Ny zaza niforona tao anaty olana sy fametavetana.

61. rakaroka ( 02/04/2009 05:21)
ikaretsaka:

ko efa hita miharihary io ary ko inona indray nen-drakaroka...
"{moi d'abord et tout ce qui me concerne (ayez pitie de moi satria za voaolana) de adaptena @ arak'iny ny rehetra..bikina de ny tombotsoa aloha "satria"manana safidy fa bikina voaolana"~



Adraaaaiyyy ry Ika, sao tsy manana (l) mitempo intsony aza ianao :?:
Evidemment , eto frantsa mahazo fanampiana ny "femme isolé" mifandraika @ izany!
Eny ary fa atao hoe "toi d'abord" indray :wink:
'nnntssssssss koa raha tsy hoe nomena an'i Jesoa daholo izao rehetra izao,
Oui mibahana mihitsy izany any amintsika fa "miaina soamantsara aza ve le olona any ? 'naleoko indray aza rizareo raha mba naha"HEVITRA TSARA" ny
TENANY !
62. ari.malala ( 02/04/2009 07:15)
ika, ts resaka hoe ze mampetimety ny fiainana mintsy io! averiko foana, tsy naniry ny ho voaolana ny olona iray, araka izany tsy niriany koa ilay zaza nipetraka tao! Raiso @ tenanao e! atao indray hoe ts voaolana fa nofandrihana sipa enao: bevoka le sipa, efa bevokan'oul hafa iz vo niaraka taminy enao ary lazainy fa enao no rain'io zaza io, enao v d hanaiky hizaka izay ts nataonao? hanaiky hizioga entana tsy anao enao? d otran'izay iany koa! zaza ts niriana fa noterena hisy...

ika :-D :-D :-D ao aza fa ts vevavy lehibe za fa vevavy lehikely e :-D :-D :-D :-D :-D sa lehibitika no tinao? :-D :-D :-D
63. tywa68 ( 02/04/2009 08:01)
rasobakobako:

mikasika ilay zaza 9ans victime viol, amiko, aleo tsy alàna fa ateraka satria mampididoza kokoa raha alàna, be de be no mitady te hanangana zaza vao teraka, azo atao tokoa izany, misy masera mandray an'izy ireny. Mbola afa miverina mianatra ilay zaza rehefa avy eo, tsy maintsy karakaraina tsara kosa aloha ny fahasalamany e!
Mety ampiasain'Andriamanitra ireny ho an'ny olona mitady zaza. Mino aho fa ho mafimafy kokoa @ ilay bevohoka ny hisaina hoe nanala zaza, sy ny hoe niteraka rehefa avy eo. HIsy fiantraikany @ fotopisainany ny hoe viol + fanalanjaza ? sa ahoana ozizy nareo ?

Sao d tsy fantatrao aza ilay tantara : zavavy 9taona, naolan'ilay ray keliny d niandry kambana. Noho ny hakeliny d tsy maintsy nasorina ny kambana (satria misy risques ho an'azy ilay manohy an'ilay grossesse).
Dia mipetrah @ toeran'ilay reny enao ! avela ho faty ny zanakao fa te ho nenibe enao satria zay no sitrak'Atra :-w
Ny fanaovana asa soa tsy olana (raha enao mazoto @ "accidents" io ohatra, afaka manome ho an'izay tsy manana) f'ilay terena hitondra vohoka hamono... 8O
64. fahamarinana ( 02/04/2009 08:16)
:arrow: tywa : kay ! masiaka njy an ! fa iraisako hevitra tanteraka ! Eny e,samy manana ny fomba fijeriny tokoa ny tsi11,safidy marina dia ndao atao ho izay ! :? (l)
65. tywa68 ( 02/04/2009 08:37)
Fahamarinana : masiaka v ? :°) Ka safidy ny hiaina ary ny eo no jerena fa tsy hoe avelao hitohy d ho hita eo nefa 3 no indray maty @zay :^) :-*
66. ari.malala ( 02/04/2009 12:51)
Faha, ts hoe refa miteny mivantambantana kosa akia d masika a ;) tsika aza mitovy ian tsika telo ko hihihi kiss b nareo roa
67. tywa68 ( 02/04/2009 15:38)
Zah mantsy mbô gaga ry Ari.malala ! i Faha ohatrantsika ihany :-D :-D :-* :-*
68. fahamarinana ( 02/04/2009 15:47)
:arrow: eny oah e!! ihomehezo ndray aho ! Za zao efa hendry be io ! :°) :-* (l)
69. ikaretsaka ( 02/04/2009 16:43)
ari.malala:

ika, ts resaka hoe ze mampetimety ny fiainana mintsy io! averiko foana, tsy naniry ny ho voaolana ny olona iray, araka izany tsy niriany koa ilay zaza nipetraka tao! Raiso @ tenanao e! atao indray hoe ts voaolana fa nofandrihana sipa enao: bevoka le sipa, efa bevokan'oul hafa iz vo niaraka taminy enao ary lazainy fa enao no rain'io zaza io, enao v d hanaiky hizaka izay ts nataonao? hanaiky hizioga entana tsy anao enao? d otran'izay iany koa! zaza ts niriana fa noterena hisy...

ika :-D :-D :-D ao aza fa ts vevavy lehibe za fa vevavy lehikely e :-D :-D :-D :-D :-D sa lehibitika no tinao? :-D :-D :-D



tsy misy mada mihitsy hoe tsy naniry ny ho voaolana ny olona 1... fa avy eo izy raha bikina dia raisina ny andraikitra fa tsy vonoina ny zaza... izay no tiako hotsindriana anie e
raha hoe misy sipa mamandrika hoe efa behovokan'olona hafa izy ka mamandrika... ataoko ADN doa aman-tsara na andaniko sosy be aza! aleo hiboraka ny tena marina fa tsy hoe ....
de le nanolana koa.. raha fantatra.. tsary amelana!
70. ari.malala ( 03/04/2009 09:13)
raisina ny andraikitra, fa raha sanatria ka hanohintohina ny ain-dehibe an'ilay mitondra azy aza, toa an'io zaza 9taona io d aona e! d avela hiara maty izy telo mianaka?
71. ikaretsaka ( 03/04/2009 14:29)
ahoana no tonga de hi supposena fa hiara maty izy 3 mianaka?
72. bazylou ( 03/04/2009 22:15)
Asio avortement rehefa tsy lasa e!! fa maninoana nohiaritra zavatra tsy zaka e!! 8-) 8-)
73. soanja ( 04/04/2009 03:17)
ikaretsaka:

ahoana no tonga de hi supposena fa hiara maty izy 3 mianaka?


Ka mety ny tsy finoana no betsaka manjaka. Betsaka mihitsy ny zaza karana sy arabo vao 8 taona dia ampanambadian-dry zareo sady lehilahy efa antitra be indraindray. Efa nahita zaza gasy aho niteraka 10 taona. Ny olana eto angamba dia hoe hatraiza no hanekentsika ny atao hoe "aina"?

Amiko dia izay mahasoa sy mampilamina ny saintsika no itiavan'Andriamanitra antsika. Tsy mitaky hoe velomy zao na vonoy iann fa hoe fantantsika ny mahasoa satria efa nomeny antsika ny fitaovana hamitana izany ary izy dia izay fitoniana izay no faratampon'ny faniriany amintsika tsirairay mba ahafahantsika mifanasoa sy mifankatia.



74. ikaretsaka ( 04/04/2009 21:04)
Ny fahitako azy koa ry soanja rehefa ampivadiana @ fivavahana sy finoana ity raha ity dia hoe tokony ho ianao no mampifandraika ny tenanao @ izay mahakasika io taranja io ao @ ny finoana sy fivavahanao ... fa tsy tokony ho ny fivavahanao sy ny finoanao no asainao mi protege sy adaptenao hifandraika @ izay position metimety aminao
75. rakaroka ( 04/04/2009 22:57)
Io anie samy manana ny "antsoina" hoe "FINOANA"; ny "finoako izao" dia hoe
"malalaka ny olona" hisafidy izay tiany atao, rehefa tsy manohintohina sy tsy manembatsembana an'i x na i y . Ary ny mahatonga ahy tsy te ho "balisén'ny fiangonana dia satria tsapako (avec le recul) hoe mitsofoka loatra @ tsy tokony hidirany aza rizareo , dia tahaka izay misy any amintsika izao zary voafefy banderole Baiboly, Jesoa sns ny fomba fijery , fisaina , fiaina !
Voafehifehy Bbe ihany. 'zary tsy ny olona intsony no mamily ny fiainany fa tahakan'ny télé guidén'ny fiangonana.
Vokatr'izany misy "potentiel" de l'être inexploité!
Eto , fiheverako tahaka ny natao hiteraka ihany angamba nofihevitrao ny vhv!
matoa voalaza fa izany no maha-izy azy.
'za mana-namana vhv tsy vonona sy masera maaaro manana ny "vocation-ny efa hitany soritra mazava , ary rahateo efa nimatimatesany hatrizay , ary tsy hoe fitiavan-tena angamba ny ataon-dry masera an? Donc rehefa izay ny "vocation-ny : amiko fanaja izany . Sady masina no sarobidy aminy sy fhm koa rahateo !
76. ikaretsaka ( 05/04/2009 00:23)
rakaroka> tsy hifanao lecture be momban'ny maha samy hafa ny "finoana" sy ny "zon'ny vevavy" kosa ngamba no atao ato
fa ataoko kosa misy antony ilay sobjektra matoa fanahy iniana nalefan'ilay nanokatra azy ho ato @ ity topic ity ..
raha tany @ "hoy ny lalana" dia hafa ny approchentsika de miombona aminao st ny hevitrao io ambony io ahako
77. rakaroka ( 05/04/2009 13:57)
Tsy mihevitra aho hoe mivaona @ sobjektra , indrindra ny "rubriquen'ny "finoana" ny resako . Satria ao anatin'ny finoako ny nanomezan'Atra "safidy malalaka" ny tsi 1-1 ; azonao atao hoe "zo" raha tianao!
Fa il est "important amiko raha tsy tohintohinina ny "sadifin'ny olona iray",
indrindra moa tahaka izay fahita mahazatra ataon'ny "fivavahana isan-karazany", mieritreritra fa "mahalala kokoa ny "sitrapon'Atra noho ny hafa angamba ny sasany" . Dia lasa misy rafitra "tsy maintsy izao...sy izao....anefa...
mety tsy izay loatra akory ny sitrapon'Atra dia "géneralisé-na safo be mantsina fotsiny !
Tiako ny ahay miara-miaina @ fiangonana sns "sans être voagezan'ny rafitra sy ny fijery vokatry ny finoana nahatrana fotsiny !
78. ikaretsaka ( 05/04/2009 16:18)
ka na azo atao hoe mifampiankina aza ange rakaroka dia samihafa ny finoana, zo, safidy e...
mifampiankina ireo.. fa tsy forcena koa anefa ny fifampiankinany fa manjary mainka mifandrafy sy mahatonga "fanaovanaovam-poana"
79. pitchou ( 08/04/2009 23:38)
ikaretsaka klo d mbola averiko iany fa tsy maintsy hisy hanolana iany e! satria ikaretsaka to mametraka foana we sitrapon'Andriamanitra ny fanolanana ! fa tsy avy @ satana! satria raha mihevitra zavatra iray ho avy @ satana dia tokony hiady ny tsy hipetrahan'izany @ tena! ary raha mihevitra hoe ny tenako tsy tokony hipetrahan'izany d tokony hanapy ny hafa hanaisotra izay zavatra napetraky ny hafa @ tena avy t@ herin'ny satana izay
80. rasobakobako ( 09/04/2009 06:20)
Eny e! rehefa ny dokotera no miteny hoe mety ahafaty an'ilay zaza 9taona ilay grossesse dia manaiky aho hoe esorina ilay izy. Satria betsaka ny cas hoe tsy sitrapon'ilay reny ny hanala ny zaza fa tsy maintsy esorina noho ny antony ara-pahasalamana : ohatra hoe maty ao ankibo ilay zaza , sns...
Fa raha salama tsara kosa ilay reny, sy capable hitondra vohoka dia tsy maninona, amiko aloha a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082