Fivavahana, finoana
ndrin
(
10/02/2009 15:50)
Faly miarahaba antsika rehetrarehetra,
ndriana ny anarako, ary mitady valiny an'ireo fanontaniana ireo ny tenako, ka iangaviako , isaorana antan'androa izay mba manana hevitra na kely aza,marihana f...
tohiny
novalian'i mia ny 15/02/2009 15:49
niryna
(
10/02/2009 07:02)
[b]Fa izay rehetra isan'ny velona dia mbola hantenaina; fa ny amboa velona no tsara noho ny liona maty.Mpitoriteny 9:4 [/b]
Ny liona izany dia anisany biby faran'izy matanjaka indrindra raha ampanoh...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 10/02/2009 08:32
maeva74
(
09/02/2009 23:42)
Les paroles que vous allez lire sont vraies. Elles vont changer votre vie si vous les acceptez, parce qu'elles viennent directement du coeur du Père. Il vous aime. Il est le Père que vous avez dési...
tohiny
novalian'i maeva74 ny 12/03/2009 21:11
niryna
(
09/02/2009 18:46)
Na dia somary ela ihany aza no nizaraina ny tenin'Atra tamin'ity tanora ity dia tsy kivy ilay mpampianatraa fa dia nizara hatrany,na dia maro aza ny fanontaniana napetrany fa matetika dia hoe tsy mba ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 13/02/2009 05:51
xxx
(
09/02/2009 15:10)
Araky ny resaky ny olona maro de misy zavatra iray tsy tokony ho azony nefa ampanantenain'ny Satana azy homena azy de ampanaoviny fifanekena sy fifanarahana ilay olona dia azony zay iriny rehetra ,man...
tohiny
novalian'i belakely ny 12/02/2009 15:30
gasyjean
(
09/02/2009 13:28)
Samy mania avokoa izy rehetra,
Samy tsy mahasoa avokoa izy rehetra;
Tsy misy izay manao ny tsara na dia iray akory aza
Fasana misokatra ny tendany;
Ny [u]lelany[/u] no anaovany fitaka;
Ny poizin'...
tohiny
novalian'i princesseN ny 09/02/2009 16:03
ainaheri
(
09/02/2009 11:56)
Manontany tena aho,tsy tokony @ maha mpitondra azy no ilazako eto fa noho ny toerany eo @ lafiny fiangonana,dia sahin-dravalo ve nanirak ny miaramila itifitra @ bala réel?? Mamy loatra angaha ilay to...
tohiny
novalian'i ZoRajoela ny 22/02/2009 21:28
soanja
(
07/02/2009 15:07)
Hitoetra aho ary hivavaka:
"Tompo o, ataovy ho fantsom-pitoniana avy aminao ny tenako, ka izay misy fankahalana dia aoka hitondra fitiavana aho... izay rehetra misy tsy fetezana, dia aoka ho fanah...
tohiny
novalian'i soanja ny 10/02/2009 06:32
badboy
(
07/02/2009 11:44)
Sans doute, il n'y a pas de foi!! (raha tsy misy ny fanahiana, tsy misy ny finoana)
Ahoana ny hevitrao!! :?: ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 09/02/2009 16:19
soanja
(
06/02/2009 16:37)
Azafady indrindra fa mba misy zavatra manitikitika ahy mafy momban'ny konfesy. Avantako amin'ny Katolika ny fanontaniako ary azafady tsy hanimbazimba velively ny antony hanintaniako an'io fa mba liana...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 09/02/2009 16:16
ravakamalala
(
04/02/2009 22:30)
Inona no atao hoe fahafahana amin'ny maha kristianina?
Olona afaka ianao rehefa afaka manao izay tianao hatao, rehefa malalaka eo anatrehany safidy ?!?
noho ny maha kristianina ny olona iray ane...
tohiny
novalian'i marindra ny 06/02/2009 22:24
xxx
(
04/02/2009 18:52)
Omba antsika mianakavy anie ny Tompo....
Dia tonga amin'ny fotoanan'ny Fanolorana ary isika izao sy havanana malala koa dia ataontsika ny hira: "Izay manolotra ankafaliana"
i Mopera amin'io ery ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 16/02/2009 05:42
niryna
(
03/02/2009 17:37)
Raha mihaino vaovao isika dia saika feno fahantrana ,fahabibiana,fahoriana,mosarena ny firenena eran-tany:firifiry no tsy manana asa? firifiry no mihamahantra? firifiry no mamoifoa fa tsy mahazaka ny ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 26/02/2009 16:01
coopsal
(
03/02/2009 15:26)
Miarahaba antsika rehetra,
[color=red][b]1- KORONTANA ETO MADAGASIKARA : Mahagaga[/b][/color]
Na ny Filoham-pirenena Marc Ravalomanana na ny Ben\'ny tanànan\' Antananarivo dia samy olona mpitanta...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/02/2009 14:04
xxx
(
03/02/2009 07:56)
Manentana antsika rehetra hivavaka ho an'ireto 29 enfant disparus ireto tao ao anatin'izao kriszy izao!
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/
Tompo ô, tsy mendrika hiantso ny anaranao aho ary mang...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/02/2009 10:44
mia
(
01/02/2009 04:47)
Mivavaha ry zareo hoa an'i gasikara an!! tena efa tafahoatra loatra ny adilahy politika ao dia ny mahantra foana no misolo vaika ny akalana, tsy misy asa, tsy misy ho anina , tsy misy ho tafiana.
A...
tohiny
novalian'i rahery08 ny 05/02/2009 17:40
bema555
(
30/01/2009 14:18)
Salut!
Ataon'ny mpanao politika fitaovana ny fivavahana ankehitriny;Ny fiangonana no ampesainy mba ahazoana ny fon'ny vahoaka nefa ny zavatra ataony tsy ao mitsy, mifanipaka @ fomba fisainana ara-piv...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/02/2009 09:32
paiso
(
30/01/2009 12:21)
Inona kay no ataoko mba hitazomako hatramin'ny frany ny finoako fa ohatran'ny tsy mahatazona ny finoako aho. mba mangataka vahaolana na mangataka vavaka avy aminareo raha azo atao....
tohiny
novalian'i soanja ny 31/01/2009 07:56
niryna
(
28/01/2009 18:51)
18 Fa ny teny ny amin'ny hazo fijaliana dia fahadalana amin'izay ho very, fa herin'Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena.
19 Fa voasoratra hoe:"Hofoanako ny fahendren'ny hendry, ary holaviko ...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/02/2009 22:28
ikaretsaka
(
27/01/2009 19:17)
tsetsatsetra kely fotsiny:
raha mamaky ny atsy ambadika aho dia tsy naharitra fa mba hanao remarque kely fotsiny.
ny betsaka hita ao @ le toram-po dia ny hoe "Mifona... "
Tsara ny mifona nefa inona...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 30/01/2009 18:26
