Fivavahana, finoana
niryna
(
14/08/2009 16:52)
Raha tsy ita maso Atra ahoana no ahalalana fa miaraka amintsika izy?
If God is invisible,how can we know he is around us?
Ahoana no azavanao izany amin'ny olona?
misaotra mialoha
(l) niryna ...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/09/2009 16:29
Mandefitra
(
14/08/2009 05:11)
ity misy tori-teny @ teny anglisy, manazava ny tenin'i Jesosy hoe :
Matio16: 18 Ary Izaho milaza aminao koa: Hianao no Petera, ary ambonin'ity vatolampy ity no haoriko ny fiangonako; ary ny vavahadin...
tohiny
novalian'i ni81 ny 22/09/2009 10:19
soanja
(
13/08/2009 19:36)
Variana tokoa aho mandinika ny fahazahoantsika an'Andriamanitra. Ilay Andriamanitra dia averimberintsika eto fa masiaka be, hamono, handringana, tsy maintsy hilavo lefona isika aminy, hotsarainy isika...
tohiny
novalian'i soanja ny 25/08/2009 13:34
niryna
(
13/08/2009 14:50)
Matetika dia fiteny ny hoe taha-dray,matetika isika dia tsy mahita fa ny zavatra ataontsika ihany no mety ho ataon'ny zaza.Ireto aza misy ohatra kely ka anjaranareo ny mizara raha mba misy azo alaina ...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/08/2009 06:21
fidinirina
(
13/08/2009 11:14)
Voalohany dia tsy asan’Andriamanitra ny mibebaka fa an’ny olombelona. Ary tsy maintsy mibebaka ny olombelona (didin’Andriamanitra io).
Asan’ny Apostoly 17 :30 Ary Andriamanitra ninia tsy ni...
tohiny
novalian'i rzakarivola ny 20/08/2009 08:39
xxx
(
11/08/2009 07:42)
Misy ve ny fikambanana franmaçonnerie eto Madagasikara?
Afaka miaraka ve ny fivavahana kristiana sy ny franmaçon?...
tohiny
novalian'i andry44 ny 28/08/2009 02:17
Mirananirina
(
09/08/2009 18:14)
Nisy pasitera nandeha tany Lourdes(io moa ily toerana masina hoy ny Katolika)Dia nisy katolika niteny taminy ,mba hitondray ilay rano any anie aho pasitera fa masina io rano io.
Nony niverina ilay pa...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 02/09/2009 16:29
Ratoa
(
07/08/2009 23:53)
Nahoana ny pretra sy masera sns no tsy manambady? Voararan'ny soratra masina ve izany? Ahoana ny aminy?...
tohiny
novalian'i ni81 ny 20/08/2009 10:14
niryna
(
07/08/2009 16:47)
Raha hitady trano isika dia jerena daholo aloha ilay izy ka rehefa tiana dia manampakevitra fa hifindra na hividy.Dia manomboka eo ny fanadiovana ilay trano ,mety ho lokoko tsara ilay izy fa mety tsy ...
tohiny
novalian'i niryna ny 25/08/2009 19:10
soanja
(
07/08/2009 02:50)
[b]Ny maha-Silamo ny Ntaolo Malagasy[/b]
Araka ny fikarohana nataon'ireo mpandalina ny tantara dia efa tamin'ny taonjato faha 13 no nitsangana ny moske silamo voalohany tao Madagasikara ary tao a...
tohiny
novalian'i famoho17az ny 20/01/2020 14:06
fidinirina
(
06/08/2009 11:44)
[b]La Bible et le téléphone portable.[/b]
Pouvez-vous imaginer ce qui se passerait si nous traitions la Bible de la méme manière que nous traitons notre téléphone portable ?
… Si nous ...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 21/08/2009 21:48
fidinirina
(
05/08/2009 06:07)
[color=blue]Nahoana moa no tsy maintsy mitsimpona andinin-tsoratra masina ao anatin’ny baiboly ?[/color]
Satria :
Any anatin’ny andinin-tsoratra masina no ahatakarana ny hevitr’Andriamanitra...
tohiny
novalian'i fidinirina ny 21/08/2009 10:38
bobone
(
03/08/2009 13:30)
Maro ny olona manao trano lay ao an-tranony !
mety tsy mahafantatra angamba ny sasany e!
io TRANO LAY io dia toerana iray natokana hivavahana @ Atra ! ao an-trano no asiana azy! misy eny anjjoron...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 17/08/2009 18:14
fidinirina
(
03/08/2009 13:14)
Ny fitiavana araka ny soratra masina…
«[b]Izay tsy tia dia tsy mba mahalala an'Andriamanitra; fa Andriamanitra dia fitiavana.»[/b] I Jaona 4:8
Raha dinihina, io fehezan-teny io fotsiny ...
tohiny
novalian'i rzakarivola ny 06/08/2009 12:55
ni81
(
02/08/2009 16:31)
novalian'i ni81 ny 03/08/2009 20:10
sitlo
(
02/08/2009 08:18)
Fa taiza marina ary i Jesosy tamin'ny fahatanorany? Teo amin'ilay mampipatrapatra ny hormone sy ny afom-pitiavana iny....
tohiny
novalian'i ruthh ny 12/11/2012 05:01
niryna
(
31/07/2009 16:58)
Ny baiboly ve /tantaram-pitiavana io ka araky ny amakiko azy foana no vao maika aho mangetaheta ilay fitiavana nomen'Atra ahy,no vao maika aho mahita tsara ilay fitiavan'Atra isan'andro ato amiko.
Ar...
tohiny
novalian'i niryna ny 25/08/2009 18:50
fidinirina
(
31/07/2009 08:03)
[b]Efa zanak’Andriamanitra ve ianao ?[/b]
Ry Malagasy rahalahy sy anabavy ary Ray amandreny, aoka isika tsy ho diso hevitra ny amin’ny maha-kristiana na ny maha-zanak’Andriamanitra antsika....
tohiny
novalian'i ari.malala ny 21/08/2009 14:25
hanjaris
(
31/07/2009 06:26)
Amiko alou ny réligion reetra d olombelona no namorona azy e! Noho izany tokony tsy ny fombafomba ara-pinoana no ilofosana fa ny ny votoatin'ny finoana: Andriamanitra fitiavana. Refa mahavita mi dép...
tohiny
novalian'i cutie ny 25/08/2009 19:34
niryna
(
28/07/2009 17:07)
Fa amin'ny fitsanganan'ny maty dia tsy mba hisy hampaka-bady, na havoaka hampakarina, fa ho tahaka ny anjely any an-danitra izy.
30 For in the resurrection they neither marry, nor are given in marr...
tohiny
novalian'i niryna ny 27/08/2009 04:32
