery hoe mihinana ihany isika vao afaka midera an'Atra an,na inona kely eo amintsika dia midera azy foana isi...
tohiny
novalian'i mangakely2016 ny 07/09/2016 04:59
fijo
(
09/12/2008 20:58)
dia nitohy tamin'ny asabotsy ilay fandaharana momba ny apokalipsa,
dia voalaza fa tamin'izany fotoan aizany,dia toa nirona ary faly ny mpino kristianina raha maty"martiora"ary maro mihintsy no vonona...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 15/01/2009 22:34
coopsal
(
09/12/2008 12:40)
Vao afak'omaly maraina aho no niresaka tamin'ilay zanako (mbola ao an-kibon'ny mamany), nitantara taminy ny namoronan' Andriamanitra izao tontolo izao. Ary nilaza taminy ny fisian'ny karazan-java-boah...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 22/12/2008 20:59
niryna
(
08/12/2008 18:22)
Hafatra nalefan'ny namako ho ahy ka mba zaraiko ho antsika rehetra
[color=blue]
tena saro-pady ny asan'ny Mpiandry an! tena asa masina ihany koa ! tsy azo hataotao foana!
tsy afeniko anao fa izaho...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/12/2008 15:25
Noue
(
07/12/2008 15:12)
efa tafiditra ny fihomanana (avent) Alahady faharoa isika izao aa! dia gaga aho raha tafaresaka t@ namako ka nanontany azy oe manao ahoana ny fikarakarana ny krismasy ao ? ny fihandrasana sy fihomanan...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2008 21:04
diamondra27
(
07/12/2008 09:33)
mba misy teny kely tiako ampitaina ho antsika ity: ny olona izany matetika dia manantena fahagagana be foana eo amin'ny fiainany.
Moa ve amin'ny zavatra kely no anatenainao fahagagana? tsia tsy fahag...
tohiny
novalian'i Noue ny 12/12/2008 18:04
badboy
(
06/12/2008 23:42)
Rehefa nojerena ny hevitra miroso eto dia samy mahay mamaky teny anaty baiboly daholo saingy samy manana ny fomba fandraisany azy : ao ny maka ireo izay tsy manafitohina ny fiainany, ao ny maka izay h...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 24/12/2008 01:36
niryna
(
06/12/2008 18:35)
Hoy izaho anakampo: [b]Aoka mba hizahako toetra amin'ny hafaliana hianao, ka dia mifalia amin'ny fahitana ny fahafinaretana; kanjo, indro, zava-poana koa izany.[/b]
Ary na inona na inona nirin'ny...
tohiny
novalian'i prime ny 12/01/2009 11:32
diamondra27
(
06/12/2008 00:23)
Mitohy ihany ny resaka tsy mety vita fa raha marary ny olona iray dia oviana izy no mila medecin na dadarabe na mila vavaka na mila an'i Jesosy.
Nisy olona izay fantatro izao tena narary mafy dia n...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 10/12/2008 14:03
fijo
(
05/12/2008 21:37)
ô ry zareo mpino ny devoly sy satana an,milaza matetika ianareo fa misy olona hidiran'ny devoly sy satana sns.izao no lazaiko anareo.raha misy ve izany devoly sy satana izany,tsy izahay tsy mpino no ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 22/12/2008 21:02
