Fivavahana, finoana
fijo
(
24/03/2009 23:43)
france 2 tamin'ny alahady ihany.no nanambara,fa manomboka maro izao ny pretra no manana sipa,no efa manomboka mitaky ny ahafahan'izy ireo manambady sady manohy ny asany.i abe pierre moa dia efa nanoka...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 10/04/2009 21:24
Mirananirina
(
24/03/2009 13:59)
Le religieux a reconnu avoir violé son neveu, durant dix ans, entre 1997 et 2006.
Au moment des premiers attouchements, le jeune garçon n’avait que huit ans.
En juin 2006, le prêtre avait e...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 27/03/2009 16:23
ndrin
(
24/03/2009 10:23)
manahoana daholo isika,saika hanao fanadihadiana kely monba ny sekata eto antananarivo ny tenako,ka magataka ireo izay mba mahafantatra ,oviana no nisy sekta voalohany teto madagsikara?iza avy ireo fi...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 30/03/2009 15:37
satasol
(
23/03/2009 19:11)
Ho antsika mipetraka manodidina ny Chennay, Verssailles, Saint-Cloud,Vaucresson sy ny manodidina iny dia misy fiangonana vaovao Protestanta vao nisokatra ao Chennay eo amin'ny angle rue Sainte-Claire ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 26/03/2009 23:11
rabilabila
(
23/03/2009 12:51)
Vus sur les foras de Serasera ces dernier temps:
- Apologie du viol:
"ka lay fanolanana anie ry fijo tsy mamono olona e fa maka fafiny fotsiny e"
".. le manolana tsy mahakasika aina bebe kokoa no...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/04/2009 20:57
fijo
(
21/03/2009 05:19)
araka ny filazan'ilay pretra nanala tsy ho mpandray kominio ilay renin jaza (9 taona avoaholana ary nitoejaza kambana)ka nesorina.dia tsotra.ny fanolanana dia maivana kokoa noho ny fanalana zaza.
mar...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/04/2009 12:57
bor2lais
(
20/03/2009 08:38)
Faly miarahaba antsika rehetra.
Amin\'izao toe-draharaha mitranga eo amin\'ny Firenena Malagasy izao dia mamelà ahy hanao copier/coller ny hafatra napetraky ny namana \"prime\" teto izay heveriko fa...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 24/03/2009 13:04
soanja
(
20/03/2009 02:17)
Miloloha lanitra tokoa isika ka tsy maintsy lena
Ary manitsaka ny tany ka tsy maintsy potraka
N'iza n'iza izay teraka dia naman'ny hanao diso avokoa
Koa dia ny aliko androany no hatokako ho anao r...
tohiny
novalian'i soanja ny 20/03/2009 23:00
Luxam
(
19/03/2009 07:36)
Ahoana ny hevitrareo amin'ilay resak'i Papa tany afrika ?
http://www.liberation.fr/societe/0101556406-le-pape-au-pilori-apres-sa-sortie-anticapote
...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/03/2009 12:54
Landrymimi
(
19/03/2009 06:41)
Sambatra i Pasteur Lala; tanteraka taminy ny zavatra niainan'i Jesoa tao anatin'ny chemin de croix. "ho halan'izao tontolo izao ianareo"...
tohiny
novalian'i mia ny 13/04/2009 20:45
sitlo
(
19/03/2009 06:25)
Mahasosotra ny nidiran'ny fivavahana tamin'ny resaka politika.
Izaho moa izany dia mbola vao mianatra an'ilay resaka finoana katolika ka dia tena sorena kely mihitsy, satria mbola tsy votom-pinoana...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 21:53
rakapy
(
19/03/2009 04:29)
Efa nisy ady hevitra momba ity tany @ sujet hafa fa mba tiako ny hanaovana azy sujet manokana.
Mino sy miheritreritra ve ianao fa ny olombelona no ambony indrindra @ zava-boaharin'ilay Nahary?
-Azav...
tohiny
novalian'i rakapy ny 21/03/2009 20:13
Mandefitra
(
18/03/2009 04:51)
Ho fampaherezana antsika mpanara-dia an' i Jesosy :
Marka 4:
35 Ary androtrizay ihany, rehefa hariva ny andro, dia hoy Izy taminy: Andeha isika hita ho eny am-pita.
36 Ary rehefa nampodin'ny mpiana...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 23/03/2009 20:27
niryna
(
18/03/2009 04:05)
Ahoana no fahalalanao na ny fiheveranao izany hoe" mivavaka amin'ny Anaran'i kristy ?"
to pray in Jesus' name ?
(l) niryna ...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/04/2009 17:49
rakapy
(
16/03/2009 22:25)
Fanotaniana somary hafahafa nefa mba nanitikitika ny saiko izy ity.
Ireo jiosy mantsy dia manana ny anarany ary fanampiny ny ankamaroany.
Ka mino aho fa nanana izany koa i jesosy. Ka ho anareo izay ...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 20:38
kelly13
(
16/03/2009 18:10)
temoins de jehovah oa d tonga mandondona matetika ato antrano ato e! zao no fandehan'ny tatara, misy ramatou zay nandondona tato, d novoahiko soa amantsara, d ozizy "miteny gasy va ianao?" d ie ozy za...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 27/03/2009 02:53
Landrymimi
(
16/03/2009 12:54)
Tena fanomezana manokana ny malagasy ny fijoroan'ny Fifohazam-panahy amin'ny alalan'ny tobibehibe efatra!
Moa ve tena resy lahatra an'izany ny malagasy sa manao toy ny jiosy tsy mino ny asan'Andriam...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 23/03/2009 19:20
bazylou
(
15/03/2009 14:39)
ny fivavahan ao Madagasikara ao , kay ireto prezda sy gasy ireto dia mody miangona fotsiny fa hipokrity daholo !!!...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 21:41
niryna
(
14/03/2009 03:23)
FIOMBONAM-BAVAKA ERAN-TANY HO AN'I MADAGASIKARA
Miarahaba antsika rehetra tsy ankanavaka aho.Miangavy ihany koa na inona finoana misy anao na inona ary na aiza no misy anao na aiza mba hivavak...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/03/2009 02:57
xxx
(
13/03/2009 22:09)
Ry Keistianina havana, sokafy ny masonareo sao ho voafitak'ilay bibilava. Misy mivoy hevitra mifanohitra @ Tenin'Andriamanitra mafy dia mafy eto hampihozongozona ny finoanareo. Ny teti-dratsiny dia ny...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/03/2009 03:37
