Inona tokoa moa ny atao hoe Karma?
1. soanja
(
08/04/2009 05:09)
Efa niresaka momba an'io ihany ny namana Rakaroka fa raha azo atao dia mba azon'ny Rakaroka hazavaina bebe kokoa ve amin'izay ny namana afaka mandray anjara izay te momba an'io fotsiny. Misaotra mialoha.
Ny tenako moa dia hanazava momban'io amin'ny fifandraisana amin'ny maha Kristianina tsy voafehy na hoe Fanahy fifohazana araka ny fahatsapan-tena.

novalian'i rakaroka ny 14/04/2009 22:19
2. rakaroka
(
08/04/2009 13:44)
Ataoko teny frantsay aloha , dia rahariva iverenako fa mbola maika aho io !
"Tout acte est le mûrissement d’une cause antérieure et celui-ci aura une conséquence dans le futur. Ce que nous sommes aujourd’hui est le résultat des actes passés et ce que nous effectuons maintenant, déterminera l’avenir. Cette loi de causalité du karma est ce qui conditionne toute notre existence. Cependant, tous ces conditionnements ne sont pas définitifs car nous avons une certaine part de liberté et, quelles que soient les circonstances, il demeure toujours une possibilité de choix. En résumé, il y en a deux : soit de progresser vers la lumière de l’éveil, soit de régresser vers les ténèbres de l’ignorance. C’est la raison pour laquelle nous avons le libre arbitre. Bien que nous soyons prédisposés depuis la naissance, ces propensions ne nous déterminent pas totalement. Il est donc en notre pouvoir de nous libérer ou de nous aliéner.
Tout acte en bien ou en mal, du corps, de la parole et de l’esprit aura une conséquence bonne ou mauvaise, dans cette vie, dans la suivante ou bien après. Il est impossible, à moins d’appliquer l’antidote approprié, que le karma se détruise ou se perde, même après d’innombrables ères cosm
Évidemment, une personne récoltera inéluctablement le fruit de ses actes et ne pourra pas les transférer à quelqu’un d’autre ; ceux qui sont positifs engendreront le bonheur et ceux qui sont négatifs, la souffrance. Si on peut comprendre cette notion de karma au niveau individuel, il est quelquefois difficile d’admettre que l’on ait à subir les conséquences de certains actes au niveau collectif comme, par exemple : les guerres, les fléaux, les calamités, etc. En fait, le karma collectif est la réunion de multiples karma individuels. On peut le remarquer au niveau des groupes humains qui se réunissent pour des raisons sociales, religieuses, politiques et autres ; plus il y a de gens concernés, plus l’impact est puissant.
Le destin n’est pas une fatalité, mais la loi naturelle de cause à effet
Ainsi, à chaque instant de notre vie, nous pouvons transformer notre karma négatif en positif et améliorer encore plus notre karma bénéfique.

3. rakaroka
(
08/04/2009 20:15)
Ialantsiny aloha raha tsy voavaly teny gasy avy hatrany , noho ny hasin\'ny teny mety ho very eo am-pandikana !
Ny \"karma\" izany dia karazana \"toe-piaina voapaika\" ? Asa izay handikana ny hoe (comportement conditionnés).
Heu....\'zareo tatsinanana , ny Hindou mbamin\'ny bouddhist izany, ary tsy rizareo monja aza fa na ny Ntaolo izay nihevitra ny hoe \" ny tody tsy misy fa ny atao no miverina dia manana fijery sy fihevitra ary finoana fa ny \"anjara na lahatra\" iainan\'ny olona ankehitriny dia \"fiantraikan\'ny nataony omaly !\".
Heu...Inona moa ny \"fankahalana\" ?...Raha ny marina tsy mahazaka ny vesatra isan-karazany ahatrana na mihatra aminy ao amin\'ny sainy (mental)
ny izaho (soi) . Dia manery ny \"izaho\"(soi) ny saina hihatrana ao anaty karma!
(Sahala @ hoe \"ny vy tiana haranitra dia velezina asaina !
fa hain\'Atra ny mandranitra ny saina ....
isika izay voahariny dia tiany mba hizaka
Ka toriny sy anariny ( raha mahay maka lesona) @ zavatra mihatra!)
mandra-paha => rehefa tonga rafahafatesana dia miala ao amin\'ilay vatana sy saina ilay \"izaho\"(soi) ...dia mankany @ antsoina hoe \"incarnation\" dia mi-ré-incarne indray dia miverimberina izay mandra-pahatrarany ny \"niveau spirituel élevé izay manatrana azy ho iray @ divinité cosmique , izany hoe efa nahatomombana \"dia\" azo heverina fa \"mendrika ny fidirana ny varavaran-danitra\" vao manana \"accès\" @ izany antsoina hoe \"lanitra .
Fa raha tsy izany dia mbolz miodinkodina eto an-tany araka ny hira hoe : \"miodinkodina letsy ity fiainantsika ity !
Tahatahaka izay koa dia \"SOAVA-DIA\" daholo aza ! :wink:
Rakaroka

4. rakaroka
(
08/04/2009 20:46)
Ny hanampy dia "tsy midika mihitsy izany hoe k'inn tsony moa izany fa dia mijinja ny nafafy fotsiny sisa" : tsia satria "andrasana ny hetsikao haninteraka hetsika haninteraka ny "ampitso indray" : manana droit à l'erreur fa tsy voatery kosa hanjehy ny andro ho lava !
Ny manana "karma" tsara tsy tokony hitaza-ôtsiny ny tsy manana izany, fa sahala ny "cartes à jouer eo am-pelantanany mbola hamaritra ny ampitsony koa izany !
Heu...reko fa misy mpandinika afaka mamantatra ny karma fa tsy mbola nalehan'ny saiko loatra satria na 'za angamba mety afaka hamantatra ny lasako rehefa ilaiko izany!
Heu...reko koa fa misy "fomba fanao handiovana ny karma" dia tahaka ny "prière de purification" , izany hoe mangata-pamelana @ nanaovana "hadisoana rehetra" na fantatra na tsia @ izay voatohintohina noho izany Atra sns...
Ary indrindra indrindra (très important) avec sincèrité suivie d'une éveille
de conscience .

7. cutie
(
08/04/2009 20:53)
Atra ve efa nandahatra ny karma anao sa enao ihany no mahafantatra ny karma anao??? zany rakaroka ????:):):):)
8. ikaretsaka
(
08/04/2009 21:10)
ianao ihany ko..
andriamanitra no nanao ny puano hono.. de ndroky no manao ny melody eee

10. rakaroka
(
08/04/2009 21:25)
Eny...mitovy hevitra @ i Ika raha ny faharahako aloha dia nohariana mitovy mihitsy ny tsirairay, ary nomena "fahalalahana" (liberté tena madio mangarangarana) fa noharian'ilay "architect de l'univers koa ny loi cosmique" na ny loi de l'univers tahaka ny règle des jeux ireny fa tsy natao mihitsy hoe ho an-rakoto manokana na ho an-dRabe ...
:-w :-w :-w :-$ f'izany hoe ireo mba liana hamantatra ny "karma-ny"
:roll: :roll: :roll: :-w :-w :-$ maninn moa :roll: , sahala ireny mijery horoscope ireny , afaka hino na tsia fa misy lnk iray azo hijerena izany hono ity http://fantastiquephoenix.free.fr/special/karma.htm
Dia mba lazao ahy aza avy eo hoe mbô marina v ny fanomban'ito liens :?:

11. cutie
(
08/04/2009 21:28)
maninn moa , sahala ireny mijery horoscope ireny , afaka hino na tsia fa misy lnk iray azo hijerena izany hono ity http://fantastiquephoenix.free.fr/special/karma.htm
tsy nijery alou za fa mampime fotsiny le we horoscope :-D
12. rakaroka
(
08/04/2009 21:41)
cutie:
de ahona ndray aza le we azo ovaina ny karma-ny oul iray :)
Tena "TSARA" tokoa ity fanontanian'i Cutie ity !
Tsy tadidiko tsara , asa i Socrate angamba izy izay :roll: :roll: :roll: ,
nijery "astrologie" izy te hamantatra ny "destin"-ny , dia toa zavatra mamoa-fady tsy ny "reviny" izay no ilazako azy no tao .
Dia tsia dia tsia hoy izy, tsy ho izany mhitsy aho na tsapany izao aza fa tena "kilemany" tokoa ny voasoratra fa dia " NIHOITRA" izy ary dia nahatratra ny "tanjony" tokoa !
Etsy ambony aho dia milaza fa misy "prière de purification de karma",
ary raha ny marina , manembatsembana ny dia anie ny "halahelon'ny olona mitambesatra noho ny tsy nety natao sns ...ary vato misakana mihitsy ireny fa tsy ampoizina , ohatra tsy tsapa fa noho ny hasosoran'ny olona iray no mety hi-bloqué-ny izay mety hampandroso , sns
Raha ny marina ZAVA-DEHIBE ny "FIFOHAZAM-PANAHY" : NY FAHATSIAROVAN-TENA !
13. cutie
(
08/04/2009 21:44)
Raha ny marina ZAVA-DEHIBE ny "FIFOHAZAM-PANAHY" : NY FAHATSIAROVAN-TENA !
mety io ka @ zay tsy misy action fa thought fotsiny no miasa :-D
14. rakaroka
(
08/04/2009 21:58)
:-D :-D :-D
Ka tsy le hoe tonga saina anefa tsy haninn tsy haninn kosa ka, koa raha
tsy ireny olona mamo dia tondrahana rano ireny , dia avy eo lazaina fa
tonga saina.
Bien sur ny "finoana tsy misy asa maty momoka foana hatraiza hatraiza
hatrany @ rizareo mino ny karma koa :wink: :-D :-D :-D

16. soanja
(
09/04/2009 05:29)
Voalaza matetika tokoa ao amin'ny baiboly ny momban'ny Karma saingy tsy io moa izany no ilazany azy fa ilay efa voalaza ery ambony hoe hijinja ny nafafy ianao.
Ireto avy no hilazana izany Karma resahina izany ao amin'ny fiainana Xtianina.
Ny zavatra atao rehetra dia misy valiny avokoa na misy fiafarany avokoa na vokatra.
Ny asa tsara dia mitondra vokatsoa ary ny asa ratsy kosa dia mitondra voka-dratsy.
Izay atao rehetra dia holanjalanjain'Andriamanitra avokoa ary tsy misy miafina aminy.
Raha tsara ny nataonao dia hivoatra eo anatrehan'Andriamanitra ny fitomboana ara-panahy anananao (spiritual growth)
Arakaraky ny fivoatranao sy ny fitomboanao; ny eritreritrao sy ny fanirianao dia hivaingana. Miasa faingana kokoa ny Karma ao anaty fahatsapan-tena mazava.
Ny fanirian'Andriamanitra tokoa ny hanaovanao asa sy fihetsika rehetra hitondra amin'ny mahasoa. Ny tanjony goavana indrindra amin'ny asany dia ny mba handraisanao sy hahatongavanao amin'ny Fanjakan'Andriamanitra, izany hoe ny fahafahan'ny fanahinao tsy ho tafiditra intsony ao anatin'ny lalanan'i Karma.
I Jesoa dia nanatitratitra tokoa ny hoe ny Fitiavan'Andriamanitra dia tsy voafehin'izany Karma izany tokoa fa mihoatra lavitra noho izany raha manana fifiohazam-panahy miaraka amin'ny fahatsapan-tena ny olona iray satria Andriamanitra dia manome antsika ny tsy voasaina akory.

17. soanja
(
09/04/2009 05:34)
Misy andalana vitsivitsy notsongaiko ity hanome antsika amin'ny ambogadiny ny hafatr'Andriamanitra momba izany;
ILAY LALANA VOLAMENA
Matio 7:9-12
9 Ary iza moa aminareo, raha angatahan'ny zanany mofo, no hanome azy vato?
10 ary raha angatahany hazandrano, no hanome azy menarana?
11 Koa raha hianareo, na dia ratsy aza, mahalala hanome zava-tsoa ho an'ny zanakareo, tsy mainka va ny Rainareo Izay any an-danitra no hanome zava-tsoa ho an'izay mangataka aminy?
12 Koa amin'izany na inona na inona tianareo hataon'ny olona aminareo, dia mba ataovy aminy kosa tahaka izany fa izany no lalàna sy mpaminany.
Ny tian'Andriamanitra asongadina amin'io dia tsy hoe fotsiny akory hoe izay tianareo ataon' olona aminareo dia mba ataovy aminy koa fa ny tena lalina indrindra dia tiany mihitsy isika hanana fahatsapana toa azy Andriamanitra sy hiasa toa azy Andriamanitra.
Zany hoe isika rehetra dia manana tokoa ny toetra ratsy sy fomba isan-karazany mety tsy sitrak'Andriamanitra ka mahavita mamaly ratsy ny ratsy saingy kosa efa nomeny antsika ny fitaovana sy fahalalana ary fahendrena fa afaka mitia isika tsy voafetra ary tsy voatery amin'antony fa tia tsotra izao. Io dia ilay fitiavan'Andriamanitra miasa ao amin'ny fifohazam-panahy miaraka amin'ny fahatsapan-tena, izay ilay fanjakan'Andriamanitra ao anatintsika.
Ny Karma mantsy dia manome anao vokatra ho n'izay nafafinao ihany fa Andriamanitra kosa dia tsia. Andriamanitra dia manome fitiavana na ny tsara na ny ratsy ary izay ilay fahasoavan'Andriamanitra. Zany hoe ilay lalana volamena dia mitaky antsika tsy hamerina izay efa nataon'ilay olona aminao fa ny fazahoanao ilay fahasoavan'Andriamanitra no hozarainao aminy.

18. soanja
(
09/04/2009 05:43)
Lioka 6: 37- 38
37 Ary aza mitsara, dia tsy hotsaraina hianareo; aza manameloka, dia tsy hohelohina hianareo;
38 omeo, dia mba homena hianareo; fatra tsara sady ahintsana no afatratra ka mihoatra no homeny ho ao am-pofoanareo. Fa izay fatra ataonareo no hamarana ho anareo kosa.
Lioka 10:5-6
5 Ary izay trano idiranareo, dia lazao aloha hoe: Fiadanana ho amin'ity trano ity.
6 Ary raha misy zanaky ny fiadanana ao, dia hitoetra ao aminy ny fiadanana tononinareo; fa raha tsy izany, dia hiverina ho aminareo ihany izany.
Ny fifandraisan'ny rehetra samihafa finoana dia teraka tao anation'izany fifohazana ara-panahy amin'ny fahatsapan-tena izany.
Jaona 6: 45-46
45 Voasoratra ao amin'ny mpaminany hoe: "Ary izy rehetra dia hampianarin'Andriamanitra" (Isa. 54. 13). Izay rehetra mandre ka mianatra amin'ny Ray no manatona Ahy.
46 Nefa tsy nisy nahita ny Ray, afa-tsy izay avy amin'Andriamanitra: Izy no nahita ny Ray.
Io fahatsapana io koa dioa azo antsoina hoe “ Avy amin'ny fahafatesana mankany amin'ny fiainana”
Luke 14: 31- 33
31 Ary iza moa no mpanjaka, raha handeha hiady amin'ny mpanjaka hafa, no tsy mipetraka aloha mba haka hevitra tsara, na mahay mandresy ilay mitondra roa alina amin'ny iray alina izy, na tsia?
32 Fa raha tsy izany, raha mbola lavitra ny mpanjaka anankiray, dia hampitondra teny izy ka hangataka fihavanana.
33 Ary toy izany koa hianareo rehetra, izay tsy mahafoy izay rehetra anananareo, dia tsy azo ekena ho mpianatro.
Matio 26:50-53
50 Fa hoy Jesosy taminy: Ry sakaiza, ataovy izay nalehanao eto. Dia nanatona ny olona ka nisambotra an'i Jesosy ary nitana Azy.
51 Ary, indro, ny anankiray tamin'izay nomba an'i Jesosy naninjitra ny tànany, dia nanatsoaka ny sabany ka nikapa ny mpanompon'ny mpisoronabe ary nahafaka ny sofiny.
52 Fa hoy Jesosy taminy: Ampidiro amin'ny tranony ny sabatrao; fa izay rehetra mandray sabatra no hovonoina amin'ny sabatra.
53 Ary ataonao va fa tsy mahazo mangataka amin'ny Raiko Aho, dia haniraka anjely tsy omby roa ambin'ny folo legiona ho et? amiko Izy ankehitriny?
Matio 11:30
30 Fa mora ny ziogako, ary maivana ny entako.
Io ilay fazahoana fahafahana amin'ny Karma.

19. soanja
(
09/04/2009 05:45)
Misaotra an'i namana Rakaroka aho nanokana fotoana nanazava momban;i Karma.
Namaste isika rehetra! Soanja :-* :-* :-* :-* :-* :-*

20. coopsal
(
09/04/2009 09:12)
"Raha ny momba ny Karma, marina fa ny olona dia mandray ny vokatry ny asany; fa ny mahasamy hafa ny fampianaran'i Kristy amin'ny fampianarana Hindou dia izao -- ny Kristiana miasa satria voavonjy, ary ny Hindou miasa mba ho voavonjy."