Ho fampaherezana ny Kristiana Gasy

1. Mandefitra ( 18/03/2009 04:51)
Ho fampaherezana antsika mpanara-dia an' i Jesosy :
Marka 4:
35 Ary androtrizay ihany, rehefa hariva ny andro, dia hoy Izy taminy: Andeha isika hita ho eny am-pita.
36 Ary rehefa nampodin'ny mpianany ny vahoaka, dia nentiny tamin'io sambokely io tamin'izao ihany Jesosy. Ary nisy sambokely sasany koa niaraka taminy.
37 Ary nisy tafio-drivotra mahery, ary nianjerazeran'ny alondrano ny sambokely ka nila ho feno rano.
38 Ary Jesosy natory teo am-bodin'ny sambokely tambonin'ny ondana; ary namoha Azy izy ireo ka nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, tsy mampaninona Anao va izao hahafatesanay izao?
39 Ary nifoha Izy, dia niteny mafy ny rivotra sady nilaza tamin'ny ranomasina hoe: Mangina, mitsahara. Ary dia nitsahatra ny rivotra, ka tony tsara ny andro.
40 Ary hoy Izy taminy: Nahoana no saro-tahotra hianareo? Tsy mbola mana-pinoana va hianareo?
41 Ary natahotra indrindra izy ireo ka niresaka hoe: Iza moa Ity, fa ny rivotra sy ny ranomasina aza manaiky Azy?


Hira : FFPM 485
Moa Jesosy ve tsy ahy? Andriamanitra Mahery
Koa nahoana no hanahy, Izy miambina mijery
....

Ny ranomasina aza tao, noteneniNy ka tony
HaiNy mitsy ny manao, hahato ny sitrapoNy.
2. fahamarinana ( 18/03/2009 12:26)
:arrow: mankasitraka mandefitra a!.. misaotra betsaka ! :-* (l)
3. ikaretsaka ( 18/03/2009 19:15)
vavaka=tolona fa tsary sento
4. fijo ( 18/03/2009 21:33)
raha le tao ambohitsorohitra ireo aloha no kristianina dia ento ny anareo fa hanay tsa mila
5. Mandefitra ( 19/03/2009 04:30)
le otr zao ve zany resahan drafijo zany : www.sobika.com/forum/viewtopic.php?t=26022

Noheveriko fa mba olona tsy minomino foana nge ny tovolahy ... kay ve
6. rakaroka ( 22/03/2009 17:37)
Tsy ampy htsarana olona kosa aloha ny "collection"n'ny bibelot" toa izao e!
'za ato an-trano manana karazan-javatra tsy dia tena iorenan'ny finoako fa "fanomezana" nomen'olona isan-karazany fotsiny.
Amiko aza ny zava-tsarobidin'ny olona tokony tandrovina HATRANY fa tsy "ambanimbaniana na abokaina" satria tsy mendrika izany ireny !
Raha hanasazy ilay olona dia hafa ny hetsika atao ohatra au pire raha tsy maintsy maka ireo zava-tsarobidiny dia tokony tandrovina foana ny "valeur"n'ilay zavatra ohatra "amidy na alefa ho tahiry fa tsy potehina
na akofakofaka SANATRIA!




















7. ikaretsaka ( 22/03/2009 19:21)
rehefa misy mpiandry mandalo ao aminareo rakaroka ampitimo tsara ny coupe sy ireny souvenir souvenir ireny fa hmmmm
lazainy fa ody eo koa ny sarina pharaon novidianao tany luxor ..iza no mahalala fa lasa ody eo koa ilay julien pisseur tany Brux sy le Statue of liberty sy tour eiffel?
8. rakaroka ( 22/03/2009 21:09)
'ngaha tsy loza mihitsy ry Ika ny fahateren'ny "saina vokatry ny "gezam-pitoriana e".... :roll: :-w :-w :-w :-$ 'nefa dia ny "sampin'ny olona mihitsy no "omeny" ho"fahatsiarovana matetika. Ny xtiana 'zao dia "baiboly" no "cadeau" heveriny "tsara indrindra! Dia "nahazo izany tokoa moa ity 'za!...
Tsy Xtiana ihany anefa no ifaneraserako...(fa tahaka azy nifandray t@ jentilisa sy mpamory hetra; sns) izay marihin fa maha-te ho tia avokoa.
Tahaka izany ohatra ireto tovovavy amerikana namela "fahatsarovana ny boky "mormone" sy bibelot kely, ary ho(ahy dia "souvenir" ireo fa ilay niarahana niriaria t@ rizareo no "nahafinaritra sady nanampy rizareo.
Tahaka izany koa t@ ry Amma , nisy "souvenir" asa-tanana sy vokatry ny tany sy documents, sns....
Hary sarobidy ireny amiko, sahala @ masina na tsy inoana aza satria itoeran'ny "fanahy amam-pitiavana sy fiainan'ny olona, dia samby eo ambony "biblio tsy misy tombo sy hala e!
Ka ilay izy tsy 'ndeha hoe ho akifiko satria handalo ny mpiandry fa dia efa "avisé-o rizareo mba hitandrina ireo koa e :wink: :-P
9. ikaretsaka ( 23/03/2009 20:27)
Marina ihany ny tenin\'ilay rangahy iry hoe: na religion inona na inona dia teny iray fotsiny no tsy ampy na niniana nesorina:

\"Ye shall be indifferent as to what your neighbor\'s religion is.\" Not merely tolerant of it, but indifferent to it. Divinity is claimed for many religions; but no religion is great enough or divine enough to add that new law to its code.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0752