Ny zaza niforona tao anaty olana sy fametavetana.
81. fijo
(
10/04/2009 20:44)
izahay sy tywa eto dia iray hevitra.amiko dia homeo lanja aloha ny maha olombelona ilay vehivavy.manana safidy izy,najaina ve io safidiny io????
82. ikaretsaka
(
12/04/2009 23:21)
ary ny maha olombelona ilay zaza niforona tsy fidiny?
najaina ve io ?
najaina ve io ?
83. pitchou
(
13/04/2009 03:50)
andray ry Ikaretsaka! fa tena nohajaina ve aloha ny safidin'ilay vehivavy ? sa ... satria vehivavy d tsy maninona kosa? raha zaza vao niforona dia indraindraina ny zony, fa raha vehivavy mikatsaka ny hahasoa azy sy ny fiaraha-monina, tsy mùisy dikany ve ny zony? satria fikorontanana eo @ fiaraha-monina koa ny setrin'izay? mba aleo asiana skajiny ihany: raha ny tananao iray no hampisy olana esory tany iny ...
84. ikaretsaka
(
13/04/2009 14:13)
rehefa aina de aina ry pitchou fa tsy misy hoe safidin'ianona sy ianona no hajaina izany
raiso tahaky ny hoe raha manana'aina ianao ka novonoiko ianao ary tsy naka permission avy aminao aho dia tsy nanaja ny safidinao aho izay!
ary diso foana aho @ izay na hiteny hoe nikatsaka ny mahasoa ahy sy ny fiaraha monina aza ny namonoako anao!
ary tsy manana zo ny hamono anao @ n'a pas aho!
dia toy izany koa io zaza io!
raha adidiko ny mikolokolo anao ka fantatro fa tsy ho efako sy tsy tiako izany , dia ny tsotra indrindradia ataoko aloha ze vitako, avy eo hitadiavako olona hafa afaka sy mahavita ny hikolokolo sy hikarakara anao ianao fa tsy hoe novonoiko ianao satria sady tsy tiako no tsy niriako ny fisinao..
de izay no anaovako hoe ateraho ny zaza de alefaso any @ orphelinat na omeo olona hafa hotezainy rehefa tsy tiana sy tsy vitanao ny mikolokolo azy

85. rakaroka
(
13/04/2009 18:17)
Désolé aloha ry Ika fa io resaka safidy, on n'impose pas comme ça, ary mazava be fa raha saro-piterahana ny reny , dia ny ain-dehibe no avotana
Mazava ho azy satria ilay iray mbola tsy amin'ny fiforonany feno , rahateo ny cas-nao aza raha ny marina mbola tsy hary akory ! Donc "sentiment" mbola volena ny rehetra fa tsy hanaovako sacrifice ilay reny efa en cours de réalisation ny zavatra ataony aloha ny "mbola tsy hita akory e"!

86. ikaretsaka
(
13/04/2009 21:28)
Inay rakaroka mba zaza tao akiboko azoko t@ fanolanana ka nesoriko.... dia afaka nisaina le izy tsara
87. rasobakobako
(
14/04/2009 08:13)
Iray hevitra tanteraka amin'i Ika aho. Manana safidy tokoa isika olombelona fa misy ilay ambony kokoa noho ny safidintsika dia Andriamanitra izany. Mamela antsika malalaka hisafidy Izy, kanefa tsy voatery hankasitraka ny safiditsika. Izaho rehefa hanao safidy, dia mandanjalanja aho hoe "mifanaraka amin'izay tian'Andriamanitra ve izany safidiko izany sa tsia"
Tsy voatery hanaraka ny safidiko ianareo a! fa izany moa aho dia mba zaraiko e!
Tsy voatery hanaraka ny safidiko ianareo a! fa izany moa aho dia mba zaraiko e!
88. tywa68
(
14/04/2009 08:24)
Ka isika miteny hoe mino an'Atra anie d mitady ilay toetra mendrika mifanaraka @izay didy tsara navelany e ! d eo indrindra no samy manana ny fandraisany azy hoe inn no manan-danja kokoa ? io fitiavana ny eo ambany maso io no maha-olombelona antsika, olombelona be faniriana sy eo ampandrosoana @ilay mazava...zany hoe mety diso fijery koa zay vao mahita ny marina...
Ikaretsaka > tsy misy mandà fa rhf aina d aina ! tsy famonoana olona pour le plaisir akory fa fanavotana an'ilay sipakely, satria maty izy 3 raha nanohy an'ilay vohoka forcée !
Ikaretsaka > tsy misy mandà fa rhf aina d aina ! tsy famonoana olona pour le plaisir akory fa fanavotana an'ilay sipakely, satria maty izy 3 raha nanohy an'ilay vohoka forcée !
89. rakaroka
(
14/04/2009 20:35)
ikaretsaka:
Inay rakaroka mba zaza tao akiboko azoko t@ fanolanana ka nesoriko.... dia afaka nisaina le izy tsara
8O :-D :-D :-D
Koa raha hahasoa an'i Ika ny fanesorana ahy "TSA MANINN RE?"
Mi-re-incarne any an-kibon'ny olona mba tsy voaolana aho avy eo , mbô le tena tam-pitiavana tsy miserana ireny ! :wink:
Koa i Jesoa aza namoy ny "ainy" noho ny "adalantsika hono!"
Koa raha "fahendrena" aloha no hanaovako "sacrifice" , mainka "masina" wa lé
"acte"! :wink: :idea:
90. ikaretsaka
(
14/04/2009 21:06)
de tsary rakaroka tsotry ndroky @ zay fa clone rakaroka na tsary zanak'i dadanareo sy mamanareo tsotry na tsa haiko aby
91. rakaroka
(
14/04/2009 22:31)
ikaretsaka:
de tsary rakaroka tsotry ndroky @ zay fa clone rakaroka na tsary zanak'i dadanareo sy mamanareo tsotry na tsa haiko aby
Dada mpanolana 'zany koa ve :roll: :oops: :oops: :oops: :-w :-w tsa maninn mihitsy na tsy zanany aza! 'zarako aza raha mahazo misafidy an !
92. pitchou
(
15/04/2009 03:30)
ehe! raha mitady ny zon'olmombelona aloha izany d tsa mba Ika koa no koranina fa reraka eo! aminazy tsa misy manana zo ny hafa tsa misy mahazo manana safidy mihitsy!
zaho any ry Ika raha novonoinao fa manelingelina anao safidinao izany!!!! saingy ny mahasamihafa azy zaho fitiavana no naharian'i dadanay sy mamanay ahy! ary nateraky mamanay tanaty fitiavana zaho, koa nahasahiany nisedra fahafatesana t@ izany! ary le vehivavy raha hanala zaza tsy sitrany tsy itoeran'ny fitiavny satria tery setra tsotra izao, d safidy koa ny azy, saingy @ zavatra tsy misy fitiavana. koa raha mihevitra ianao fa mahazo manana safidy, d mba tokony hanaiky koa fa mahazo manana safidy ny hafa!
saingy ny anao zany aleonao ny olona tsy te-hiteraka zaza tsy niriany ary hitoeran'ny alahelony mandra-pahafatiny ho faty eo tokoa mba hahafalifaly an'i Ika! tsy ny aina miaina @ orona na fo mitepo ihany anie ry Ika no maha-olona fa indrindra ny fanahy e! ka raha potehinao ny fanahiny da efa maty tsotra izao iny olona iny!!!
fa tsy mety ny miresaka aina raha sarahina @ fanahy!
sady samy manana ny eritreriny io, fa raha zaza efa tonga ety an-tany no nde hampijaliana ariana eny @ zoridira na ariana any @ zao fitaizana inona sy inona izao, d izay amiko no heloka be vava! satria tsy safidin'iny zaza iny ny ho teraka hisedra fijaliana ety! ho faty ihany iny, saingy ho nampijalianao izany!
ie! aina koa izany! ary mbola averiko fonafonafonafona na tezitra aza Ika: safidin'ilay vehivavy io! ary tsy d misy idiran'ilay nanolana mihitsy na kely aza, ny azy tsinona efa vita ny safidiny. Ny fanerena azy hitazona an'io aza no tena famonoan'olona, ary @izay tsy zaza tsy mbola mahalala na inona na inona no vonoina (esorina) fa olon-dehiba sady tsy avela hanana safidy no vonoina tsy ho olona intsony! NA!

93. ikaretsaka
(
15/04/2009 06:03)
mba ex foetus ihany ndroky ra pitchou an na fitiaavana na tsy fitiavana ro nahatonga androky teto
fa na t@ ndroky foetus na izao de tsary vonoiko ndroky na tsy niriako aza ny hahatonga androky teto
fa na t@ ndroky foetus na izao de tsary vonoiko ndroky na tsy niriako aza ny hahatonga androky teto
94. xxx
(
15/04/2009 07:09)
ikaretsaka:
ahoana no tonga de hi supposena fa hiara maty izy 3 mianaka?
Tsy supposition t@ ity cas ity fa izay no voalazan'ny Dr nijery azy , tsy ho zakany io vohoka io
95. ari.malala
(
16/04/2009 05:49)
ika, zavatra tsy hoazonao mandrakizay ny atao hoe mitondra vohoka, ka aza mi insiste! efa nazavaiko ary am dinika hafa ary hoe izany vehivavy voaolana d misy olana aloha psychologiquement, ny mitondra vohoka nefa mila olona milamina ara tsaina. Ny vehivavy voaolana izany mety misy fahasimbana any anatiny any satria antery setra no nanaovana ilay firaisana, ny condition idéale itondran'ny vehivavy iray vohoka normalement nefa d hoe sain tsara ny ao anatiny rehetra. Tsy réunies mintsy ny conditions rehetra ilainy itondràny an'ilay vohoka. Misy taona iany koa ny fitondrana vohoka fa tsy izay te ho bevoka rehetra akory d afaka mitondra vohoka! Antony nasaina nanalàna ilay zaza satria 9 taona izany tsy mbola vonona ny ao anatiny. Mba nianatra science naturelle iany ianao fa aza manao fisainana ts avotra otran'izany fa ts mety!
96. rakaroka
(
16/04/2009 14:33)
Marina akia ny lazain-dry ry Ari. fa rehefa tsy réuni ny "condition", tsy tokony manantena voka-tsoa kosa aloha e ! Sady lé namorona anie tsy nisy tandra metaka izany izay "hary" fa nisy processus famolavolana tsara nialoha , donc manara-dalàna aho @ izay lafiny izay ! pas de place pour l'improvisation aloha eto e!