Sarin-teny
1. xxx
(
01/07/2009 21:56)
Sao mba misy afaka manazava ny tian\'ity andininy ity aminareo . Ialana tsiny fa teny vahiny ny boky am-pelatanana (zakaria 11, 15). L\'Eternel me dit: prends encore l\'équipage d\'un berger insensé! Car voici, je susciterai dans le pays un berger qui n\'aura pas souci des brebis qui périssent; il n\'ira pas à la recherche des plus jeunes-il ne guérira pas les blessées, il ne soignera pas les saines; mais il dévorera la chair des plus grasses, et il déchirera jusqu\'aux cornes de leurs pieds...s\'éteigne!
novalian'i Ratoa ny 01/08/2009 15:51
2. xxx
(
03/07/2009 11:11)
Jereo aloha ny nandikan'ny mpanoratra azy ao @ andininy @ teny gasy fa mety hazava ainao
3. xxx
(
03/07/2009 12:10)
Berger : alika ve aloha io sa inona fa tsy azoko koa, tsy aleo atao teny gasy? Misy baiboly teny gasy eto @Internet raha tsy manana ianao.
4. xxx
(
03/07/2009 15:13)
Misaotra anareo namaly fa izaho tsy manana baiboly gasy na eto amin\'ny internet aza tsy nahita. 
x faharoa fahalalako an\'io berger eto toa mpiandry ondry Sa?
5. xxx
(
03/07/2009 15:13)
Misaotra anareo namaly fa izaho tsy manana baiboly gasy na eto amin\'ny internet aza tsy nahita. 
x faharoa fahalalako an\'io berger eto toa mpiandry ondry Sa?
6. xxx
(
03/07/2009 15:16)
Misaotra anareo namaly fa izaho tsy manana baiboly gasy na eto amin\'ny internet aza tsy nahita. 
x faharoa fahalalako an\'io berger eto toa mpiandry ondry Sa?
7. xxx
(
03/07/2009 15:16)
Misaotra anareo namaly fa izaho tsy manana baiboly gasy na eto amin\'ny internet aza tsy nahita. 
x faharoa fahalalako an\'io berger eto toa mpiandry ondry Sa?
8. ni81
(
03/07/2009 20:20)
Ity ny fitadiavana baiboly @ teny gasy: www.baiboly.org
http://baiboly.org/toko.asp?boky=ZAKARIA&toko=11&andininy=15-17&dika=
http://baiboly.org/toko.asp?boky=ZAKARIA&toko=11&andininy=15-17&dika=
9. xxx
(
04/07/2009 07:47)
Misaotra ni81, teny gasy tokoa vao mazava kokoa. Mandinika azy izao no asa na ho takatra indray :roll:
10. rzakarivola
(
07/07/2009 13:13)
Namerina namaky an\'ilay teny aho dia somary tsy mahazo loatra koa. Ny fomba fandraisako mandrakariva ny teny toy ireny indray dia hoe : ny mpiandry ondry dia izay olona voatendrin\' Andriamanitra hiandry ny ondriNy (vahoakaNy), dia milaza eto ilay teny fa hanangana anakiray hiandry ny vahoakaNy, mpiandry iray izay tsy hiraharaha ny ondry, tsy hikaroka izay very, tsy hanome sakafo ny salama, tsy hitsabo ny marary, fa hihinana ny nofon\'ireo matavy (hitango ny tombon-tsoa ara-nofo ao amin\'ireo mpanan-karena) ary hamotika ny kitrony (izay taova mampandeha azy sy ahafahany mijoro).
Izay fa KRISTY Ilay Fahazavan\'izao tontolo izao inoako fa hanazava anao.
Izay fa KRISTY Ilay Fahazavan\'izao tontolo izao inoako fa hanazava anao.
11. xxx
(
07/07/2009 15:05)
Merci namaly. Ny fandraisako azy kokoa angamba dia hoe mpitory teny koa satria ao misy hoe \"lozan\'ny mpiandry tsy mahomby\" ets ets. Mifono fampitahorana ary ve ny tenin\'Atra eto! Izay no mahavaka ahy amin\'ity andininy ity manko.
12. xxx

13. xxx

14. rzakarivola
(
08/07/2009 12:24)
1- Tsy azoko ny maha isan'ny mpiandry ny mpitoriteny. Ny SEFALA izao mampiofana olona ho tonga mpiandry sy mpitoriteny, roa samy hafa ny mpiandry sy mpitoriteny. Ny mpitoriteny toa mpaminany, fa ny mpiandry no mpiandry, ny pasitera dia mpisorona, mpiandry ondry, mpitarika, mpitondra, pretra ... no dikany.
2- Mampatahotra aloha izao tenin' Andriamanitra izao e! Fa ho an'izay mahalala izany satria ny fatahorana Azy no fiadnoham-pahalalana.
2- Mampatahotra aloha izao tenin' Andriamanitra izao e! Fa ho an'izay mahalala izany satria ny fatahorana Azy no fiadnoham-pahalalana.
15. Ratoa
(
08/07/2009 12:48)
prends encore l'équipage d'un berger insensé! Car voici, je susciterai dans le pays un berger qui n'aura pas souci des brebis qui périssent; il n'ira pas à la recherche des plus jeunes-il ne guérira pas les blessées, il ne soignera pas les saines; mais il dévorera la chair des plus grasses, et il déchirera jusqu'aux cornes de leurs pieds...s'éteigne!
Ny voalaza eto dia mpiandry ondry (berger) tsy misy saina (insensé) na adala. Ny mpiandry ondry adala dia ny mpiandry ondry nandà an'i Jehovah.
Inona no fanaon'ny olona adala? Mirenireny tsy mahalala ny momba azy sy izay ataony (inconscient).
Ny mpiandry ondry dia natao hitondra ny ondry eny amin'ny ahimaitso sy ny rano, hitandrina azy tsy ho very, tsy harary tsy ho lanin"ny biby dia.
Ilay mpiandry ondry adala kosa tsy hanao ireo rehetra ireo fa izy indray kosa no hanimba ny ondriny.
Ny ondry dia ny mpino an'i Kristy sy Jehovah, ny olobelona. Ary ny mpiandry ondy dia ny mpitarika rehetra, indrindra fa ny mpitandrina izay olo-mboafidy tanatin'ny maro.
Izay no fazahoako azy.
16. xxx
(
08/07/2009 20:22)
Ka izay manko hoy aho! Mpiandry angamba tsy ilay mpiandrin\'ny toby araka ny voalazan\'rzakarivola fa izay mamory olona(vahoakan\'Atra na tsy Xiana) mandresy lahatra ny momba Azy dia azo hatao mpiandry ondry avokoa! 
 Izany hoe raha takatro izany dia izao : mampitandrina ny fomba fitoriantsika teny na fitarihana olona Andriamanitra???
17. xxx
(
08/07/2009 20:35)

18. Ratoa
(
01/08/2009 15:51)
Izay ilay izy (raha ny fazahoako azy) . Mpitandrina na mpitarika adala fa tsy voatery hoe mpiandry. Ny mpiandry ankehitriny dia midika sokajin'olona miavaka anivon'ny kristiana.