Fivavahana, finoana
fidinirina
(
14/09/2009 13:29)
[b]Salamao 42.2[/b] "Mangetaheta an'Andriamanitra ny fanahiko, dia Andriamanitra velona; rahoviana no ho tonga aho ka hiseho eo anatrehan'Andriamanitra ?"
Ireto misy rohy hanampy betsaka antsika ...
tohiny
novalian'i soanja ny 21/09/2009 01:22
ravakamalala
(
13/09/2009 10:14)
mba mangataka anareo namana mba hivavaka manokana ho anilay namako izay nandao antsika alina tamin ny faha 30 taonany, namela vady sy zanaka vao 4 taona .
Handry ampiadanana anie izy izay !
...
tohiny
novalian'i rhina ny 25/09/2009 06:19
fidinirina
(
12/09/2009 09:14)
Isan’andro isika maika izay tsy izy hividy gazety te ahafantatra ny zava-nisy. Dia vakiana ilay gazety mitantara fa nisy loza nitranga tany @ faritra atsinana ohatra, tena rava avokoa ny zavatra mar...
tohiny
novalian'i cutie ny 16/09/2009 22:34
cutie
(
12/09/2009 01:02)
Mba tiako ito hira ito http://www.dailymotion.com/relevance/search/fitsapana/video/x3f148_fitsapana-fefi_music fa misy zavatra tsy azoko mitsy ny lazain'io hira io fa sao de mba misy afaka manazava??...
tohiny
novalian'i cutie ny 23/09/2009 01:21
Fanhaiky
(
10/09/2009 05:58)
Miarahaba anareo namana rehetra indray ny tenako, elaela tsy niditra tato fa izao indray vao mba malalaka eh!
Ny nahalasa ny saiko dia ity "Iza kay no olona tena manao @ fony ilay vavaka nampianari'i...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 16/09/2009 07:43
niryna
(
10/09/2009 05:28)
[b]9 Toroy ny hendry, dia hihahendry izy; Ampianaro ny marina, dia hitombo saina izy.
10 Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahendrena; Ary ny fahafantarana ny Iray Masina no fahazavan-tsain...
tohiny
novalian'i cutie ny 17/09/2009 18:54
soanja
(
08/09/2009 22:36)
Amiko ny faniriantsika Xtianina dia ny hiombona ao amin'ny Tompo ary indrindra hiezaka hampita izany fitiavana feno izay nampitain'i Jesoa Krsity tamintsika ho modely lalandava na ho anao izany na ny ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 19/09/2009 03:28
fidinirina
(
08/09/2009 10:11)
[b]Mpitoriteny 12.14[/b] Fa ny atao rehetra dia ho entin'Andriamanitra ho amin'ny fitsarana ny zava-miafina rehetra, na soa na ratsy.
Rehefa ho avy Jesoa Kristy, hiverina ka hiseho eny @ rahon’...
tohiny
novalian'i cutie ny 24/09/2009 19:00
tsimiandravola
(
04/09/2009 19:13)
Diniho kely ity fiheverana ity:[quote=Soanja]Tsy mampamono ny hafa ny hafa na mandringana ny Fitiavan'Andriamanitra antsika na eto an-tany izany na any an-danitra tsy fantatra any. Io no inoako na hio...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 18/09/2009 04:54
fidinirina
(
04/09/2009 12:24)
Betsaka ny mieritreritra sy toa manome tsiny an’Andriamanitra mihitsy aza hoe : maninona no misy ny fakam-panahy. Eny fa na dia tamin’i Adama sy Eva, nisy sahady ny voankazo voarara. Na Jesoa Kris...
tohiny
novalian'i soanja ny 11/09/2009 23:56
niryna
(
03/09/2009 17:23)
Efa maro amintsika angamba no efa nijery ilay film hoe Passion of Jesus ?
filaharana re izao e, fitomaniana re no ita etsy sy eroa e
FISAORANA LEHIBE NO ATOLOTRO HO AZY NANAVOTRA NY AIKO, NY AIN...
tohiny
novalian'i niryna ny 08/09/2009 06:48
niryna
(
02/09/2009 06:25)
Mety ho gaga angamba isika hoe tena manampahaizana be aho izany kanefa raha asiana mamaky baiboly aho dia tsy azoko ny ao anatiny,izaho ve no vendrana sa ilay izy mihitsy no tsy miditra sa rehefa tsy ...
tohiny
novalian'i niryna ny 11/09/2009 05:12
tsimiandravola
(
01/09/2009 20:54)
[quote=niryna tatsy ambadika][b]Inona no efa nitranga taminareo ,ny ahy izany an ....![/b]
Mety misy namana efa nisy zavatra nitranga taminao angamba ...
Ny ahy indray izany dia tsy dia tena hoe zav...
tohiny
novalian'i Fody ny 09/09/2009 20:59
niryna
(
01/09/2009 16:53)
Nisy olona nigadra dia lasa nanontany ahy ilay namana hoe vangiako ve izy sa tsia?
Ahoano hoy ny tenin'Atra ?
.........tany am-ponja aho dia novangianareo
Andeha amangy ve nareo raha mitranga ...
tohiny
novalian'i niryna ny 17/09/2009 16:14
rakapy
(
01/09/2009 14:26)
Rehefa tena dinihina sy fakafakaina dia ity boky atao hoe baiboly ity no an'isany mampisara-bazana ary mbola hampisara-bazana ny xana eto ambonin'ny tany angamba.
Rehefa dinihina mantsy dia samy mana...
tohiny
novalian'i rakapy ny 13/09/2009 09:34
soanja
(
01/09/2009 00:14)
Araka ny voasoratra ao amin'i Genesisy 2- Baiboly
8 Ary Jehovah Andriamanitra nanao saha tao Edena tany atsinanana, ka napetrany tao ralehilahy izay noforoniny.
9 Ary nampanirin'i Jehovah Andria...
tohiny
novalian'i soanja ny 12/09/2009 00:15
kantokoely
(
29/08/2009 20:29)
Ity misy fanomezana azoko dia mba zaraiko aminareo satria isika iray ao amin'ny jesosy kristy indrindra ny toriteny tena tsara (http://mitempo-iray.org/) dia mihainoa finaritra ary o! (l) :D :D ...
tohiny
novalian'i kantokoely ny 02/09/2009 21:01
niryna
(
29/08/2009 19:16)
[b] Fa ny fahendrena dia tsara noho ny voahangy; [Na: perla.] Ary ny zavatra irina rehetra tsy azo ampitahaina aminy.
11 Car la sagesse vaut mieux que les perles, Elle a plus de valeur que tous les ...
tohiny
novalian'i niryna ny 11/09/2009 05:20
xxx
(
28/08/2009 07:51)
Désolé, j'ai eu le temps de vérifier les reférences , mais pas le tmps de traduire en français ou en Malgache:
77. (a) Adam was told that if and when he eats the forbidden fruit he would die t...
tohiny
novalian'i ni81 ny 18/09/2009 08:34
fidinirina
(
27/08/2009 10:02)
FANONTANIANA napetrak'i [Majesty] tao @ dinika "Ilay Atra resahina eto ve ?"
1) Aiza ho aiza ao amin'ny baiboly no misy hoe ny vatana ihany no maty fa ny fanahy tsy mba mety maty ?
2) Dia inona io ...
tohiny
novalian'i cutie ny 17/09/2009 14:16
