Fivavahana, finoana
sylvain
(
08/01/2009 21:22)
nihezaka nanao lé jereo eto za fa tsy nety mihitsy na za koa no tena tsy mahazo azy tsara! Ao @ site madaplus.fr d misy lé hoe: Le bouquet tv Emissions d clikeo eo misy emission maromaro azo jerena ...
tohiny
novalian'i coopsal ny 15/01/2009 16:08
Fody
(
08/01/2009 15:37)
Misy tantara ao amin'ny Evanjely ao, ka izay afaka manaza azy dia mba iangaviana mba hanome fanazavana, satria inoako fa maro no tsy mahazo azy, sy mametraka fisalasalana.
Marihako dia eny mialoha...
tohiny
novalian'i Fody ny 23/01/2009 09:08
niryna
(
07/01/2009 17:13)
Rehefa nofatsihana teo ambony hazofijaliana i kristy dia nanao esoteny ny mpiampanga azy hoe "raha zanak'Atra marina hianao ,vonjeo aloha ny tenanao "[color=blue]
39 Ary ny anankiray tamin'ireo olon-...
tohiny
novalian'i niryna ny 13/01/2009 18:11
naughtyboy
(
07/01/2009 14:24)
@ maha tsy mpamangy fiangonana firy ny tenanay mo zany de mbola mila fitsilovana andalana kely @ ty fa nisitona ny saina le izy ka mba tolory tanana ze mahafantatra ny heviny,dikany tsotsotsa ra azo a...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 11/01/2009 08:24
niryna
(
06/01/2009 18:38)
Fa maninona tokoa aho no tezi-tezitra indraindray ? [i][b]
9 Dia hoy Balama tamin'ny boriky: Satria namazivazy ahy hianao; enga anie ka misy sabatra ety an-tà nako, dia matiko mihitsy hianao ankehitr...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/01/2009 16:47
Mirananirina
(
06/01/2009 16:36)
Sao mba misy afaka mamaly io fanontaniako io azafady?Juif sahala aminy Israel,musulman,sa inona?...
tohiny
novalian'i coopsal ny 16/01/2009 12:23
niryna
(
05/01/2009 04:29)
Miarahaba antsika rehetra tratry ity taona 2009 ity aho.Ny fahasoavan'Atra anie hoe eo amintsika tsirairay avy.
Zaraiko antsika ireto tantara ireto :
1- Nisy fotoam-pivavahana tao amin'ity fiangon...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 20/01/2009 18:06
rahery08
(
31/12/2008 19:25)
Manahoana daholo nareo !!!
Marina tokoa fa tsy mba nanana safidy isika raha tonga tety an-tany !
Eny fa na dia ny vani-potoana, na ny kolon-tsaina , na ny maha-lahy na vavy sns… tsy mba nananant...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 16/01/2009 16:35
diamondra27
(
31/12/2008 08:25)
http://baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=10&andininy=1-24&dika=
...lioka10:
2 Ary hoy Izy taminy: [b]Be ny vokatra, fa ny mpiasa no vitsy; koa amin'izany mangataha amin'ny Tompon'ny vokatra mb...
tohiny
novalian'i prime ny 09/01/2009 06:30
badboy
(
31/12/2008 00:12)
Iza no efa nanota ka sahy nanala ny masony, na nanapaka ny tanany na ny tongony, na nangoaka ny lohany hahatratrarany ny atidohany, na nanentsina ny lavatsofiny na lavabod.ny na ny lavakorony na ny la...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 16/01/2009 16:17
diamondra27
(
30/12/2008 18:12)
Efa kely sisa dia hivalona ity taona 2008.
Misy asa tsy vita nefa tokony natao, nisy fakampanahy nahazo nefa tokony notoerina, mbola eo ny Tompo be fitavana manolotra ny tanany ho atsika ka omeo azy ...
tohiny
novalian'i coopsal ny 05/01/2009 12:24
niryna
(
30/12/2008 17:23)
Ny anjely ve mba mahay ny tenin'Atra koa? Aiza ao amin'ny baiboly moa ilay misy teny hoe dia nangarangarana nijery ireo olombelona ny anjely( ireo olona mamaky baiboly izany an) Satria ry zareo izay m...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/01/2009 12:25
ari.malala
(
30/12/2008 07:41)
http://agape-tv.com/agape_feminin/index.php/fanontaniana-sy-valiny/azo-atao-ve-ny-mandihy-aminireny-soiree-ireny-239
Mba mahavariana ahy ny voalaza ao anatin'io article io! fa fiderana ny devoly ah...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 17/01/2009 16:23
diamondra27
(
28/12/2008 18:32)
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=10394
Nifoha ilay maty dia nangataka dite
Efa nandrasana roa andro ilay rangahy nefa nifoha indray, tany amin'ny tanÃ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 12/01/2009 00:06
niryna
(
27/12/2008 03:16)
Raha misy manome zavatra ho anao ,dia kinga aho miteny hoe [b] Misaotra Tompoko o [/b]
[color=blue] Ilay fanomezan'ATra dia Jesosy kristy[/color]
[color=red]Iay misaotra tompoko dia ny finoanao an'...
tohiny
novalian'i coopsal ny 05/01/2009 13:58
badboy
(
25/12/2008 18:20)
Alors que l’on dit le christianisme essoufflé, la figure de Jésus passionne. Homme pour certain, fils de dieu pour d’autres, il n’a jamais autant occupé l’actualité culturelle. Mais pourqu...
tohiny
novalian'i prime ny 06/01/2009 11:32
niryna
(
23/12/2008 16:25)
Inona no mibahana ao an-tsainao rehefa tonga ny fankalazana ny krismasy ? Maninona isika no mankalaza izany andro malaza izany ?
Amiko dia ahatsiarovako ilay Mpamonjy izay teraka anavotra ny olona r...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/01/2009 12:05
coopsal
(
22/12/2008 14:32)
"[size=14px][color=blue][i]Ary rahefa ho avy amim-boninahitra ny Zanak'olona otronin'ny anjely rehetra, dia hipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'ny voninahiny izy; ho vory eo anatrehany ny firenena r...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 17/01/2009 03:04
lagoon
(
21/12/2008 20:15)
http://www.dailymotion.com/video/kYGMnogkadYhXdDLO3
I Jeremiah Wright io,io ny Pasiteran'i Obama.Nefa i Obama dia tsy mba nihaino ny hanatra nomeny.
Raha mba toy io daholo moa ny Pasiera FJKM reh...
tohiny
novalian'i prime ny 24/12/2008 09:35
08051972
(
20/12/2008 16:02)
manaôna daôl e! Tena sady nalahelo no kivy ratsy zà rà nahita omaly t@ France2 fa misy fiangonana lasa boite de nuit,bar,ary ny sasany aza mety harodana mihintsy fa tsy manambola hanamboaran'azy n...
tohiny
novalian'i prime ny 08/01/2009 06:31
