Inona tokoa moa ny atao hoe Karma?
61. rakaroka
(
14/04/2009 21:58)
[quote=coopsal]
Tsy azonao tsara ka , rehefa manao ny tsy mety dia négatif ny karma fa tsy hoe tsy misy akory , ary rehefa manao ny tokony natao dia positif izy !
Dia mioty ny vokany foana fa ny soa natao mivaly hatsaram-piainana ary ny ratsy dia araka izany koa ...Ny fivoaran'ny fiainana ho soa no "tanjona", ny SOA izany tahaka ny "hazavana KRISTY" , ka rehefa mahatratra izay dia afaka ho "staff" miaraka Aminy dia manao mission izay tiana na izay ifanarahana
hitsinjovana indray ny hasoan'ny misy rehetra !
==> Raha azoako tsara ilay karma dia tahaka ny marika ara-panahy (graduations spirituels) ananan\'ny tsirairay arakaraka ny nataony (isaka ny manota dia tsy mahazo ny karma, ary isaka ny manao tsara dia mahazo ny karma ... ary misy karma tratrarina mba hahazoana ny fiainana mandrakizay izay fiadanan\'ny fo sy ny fanahy).
Tsy azonao tsara ka , rehefa manao ny tsy mety dia négatif ny karma fa tsy hoe tsy misy akory , ary rehefa manao ny tokony natao dia positif izy !
Dia mioty ny vokany foana fa ny soa natao mivaly hatsaram-piainana ary ny ratsy dia araka izany koa ...Ny fivoaran'ny fiainana ho soa no "tanjona", ny SOA izany tahaka ny "hazavana KRISTY" , ka rehefa mahatratra izay dia afaka ho "staff" miaraka Aminy dia manao mission izay tiana na izay ifanarahana
hitsinjovana indray ny hasoan'ny misy rehetra !
62. rakaroka
(
14/04/2009 22:19)
[quote=coopsal]
Ié mahafinaritra ilay fandalinana , fa afaka ohatr'izao kpa ilay izy :
Heu...tsy hamakiako loha loatra izay fianarana any
=> vokany betsaka ny zavatra tsy haiko satria tsy nalehan'ny saiko
ary rehefa tsy haiko ilay izy dia "bloqué" aho,raha asa mitaky diploma dia tsy voaray.
Tsy raharahiako loatra koa ireo jiolahimboto manodidina ahy fa mahatsiravina ny tietrany => Dia tsy raharahiany koa ianao ary mety hanaovany toera-tsy zaka aza!
Tsy ahoako loatra ny vadiko fa ....dia anefa "dangereux be" satria mety ny mahalala anao indrindra izy, ary ny mety mahatsikaritra ny point faible-nao raha hamely anao!
Ary firifiry moa ny "ady" vokatry ny tsy fandraharaharana ny manodidina teo @ fiaraha-monina ?
Baiko anie sady strategie raha ny marina no nomen'i Jesoa hoe " Tiava na ny fahavalonareo aza" . 'zany hoe en quelques sortes misy olona tokony heverintsika MIHITSY na tsy tao anaty ny fiheverana aza , ary izany no natao dia mba hananantsika "fiainana be dia be indrindra koa".
"Raha azo atao mihavana @ olona rehetra" fa tsy hoe ferako i Jesoa sy Atra sy ny telo izay iray da ampy!" . TSIA tsy tokony hihanona @ izay fotsiny satria
"fiainana be dia be no efa nomen'ilay mpahary antsika"! ary nahariany isika mba hiaina izany !
Ndeha ary horaisintsika araka izay ilay izy ::-D
- Manao ny tsara : manao izay tian' Andriamanitra hotanterahiko
- Manao ratsy (= manota) : tsy manao izay tian' Andriamanitra ataoko na manao izay tsy tian' Andriamanitra hotanterahiko.
Amin'ity andro anio ity, firy ny probabilité hoe
- tanterako an-tsakany sy an-davany (karma ++), na tsia (karma --) izay tokony hataoko ?
- mahatanteraka izay tsy tokony hataoko (karma --) aho na tsia (karma ++)
Ireto misy fomba fandinika tsotsotra :
Isaka izay rehetra tokony hataoko :
Moa ve fantatro tanteraka izany ?
+ tsia --> tsy nahazo karma
+ eny --> vononana amin'ny foko ve aho hanatanteraka izany ?