fa taiza ary?

1. sitlo ( 02/08/2009 08:18)
Fa taiza marina ary i Jesosy tamin'ny fahatanorany? Teo amin'ilay mampipatrapatra ny hormone sy ny afom-pitiavana iny.
novalian'i ruthh ny 12/11/2012 05:01
2. rijadolly ( 02/08/2009 09:12)
:roll:







































3. marindra ( 02/08/2009 13:16)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. rakapy ( 02/08/2009 15:34)
Hoy i stilo
Fa taiza marina ary i Jesosy tamin'ny fahatanorany? Teo amin'ilay mampipatrapatra ny hormone sy ny afom-pitiavana iny

Fanotaniana tsara ary matetika dia odian'ireo xana tsy valiana izy ity.
Ny mahagaga dia vita rakitra ara-tantara ny sambo fiaran'i Noah sy i Mosesy hoe narin-dreniny t@ renirano, i Adama sy Eva tao @ sahan'i Edena nefa dia efa taon-jato maro taloha be ny navian'i jesosy.
Nefa rehefa mba te hafantatra ny fahotanoran 'i jesosy ny olona dia vitsy dia vitsy no mba volaza momba izany.
Nahoana angaha no misy banga be ao baiboly momba an'io nefa dia voalaza fa izy hono ilay mpanjakan'ny mpanjaka???
5. JOSIAH ( 03/08/2009 07:11)
Voalaza ao aminy baiboly fa nilaza jesosy ny voromanidina de manana ny tranony ...fa ny Zanak`olona Jesosy io tsy misy izay hisitrifany lohany ary koa hoe ny haniko de manao ny sitrapony Raiko zay naniraka ahy zany hoe ny andrompiainany tety amboniny tany dia efa nolaniny hanaovana ny sitrapon`Atra ka tsy niliba na nanana filana ara nofo izy fa nikatsaka ny zava-panahy na dia nanana endrika ho olona azy dia nofoanay izany ka nataony tsinotsinona zay no mba fantatro :wink:
6. bichette ( 03/08/2009 07:25)
Rakapy > ny tantara lehibe no nosoratana fa ny details tsy nosoratana ! :-*
7. Nandra1 ( 03/08/2009 08:12)
Tokony ho efa rubrique hafa mihintsy no hisy ity: ohatra hoe A T dia @ izay ignorer tout :lol:
8. ikaretsaka ( 03/08/2009 08:52)
Ny athee ange ry nandra ka finoana koa e....ka rubrique anao inona?
9. rakapy ( 03/08/2009 09:07)
Io manko ilay lazaiko hoe miala pas na odina tsy hita ilay tantara na afenina.
Raha voalaza fa "mpajakan'ny mpanjaka" izy dia tokony ho voarakitra ara-tantara ny fiainany de A a Z e! Tsy tokony hiisy olana ny fahafantarana ny fotoana nialany sakana sns...
Izy raha teo tsy tonga tsy nampoizina fa voalaza fa efa ela ireo mpaminany no nilaza ny fiaviany ka tokony maro no efa niomana ny handrakitra izany ara-tanatara.
Jereo izao ny tantaran'ireo Pharaons, na dia tsy "mpanjakan'ny mpanjaka" aza izy ireo dia voasoratra ny ankamaroany nefa dia maro tamin'izy ireo no teraka sy niaina talohan'i jesosy.
Asa aloha fa amiko dia misy banga na nanesorana ilay tantaran'i jesosy.Ny antony ? tsy fantatro.
10. ikaretsaka ( 03/08/2009 10:13)
Toa rehefa lasa pharaons ny pharaon vao voasoratra ara tantara ka... tsy niisyy nahalala ny tantaran'i cleopatre t@ fahakeliny ohatra na ry Mentuhotep na ry Akhenaten
11. rakapy ( 03/08/2009 10:19)
Eny e tsy izy rehetra no voarakitra fa misy kosa no voarakitra. Maro moa izy ireo ka tsy tadidiko ireo voarakitra ara-tantara ny fahazazany.
Fa ny tiako ambara dia hoe: Efa anarivon-taonany no volaza fa ho avy ny "mpanjakan'ny mpanjaka" "Zanaka lahitokan'A/tra".
Zava-dehibe anie izany e! nefa nahoana no nisy banga ilay tantara???
12. ikaretsaka ( 03/08/2009 11:23)
Ka ny an'ny olona letsy eo @ le part mahaliana azy ihany no soratany an... raha sipa sao no nanoratra an'io de mety nisy hoe hermes ny ranomanitr'i madelenina le nararany t@ tongotr'i jesoa
Raha mpibizina rozy zao le nanoratra de nolazainy fa tsilon-draozy teo antokontaniny no nanaovana fehiloha tsilon-drazezo...

Ohatra hoe raha ialahy no manoratra ny momban'i niryna de ze mahaliana an'ialahy sy tian la ho fatatry ny olona momban'i niryna ihany no soratan'ialahy...
13. Mirananirina ( 03/08/2009 12:21)
Fa taiza marina ary i Jesosy tamin'ny fahatanorany? Teo amin'ilay mampipatrapatra ny hormone sy ny afom-pitiavana iny

taiza moa izy raha tsy teo ihany e,iza moa isika no nahita izay nataony tamin'ny fiainana (fitiavany )tany e.Toa ny rainy any andanitra no nimasohany.
14. artefy ( 03/08/2009 12:24)
ho an'izay efa namaky ny evanjelin'i masindahy joany dia manambara izy ao amin'ny faran'io evanjely io hoe raha ny zavatra nataon'i jesoa no nosoratana daholo dia na izao tontolo izao aza dia tsy ho omby ny boky voasoratra (tsy tadidiko ilay fomba filazany azy, tsy tadidiko ihany koa ny toko sy ny andininy fa jereo ao amin'ny faramparany ao) noho izany aza dia be adihevitra amin'ny fahatanoran'i Jesoa fa manjary mihozongozona ny finoana, ary tsy ny fahalalana ny tantarany sy ny fiainany akory no inona fa ny fanekena azy ho Tompo sy Andriamanitra.
15. rakapy ( 03/08/2009 14:13)
Rariny sy hitsiny ianareo raha defensif be ny momba ny fahatanoran'i jesosy satria
manjary mihozongozona ny finoana
raha toa ka hita ilay marina.
Hoy Ikaretsaka
Ka ny an'ny olona letsy eo @ le part mahaliana azy ihany no soratany an

Marina izany nefa tsy mitombina mandrakariva indrindra raha eo @ mpanao tantara(Historiens) no jerena.
Raha ataontsika hoe mamo lava na mpiady an-tsena na nianatra soratra masina t@ Hindu na .... ary i jesosy. Inona ary no olana raha voasoratra ao anaty baiboly izany? Amiko dia ilay tsy filazana ny nataony mihintsy no manahirana satria lasa mistery.

16. ikaretsaka ( 03/08/2009 16:37)
Mitombina ka... tsy nisy nahalala izao hoe inona ny lokon'ny kilaoty nanaovan'i hitler farany t@ nahafatesany ohatra... tsy nisy nanoratra nefa mety misy olona liana.... alaivo ze historiens rehetra tian la raha misy mahay na 1 aza...de tahak izany io
17. rakapy ( 03/08/2009 16:55)
Mitombina ka... tsy nisy nahalala izao hoe inona ny lokon'ny kilaoty nanaovan'i hitler farany t@ nahafatesany ohatra... tsy nisy nanoratra nefa mety misy olona liana.... alaivo ze historiens rehetra tian la raha misy mahay na 1 aza...de tahak izany io

Nareo koa toa zatra mi- dramatiser zavatra, tsy resaka lokon'ny salakan'i jesosy no ilana valiny fa ny fotoana fahatanorany.Izay taona maromaro fa tsy hoe 1 taona akory Ka asa na zava-dehibe izany na tsia???
Raha toa ka tsy misy ilana ny ahafantarana izany dia mety tsy misy ilana ny fahafanatarana ny tantarany manotolo koa angamba???
18. ikaretsaka ( 03/08/2009 16:58)
Tsy mi dramatiser zavatra izany fa fanoharana tsotra... hanaporofoana hoe tsy voatery ho voasoratra aby fa za important ihany no ilaina
19. rakapy ( 03/08/2009 17:06)
Inona anefa no tsy maha important ny fahatanoran'ilay mpanjakan'ny mpanjaka??? ataoako zava-dehibe izany sa tsy mpanjakan'ny mpanjaka indray i lery??
20. JOSIAH ( 03/08/2009 17:31)
Ie mpanjakany mpanjaka Izy e :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2439