Fivavahana, finoana
niryna
(
15/04/2009 02:19)
Mahavariana ahy indraindray ny mandray ny fitorian'ny olona eto.Misy mampianatra vilana hoe tsy misy satana (iny aloha dia efa resaka lavabe ) tsy nisy fihafarany.Tsy ilaina ny baiboly,tsy ilaina ny b...
tohiny
novalian'i niryna ny 21/04/2009 04:30
niryna
(
14/04/2009 17:19)
[b]Nisy olona tena ratsy fanahy nivoaka avy teo aminao ka nitaona ny mponina ao an-tanànany nanao hoe: Andeha isika hanompo andriamani-kafa (izay tsy fantatrareo) Deot 13:14
1[i] Ary amin'izany di...
tohiny
novalian'i mia ny 15/04/2009 19:12
niryna
(
13/04/2009 05:23)
Tsara ho fantatra ho antsika rehetra
Dia averiko sy hamafisiko ihany koa ny voalaza fa Andriamanitra dia nanao olona mitovy Azy dia Adama izany ...ary dia mbola nanambara ihany koa ny tenin'Atra f...
tohiny
novalian'i niryna ny 21/04/2009 04:21
soanja
(
13/04/2009 01:48)
Dia gaga be ny tenako raha nahalala fa tsy i Eva no namboarin'Andriamanitra voalohany vehivavy ho naman'i Adama fa i ......
Aleo ianaroe no asaiko maminavina aloha. Dia gaga amin'ilay tantara toko...
tohiny
novalian'i ndenn ny 23/04/2009 09:57
sohitika2008
(
11/04/2009 11:38)
Ny saka manatody mameno tanàna
Tsy aleon'i lery maka anankiray ?
toy izay mikiry @ fanompoana an'ilay foza orana radomelina?...
tohiny
novalian'i Hinagasy ny 16/04/2009 02:40
coopsal
(
10/04/2009 16:17)
"Faly dia faly Heroda nony nahita an'i Jeso, fa ela no naniriany hahita azy, noho ny fandrenesany azy efa maresaka erý, sady nanantena izy fa hahita azy hanao fahagagana. 9 Nanao fanontaniana maro ...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 15/04/2009 19:09
soanja
(
08/04/2009 05:09)
Efa niresaka momba an'io ihany ny namana Rakaroka fa raha azo atao dia mba azon'ny Rakaroka hazavaina bebe kokoa ve amin'izay ny namana afaka mandray anjara izay te momba an'io fotsiny. Misaotra mialo...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 14/04/2009 22:19
niryna
(
08/04/2009 04:14)
Ahoana tokoa izany? Misy fahotana izay voavela ny heloka kanefa toa misy koa tsy ho voavela mihitsy ? [b]
Ary raha mitsangana mivavaka hianareo, ka misy olona anananareo alahelo, dia mamelà ny helon...
tohiny
novalian'i rafarakotomalala ny 15/07/2016 18:05
rrgmt
(
08/04/2009 02:10)
Mivavaha ho an'i Ra8 ary mivava koa ho an'i Andry TGV, ary aoka izay ny fampielezana lainga sy izay hevitra tsy mari-pototra ka mba hitady ny fandriampahalemana ho an'ny firenena malagasy!
:D ...
tohiny
novalian'i mia ny 13/04/2009 21:12
xxx
(
07/04/2009 22:01)
Ahoana no ahafantarana fa mamela heloka Atra? Ahoana no ahafantarana fa voavela ny heloky ny olona iray rehefa avy nanota izy ka nifona teo anatrehan'Atra? Afaka mamaly faty ve Atra? Sa manasazy?...
tohiny
novalian'i ARICO ny 19/05/2009 08:38
niryna
(
07/04/2009 20:38)
Teo am-pianarana sekoly alahady dia nisy mpivady niaraka taminay tonga nianatra tao ihany koa ka dia nivadika kely ny resaka raha nanontany ity mpampianatra izy ireo fa raha misy olona te hivady ato a...
tohiny
novalian'i niryna ny 05/05/2009 15:53
badboy
(
07/04/2009 11:23)
Iarahamahalala ilay tenin'i jaona hoe "ny teny tonga nofo"! Manankery ny teny izany saingy ny fametrahana ny herin'ilay teny ho masina na demoniaka na koa natioraly no tena olana!
Ry zareo eropeani...
tohiny
novalian'i soanja ny 13/04/2009 04:35
sohitika2008
(
05/04/2009 15:28)
Protesta vs. Katolika
blabla blabla blabla
Ravalo vs. Rajo
:evil: :evil: :evil: :evil: ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 10/04/2009 21:18
soanja
(
05/04/2009 00:25)
Mety tsy tena hahateny azy angamba ny lohateny fa aleo aloha io no arosoko satria mbola fanina tary amin\'ny Politika ratsy ny tenako.
Resaka efa narosoko tamin\'ny namana Rakoraka izy ity ka aleo ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 10/04/2009 21:14
niryna
(
29/03/2009 05:04)
[10 Farany, mahereza ao amin'ny Tompo sy amin'[b]ny herin'ny faherezany.[/b]
11 Tafio avokoa[b] ny fiadian'Andriamanitra,[/b] mba hahazoanareo [b]hifahatra amin'ny fanangolen'ny devoly.[/b]
12[b...
tohiny
novalian'i niryna ny 07/04/2009 10:08
soanja
(
28/03/2009 17:55)
Misy dinika etsy ambany miteny hoe tokony esorina ve io zaza io sa tsia?
Aina avy amin'Andriamanitra ve ny aina niforona tao anaty fametavetana sy fanolanana ka tsy finidim-behivavy?
Hatraiza ...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 16/04/2009 14:33
bazylou
(
26/03/2009 23:10)
ihany no tena devoly alika maty sy mpanompo sampy!!! :roll: :roll: :roll:
Mahita ilay hevitra hoe vidiako ny fiangonana, sy ny lanitra ary andriamanitra!! :-D :-D ...
tohiny
novalian'i soanja ny 20/04/2009 02:56
Mirananirina
(
26/03/2009 16:13)
Andry Rajoelina est de plus en plus isolé. Son accession à la tête de Madagascar après une démission forcée de Marc Ravalomanana, le 17 mars, passe difficilement. La communauté internationale m...
tohiny
novalian'i essera ny 03/04/2009 11:55
fijo
(
25/03/2009 23:47)
vao itako tamin'ny gazety"le figaro" androany ity:"sida:le vatican reconnait l'efficacite du preservatif en ouganda"ka izy iona enao mihaiky nyasa dia mamela azy na tsia,fa aza manao resaka manakoront...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 21:43
niryna
(
25/03/2009 05:23)
Nasain'ity lehibe nitondra rano teo an-tanana ireto olona roa ireto,ny iray vilany tany vaovao no nitondrany rano ary ny iray vilany tany efa tonta ,mitresatresaka sady mitete ,io no mba fananany ary...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/03/2009 04:41
