Inona tokoa moa ny atao hoe Karma?
41. fahamarinana
(
11/04/2009 07:59)
:arrow: Rakaroka : Marina sy ekeko tanteraka akia a !..fa za zay fa samy manana ny fitondrany ny Finoany angamba e !
Amiko manokana ,fony mbola tsy tao amin'ny Tompo aho dia efa niezaka hatrany niaina tahaka izay,nony tao aminy aho dia nahita fahasoavana sy fiadanam-panahy fa tsy nampiova ahy velively ho lasa mpanilika ny hafa sy hitsaratsarana ny hafa fa ny ezaka nataoko aza dia nanatsara izay efa tsy lavorary amin'ny Alalany tanteraka ! Amiko fotsiny anefa izay ! (hs : efa mianatra ilay rariny sy hitsiny koa !):-* (l)

42. soanja
(
11/04/2009 08:44)
Zah aloha tsy mihevitra mihitsy hoe mitory teny amiko i Rakaroka fa milaza ny momba io resaka Karma io sy ny fiasany sns... ary isaorako andry tokoa izany.
Malalaka kosa isika rehetra milaza ny finoany avy ary ny hitsara ny hafa momba izany angamba no isan'ny tsy mahatsara noho ilay Karma eritreretiko sy hinoako.
I Kristy amiko toy ny andry. Izy no iaingana ary Izy no iafarana. Fikirina Izy n'aiza n'aiza satria iny ilay vato fehizoro hijoroan'ny finoana. Azontsika antenaina izy ary manome antsika ny hazavana rehefa mandalo tafiodrivotra ny momba antsika. Izy irery ihany no afaka hanafaka antsika amin'izany zioga izany. Andriamanitra Izy ary Izy no Fanahy ao anatintsika sy manerana.
Ny andraikitra nomena antsika avy amiko dia tsy tokony heverina ho zioga. Iny aza ilay Fitiavana ao anaty entina hilazana an'i Kristy. Io ilay fahasoavana ifampizarana.
Amiko na zaza misy SIDA aza dia tsy hihevitra ny tenany ho ratsy na hoe manana kilema rehefa miaina ao amin'i Kristy. Misy antony ny zava-drehetra, ny fahatongavan'izany zaza izany eto an-tany no mety hitondra fahamoram-po ho an'ny hafa, fitsinjovana ho an'ny hafa, ary izany zaza izany no endriky i Kristy manoloana ny zavamisy eto an-tany ka isehoan'ny fiasantsika rehetra manodidina ampitiavana. I Kristy no mpanafaka ary Izy no mpandrindra. Isika no miaina ny tiany hambara ho antsika sy ho an'ny hafa.
Mirary Paka sambatra daholo! Soanja :-* :-* :-* :-* :-*

43. rakaroka
(
11/04/2009 12:35)
fahamarinana:
:arrow: Rakaroka : Marina sy ekeko tanteraka akia a !..fa za zay fa samy manana ny fitondrany ny Finoany angamba e !
Amiko manokana ,fony mbola tsy tao amin'ny Tompo aho dia efa niezaka hatrany niaina tahaka izay,nony tao aminy aho dia nahita fahasoavana sy fiadanam-panahy fa tsy nampiova ahy velively ho lasa mpanilika ny hafa sy hitsaratsarana ny hafa fa ny ezaka nataoko aza dia nanatsara izay efa tsy lavorary amin'ny Alalany tanteraka ! Amiko fotsiny anefa izay ! (hs : efa mianatra ilay rariny sy hitsiny koa !):-* (l)
Mahafinaritra izany ny fivekaran-tsain'i Faha... Afaka mifandray @ izao tontolo izao fa tsy irony voafefy tsy hisokatra tahaka ny nafafin'ny sasany hoe aza ho naman'izao tontolo izao!
Miteny "mahitsy sy somary masiaka" angamba aho, manoloana ny
fiainana diavin'ny gasy maro ankehitriny" , mahatsapa aho hoe miha mivaralila ny fifandraisan'ny samy olona , anefa samy mitonona ho xtiana , ary eo no nahatonga ahy nivolana fa tsy ampy raha ny fifandraisana @ ny ambony fotsiny sanatria no "asandratra" dia tahaka izay toriana sy ijoroana ho vavolombelona matetika tahaka ny inn anefa rehefa jerena 'ty iainana toa
"mandringa" ..., Tsy I Faha na i Soanja akory no teneniko fa vokatry ny fanindrahindrana loatra ny any ambony dia tsapako fa voailika tsy nahy fa niniana matetika ny manodidina satria tsy ahoana ho inn loatra !....
44. rakaroka
(
11/04/2009 13:01)
[quote=soanja]
Mahafinaritra raha izany ! tsapako efa tafahoatran'ny "mechanisme conditionné" injy tsy voatery hihevitra fa torin-teny no atao :-D :-D ,
fa ny tiako hanampy kely , ny fivavahan-drizareo HIndou ange akia voalaza
fa efa nisy taloha ela ny nahatongavan'i Jesoa aza! Izany hoe raha apetraka historique mbola tsy "consommé" ny "antsoina ho famonjena kristiana, dia efa nisy ny fianoan-drizareo ny "karma", ary voalazako ery ambony ihany koa
fa fomba fiteny ihany ny hoe "zioga" tahaka ny filaza koa ny hoe "ento ny ziogako" cf xtiana, tsy voatery an-karatsiana no andraisana izany fa an-kasoavana koa aza, ary am-pitiavana indrindra no iatrehana 'ty fiainana an-tany !
Izaho tsy mitsara olona fa ny fijery no nahitsiko=>antony satria "concept"n-drizareo ny "karma" , ary misy zavatra maro na ao amin'ny baiboly aza 'zary tefena ampifandraisina tsy araka ny "conception" nametrahana izany !
En effet il est très important hoe mandia ny fiainany ny tsi1/1 fa tsy salovanin'olona hafa ! Satria izay lé "conception de base" , raha toa miaiky ny hadisoany ny olona iray : tsara kokoa raha avy amin'izy tenany ny "fahatsapana" sy "initiative" ary @y dia "consciencieux" kokoa ilay olona noho ny hoe manao ny "hadisoana izy" , ary raha olon-kafa no manefa à sa place , TSY VOATERY HO TSAPANY ny "ambaindain'ny fiainana! Ary ny "blem"-ko, dia zary MAMERY ny sens de responsabilitén'ny olona maaaaaro mihitsy ilay "fampianarana" izay manafaka an-drizareo MORA foana n'inn ataony , satria efa "vita aza ny rehetra koa inn indray aza :?:
Zah aloha tsy mihevitra mihitsy hoe mitory teny amiko i Rakaroka fa milaza ny momba io resaka Karma io sy ny fiasany sns... ary isaorako andry tokoa izany.
Mahafinaritra raha izany ! tsapako efa tafahoatran'ny "mechanisme conditionné" injy tsy voatery hihevitra fa torin-teny no atao :-D :-D ,
fa ny tiako hanampy kely , ny fivavahan-drizareo HIndou ange akia voalaza
fa efa nisy taloha ela ny nahatongavan'i Jesoa aza! Izany hoe raha apetraka historique mbola tsy "consommé" ny "antsoina ho famonjena kristiana, dia efa nisy ny fianoan-drizareo ny "karma", ary voalazako ery ambony ihany koa
fa fomba fiteny ihany ny hoe "zioga" tahaka ny filaza koa ny hoe "ento ny ziogako" cf xtiana, tsy voatery an-karatsiana no andraisana izany fa an-kasoavana koa aza, ary am-pitiavana indrindra no iatrehana 'ty fiainana an-tany !
Malalaka kosa isika rehetra milaza ny finoany avy ary ny hitsara ny hafa momba izany angamba no isan'ny tsy mahatsara noho ilay Karma eritreretiko sy hinoako.
Izaho tsy mitsara olona fa ny fijery no nahitsiko=>antony satria "concept"n-drizareo ny "karma" , ary misy zavatra maro na ao amin'ny baiboly aza 'zary tefena ampifandraisina tsy araka ny "conception" nametrahana izany !
En effet il est très important hoe mandia ny fiainany ny tsi1/1 fa tsy salovanin'olona hafa ! Satria izay lé "conception de base" , raha toa miaiky ny hadisoany ny olona iray : tsara kokoa raha avy amin'izy tenany ny "fahatsapana" sy "initiative" ary @y dia "consciencieux" kokoa ilay olona noho ny hoe manao ny "hadisoana izy" , ary raha olon-kafa no manefa à sa place , TSY VOATERY HO TSAPANY ny "ambaindain'ny fiainana! Ary ny "blem"-ko, dia zary MAMERY ny sens de responsabilitén'ny olona maaaaaro mihitsy ilay "fampianarana" izay manafaka an-drizareo MORA foana n'inn ataony , satria efa "vita aza ny rehetra koa inn indray aza :?:
45. fahamarinana
(
11/04/2009 13:24)
:arrow: Rakaroka : koa mbola eto amin'izao tontolo izao koa ! Amiko tsy voatery ho ratsy daholo akory izao tontolo izao ! Fa kosa mety za no hafa fijery an ! Na ny tenako aza tao anatin'izao tontolo izao no nalaina hiditra lalindaliny kokoa ka ahoana tokoa re no hanilihako ny hafa ! Oay ,raha mba nisy nanilika aho tamin'izany dia asa fotsiny ny tamiko ,tokoa moa !! Tsy nisy tonga dia feno sy tanteraka hatrany an_kibon-dreniny afatsy Jesoa,za nefa tsy izy fa mba miezaka ho toa Azy! Hatreto mbola tsy tonga amin'ilay lafatra e !
:arrow: Tsy olana fa tohizo !:wink:
:arrow: Ekeko tanteraka ,io ilay mibebaka dia mibebaka hatrany ,dia mieritreritra tokoa fa Mpamindra fo hatrany ny Tompo ,lasa fanararaotana be ! hoe nisolo voina i Jesoa dia vita matavy ny heloky tsika mianakavy ! Za manokana dia somary manahirana ahy koa izy io ,misy ny tsy tahaka izay nefa fa miezaka hatrany ny hanitsy ,nefa tsy azo lavina fa mbola misy koa ny miafina ambadik'io fa ndao atao hoe azy iny dia any ho any mifankahita e !...
Amin'ny lafiny iray tsy hita fa olombelona ihany moa ! Tsy olo-masina akory .:?(l)
rakaroka:
Miteny "mahitsy sy somary masiaka"
:arrow: Tsy olana fa tohizo !:wink:
rakaroka:
dia zary MAMERY ny sens de responsabilitén'ny olona maaaaaro mihitsy ilay "fampianarana" izay manafaka an-drizareo MORA foana n'inn ataony , satria efa "vita aza ny rehetra koa inn indray aza
:arrow: Ekeko tanteraka ,io ilay mibebaka dia mibebaka hatrany ,dia mieritreritra tokoa fa Mpamindra fo hatrany ny Tompo ,lasa fanararaotana be ! hoe nisolo voina i Jesoa dia vita matavy ny heloky tsika mianakavy ! Za manokana dia somary manahirana ahy koa izy io ,misy ny tsy tahaka izay nefa fa miezaka hatrany ny hanitsy ,nefa tsy azo lavina fa mbola misy koa ny miafina ambadik'io fa ndao atao hoe azy iny dia any ho any mifankahita e !...
Amin'ny lafiny iray tsy hita fa olombelona ihany moa ! Tsy olo-masina akory .:?(l)
46. soanja
(
11/04/2009 15:11)
Mirary PAKA sambatra daholo ary o!
Misaotra indrindra mifandray amin'ny ara-panahy! Namaste daholo. :-* :-* :-*

47. rakaroka
(
11/04/2009 18:11)
:lol: :lol: :lol: MISAOTRA SOANJA :-* :-* :-*
Ny PASKA anie ré-incarnation'i Kristy ! Fa antenaina hivimbina "fifohazam-panahy" sy fitsimohana vaovao indray ho an'ny mpino ,(d'autant plus "printemps" moa no isiana izao )

48. rakaroka
(
11/04/2009 19:12)
[quote=fahamarinana]
Ié fomba famaly mahazatra mihitsy io fa raha ny marina anefa "antsoina" ho amin'ny fahatanterahana isika , araka ny voalaza "aoka ianareo ho tanteraka tahaka ny fahatanterahan'ny Rainareo izay any an-danitra" !
Izany no manamafy fa iriana hizotra hihazo ho lanja miakatra hanatratra ny ny niveau spiritueln'ireny Christ ireny koa fiainantsika!...
Amin'ny lafiny iray tsy hita fa olombelona ihany moa ! Tsy olo-masina akory .:?
Ié fomba famaly mahazatra mihitsy io fa raha ny marina anefa "antsoina" ho amin'ny fahatanterahana isika , araka ny voalaza "aoka ianareo ho tanteraka tahaka ny fahatanterahan'ny Rainareo izay any an-danitra" !
Izany no manamafy fa iriana hizotra hihazo ho lanja miakatra hanatratra ny ny niveau spiritueln'ireny Christ ireny koa fiainantsika!...
49. cutie
(
11/04/2009 21:12)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 09-04-2009 22:03:16
Lohateny : Re : Inona tokoa moa ny atao hoe Karma?
[quote=cutie]
Voalaza teo :
a mechanism that makes us thoroughly experience the themes of our life until we gained optimal knowledge from them and until our emotional attachment to these themes falls off.
Raha adika mba ho azon'ny be sy ny maro
un m�canisme qui nous incite compl�tement � �prouver les th�mes de notre vie jusqu'� ce que nous ayons gagn� la connaissance optimale de eux et jusqu'� ce que notre attachement �motif � ces th�mes tombe. [25�
Izay ?
zay :P
50. Koditra
(
13/04/2009 18:26)
Misaotra an’Soanja nanokatra dinika sy Rakaroka nitondra fanazavana fa nafinaritra ny namaky ity dinika ity, efa mba nisy fanazavana kely azoko ihany fa tao anatin’ny fotoana fohy, 18 taona lasa izay angamba, momba an’io «fifohazam-panahy sy ny fahatsapan-tena» io. Ny fahafantarana azy dia tsy midika mihitsy akory hoe fivadihana finoana fa maro ny lesona azo tsoahina sy ampiharina eo @fiainana andavanandro izay tsy mifanohitra velively @ finoana maha kristianina.
51. rakaroka
(
13/04/2009 19:35)
Marina ny voalazan'i Koditra hoe tsy voatery hivadika "finoana" na hanipaka ny mahaXtiana ny fifohazam-panahy sy ny fahatsapa-tena. Tsarovy tsara fa nampianatra aza i Jesoa hoe "raha manana halahelo aminao ny rahalahinao
dia 'ndana aloha mandrindra ny "fihavananao aminy" .... Ianareo no fanasin'ny tany , raha ny fanasina no tonga matsatso ...inn indray no ahasira azy (izany hoe tokony tomombanana ny endrika , hetsika ary toetra mahaXtiana fa tsy mianina @ hoe olona moa, mpanota, sns, dia sanatria natao hiandry ny famonjen'i Lery ftsn ve ?...
Mbola misy koa ny teny hoe "mahay ny zavatra rehetra aho ao @ ilay "mpampahery ahy" . Izany hoe ny Mpino dia tsy tokony olona "ignorant"
fa mba nahadinika sy nahatsoaka lesona t@ fiainana , ary ny "fiainana" tsy
mifintina hoe "ny baiboly" ihany na Jesoa monja fa izay misy rehetra dia azo isintonana lesona avokoa ary mahasoa ivoarana ! Rahateo ara-tsoratra masina anie ny hoe mahazoa "fahalalàna", mahazoa "fahendrena".
'Za io , anontaniana mikasika ny "karma" dia miresaka ny ato an-doha fa miara-mivavaka @ xtiana soaman-tsara any am-piangonana aho , manohana an-drizareo @ ezaka ataony an, ohatra "vokatra"hiahiany ny "fiangonana" .
Rahateo betsaka anie no ilàna ny fiangonana raha ny marina , sosialy, sns
fa ny koltoraly tsy tokony ampahan-tsoratra, na ampaham-pijery no atao dridrangilo, fa tokony ampitaina "mazava" sy "feno ny fampianaran'i Kristy!

52. soanja
(
14/04/2009 04:14)
rakaroka:
Tsarovy tsara fa nampianatra aza i Jesoa hoe "raha manana halahelo aminao ny rahalahinao
dia 'ndana aloha mandrindra ny "fihavananao aminy" .... Ianareo no fanasin'ny tany , raha ny fanasina no tonga matsatso ...inn indray no ahasira azy (izany hoe tokony tomombanana ny endrika , hetsika ary toetra mahaXtiana fa tsy mianina @ hoe olona moa, mpanota, sns, dia sanatria natao hiandry ny famonjen'i Lery ftsn ve ?...
Mbola misy koa ny teny hoe "mahay ny zavatra rehetra aho ao @ ilay "mpampahery ahy" . Izany hoe ny Mpino dia tsy tokony olona "ignorant"
fa mba nahadinika sy nahatsoaka lesona t@ fiainana , ary ny "fiainana" tsy
mifintina hoe "ny baiboly" ihany na Jesoa monja fa izay misy rehetra dia azo isintonana lesona avokoa ary mahasoa ivoarana ! Rahateo ara-tsoratra masina anie ny hoe mahazoa "fahalalàna", mahazoa "fahendrena".
'Rahateo betsaka anie no ilàna ny fiangonana raha ny marina , sosialy, sns
fa ny koltoraly tsy tokony ampahan-tsoratra, na ampaham-pijery no atao dridrangilo, fa tokony ampitaina "mazava" sy "feno ny fampianaran'i Kristy!
Namaste!
54. coopsal
(
14/04/2009 08:10)
rakaroka:
Ny manahirana @ fiheverana hoe \"miasa vokatry ny famonjena ny Xtiana\";
dia misy koa ilay hoe \"tsarao amin\'ny voany ny hazo\" ,
==> Izay indrindra, ho an\'izay ao amin\'i kristiana dia \"vokatra\" (= voa) noho ny firaisana amiNy foto-boaloboka ny fiasana (fanaovana asa fiantrana, fitorianteny, famonjena @ lafiny rehetra, fa voalohany indrindra ny ara-panahy, ...), fa tsy natao hitadiavana voa. I Jesoa ihany no niteny hoe :
\"Tsy misy hazo ratsy mamoa voa tsara\", koa ataon\'izay olona tsy voavonjy ahoana no hamoa famonjena ?
Tsarao izao teniko izao raha marina na diso :
Mitovy ve ny olona mizara sakafo satria nokaramaina hizara sy ny ny mizara sakafo satria manana hozaraina ary manana fotoana hizarana izany ?
Izay no mahasamy hafa azy! Raha manome aho dia satria manana, fa tsy hoe manome aho mba hananako!
rakaroka:
Ho an\'ireo mino ny karma dia \"tompon\'antoka ny hoaviny ny tsirairay \", fa rizareo anie tsy manda fa ao anatin\'izany koa ny (l) mitia sy mifampitsimbina , ny fisokafana @ manodidina fa tsy hoe \'dia ho honjohonjoko izaho samy irery izany satria izaho aza ity mbola manefa :-D :-D Ary koa misy fifandraisana amin\'ilay mpahary tsy tapaka koa !
==> Raha azoako tsara ilay karma dia tahaka ny marika ara-panahy (graduations spirituels) ananan\'ny tsirairay arakaraka ny nataony (isaka ny manota dia tsy mahazo ny karma, ary isaka ny manao tsara dia mahazo ny karma ... ary misy karma tratrarina mba hahazoana ny fiainana mandrakizay izay fiadanan\'ny fo sy ny fanahy).
Ndeha ary horaisintsika araka izay ilay izy :
- Manao ny tsara : manao izay tian\' Andriamanitra hotanterahiko
- Manao ratsy (= manota) : tsy manao izay tian\' Andriamanitra ataoko na manao izay tsy tian\' Andriamanitra hotanterahiko.
Amin\'ity andro anio ity, firy ny probabilité hoe
- tanterako an-tsakany sy an-davany (karma ++), na tsia (karma --) izay tokony hataoko ?
- mahatanteraka izay tsy tokony hataoko (karma --) aho na tsia (karma ++)
Ireto misy fomba fandinika tsotsotra :
Isaka izay rehetra tokony hataoko :
Moa ve fantatro tanteraka izany ?
+ tsia --> tsy nahazo karma
+ eny --> vononana amin\'ny foko ve aho hanatanteraka izany ?
* tsia --> tsy nahazo karma
* eny --> vitako sy ataoko foana ve izany ?
. tsia --> tsy nahazo karma
. eny --> nahazo karma
Isaka izay rehetra tsy tokony hataoko :
Moa ve fantatro tanteraka izany ?
+ tsia --> Nanao aho ve ?
* tsia --> mahazo karma
* eny --> tsy mahazo karma
+ eny --> vononana amin\'ny foko ve aho tsy hanao izany ?
* tsia --> tsy nahazo karma
* eny --> vonona ve ny foko tsy hanao izany ?
. tsia --> tsy mahazo karma
. eny --> tsy nanao izany aho ve ?
> tsia (tsy nanao) --> mahazo karma
> eny (nanao) --> tsy mahazo karma
Raha somary mankarary an-doha ilay adisanina dia izao mahatsotsotra kokoa azy : ny isan\'ny manga dia isan\'izay ahazoana karma ary ny mena dia isan\'izay tsy hahazoana karma.
Ndeha aho haka isa iray (ho fanoharana ihany), misy didy 10 mila tandremana isan-tsegondra (raha 5 ny heverinao fa izy na 12 tsy maninona, fa ohatra fotsiny hahamora ny fandinihana ilay 10). Isaka ny didy iray tsy voatandrina dia misy karma iray banga, ary isaka ny iray voatandrina dia nahazo karma.
Iza no afaka hilaza fa mahazo 100% ny karma tokony ho azony ao anatin\'ny iray andro ohatra ?
Raha tsia, ndeha ataoko hoe raha faran\'izay mahazo naoty ambony aho dia 80% ny karma azoko anio fa ny 20% tsy azoko.
Inona no antoka ho ahy fa rahampitso aho dia hahafeno ireo 20% tsy azoko anio ? Na ny 100% rahampitso aza toa efa azoko antoka sahady fa tsy ho tratra, fa mety mbola ho 80% ihany no ho azoko na ho latsaka aza.
Ka raha izany, rahoviana no ho feno ny karma hidirako fiainana mandrakizay ? Moa ve tsy arakaraka ny hitomboan\'ny fiainana omena ahy eto an-tany (raha misy izany) no hampitombo ny fahabangana eo @ karma ilaina tratrariko ?
Tahaka ny hoe, raha 8/10 ny naotiko anio, rahampitso aho mahazo 8/10 koa, 16/20 izany.
Isika olombelona tsy marina aza raha mitsara, tsy misy hoe \"atao afaka fanadinana satria nahatratra 100 ny isany\" tsy ny isa no ahafahana fa ny salan\'isa, nahazo 100 t@ 100 tokony hotratarina ve ? Izay vao hoe afaka. Ahoana izany amin\' Andriamanitra mpitsara marina ?
raha 8/10 ny naotiko, 2 monja ny elanelana tsy ahatrarako ny 10/10.
fa raha 16/20 ny naotiko, 4 ny elanelana tsy ahatrarako ny 20/20.
Izay no nilazan\'i KRISTY hoe : \"mora kokoa ny hidiran\'ny rameva amin\'ny lava-panjaitra noho ny hidiran\'izay matoky ny harena @ fanjakàn\'ny lanitra.\"
Tsy ilay tovolahy iny ihany akory no nilazan\'i Jesoa an\'izany, fa ny olombelona rehetra.
Ary raha niteny Jesoa hoe : \"tsy hain\'olombelona izany, fa tsy tahaka izany @ Andriamanitra, fa ny zavatra rehetra dia hain\' Andriamanitra\".
Fahagagana avy amin\' Andriamanitra ihany no hahafahan\'ny rameva miditra ao amin\'ny lava-panjaitra.
Fahagagana mihoatra noho izany no hahafahan\'ny olona miditra ny fanjakàn\'ny lanitra, dia toerana tsy misy korontana sy fijaliana fa feno fiadanam-po sy fifaliana.
Ary tanteraka izany fahagagana izany t@ nisehoan\' Andriamanitra tamin\'ny olona, tao anaty nofo sy rà, tamin\'ny alalan\'i Jesoa Kristy izay nampijaliana sy novonoina ary nalatsa-drà.
Io fampijaliana sy famonoana an\'i Jesoa ary nandatsahana ny ràNy io no mameno ireo ny karma tsy azoko rehetra.
Hevero anie e, raha farany mahay indrindra ny mpanala fanadinana dia 10/10 no azony, kanefa raha tsy ampy isa 2 hahafeno ny 10 ho ahy anio, mila mahazo 12/10 aho rahampitso izany hamenoana ny banga. Rahoviana aho vao hahazo 12/10 ? Rehefa misy fahagagana, ary io fahagagana io dia hoe nanome 2 points de bonus ho ahy ny mpitsara ... izay no maha \"grâce de Dieu\" ny famonjena, satria Andriamanitra mpitsara dia nanome bonus ho an\'ny tsy ampy rehetra. Raha famindram-po toy izany izy dia fanomezana izany fa tsy tambin\'ny asako na ny fahaizako akory, fanomezana maimaim-poana. Ary matoa nisy anomezana maimaim-poana ho ahy, dia satria nisy nanome maimaim-poana tao. Nisy nameno ny banga tao : Kristy nijaly sy maty ary nalatsa-drà. Araka ny voasoratra hoe : \"il s\'est dépouillé Lui-méme pour que nous devenions riches\".
Mba hanaporofoana amin\'ny mpanala fanadinana fa tena misy marina ilay bonus, dia nisy anakiray tonga dia naseho ho afa-panadinana.
Ary izay no anton\'ny fitsanganan\'i KRISTY, mba hanaporofoana amin\'ny rehetra fa tena manome ilay izy marina Andriamanitra.
Raha tsy misy porofo tsy misy antoka hahafahantarana hoe tena nahazo famonjena marina aho.
Ho ahy manokana ny porofo dia izay nahenoako an\'i KRISTY namaly ny fanontaniako, porofo tamiko fa velona tokoa Izy, araka izay anambaran\'ny Baiboly Azy.
Ianao izay naharitra namaky hatramin\'ny farany koa izao dia manana porofo, dia izay nambarako sy ny fijoroako vavolombelona.
Raha tsy ampy anao ny fanoharana sy ny fijoroako vavolombelona kanefa te hino ianao, Andriamanitra mbola vonona hanome anao ny porofo ilaina rehetra hinoanao.
Fa maninona no tsy maintsy mino ?
Efa imbetsaka aho no nifanena tamin\'olona mahantra, mpangataka, sakafo no nisy teny amiko mahavoky ho azy noana, natolotro azy izany saingy nolaviny. Koa tsy izay notolorana akory no manana, fa izay nandray ny natolotra ihany.
Ary ny finoana dia fandraisan\'ny fo ny famonjena atolotr\' Andriamanitra. Koa ny olona tsy mino dia izay mandà ny famonjena.
\"Fa toy izao no nitiavan\' Andriamanitra izao tontolo izao, nomeNy ny zanaNy Lahitokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay\"
55. fahamarinana
(
14/04/2009 14:04)
koditra:
Ny fahafantarana azy dia tsy midika mihitsy akory hoe fivadihana finoana fa maro ny lesona azo tsoahina sy ampiharina eo @fiainana andavanandro izay tsy mifanohitra velively @ finoana maha kristianina
:arrow:Marina tsara be ! raha voatohitohina tokoa dia mety mbola Finoana tsy tsara base ka atahorana hiova !
coopsal : tsy voavakiko fa narary ny andohako ! :? ,tokoa moa ! (l)
56. rakaroka
(
14/04/2009 21:05)
[quote=coopsal]
@ ankapobeny dia mifangaro be ihany ny resak'i Coopsal.
En effet ny hoe :
==>
Raha tena fotorana ny tokony hevitry ny teny hoe firaisana @ i Kristy dia efa
NAHATRATRA ilay niveau spirituel elevé vao "accessible @ divinité cosmique".
Izay vao tena atao hoe miray aminy , satria raha mbola mibahana ao amintsika ny antsoina hoe "ota" , tsy afaka ho iray aminy noho izany isika,
ary tsy hoe satria maty i Kristy dia afaka ho azy noho izany ny ota, fa halany ny masirasira, tsy afaka ho iray @ fahamasinan'Atra izany!
Fanamafisana izany ny tenin'i Jesoa ao @ matio 5 -fa lazaiko aminareo fa reha tsy mihoatra an'ny mpanora-dalàna sy ny fariseo ny fahamarinanareo dia tsy hiditra any @ fanjakan'ny lanitra MIHITSY ianareo.
Izany hoe misy zavatra napetraka...dia avy eo misy conséquence...sahalahala @ kajinao fa ny kajinao anao anao fa ato @ matio dia voalaza fa h@ did madinika indrindra aza natao ho ankatoavina ary tsy namoana izany ny fahatongavan'i Jesoa !

Izay indrindra, ho an\'izay ao amin\'i kristiana dia \"vokatra\" (= voa) noho ny firaisana amiNy
Raha tena fotorana ny tokony hevitry ny teny hoe firaisana @ i Kristy dia efa
NAHATRATRA ilay niveau spirituel elevé vao "accessible @ divinité cosmique".
Izay vao tena atao hoe miray aminy , satria raha mbola mibahana ao amintsika ny antsoina hoe "ota" , tsy afaka ho iray aminy noho izany isika,
ary tsy hoe satria maty i Kristy dia afaka ho azy noho izany ny ota, fa halany ny masirasira, tsy afaka ho iray @ fahamasinan'Atra izany!
Fanamafisana izany ny tenin'i Jesoa ao @ matio 5 -fa lazaiko aminareo fa reha tsy mihoatra an'ny mpanora-dalàna sy ny fariseo ny fahamarinanareo dia tsy hiditra any @ fanjakan'ny lanitra MIHITSY ianareo.
Izany hoe misy zavatra napetraka...dia avy eo misy conséquence...sahalahala @ kajinao fa ny kajinao anao anao fa ato @ matio dia voalaza fa h@ did madinika indrindra aza natao ho ankatoavina ary tsy namoana izany ny fahatongavan'i Jesoa !
57. rakaroka
(
14/04/2009 21:24)
[quote=coopsal]
Isika no manasokajy ho voalohany , faharoa ....fa raha ny marina
Ny "prise de décision" tokony horaisina dia araka ny laharam-pahamehana
miankina @ zava-misy mihantsy ny présence-nao . Ohatra raha noana ny olona...mety sakafon'ny nofo aloha no nokandranin'i Jesoa natao "entrée" vao sakafom-panahy ! Arakaraka ny zava-misy e !
Dia tandremo tsara aza eo @hoe tsy natao hitadiavana voa satria ilay Jesoa
NANAFATRA hoe "Tsy izay miantso tompoko tompoko , na hoe nanao izatsy sy izatsy t@ anarako e ! +> fa izay "nanao ny sitrapon'ny Raiko izay any an-danitra!" ( ary sandoka ilay manampina ny mason'ny maro ftsn @ hoe ny sitrapon'ny Ray dia izay mijery ny zanaka...dia izay monja ihany , notsorina
mba ahazoana "client" io, satria mazava fa na ny didy folo aza no arahina
hoe "tiava koa ny namanao" cela ne se résume pas hoe jereo sy dradradradrao ftsn ny mikasika an'i Jesoa ! )
ny fiasana (fanaovana asa fiantrana, fitorianteny, famonjena @ lafiny rehetra, fa voalohany indrindra ny ara-panahy, ...),
fa tsy natao hitadiavana voa.
Isika no manasokajy ho voalohany , faharoa ....fa raha ny marina
Ny "prise de décision" tokony horaisina dia araka ny laharam-pahamehana
miankina @ zava-misy mihantsy ny présence-nao . Ohatra raha noana ny olona...mety sakafon'ny nofo aloha no nokandranin'i Jesoa natao "entrée" vao sakafom-panahy ! Arakaraka ny zava-misy e !
Dia tandremo tsara aza eo @hoe tsy natao hitadiavana voa satria ilay Jesoa
NANAFATRA hoe "Tsy izay miantso tompoko tompoko , na hoe nanao izatsy sy izatsy t@ anarako e ! +> fa izay "nanao ny sitrapon'ny Raiko izay any an-danitra!" ( ary sandoka ilay manampina ny mason'ny maro ftsn @ hoe ny sitrapon'ny Ray dia izay mijery ny zanaka...dia izay monja ihany , notsorina
mba ahazoana "client" io, satria mazava fa na ny didy folo aza no arahina
hoe "tiava koa ny namanao" cela ne se résume pas hoe jereo sy dradradradrao ftsn ny mikasika an'i Jesoa ! )
58. rakaroka
(
14/04/2009 21:35)
I Jesoa ihany no niteny hoe :
\"Tsy misy hazo ratsy mamoa voa tsara\", koa ataon\'izay olona tsy voavonjy ahoana no hamoa famonjena ?
Ny nahatonga ilay hazo ho ratsy dia izy tenany ihany kestion de choix, ka ny tiana holazaina dia rehefa ratsy ny nataonao dia araka izany koa ny "vokany fa aza manantena wa hoe ao Ra-Jesoa hanamboaboatra izany !
Ary ny ho voavonjy dia tsy izay niandrandra n'i Jesoa akory fa izay nanao araka ny tokony ho izy ny sitrapon'Atra
59. ikaretsaka
(
14/04/2009 21:45)
Ary ny ho voavonjy dia tsy izay niandrandra n'i Jesoa akory fa izay nanao araka ny tokony ho izy ny sitrapon'Atra
namaste
60. rakaroka
(
14/04/2009 21:49)
coopsal:
Tsarao izao teniko izao raha marina na diso :
Mitovy ve ny olona mizara sakafo satria nokaramaina hizara sy ny ny mizara sakafo satria manana hozaraina ary manana fotoana hizarana izany ?
samy olona aloha no mizara , samy manana fotoana hizarana angamba matoa afaka mizara sakafo
Izay no mahasamy hafa azy! Raha manome aho dia satria manana, fa tsy hoe manome aho mba hananako!
Tandremo Coopsal fa miendrika somary baiko izay ihany anie lé resak'ilay sakainao Jesoa iny , jereo ohatra ny Matio 5 - 25 Hoy izy :
Mihavana faingana @ manana ady aminao...fandrao izy hanolotra anao @ mpitsara , ary ny mpitsara hanolotra anao @mpamatotra
26 LAZAIKO AMINAO MARINA TOKOA : TSY HO AFAKA AO MIHITSY IANAO
AMBARA-PANDOANAO NY VARAIVENTY FARANY INDRINDRA !
Izay raha fehezina dia midika hoe ...fais ceci...afin que = manome aho mba hananako ! kanefa am-pitiavana hatrany! tsy ny tena ihany fa ny hafa koa,
ary izany no fehin'ilay "tiava ny namanao tahaka ny tenanao !