Ny zaza niforona tao anaty olana sy fametavetana.
1. soanja
(
28/03/2009 17:55)
Misy dinika etsy ambany miteny hoe tokony esorina ve io zaza io sa tsia?
Aina avy amin'Andriamanitra ve ny aina niforona tao anaty fametavetana sy fanolanana ka tsy finidim-behivavy?
Hatraiza ny atao hoe Masina ny aina?

novalian'i rakaroka ny 16/04/2009 14:33
2. ikaretsaka
(
28/03/2009 19:53)
Amiko raha misy io fiforonan'aina io de tokony avela hiaina...fa matoa io hary dia misy antony ny naha ary azy fa tsy hoe satria tsy sitrapon ilay nametaveta sy voavetaveta akory dia hoe tsy important.
Amiko koa dia rehefa misy ny aina hafa ankoatran'ny ainao dia tsy responsabilite nao intsony ny momba iny aina hafa iny sy ny momba azy fa an'ilay misy sy "tompon'" iny aina iny.. raha izy tompony no mangataka aminao ny hanaovana azy dia raha hafa izay...

3. tywa68
(
28/03/2009 20:09)
Soanja : zaza hoy ianao ? tsy hanaiky hanala ohatr'izao ny olona mandray azy ho zaza ! fa matoa izy manala d tsy zaza izy @io stady io moa tsy te-hierika na hitaiza zanak'alika ilay vhv tratra...ka asa re ! eo indrindra no samy manana ny fandraisany azy ary tsy hain'izay tsy niharany izany amiko, satria tsy mora, na manala na miandry vohoka, d miteraka, tsy misy nila an'ireo.
Ikaretsaka : mora aminao my mamadika pejy satria enao mpijery, ary tsy hanala na hiteraka ohatran'ilay vhv voaolana :wink:

4. ikaretsaka
(
28/03/2009 20:25)
Tsary viavy ahako... fa aleoko miteraka toy izay mamono na tsa tiako sy tsary sitrako aza ilay safidy..
Fa io araka ilay teniko hoe inona no hofidiana..ny rafozandoza lavo ankavia sa ny salaka latsaka sa ny ronono hatolotra azy ka efa mandoratra eo ampatana sa ny vady mandondona eo ambaravarana? Imagineo anie

6. soanja
(
28/03/2009 20:39)
Ny valinteniko indray dia hoy aho hoe nitambatra ny atody ka lasa zaza dia hoy aho hoe aina izay.
Maninona isika tsy manam-panantenana fa io zaza niforina io no hitondra hatsarana sy fitiavana ho an'ny rehetra ary hanoro ny mahazavadehibe ny aina ka hanamasina azy na dia tao anaty aizina aza no niforonany.
Tsy mora ny mitaiza ary tsy izaho tokoa ny hanana izany zaza tsy finidy izany fa hoy aho raha nisy ny zaza dia aina izay. Hitiaviko sy hokarakaraiko raha tsy vitako dia atolotro ny fiarahamonina izay afaka mandray azy hikarakara azy. Izay no ilana ny fifandraisantsika rehetra. Mifanome tanana ary mifanampy sy mifanasoa!

7. tywa68
(
28/03/2009 20:46)
Soanja : tsara be anie raha olondehibe vonona no hiarany e ! azo ampian'ny manodidina sns... fa raha vavy kely 9 taona no tratra d ahoana ny ainy, hitondra vohoka mety hamono azy v ? :-w
8. rakaroka
(
28/03/2009 20:57)
Tsy vozonana "iaritra trèfla @ tsy nampoiziny sy tsy namboloiny sy tsy niriany kosa aloha ny olona iray an, azafady 8O 8O :roll: Koa raha tsy moramora ity
mitondra vohoka sy mamelona zaza koa!
Ika aza mba nindramiko hiandry ny zanako hadin'ny iray monja 'ndray mpandeha izay, lôzany nitsôtsôka fotsiny koh!
'za aloha raha tratra ny tsy fidiko dia "esoriko e", izany ary lé izy hoe "tsy fidiko!"

9. soanja
(
28/03/2009 21:09)
tywa68:
Soanja : tsara be anie raha olondehibe vonona no hiarany e ! azo ampian'ny manodidina sns... fa raha vavy kely 9 taona no tratra d ahoana ny ainy, hitondra vohoka mety hamono azy v ? :-w
Izay angamba ny tsy hampitovy fijery antsika ry Tywa68.
Amiko ny fisiana dia misy dikany avokoa ary matoa niforona ny zaza dia manana ny lahatr'Andriamanitra momba izany. Raha afaka niforina ny atody tamin'ny zaza 9 taona dia afaka ny hiteraka izy. Mino aho fa afaka niteraka izy. Hinoako Andriamanitra hitsimbina azy. Mahavita zavatra tokoa ilay Andriamanitra tia antsika io ary izy mahalala ny tokony ataony raha apetrantsika aminy ny fiahiana ny zavadrehetra. Raha toa anefa ka tsy tiany ny hahatongavan'ireo zaza eto an-tany dia izy ihany no hahalala ny tokony ataony. Matokia lalandava an'Andriamanitra. Matoa misy ny zavatra iray dia misy antony, isika no mila mahalala ny hafatr'Andriamanitra momba izany.
Avelao an'Andriamanitra ny fandaharana raha toa ka mbola azo atao izany.
Ny zavadrehetra dia no misy dia mitondra amin'ny hatsarana na dia sarotra aza ny hahatongavana any. Toneo ny fo rehefa miaraka amin'i Kristy, Izy mahalala mihoatra ny vitantsika! Mahavita fahagagana tokoa Izy!
:-* :-* :-*
10. soanja
(
28/03/2009 21:17)
rakaroka:
Tsy vozonana "iaritra trèfla @ tsy nampoiziny sy tsy namboloiny sy tsy niriany kosa aloha ny olona iray an, azafady 8O 8O :roll: Koa raha tsy moramora ity
mitondra vohoka sy mamelona zaza koa!
Ika aza mba nindramiko hiandry ny zanako hadin'ny iray monja 'ndray mpandeha izay, lôzany nitsôtsôka fotsiny koh!
'za aloha raha tratra ny tsy fidiko dia "esoriko e", izany ary lé izy hoe "tsy fidiko!"
Marina izany Rakaroka raha toa ka afaka milamina tsara isika ka tsy voatery hifandray amin'ny fiangonana sns... afaka mandamina ny saintsika isika hifandray amin'izay mahamety antsika. Isan-karazany ny fomba fisehon'izany amintsika olombelona tsinona. Tsy nitranga tamintsika io satria fantan'Andriamanitra ny zavamisy. Nitranga tamin'ilay zaza kosa mety ho mirakitra zavadehibe izany. Milaza fa misy olon-dratsy manimba ao ary mitetika ny handripaka ny zaza madinika rehetra manodidina azy. Raha tsy nisy izay dia tsy hitantsika ilay olon-dratsy.
Fa kosa rahatoa ka mbola mila fifandraisana amin'ny fiangonana isika ary mametraka izany ho zavadehibe amin'ny fiainana dia hoy aho hoe Tazomy izay nomen'Andriamanitra fa faizo kosa ny mpandripaka zaza madinika sy nanome vahana izany.
11. rakaroka
(
28/03/2009 22:42)
Tsy voatery hoe "ankinina @ fiangonana ny "decision" raisiko satria "izaho no tompon'andraikitra voalohany @ fiainako !
Raha "voambary aho" no latsaka tany anaty tanitsilo dia tsy afaka hi-s'épanouir loatra satria ho voagejan'ny tsilo fa olona nomena saina afaka hieritreritra ny hiala ao anaty tsilo, dia ampiasaiko izay "atout" izay.
Zava-marina mpitranga ity,
Lany mondro kely ny ray aman-dreniko nampianatra ahy, 'za koa nanao "investissements BBBbe mba hikatsahako marim-pahaizana ohatra!
Possible mihitsy hoe misy tovolahy mikendry tsy ampoizina dia voa !
Désolé fa "fahendrena amiko aloha ny mamita ilay efa nomaniko sy iandrandrako "avenir" noho ny hoe "hiteraka an!

12. ikaretsaka
(
28/03/2009 23:05)
Rakaroka > tsary ianao ro tompon'andraikitra voalohany @ fiainanao fa ilay nahary anao... 2 eme entite ianao...
mainka fa ilay fiainan'ilay "atody' ary tsy fidiny ao anatinao... rst anao intsony io fa nindrana ny vatanao fotsiny... tsy ainao io fa MENAKY ny ainao

13. soanja
(
29/03/2009 00:06)
rakaroka:
Tsy voatery hoe "ankinina @ fiangonana ny "decision" raisiko satria "izaho no tompon'andraikitra voalohany @ fiainako !
Raha "voambary aho" no latsaka tany anaty tanitsilo dia tsy afaka hi-s'épanouir loatra satria ho voagejan'ny tsilo fa olona nomena saina afaka hieritreritra ny hiala ao anaty tsilo, dia ampiasaiko izay "atout" izay.
Zava-marina mpitranga ity,
Lany mondro kely ny ray aman-dreniko nampianatra ahy, 'za koa nanao "investissements BBBbe mba hikatsahako marim-pahaizana ohatra!
Possible mihitsy hoe misy tovolahy mikendry tsy ampoizina dia voa !
Désolé fa "fahendrena amiko aloha ny mamita ilay efa nomaniko sy iandrandrako "avenir" noho ny hoe "hiteraka an!
Marina izany! izay no hanajako ny hevitrandry satria amin'io cerle io fomba handaminandry ny fiainandry hoe tsy voatery hankinina amin'ny fiangonana ny fiainana manokana fa isika ihany dia mahalala ny mahamety antsika,.
Fa saingy ireto olona ireto kosa dia tsy mahafantatra izay ambony sy ambany ny hoe malalaka izy manoloana ny fiangonana , mety ny fiainany iray manontolo miantehatra amin'ny fifikirana amin'ny finoana mifandraika amin'ny fiangonana. Mety mahatsapa very izy raha arian'ny fiangonana. Mahatsapa izy fa fahotana mahafaty tokoa ny mahazo azy raha naka io fanapahan-kevitra io izy. Enjehan'ny eritreriny izy ka na hoe nisy aza ny fahafahan'ilay zaza sy mahamaivamaivana ny zavamisy dia ny aty eritreriny kosa dia tsy mba hitombina hitovy amin'ireo izay tsy malalaka momba izany.
Amiko matoa misy ny resaka fiangonana sns eto dia satria miantehatra be tokoa amin'izany ny fiodin'ny fiainan'ireto olona ireto ary tsy fantany izay atsimo sy avaratra ny fahotana sy ny tsia fa dia maharary izy any anaty satria io no fantany.
Koa hoy aho hoe aleo jerena ihany hoe inona moa no iatrehana an'io raha toa ka mpino sy manara-piangonana isika ary mahatsapa fa zavadehibe ny aina.
Ny fahavitan-tena koa mantsy amiko dia fahafahana tokoa amin'ny mahaolona antsika ary manakatra ny fanahy ary matetika dia ireo izay manana izany tsy mba hiaran'ny zava toy izany loatra. Fa Andriamanitra mahalala ny tandrify antsika avy amin'ny fomba isan-karzany hiakarantsika amin'ny Fanahy Mahavelona ao anatintsika tsirairay avy.
14. tywa68
(
29/03/2009 10:31)
Soanja : tsy mandà anie aho hoe sacrée ilay "aina" fa raha ny dokotera v no miteny hoe misy risques ho an'ilay zazakely 9 taona, d avela hanohy hitondra vohoka izy ... Ny an'ilay reniny zany nanaraka ny conseils n'i dokotera hoe asorina, sao maty i sipakely. Amiko matoa nalaindry zareo io décision io d ny fitiavany an'ilay zanany aloha no voalohany, fa tsy hoe fanalàna zaza ohatrany manapa-bolo...satria mety aina 3 no lasa fa tsy 2 raha navela...
Isika rhtra samy miaina fitsapàna daholo (na kristiana na tsia) fa ilay fanantenàna an'Atra io no mahasamy hafa azy : tsy miandry ny any ankoatra fa miezaka mandray ampifaliana zay azo isanandro, eto an-tany d efa hita soritra ny fifaliana miaina an'ilay finoana an'Atra be indrafò :-* :-* :-*

15. ikaretsaka
(
29/03/2009 10:59)
Tywa> fa I doko angaha hono mahay noho Atra? Amiko dia mbola voafaritra sy voafetra ihany isika @ io resaka io aloha izao. Mety possible @ io zaza io ny hiteraka 9 taona ary izy no namaky lay @ izany ka. Ohatrantsika taloha ihany hoe ny siamois tsy azo sarahina ...satria tsy nananantsika ny traikefa hahafahana manao izany t@ izany.fa zao efa mety , mety @ alalan'io io zaza io endrika hanehoan'atra fa 9 taona ny olona de poinsa @ fahamaotina ohatra fa tsy 17 taona mbola tsisy na nono tahakan'ny taloha intsony
16. tywa68
(
29/03/2009 11:36)
Ikaretsaka > tsy niteny mihitsy aho hoe mahay noho Atra ny dokotera fa kosa ny fahaizana teo ampelatanany d nahafahany nilaza fa tsy ho zakan'ilay zaza ny fiandrasana an'ireo kambana ireo.
Mety misy ny exception, fa t@ty zany mety zay koa no anjaran'ireo olona ireo :wink: Atra ihany no mahay manome fiononana sy herimpo hiatrika ny fitsapàna diavitsika. Tsy hain'izay tsy voany hoa ! :wink:

17. soanja
(
29/03/2009 15:20)
tywa68:
Soanja : tsy mandà anie aho hoe sacrée ilay "aina" fa raha ny dokotera v no miteny hoe misy risques ho an'ilay zazakely 9 taona, d avela hanohy hitondra vohoka izy ... Ny an'ilay reniny zany nanaraka ny conseils n'i dokotera hoe asorina, sao maty i sipakely. Amiko matoa nalaindry zareo io décision io d ny fitiavany an'ilay zanany aloha no voalohany, fa tsy hoe fanalàna zaza ohatrany manapa-bolo...satria mety aina 3 no lasa fa tsy 2 raha navela...
Isika rhtra samy miaina fitsapàna daholo (na kristiana na tsia) fa ilay fanantenàna an'Atra io no mahasamy hafa azy : tsy miandry ny any ankoatra fa miezaka mandray ampifaliana zay azo isanandro, eto an-tany d efa hita soritra ny fifaliana miaina an'ilay finoana an'Atra be indrafò :-* :-* :-*
Manaja tanteraka izay hevindry izay tokoa aho ary manohana aza ny tiandry havoitra.
Ary ny tenako dia tsy manameloka velively ny fanapahan-kevitra izay noraisina tamin'izay fotoana izay . Amiko izay vita dia vita ary tsy fahotana velively izany fa ezaka hanatsarana sy hanamboarana izay mahamety ny fiainantsika, ifandaminantsika amin'ny tontolo iainantsika mitondra olana indraindray ary indraindray mitondra hafaliana sy haravoana.
Fa ny hevitro momba ny zaza niforona tao anaty rape na olana no tiako navoitra teo mantsy. Tsy ilay cas velively saingy raha ny toerako tamin'ilay cas ohatra dia io hevitro io no niasan'ny saiko.
Manantena aho ary mivavaka ho an'ireo fianakaviana niaran'izany olana izany mba ahazo filamintsaina sy fitonena amin'izay.
:-* :-* :-* :-*
18. rakaroka
(
29/03/2009 16:36)
[quote=ikaretsaka]
'za Ika tsy afaka hanilika fotsiny Aminy 'zé manjo ahy, efa nomeny saina mandinika sy mamakafaka aho, ary indrindra indrindra "LIBERTE"! Sady rehefa "hary saina anie ny olona" fiheverako tahaka ny hoe efa "tonga taona"
dia natao hamily ny fiainany araka ny "itiavany azy mihitsy!" ary tsy ny ray @ dreny no tompon'andraikitra @ zé ataony!
Ary angaha moa ny atody rehetra dia foy lasa "akoho" avokoa ?... dia maninn no tsy melohinao ireo mihinana "atody rehetra" anefa mitovy ihany izany, samby "aina" izany!
Rakaroka > tsary ianao ro tompon'andraikitra voalohany @ fiainanao fa ilay nahary anao...
'za Ika tsy afaka hanilika fotsiny Aminy 'zé manjo ahy, efa nomeny saina mandinika sy mamakafaka aho, ary indrindra indrindra "LIBERTE"! Sady rehefa "hary saina anie ny olona" fiheverako tahaka ny hoe efa "tonga taona"
dia natao hamily ny fiainany araka ny "itiavany azy mihitsy!" ary tsy ny ray @ dreny no tompon'andraikitra @ zé ataony!
mainka fa ilay fiainan'ilay "atody' ary tsy fidiny ao anatinao...
Ary angaha moa ny atody rehetra dia foy lasa "akoho" avokoa ?... dia maninn no tsy melohinao ireo mihinana "atody rehetra" anefa mitovy ihany izany, samby "aina" izany!
20. ikaretsaka
(
29/03/2009 16:53)
Rakaroka> samy hafa kosa ny atody hoe lasa lamokany sy hoe atody efa mamantsika le akorany ny bec kelin'akohokely dia nalainao de natorakao mafy be @ rindrina fa satria lasa tao anaty couveuse tsy fidiny ilay atody saika hataonao sakafo nifampitadiavanareo sy ny zanakao efa 21 jours izay.
Izay no tena metaphoren'ny cas eto fa aza generaliser-na be hoe atody fotsiny