Inona tokoa moa ny atao hoe Karma?

21. fahamarinana ( 09/04/2009 13:44)
:arrow: coopsal : hummmm ! misy ny miasa mba ho voavonjy kosa ny Xna sasany e !tokoa moa !..azy moa izay !
rakaroka sy soanja : misaotra nanazava be be kokoa ,amiko manokana dia misy raisiko na Xna aho na tsia ! Araka ny voalazan'ny soanja hoe ny fomba fiteny no misy fahasamihafana fa misy itovizana na tsy ny ankamaroany aza !... :) fa ahy moa izay an,mety tsy itovizako amin'ny sasany ! (l)
22. ikaretsaka ( 09/04/2009 15:56)
cutie:

zany an ??
fijery xstiana zany sa fijerin'i Ika lol :)


Your prejudice is your own, don't blame it on God hono
23. ikaretsaka ( 09/04/2009 17:31)
part an'ny famonjena ny asa ry coopsal fa tsy hiandry an'i (paoly) hamonjy akory ianao vao hiasa
24. cutie ( 09/04/2009 19:30)
13. Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 08-04-2009 23:58:14
Lohateny : Re : Inona tokoa moa ny atao hoe Karma?

Ka tsy le hoe tonga saina anefa tsy haninn tsy haninn kosa ka, koa raha
tsy ireny olona mamo dia tondrahana rano ireny , dia avy eo lazaina fa
tonga saina.
Bien sur ny "finoana tsy misy asa maty momoka foana hatraiza hatraiza
hatrany @ rizareo mino ny karma koa
:-D :-D :-D :-D
nga tsy loza fa tsy hay tsony ze ho raisina @ ty karma ty :-D :-D :-D
Fa ny interpretation-ny karma hitako mitombona sy tiako kokoa de ty nalaina tao @ jain philosophy ty:

Herman Kuhn quoting from Tattvarthasutra describes karmas as – a mechanism that makes us thoroughly experience the themes of our life until we gained optimal knowledge from them and until our emotional attachment to these themes falls off. [25]

25. rakaroka ( 09/04/2009 19:55)
Misy fampianarana maaaaro maneho ny « karma » ao anaty baiboly fa saiky tsy nivoitra izany satria nabahana loatra ny « zoom »n’ny fampianaram-pinoana hiandrandra an’i Jesoa sy ny asam-pamonjeny. Ny antony hono dia satria mba ahazoana “ clientèlisme” t’@ izany fotoana, satria mora kokoa ny mitaona olona t@ zavatra notsorina !
Iombonako hevitra izay voalazan’i Soanja hafa tsy ilay farany hoe « Fa mora ny ziogako ary maivana ny entako « => fanafahana ny karma.

Tsia ! satria ny « destin »-tsika « terriens » anie dia ny « hanefa » izay tokony ho efaintsika, tsy voatery trosa na zioga, fa mety ho « talenta »,sns koa ; ary lé izy, isika no tompon’andraikitra fa tsy hoe misy iray misolo . Satria izany no lalana Manefy (forger) ilay voaary .
Ary tandremo tsara rehefa mitory tsy « hivaona » tahaka ny fitorin’ny maaaaaro ilay milaza hoe « Jesoa no vato fehizoro » dia NOTSINDRIANA AHAZANA daholo ireo
tsimbalivalim-pampianarana « causen’io « effet »io nolazain’i Jesoa ao °fampianarany ao °matio 5-7
Hoy izy ary oharina °lehilahy Hendry sy manan-tsaina izay nanorina ny tranony teo
ambony vato fehizoro , dia vereno dinihina io matio io fa ilay vato fehizoro voalaza dia tsy i Jesoa mihitsy fa ireo processus d’état de pensée , ireo toetra na fihetsika nentina
niatrika ilay fisiana . Voalaza mazava tsy animbinana ao angamba ny hoe « Raha tsy mihoatra ny an’ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna ny « fahamarinanareo dia tsy hahita ny fanjakan’ny lanitra ianareo « . Ary raha fotorana dia mazava fa misy « andraikitra » mitodika amintsika mihitsy fa tsy hoe « atodika any « aminy foana akory, satria matoa tonga eto isika dia « misy andrasana amintsika mihitsy !
26. rakaroka ( 09/04/2009 20:03)
[quote=cutie]

a mechanism that makes us thoroughly experience the themes of our life until we gained optimal knowledge from them and until our emotional attachment to these themes falls off.


Raha adika mba ho azon'ny be sy ny maro

un mécanisme qui nous incite complètement à éprouver les thèmes de notre vie jusqu'à ce que nous ayons gagné la connaissance optimale de eux et jusqu'à ce que notre attachement émotif à ces thèmes tombe. [25°

Izay ?

27. ikaretsaka ( 09/04/2009 20:18)
Tsia ! satria ny « destin »-tsika « terriens » anie dia ny « hanefa » izay tokony ho efaintsika, tsy voatery trosa na zioga, fa mety ho « talenta »,sns koa ; ary lé izy, isika no tompon’andraikitra fa tsy hoe misy iray misolo . Satria izany no lalana Manefy (forger) ilay voaary .

misaotra tompoko ooooo!
28. rakaroka ( 09/04/2009 20:26)
coopsal:

"Raha ny momba ny Karma, marina fa ny olona dia mandray ny vokatry ny asany; fa ny mahasamy hafa ny fampianaran'i Kristy amin'ny fampianarana Hindou dia izao -- ny Kristiana miasa satria voavonjy, ary ny Hindou miasa mba ho voavonjy."


Ny manahirana @ fiheverana hoe "miasa vokatry ny famonjena ny Xtiana";
dia misy koa ilay hoe "tsarao amin'ny voany ny hazo" , koa raha izao
"fahantran'ny malagasy izao" no jerena anefa samy miseho ho xtiana aby rizareo ! mbô marina maaaafy ny hohanina aza manahirana
:oops: :oops: :oops: Sa tsy mamolatra ve izany le asany :?: 8O 8O 8O
sa tsy mihevitra ny eto an-tany mihitsy fa tonga dia ny "fiainan-danitra no baninjinina , anefa anie I Jesoa aza mbola nahamaha ny olana nianjady teto e , ara-tsakafo ; fanasitranana sns...

Ho an'ireo mino ny karma dia "tompon'antoka ny hoaviny ny tsirairay ", fa rizareo anie tsy manda fa ao anatin'izany koa ny (l) mitia sy mifampitsimbina , ny fisokafana @ manodidina fa tsy hoe 'dia ho honjohonjoko izaho samy irery izany satria izaho aza ity mbola manefa :-D :-D Ary koa misy fifandraisana amin'ilay mpahary tsy tapaka koa !
29. fahamarinana ( 10/04/2009 06:07)
rakaroka:
Ho an'ireo mino ny karma dia "tompon'antoka ny hoaviny ny tsirairay ", fa rizareo anie tsy manda fa ao anatin'izany koa ny mitia sy mifampitsimbina , ny fisokafana @ manodidina fa tsy hoe 'dia ho honjohonjoko izaho samy irery izany satria izaho aza ity mbola manefa Ary koa misy fifandraisana amin'ilay mpahary tsy tapaka koa !

:arrow:rakaroka : eto dia tena tiako ilay filazanao sy fanazavanao azy ihany koa !Misaotra e ! ! ! :D (l)
30. coopsal ( 10/04/2009 11:04)
rakaroka:

Misy fampianarana maaaaro maneho ny � karma � ao anaty baiboly fa saiky tsy nivoitra izany satria nabahana loatra ny � zoom �n�ny fampianaram-pinoana hiandrandra an�i Jesoa sy ny asam-pamonjeny. Ny antony hono dia satria mba ahazoana � client�lisme� t�@ izany fotoana, satria mora kokoa ny mitaona olona t@ zavatra notsorina !

==> Tenté aho hino ny fampianaranao, saingy izaho tenako no nandre an'i Jesoa namaly ny fanontaniako. Raha fampianaran'olon-kafa fotsiny sy tantara ny nahenoako an'i Jesoa dia tsy nino aho.

rakaroka:

ny � destin �-tsika � terriens � anie dia ny � hanefa � izay tokony ho efaintsika, tsy voatery trosa na zioga, fa mety ho � talenta �,sns koa ; ary l� izy, isika no tompon�andraikitra fa tsy hoe misy iray misolo . Satria izany no lalana Manefy (forger) ilay voaary .

==> Hoy ny sinoa iray :
Nandehandeha teny an-tany lemaka aho, indray andro latsaka tao anaty lavaka lalina dia lalina ary tapatapaka ny taolako sy feno ratra ny tenako.
- Nisy lehilahy iray nandalo dia nitazana, notombanany teo ny halalin'ny lavaka sy ny habeko ary dia namintina izy fa loza ny nahazo ahy ... ary lasa izy. I Conficius izay olona izay.
- Lehilahy iray hafa koa nandalo, nanombatombana toy ny teo aloha, toa nanana endrika nitsetra ary nandefa tady mba hiakarako. Efa kely loatra anefa ny heriko ka tsy nahafikitra akory tamin'ny tady aho. I Bouddha izay lehilahy izay.
- Lehilahy iray hafa nandalo, feno fitiavana ny endriny, nidina tao anatin'ilay lavaka nisy ahy izy ary nitondra ahy niakatra sy nitsabo ahy. Jesoa Kristy izay lehilahy izay.
FEHINY : Raha izao fijeriko anao izao, na dia nahatsiaro latsaka tao anaty lavaka aza ianao. Tsy sitrakao ny hampiakarin'i KRISTY avy tao amin'ny lavaka, fa naleonao ilay nanipy tady mba hiakaranao. Ny ratsy kokoa, heverinao fa mitovy ihany ny nataon'i Jesoa KRISTY sy i Bouddha.
Inona ary no antony ? Ilay teninao manaraka angamba no mety ho antony.

rakaroka:

Hoy izy (Jesoa) ary oharina �lehilahy Hendry sy manan-tsaina izay nanorina ny tranony teo ambony vato fehizoro ...

==> Nisy finoana an'i KRISTY naorina tao anatinao ... saingy tsy teo ambony Vatolampy izany ka nirodana rehefa nandalo ny tafio-drivotra. Mazava sy tsotra ny tenin'i Jesoa tamin'iny hoe "izay mandre ny teniko ka tsy manatanteraka ...", nila notanterahina ilay tenin'i Jesoa fa tsy nohalalinina.

rakaroka:

Raha tsy mihoatra ny an�ny Fariseo sy ny mpanora-dal�na ny � fahamarinanareo dia tsy hahita ny fanjakan�ny lanitra ianareo �.

==> Raha tafiditra ao anaty lava-panjaitra ny rameva dia hety ho marina mihoatra noho ny Fariseo ianao.
"Raha amin'ny olombelona dia zavatra tsy hainy izany, fa tsy amin' Andriamanitra. Fa hain' Andriamanitra ny zavatra rehetra".

Mahaliana sy mahabe fahalalana ny manadihady ny finoan'ny hafa, fa mety hahasoa kokoa ny miverina mijery sy mitsakotsako ny finoana izay nampianarina ny tena fahakely.
31. soanja ( 10/04/2009 14:37)
rakaroka:

Misy fampianarana maaaaro maneho ny � karma � ao anaty baiboly fa saiky tsy nivoitra izany satria nabahana loatra ny � zoom �n�ny fampianaram-pinoana hiandrandra an�i Jesoa sy ny asam-pamonjeny. Ny antony hono dia satria mba ahazoana � client�lisme� t�@ izany fotoana, satria mora kokoa ny mitaona olona t@ zavatra notsorina !
Iombonako hevitra izay voalazan�i Soanja hafa tsy ilay farany hoe � Fa mora ny ziogako ary maivana ny entako � => fanafahana ny karma.

Tsia ! satria ny � destin �-tsika � terriens � anie dia ny � hanefa � izay tokony ho efaintsika, tsy voatery trosa na zioga, fa mety ho � talenta �,sns koa ; ary l� izy, isika no tompon�andraikitra fa tsy hoe misy iray misolo . Satria izany no lalana Manefy (forger) ilay voaary .
Ary tandremo tsara rehefa mitory tsy � hivaona � tahaka ny fitorin�ny maaaaaro ilay milaza hoe � Jesoa no vato fehizoro � dia NOTSINDRIANA AHAZANA daholo ireo
tsimbalivalim-pampianarana � causen�io � effet �io nolazain�i Jesoa ao �fampianarany ao �matio 5-7
Hoy izy ary oharina �lehilahy Hendry sy manan-tsaina izay nanorina ny tranony teo
ambony vato fehizoro , dia vereno dinihina io matio io fa ilay vato fehizoro voalaza dia tsy i Jesoa mihitsy fa ireo processus d��tat de pens�e , ireo toetra na fihetsika nentina
niatrika ilay fisiana . Voalaza mazava tsy animbinana ao angamba ny hoe � Raha tsy mihoatra ny an�ny Fariseo sy ny mpanora-dal�na ny � fahamarinanareo dia tsy hahita ny fanjakan�ny lanitra ianareo � . Ary raha fotorana dia mazava fa misy � andraikitra � mitodika amintsika mihitsy fa tsy hoe � atodika any � aminy foana akory, satria matoa tonga eto isika dia � misy andrasana amintsika mihitsy !



Ny fahitako azy indray Rakaroka dia eo no tsy hahabodista ny Xtianina , izay heveriko fa zah alo tsy bodista fa Xtianina somary mihevitra hafahafa fotsiny noho ny mahazatra.

Raha tonga eto an-tany isika dia tsy voatery hanana zioga entina avy any ampiterahana any. Tsy mino ny reincarnation aho ary tsy hinoako hoe faute-n\'olona zany hoe zah ihany talohan\'ity fiainana ity no atrehako izao indray ka manefa izany aho. Tsy izay no andraisako azy fa hoe ny fanahy ananan\'ny tsirairay dia miavaka (unika) avokoa eo anatrehan\'Andriamanitra ary tsimoka vaovao avokoa fa tsy eo efa nisy dia niverina, ary manana ny mission avy isika rehetra matoa tonga eto ambon\'ny tany anefa. Rehefa miaina isika dia sady manantanteraka izany ka mampiasa ny talenta ananany avy ny tsirairay, izay nomen\'Andriamanitra io, nefa koa nomen\'andriamanitra ny SAFIDY isika izay ampitiavana koa no nanomezany an\'io amin\'izay isika tsy lasa robot fa mampiasa ny saina handinika ka io fanana ny saina handinika sy maka fanapahan-kevitra hanao zavatra io ary nanantanteraka azy dia mety hitondra valiny tsara na ratsy satria miankina tamin\'izay natao. Izay no antony foana ifandraisana amin\'ilay Fanahy ao anaty mba hihaino ny bitsiny hoe INONA NO MAHASOA?

Satria moa olombelona isika dia mety solafaka ary manao diso tokoa. Indraindray isika baikoan\'ny saina dia tsy heno ny fanahy. Eo no mihatra ny Karma hoe izay natao dia hojinjaina avokoa satria isika dia manan-tsafidy ary isika manana ny Fanahy izay Jesoa velona ao anatintsika manolotra antsika ny hazavana. Ny hazavana dia ilay Fahamarinana avy amin\'Andriamanitra, ny fahendrena mitoetra ao aminy.
Ka raha nanao diso isika dia ny fihezahana mivoatra manatsara izay atao no fanafodiny: amin\'ny alalan\'ny fivavahana, fanaovantsoa sy fizarana fitiavana amin\'ny hafa , fanompoana an\'Andriamanitra amin\'ny lafiny maro toy ny fitokanantena manokana, fibanjinana ny hatsarany sy ny asa fiderana ary ny famelan-keloka ny hafa. Io fanatsarana io dia ny fifandraisana tsy tapaka amin\'Andriamanitra ary ny fahafantarana fa afaka miala amin\'ny ziogan\'ny fiafiana sy fijaliana izay nateraky ny zava-dratsy vita na izay efa nisy tsy niniana hatramin\'izay isika. Io fifandraisana io no Fahazavana.Io ilay lazaiko fa manana ny ambaratongany eo amin\'ny samy olombelona. Io no fiombonana amin\'Andriamanitra izay mitondra amin\'ny fiadanantsaina satria isika rehetra dia mahalala fa rehefa miaraka amin\'i Kristy dia tsy manan-java-mahory intsony. I KRSITY = Famonjena. Io tsy fananana zava-mahory io dia ny ara-panahy no resahina amin\'io. Ny ara-batana sy ara-tsaina dia tsy maintsy miasa foana hampiodina ny fiainana. Arakaraky ny ifandraisantsika amin\'i Kristy na hoe fifohazantsika ara-panahy ka hahatsapantsika tena dia mihena ny zioga manelingelina ny saintsika sy vatantsika satria mahatoky isika fa ao amintsika i Kristy mitantana sy manome fahasoavana antsika na mandalo rivodoza aza ny iainantsika eto an-tany.

Io no tiako tenenina hoe Rehefa miaraka amin\'i Kristy isika dia ahita lalandava hazavana ary ho maivana izay rehetra heverina fa nanavesatra taloha , izay teniny fa zioga eto. Io zioga io dia isan-karazany ny fisehony amin\'ny olombelona fa ny hany fomba tokana ilana aminy sy hanana fahafahana aminy dia ny fiombonana amin\'i Kristy raha averiko amin\'ny fehezanteny hafa.

Tsy amin\'ny ho avy fanantenana anefa ny zavatra tsapa na hoe hiandry fanjakan\'Andriamanitra mbola tsy tonga sns ka manantena fa... fa tena efa izy mihitsy na real ny zavamisy amin\'izao ankehitriny izao. Efa ao aminao ny Fanjakan\'Andriamanitra ary arakaraky ny hifohazanao no ahatsapanao azy. Io ilay Fahafahana!

32. ikaretsaka ( 10/04/2009 16:01)
Tsy azoko koa ity an I coopsal @ le hoe jesoa tenany isaky ny mihetsika ity nefa presence-NY ao anaty kominio aza tsy hinoana?
Afaka hazavaina misimisy ve? (Sans tsimpona fa le "izy tenany" raha azo atao)
33. rakaroka ( 10/04/2009 19:00)
8O 8O 8O
O rey olona e ! Ataovy an-tsaina tsara fa tsy hampifanandrina ny "finoanareo" @ finoana hafa no "hiresahako" eto , rahateo
na ny fampianarana Hindou nifaneraserako, na rizareo Bouddhista, tsy
nandrafy akory na ny Atra ninoanareo na i Jesoa aza !
Ny resako koa tsy resaka clientèlisme mitaona hoe 'ndeha hivadika "finoana" izatsy na 'zary ! Koa déjà ny nampanahirana ahy hivolana mikasika ity karma aza "synthèsen-drizareo Hindou sy Bouddhiste no "ezahiko haavaina sy volanina farak'izay "TSOTRA AZA" fa tsy novelabelarako araka ny karazana "dimension" misy izay mametra ny fijery , sns ,...
:roll: :-w :-w :-w :-$ Fa hampitony sy hampilamina ny sainareo angamba dia lazaiko ihany ny structure misy ...( Dia mbola ampiako ihany koa hoe "tsy voatery hino" , tsy asesika tahaka ny hafa mihitsy ny hoe "ity" no "inoy" satria mazava ho azy fa manana ny sainy afaka hi-detecté ny tokony inoana sy tsia ny tsi1/1...
Rizareo katolika mino ny fisian'ny olona masina ,ary ao @ fampianaram-pinoana Xtiana koa misy hoe " mino ny "fiombonan'ny olona masina" manerana izao "tontolo" izao.
Ka raha ny marina dia nanana ny anjara birikiny teto @ planeta niainantsika aby rizareo ireny fa izay navoitran'ny Xtiana manokana dia i Jesoa ,
Dia sanatria zary notsinitsiniavina avokoa ny hafa ?...fomba marina sa rariny sa hitsiny ?...anefa ireo samy nikolo nanasoa avokoa, dia sahala @ nisy karazana ministera , niahy ny fiainatsika izao koa parallèlement @ezaka nataontsika, dia nisy koa ireo mission-n'ny CHRIST , voalaza t@ nampianarana ahy fa tsy mifanditra sy mifanipaka toa isika izao rizareo fa samy manao ny "mission-ny" ary misy "ambaratonga" sy sokajy isan-karazany...dia eo ambonin'izy rehetra ilay Atra Ray na Elohima , sns... maro moa no iantsoana azy !
34. rakaroka ( 10/04/2009 19:30)
Heu...raha toa aho nivolana hoe "zava-dehibe ny fifohazam-panahy sy ny fahatsiarovan-tena!" satria fanoitra mampanjary ny fiainana ny "fahaizana" miatrika izay misy "araka" ny "tokony ho izy" !
'ndeha horaisintsika ohatra ny "fanadiovana ny karma" satria tsapa ho
"enta-mavesatra" ho antsika izany !
Dia satria moa voasesika ao an-doha ilay teny hoe "mankanesa aty amiko ianareo mavesatr'entana...fa izaho no hanome anareo fitsaharana" . Dia maaaro izany no "milampy" amin'io teny io , ary "voafetra eo monja ny fiheviny sy ny fijeriny".
Ny olana mazava BBBEE :idea: dia sady SAHIRANA NO MAVESATR' ENTANA ABY ny ankamaroan'ny gasy indrindra @ ora hanoratako , ka inn moa no mampihazohazo an-drizareo tsy hankanesany any aminy ? Fantany mazava ve ny lalana mankany ? sa afangarony zavatra hafa , fitsaharana @ inona no andrandraina?... mbola eto an-tany :roll:
'Zaho niteny hoe tsy i Jesoa ihany anie na Atra irery no mba azo haverina, sy milaza izany hoe tsy mihevitra an-drizareo aho fa manakifika sanatria fa ny masom-piheverantsika tokony tahaka ny mpamily fiara iray vao hi-demarre
(ho an'izay mahalala code de la route) dia tokony hahafaoka BBBeee ny "champs de vision" tokony hahatazana ny ao anaty retro ny havia havanana , "angle mort" sns...
Tahaka izany hampandeha ny zavatra ataontsika tsy hoe Atra sy i Jesoa ihany no tazaniko dia manga ny lanitra fa , tsy tokony atao tsirambina koa ny manodidina , satria raha sorena @ fihetsikao ireny dia efa "ampy" hampikirosy ny fiainanao izany ! izay no mahatonga ahy nilaza fa @ ireny aza ilaina ny mangataka famelana sy ho "tsara fihavanana" koa !
35. rakaroka ( 10/04/2009 19:56)
[quote=soanja]

Raha tonga eto an-tany isika dia tsy voatery hanana zioga

Misy ny zavatra tsy eken'ny saina fa "entin'ny miaina!" Ohatra fidiny @ zazakely vao teraka ve ny tran'ny sida ohatra:roll: fa satria ny reniny sero+
ohatra dia mi-subir izy ! Amin'izay aza ny reniny no nanao ny nataony tsapako tsy rariny ilay mi-subir ilay zanany fa raha toa iharan'ny nataony ny
olona iray , mba tsy hivolanana hoe "marina" dia antsoiko tsotra hoe
"rariny".
Dia raha ohatra ka te hialoka amin-dRafitia hoe ny "adalan'ny olona ihomehezana fa ny an'ny tena tafian-damba" , dia mitanila lé fitiavana
ka raha Atra no hitanila tsy mety! satria "FAHAMARINANA IZANY TSY TOKONY HITANILA!

Tsy mino ny reincarnation aho

C'est trop tôt ho ahy kosa aloha ny hanao synthèse toa izao sahady !
mbola samy eo am-pikarohana ny "marina" anie no fihevitro antsika fa efa lasa lavitra 'nareo izany an!
Heuuuu..... :roll: :roll: :-w :-w :-w :-$ 'zaho aloha mbola eto am-pisalasalana hoe "mety misy tokoa angamba ny ré-incarnation" satria na
ny baiboly izay aza mantsy nilaza ao @ Ikor 15 hoe :
"ary ahoana no ilazanareo fa tsy misy ny fitsanganana ny tenan'ny maty :?:
fa raha tsy misy izany na i Kristy aza dia tsy ho natsangana ....
36. ikaretsaka ( 10/04/2009 20:04)
Ny resako koa tsy resaka clientèlisme mitaona hoe 'ndeha hivadika "finoana" izatsy na 'zary ! Koa déjà ny nampanahirana ahy hivolana mikasika ity karma aza "synthèsen-drizareo Hindou sy Bouddhiste no "ezahiko haavaina sy volanina farak'izay "TSOTRA AZA" fa tsy novelabelarako araka ny karazana "dimension" misy izay mametra ny fijery , sns ,...
message


o rakaroka... eto anie mbola betsaka ny mihevitra fa hoe raha vao manao fijery hafa sy miresaka fivavahana sy finoana ankoatran'ilay mahazatra azy (mitoriteny kely de mitsimpona kely de manala devoly kely ...) de midika fa maka ny kil mba azony ho any ivelan'ny kristianisme sy ny sampatsampana vanjo alikany izay e...
mbola betsaka ny "mpivavaka" ato matahotra ilay fampitahana ivelan'ny finoany io fa lazainy fa manohitohina ny azy foana,
nefa amiko io ohatran'ny hoe raha mandeha fiara aho ohatra ka te hahalala bebe kokoa momban'ny fiarako fia ny tsotra indrindra dia jereko avy any ivelany sy ampitahaiko kely @ fiara hafa foana ny ahy...
37. fijo ( 10/04/2009 20:27)
izya mihintsy,be ny matahotra sy hisedra hevitra sy finoana hafa
38. rakaroka ( 10/04/2009 20:34)
Tsapako indrindra anie ny ahiahin'ireo "mpino ry Ika"!
Fa hoe MAAAFY ORINA NY FINOANY :roll: :roll: :roll: , ary ny HANY MARINA8O 8O 8O , rahateo iny no itampikirany HAMETRAHANY NY FIAINANY MANONTOLO!
=> Dia manoloana izany ny hany teniko angamba dia hoe "FIKIRO IZAY FINOANAREO" fa zarako aza hoe manana ifikirana ianareo @ andro sarotra izao!
fa 'zao fotsiny "NY FINOANA DIA KARAZANA BOUSSOLE MITONDRA NY FIAINANA
dia rehefa siora ianao hoe "dans la bonne direction dia miady e ! :wink: " :-
39. ikaretsaka ( 10/04/2009 20:42)
ka eo @ le hoe "mafy orina" mihitsy no mampatahotra azy
... mafy orina ve de hatahorana hiozongozona raha mitapeau @ hafa?
40. rakaroka ( 10/04/2009 21:17)
fahamarinana:

[quote=rakaroka]Ho an'ireo mino ny karma dia "tompon'antoka ny hoaviny ny tsirairay ",
:arrow:rakaroka : eto dia tena tiako ilay filazanao sy fanazavanao azy ihany koa !Misaotra e ! ! ! :D (l)



Ilay izy Faha "tokony tsy sekisekena ampandriana adrisa loatra" hanantena an'i Kristy fahatany na Atra , indrindra moa hoe ny lanitra ny olona . Diniho akaiky ny fampianaran'i Jesoa ao anaty baiboly aza fa tsy moramora foana ny fanoharana nataony hahazoana miditra ny fanjakan'ny lanitra : Noharina t@ rameva/vodifanjaitra? Ny harena rehetra amidy ,sns..=>
Antony tsotra misy ezaka , andraikitra andrasana , andrandraina @ olona mihitsy fa raha toa efa vitan'i Jesoa ny rehetra dia sy nilaina intsony angamba ny nahariana antsika !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2871