Ny zaza niforona tao anaty olana sy fametavetana.
41. tywa68
(
31/03/2009 10:56)
Hoy Ikaretsaka :
Ka tsy aminao ilay izy hoa ! ireo olona tsy te-hanohy vohoka ireo (manala an'ilay izy vao mipetraka zany), d tsy vonona ny hanohy, maika moa fa hanome an'ilay zaza avy eo... Ny hery hitondràna vohoka aza tsy misy ary tsy manaiky ny sainy d iny vohoka iny miafara loza ny farany (mety ho teraka sampona ohatra, na miala ho azy koa na sanatria vonoiny...) satria tsy eken'ilay vatana sy saina zany hoe tsy zaza tena désiré fa imposé !
Ny Atra inoantsika d mahay mandray antsika rehetra (na ny manala zaza aza) satria hainy fa samihafa isika fa ilay fiaraha-monina no ezahina mba ho tsotra sy marina, @izay mora ho an'ny rehetra.
Tsy maintsy "je" vao ilay "tu" kosa e ! sa afaka maniry irery eo ny atody natokon'ny sasany :°) Ireny olona voaolana dans le coma ireny ve zao hoy ianao d avela hanohy grossesse, nefa izy aza tsy mahatsiaro tena, satria efa voasoratra hoe zay no destin-ny ??
Amiko manokana matoa ny curcumstances mitranga de ao raha fa tsy mitrangatranga @ na pas. Io fanaovana "tsssslelike ko raha tsy inona" io de miala andraikitra no mitondra ny desctruction ho antsika satria de hifanilaka samy ho irensponsible eo aby...
Amiko de raisiko ny anjarako de izorako ny lalako no vahaolana tsotra fa tsy ny ouin ouin hifanebaka @ nareo lelahy sy nareo vehivavy eo de eo de eo.
Rehefa izay no nahariana anao de izay no lalana nolalovanao de lalovy tsara fa tsy eo no miraviravy tanana eo
Ka tsy aminao ilay izy hoa ! ireo olona tsy te-hanohy vohoka ireo (manala an'ilay izy vao mipetraka zany), d tsy vonona ny hanohy, maika moa fa hanome an'ilay zaza avy eo... Ny hery hitondràna vohoka aza tsy misy ary tsy manaiky ny sainy d iny vohoka iny miafara loza ny farany (mety ho teraka sampona ohatra, na miala ho azy koa na sanatria vonoiny...) satria tsy eken'ilay vatana sy saina zany hoe tsy zaza tena désiré fa imposé !
Ny Atra inoantsika d mahay mandray antsika rehetra (na ny manala zaza aza) satria hainy fa samihafa isika fa ilay fiaraha-monina no ezahina mba ho tsotra sy marina, @izay mora ho an'ny rehetra.
ka enao eto izao dia hoe sainao vatanao fanahinao sns...
ka raha tsy ianao tampoka no nampisy le raha de ahoana?
sa "je aloha vao tu" koa ny fahariana eto (ianao aloha vao le zaza ary)?
Tsy maintsy "je" vao ilay "tu" kosa e ! sa afaka maniry irery eo ny atody natokon'ny sasany :°) Ireny olona voaolana dans le coma ireny ve zao hoy ianao d avela hanohy grossesse, nefa izy aza tsy mahatsiaro tena, satria efa voasoratra hoe zay no destin-ny ??
42. tywa68
(
31/03/2009 11:04)
d raha atao hoe ny viol no mitranga d in no tena but nitrangàn'iny sa hoe in no tian'ika tenenina @ io? Resaka zazakely mipetraka foana mou zan no resaka, fa atao ndray hoe maty teo am-panolanana ilay vevavy d in ndray no ambaran'i mr l'avocat défenseur des violeurs ndray aza e!
Ka angah izy mahita ny mahazo an'ilay ramatoa, na zazavavy niarany, f'ilay "atody" mety ho-foy no tena important. Nefa rhf tsy vonona ny vatana sy saina hitondra an'io vohoka io d tsy tody ny atody, tsy misy zaza ! :°) sa afindra aiza mba tsy ho very ny atody ?
43. fahamarinana
(
31/03/2009 11:19)
:arrow: tywa : aiza tokoa re e!
Tsy te hiditra lalina aho fa tena sondriana be mahita ny voalazanareo rehetra ato ! Tsara ho raisina sy ianarana ary ampiharina amin'ny fiainana ! Misaotra ny rehetra !
ika : aleo ise mba hovaina vhv kely hoe dia miteraka ,ho hain'ise tsara be ilay resaka ,tokoa moa !:) (l)

44. rasobakobako
(
31/03/2009 14:46)
nisy documentaire nojereko momba ny fanalanjaza. Teo no naha resy lahatra ahy fa vao mitambatra ny spermatozoide sy ny ovule dia zaza = aina = misy fo
Le Cri silencieux ny titre n'ilay documentaire, fa nisy dokotera iray izay, efa nanala zaza in - 10.000 fois izy, izay no asany, fa rehefa avy nijery an'ilay documentaire izy dia nivoady teo anatrehan'Andriamanitra fa tsy hanala intsony ary nanenina sy nifompona tamin'ireo efa vitany. TAdidio fa vao mihaona ny spermatozoide sy ovule hoy aho dia aina, rehefa andefasana ranompanafody dia mitsoaka, mahay mitomany sy mikiakiaka fa tsy rentsika fotsiny. Ny aina anefa dia foronin'Andriamanitra, Izy no mahalala ny antony, anjarantsika no manaiky, mety tsy ho amin'ny planintsika sy ny programantsika, "Fa ny fihevitro tsy fihevitrareo, ary ny lalanareo tsy mba lalako, hoy Jehovah, fa tahaka ny ahavon’ny lanitra noho ny tany no hahavon’ny lalako noho ny lalanareo sy ny fihevitro noho ny fihevitrareo."Isaia 55 : 8-8[/b][/b]
NB . Ho an'izay mbola tsy te hiteraka dia aza manao firaisana fotsiny aloha, na manisà andro e!

45. rakaroka
(
31/03/2009 20:04)
Dia mbola "averiko" fa ny fahavelomana dia "unitén'ny
"saina-vatana -fanahy" . sy voatery hitovy hevitra @ Andriamanitra inoanareo
ny hevitro => Tsy vozonana koa aho hanaraka ny mariny , tsy hoe "Satria Atra Izy , dia "inoy fotsiny!" satria ny Atra Inoako , nanome "fahalalahana, sans condamnation d'abord mba hahafahako miaina !" Ary zava-dehibe amiko ny nanomezany "saina afaka handinika sy handrindra ary hiatrika ny fiainana"
'ndraindray te ho "superwoman" aho, satria misy fotoan' andro itotonan'ny
zava-maro loha tokony ho atrehina aby... Dia eo no ahatsapana fa na ihodin-ko ho vy ianao na hiodin-ko ho vato, tsy maintsy misy ny sacrifié ho azy na dia nanan-danja koa aza ! Donc meloka foana izany de toute façon! , tsy azo atao hoe ny zanaka ihany no harena na ny sarobidy indrindra, satria ny lafim-piainana isan-karazany dia samby manana ny hasiny sy ny hasarobidiny avokoa,
matoa tsy niteraka angamba ny "jesuite" maaaaro dia misy "hevitra" sarobidy koa ao ambadik'izay, tsy tokony hopotehina asolo ny hoe hiteraka, dia tahaka izany ny zazavavy iray tsy mbola vonona ny hiteraka satria "masina aminy" ity vohoka mbola tsy hary talohan'ito iraika "afara", ka tsy tiany ho
"avorté-na"!

46. soanja
(
01/04/2009 03:42)
rakaroka:
Dia mbola "averiko" fa ny fahavelomana dia "unitén'ny
"saina-vatana -fanahy" . sy voatery hitovy hevitra @ Andriamanitra inoanareo
ny hevitro => Tsy vozonana koa aho hanaraka ny mariny , tsy hoe "Satria Atra Izy , dia "inoy fotsiny!" satria ny Atra Inoako , nanome "fahalalahana, sans condamnation d'abord mba hahafahako miaina !" Ary zava-dehibe amiko ny nanomezany "saina afaka handinika sy handrindra ary hiatrika ny fiainana"
'ndraindray te ho "superwoman" aho, satria misy fotoan' andro itotonan'ny
zava-maro loha tokony ho atrehina aby...
Mahafinaritra ahy ny filazan'i Rakoraka eto. Tena tiako raha mba mandray hevitra vaovao momba ity isika dia hiresaka hoe ahoana tokoa moa ny andraisan'ny tsirairay an'Andriamanitra zay hinoana.
Isika ihany no mandamina ny fiainantsika mantsy fa ny takian'Andriamanitra amintsika amiko dia ny fahafantarantsika ny fanajana ny mahaolona ka tsy hanimbazimbana azy ary koa ny fampifandraisana ireo vatana sy saina ireo amin'ilay Fanahy ifandraisantsika aminy. Io fifandraisana io izany no zavadheibe satria eo no milalao ny fitoniana sy ny fahafahana!
Misaotra Rakaroka!
:-* :-* :-* :-* :-*
47. rasobakobako
(
01/04/2009 08:17)
Nisedra izany olana izany mihitsy aho, 3 ny zanako t@ 2007, nanao plan ny fiainanay mihitsy zahay mivady, tsy hiteraka intsony isika, ampy ireo, hanao fanabezana aizana, hiasa mafy @ izay, satria iaraha mahalala fa ny fitaizana zaza dia mi-occuper fotoana,
Mbola tsy nisy retour de couche akory aho dia bevohoka indray. Kivy tanteraka e ! ny programam-piainana anefa efa vita tsara, dia nisaina ny hoe hanala zaza fa toa hanimba ny plan ity fisiany ity, ny farany ve mbola tsy ampy 2 ans dia hiteraka, menatra, vola ??? sns
Fa teo no nanekenay fa aleo tsy izay tianay no andeha hatao fa aleo manaiky ny fitondran'Andriamanitra (na dia samy manam-pahaizana aza izahay mivady).
Tamin'ny fotoana nanekenay fa haterakay io zaza io, dia nisokatra be ny fiainanay, tsy araka ny nosainina, fa ny fisian'ilay zaza "Fitahiana" no anarany, no vao mainka nitondra soa be de be ho anay, ilay zaza noheverina no sakana ho @ fivoarana no vao mainka nampivoatra.
Faly be izahay izao, fa rehefa manaiky ny sitrapon'Andrimanitra dia izay heverina ho loza aza kay fiadanana.
Ny fivelomana nahiana, ny vola natahorana tsy ho ampy, vao mainka nitombo, tsy hilaza @ nareo aho hoe avo firy heny ? ilay zaza mora notezaina, hendry, gentil , joyeux.
Faly be zahay e! satria na ny olona aza mitsiriritra, 4 mianadahy ny zanakay, 2lahy 2vavy, accident daholo no nahatonga azy ireo, saingy mino aho fa avy amin'Andriamanitra.
Raha hanala zaza ianareo, asa , sahinareo ve ? fa izaho aloha tsy sahy e!

48. ari.malala
(
01/04/2009 09:20)
Rasoabakobako, ny anareo izany anie ao anaty fanambadiana no nahazoanareo zaza e! na d lazainao aza fa accident, iny moa anareo, fa ny tena fototry ny dinika d ireo zaza azo tao anaty viol, principalement cas n'ilay zaza 9 taona bevoka kambana satria noviolen'ny raikeliny... d eo no mipetraka ny adihevitra.
Amiko manokana, Atra akory tsy Atra ts mijery! mahita sy mahatsapa ny fahoriana sy ny fijaliana ara-tsaina sy ara-batana iainan'ny olona tsirairay Izy, ary fantany ny fahoriana aterak'izany voaolana (humiliation ratram-batana...) Inoako, tsy hanome tsiny Izy raha ts manaiky hitazona izay aina terena ftsn izay ilay vevavy voaolana, satria ts nahazo tso-drano tamiNy, ary koa tanaty herisetra no niforonan'ilay aina

49. fahamarinana
(
01/04/2009 11:41)
:arrow: ( hs kely : mahazendana tanteraka koa ilay filaza hoe accident daholo ireo 4 ireo !)...fa anareo moa iny Rasoabakobako !..Dia ho sitrak'Andriamanitra ve ny nahatonga ireny miteraka 6-7 ireny e!!!...asa lahy !Mahaiza misaotra amin'ny zava-tsoa azo hatrany fa misy tokoa mahazo na tsy naniry izany aza ! (l)
50. ni81
(
01/04/2009 12:10)
( hs kely : mahazendana tanteraka koa ilay filaza hoe accident daholo ireo 4 ireo !)...fa anareo moa iny Rasoabakobako !..Dia ho sitrak'Andriamanitra ve ny nahatonga ireny miteraka 6-7 ireny e!!:roll: zà koa dia gaga fa ahoana?
51. rasobakobako
(
01/04/2009 13:12)
mikasika ilay zaza 9ans victime viol, amiko, aleo tsy alàna fa ateraka satria mampididoza kokoa raha alàna, be de be no mitady te hanangana zaza vao teraka, azo atao tokoa izany, misy masera mandray an'izy ireny. Mbola afa miverina mianatra ilay zaza rehefa avy eo, tsy maintsy karakaraina tsara kosa aloha ny fahasalamany e!
Mety ampiasain'Andriamanitra ireny ho an'ny olona mitady zaza. Mino aho fa ho mafimafy kokoa @ ilay bevohoka ny hisaina hoe nanala zaza, sy ny hoe niteraka rehefa avy eo. HIsy fiantraikany @ fotopisainany ny hoe viol + fanalanjaza ? sa ahoana ozizy nareo ?

52. ari.malala
(
01/04/2009 13:42)
Dia ts miova ny position ako! tsy afaka hanery olona iray hizioga ny tsy niriany aho raha izaho manokana! Raha zaza 9taona izany kosa aloha ny fahalalako ts afaka hitondra vohoka e! amizay kambana! izaho aza vehivavy lehibe ity naika tsy nahateraka ko mainka zaza 9taona!
53. fahamarinana
(
01/04/2009 13:44)
:arrow: rasoabakobako : hono oah,raha tsy mahadiso mba valio, rehefa inona no atao hoe accident ary rehefa inona no sitrapon'Andriamanitra ?....
:arrow: Sao dia lasa lavitra loatra ilay fandinihanao ?..Dia zaza 9 taona ve no mety ampiasain'Andriamanitra ho an'ny olona mitady taranaka ? 8O sady mbola avy naolana koa ? Njekaiky o ! ...Asa mety diso aho angaha !(l)
rasoabakobako:
Mety ampiasain'Andriamanitra ireny ho an'ny olona mitady zaza
:arrow: Sao dia lasa lavitra loatra ilay fandinihanao ?..Dia zaza 9 taona ve no mety ampiasain'Andriamanitra ho an'ny olona mitady taranaka ? 8O sady mbola avy naolana koa ? Njekaiky o ! ...Asa mety diso aho angaha !(l)
54. ari.malala
(
01/04/2009 13:59)
Dia ts miova ny position ako! tsy afaka hanery olona iray hizioga ny tsy niriany aho raha izaho manokana! Raha zaza 9taona izany kosa aloha ny fahalalako ts afaka hitondra vohoka e! amizay kambana! izaho aza vehivavy lehibe ity naika tsy nahateraka ko mainka zaza 9taona!
55. ari.malala
(
01/04/2009 14:06)
Dia ts miova ny position ako! tsy afaka hanery olona iray hizioga ny tsy niriany aho raha izaho manokana! Raha zaza 9taona izany kosa aloha ny fahalalako ts afaka hitondra vohoka e! amizay kambana! izaho aza vehivavy lehibe ity naika tsy nahateraka ko mainka zaza 9taona!
56. ikaretsaka
(
01/04/2009 16:03)
rehefa tena dinihina le izy izany de izao no remarque tsotra azo alaina hoe aminareo izany dia ianareo no mamaritra ny conditions arakaraka izay azoazo sy mampetipety ny fiainanareo dia ampifandraisana @ fivavahana fa tsy hoe ny fivavahana no mandrafitra azy ho anareo
ari> viavy lehibe manakory koa ianao?
ari> viavy lehibe manakory koa ianao?
57. rakaroka
(
01/04/2009 20:00)
[quote=ikaretsaka]
Fahakely aho dia nisaina toa izao: "Raha tia tena tia ny olona Atra 'zao , ary tompon'ny hery sy ny fanapahana tokoa, dia "tsy tokony hisy ho very izany ny olona na dia iray aza...
Niady mihitsy ny saiko hoe il n'a qu'à utiliser sa capacité...Dia nisy tantara na sipa tara BBBBBbbbbbbEeeee @ bandy hatramin'ny hoe "torana mihitsy izy dia niditra hopitaly nony hitany natao "mariazy le bandy" , Nisy nitovitovy t@
izay koa "Mlle CHRISTINE" no titre dia niara-nitsotra sy mbola nonina t@ ity olon-tiany izy!
Tsy izaho mihitsy aloha izany wa fa raha tiako le ol, du moins je fais qlq chose dia tsy maintsy azoko....Mais...teo vao tena tsapako fa "SAROBIDY" ilay dimension" hoe omena "ny fahalalahany TANTERAKA ilay olona ahasambatra azy ! Dia tahaka izany hoy aho naka lesona ny "Position'Atra amintsika, avelany ary nataony ho mpialoha lalana , mpitarika aza isika , ary izany no natao dia ny hanana fiainana be dia be, fa tsy ho eo ambany telle ou telle doctrine fotsiny.
rehefa tena dinihina le izy izany de izao no remarque tsotra azo alaina hoe aminareo izany dia ianareo no mamaritra ny conditions arakaraka izay azoazo sy mampetipety ny fiainanareo dia ampifandraisana @ fivavahana fa tsy hoe ny fivavahana no mandrafitra azy ho anareo:-w :-w :-w :-$
Fahakely aho dia nisaina toa izao: "Raha tia tena tia ny olona Atra 'zao , ary tompon'ny hery sy ny fanapahana tokoa, dia "tsy tokony hisy ho very izany ny olona na dia iray aza...
Niady mihitsy ny saiko hoe il n'a qu'à utiliser sa capacité...Dia nisy tantara na sipa tara BBBBBbbbbbbEeeee @ bandy hatramin'ny hoe "torana mihitsy izy dia niditra hopitaly nony hitany natao "mariazy le bandy" , Nisy nitovitovy t@
izay koa "Mlle CHRISTINE" no titre dia niara-nitsotra sy mbola nonina t@ ity olon-tiany izy!
Tsy izaho mihitsy aloha izany wa fa raha tiako le ol, du moins je fais qlq chose dia tsy maintsy azoko....Mais...teo vao tena tsapako fa "SAROBIDY" ilay dimension" hoe omena "ny fahalalahany TANTERAKA ilay olona ahasambatra azy ! Dia tahaka izany hoy aho naka lesona ny "Position'Atra amintsika, avelany ary nataony ho mpialoha lalana , mpitarika aza isika , ary izany no natao dia ny hanana fiainana be dia be, fa tsy ho eo ambany telle ou telle doctrine fotsiny.
58. rakaroka
(
01/04/2009 20:14)
Fa izany tsy voatery manipaka ny doctrine , sy ny fivavahana misy, fijery pure fotsiny no fihevitro azy! hoe "malalaka ny safidin'ny olona iray amin'izay itondrany ny fiainany sy heveriny fa mety !". Dia manaja izay safidiny izay aho!
satrIa nisy koa aza ny voam-bary latsaka an-tany vao nitsiry , misy ny "on peut pas faire des omelettes sans casser l'oeuf" .
Fa 'zao aloha e :roll: :-w :-w :-$ Ika izany tia zaza BBBBbbbe , miteraha e :-$ fa aza atao @ fanolanana fa mba omany tsara araka ny soupapen-dRakaroka!
Mila eritreretina tsara amim- (l) , saina sy fanahy aloha vao mi-passe acte physique : Izay ny fanaovana azy raha tsy hainao fa aza afotsitra :wink: :-D :-D :-D

59. fijo
(
01/04/2009 21:35)
ô ry zareo an,isan'ny maha olona antsika ny safidy,ary rehefa io safidy io no tsy misy dia toa ny zavapoana isika.ka mba efa nodinihanareo ve ny safidin'io olona novetavetaina io???alohan'ny hijerena izay hoavy,tsy aleo ve ny mandinika ny efa eo sy ny mahazo azy no atao aloha????
60. ikaretsaka
(
01/04/2009 22:43)
ko efa hita miharihary io ary ko inona indray nen-drakaroka...
"{moi d'abord et tout ce qui me concerne (ayez pitie de moi satria za voaolana) de adaptena @ arak'iny ny rehetra..bikina de ny tombotsoa aloha "satria"manana safidy fa bikina voaolana"~