Fivavahana, finoana
xxx
(
01/07/2009 21:56)
Sao mba misy afaka manazava ny tian\'ity andininy ity aminareo . Ialana tsiny fa teny vahiny ny boky am-pelatanana (zakaria 11, 15). L\'Eternel me dit: prends encore l\'équipage d\'un berger insensé...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 01/08/2009 15:51
niryna
(
30/06/2009 14:38)
Tapaka foana ny tsinaiko rehefa nieritreritra ity tantara nolazain'ny namako ahy ity.Sendra teny ambonin'ny fiara izy ary nandalo fiangonana iray.............
Avy niangona aho hoy izy ary somary ni...
tohiny
novalian'i niryna ny 20/07/2009 23:20
itaramasoandro
(
29/06/2009 02:20)
maro ireo finoana malagasy midika fady ary natao hiarovana ny zavaboary fototry ny fiainan\'i malagasy hatr@ fahagolan-tany. ohatra :
- \"fady ny mipetraka ambaravarana @ fotoana iteraham-bary fa m...
tohiny
novalian'i rzakarivola ny 08/07/2009 13:13
niryna
(
23/06/2009 05:51)
Zaraiko ho antsika rehetra ity amin'izao fotoana ahatsiarovantsika ny fetin'ny ray izao .
Tao amin'ny Lioka 15 no notsongoina ny tantara
11Ary hoy Jesosy :Nisy lehilahy anankiray nanana zanaka ...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/07/2009 17:55
zandikely
(
22/06/2009 21:20)
French President Nicolas Sarkozy has spoken out strongly against the wearing of the burka by Muslim women in France.
In a major policy speech, he said the burka - a garment covering women from head...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/06/2009 17:13
bor2lais
(
22/06/2009 09:19)
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=EKSODOSY&toko=20&andininy=12-12&dika=
Teny nipoitra tato ho ato eto amin'ny dinika io voalaza ao amin'ny didy 10 nomen'Andriamanitra an'i Mosesy ho an'ny zanak'...
tohiny
novalian'i Veloo ny 10/07/2009 18:35
andry44
(
22/06/2009 07:28)
Manahona daholo e!
Manaolohana ny zava-misy eto Madagscar izao de lasa ihany nys aina hoe aiza ny marina? Na iza no ten amitory ny fahamarianana @ ireto fiangonana sy antokom-pinoana toa mihamaro sy ...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 16/08/2009 09:21
xxx
(
21/06/2009 20:26)
Za manambady t@alalany internet no nahitako azy de nivady zahay sa nefa kristianina manenjika ahy ny eritreritro ndraindray hoe avy @jehovah ve io vadiko io nefa za no nahita azy t@ internet .Ahoana n...
tohiny
novalian'i hraharison ny 02/07/2009 14:26
niryna
(
19/06/2009 19:26)
Nahavariana ahy ity tantara saobakaka milomano ao anaty rano ity ka mba zaraiko anareo.Zavatra roa no ataoko ohatra eto hoy ilay mpampianatra ka dia ...................
Maka rano mafana hianao di...
tohiny
novalian'i niryna ny 21/06/2009 07:55
caramelle
(
19/06/2009 19:08)
Miarahaba ny namana rehetra aho!
Araka ny loha-teny nataoko etsy ambony zany dia lazaiko aminareo fa olon-dehibe efa manana zafy kely no niteny io hvtr io..De sadaikatra be aho ,manontany tena fotsin...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 13/07/2009 12:02
rakapy
(
19/06/2009 10:30)
Azafady aloha fa tsy ilay ps Fahamarinana io lazaiko io an!
Mba lasa hoa ny saiko raha nandinika ireo teny roa ireo, dia ny FINOANA sy FAHAMARINANA izany.
Raha raisina ara-bakiteny aloha dia toa t...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 03/07/2009 12:47
soanja
(
18/06/2009 22:38)
Dia ny mahita foana fa ny hafa no ho very ary izy no manana ny fahamarinana sy mahita ny tsy hitan'ny olona. Mahalala antsakany sy andavany io baiboly io. Dia milaza foana izy ireo fa izy ireo no hoa...
tohiny
novalian'i Koditra ny 04/07/2009 01:49
niryna
(
17/06/2009 21:12)
Ahoana ary? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempolin'ny Fanahy Masina, Izay ao anatinareo sady efa azonareo tamin'Andriamanitra? Ka tsy tompon'ny tenanareo hianareo.
20 Fa olom-boavidy hia...
tohiny
novalian'i ni81 ny 20/07/2009 13:52
maeva74
(
17/06/2009 16:07)
novalian'i niryna ny 23/06/2009 05:15
maeva74
(
17/06/2009 12:10)
Bonjour, je vous invite à lire ce qui suit. merci.
Avez-vous vraiment le temps ?
Lisez cette histoire svp:
Je me suis agenouillé pour prier mais pas pour longtemps. J'avais trop de choses à ...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/06/2009 16:33
maeva74
(
17/06/2009 09:29)
Vao azoko androany maraina ity vavaka ity dia ho zaraiko amin' anareo namana koa , ka moramora amiko ny mizara azy eto toy izay hitady imail bedabe dia mazotoa daholo ary
Vavaka ho anao androany
...
tohiny
novalian'i rzakarivola ny 19/06/2009 12:17
fritou
(
17/06/2009 07:18)
tsy haiko ry reto nareo ra toa ahy fa itako tena mahafinaritra mitsy le toriteny ao isan'andro a! za alou mpino fjkm ary tena itako oe tena mitondra fifaliana sy fankaherezana fona le izy isan'andro ...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/06/2009 20:52
itaramasoandro
(
15/06/2009 21:48)
lasa lavitra ny eritreritra mandinika ny zavamisy eto an-toerana hatrizay ka hatrizao raha fehezina @ teny vitsivitsy ny fifampitahana :
- jiona 2009: asandratra ho olontsambatra L. Rafiringa, kato...
tohiny
novalian'i itaramasoandro ny 16/06/2009 17:25
soanja
(
10/06/2009 23:09)
Ndao horesahintsika ny fifandraisan'ireo amintsika olombelona ary ny mba hananterahantsika ny fikasan'Andriamanitra raha nomeny ireo fahafahana roa ireo isika, izay tena mifaningotra tokoa ny fahitako...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 17/06/2009 05:37
niryna
(
10/06/2009 20:51)
Rehefa voakaikitry ny moka isika dia mety lasa eritreritra kely tokoa hoe fa faminona Atra no nanao ny moka na ireny karazana biby maro samy hafa mety manaikitra antsika ireny ?
Atra dia nanao ny za...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/06/2009 16:44
