Fo torotoro nila famonjena: tsy mora ny mamela heloka
1. niryna
(
14/09/2009 14:57)
Sarotra tokoa ny mamela heloka fa ahoana?
novalian'i cutie ny 03/10/2009 14:07
2. rijadolly
(
14/09/2009 15:17)
Ra ny lojika aloha dia sarotra tokoa ny mamela heloka ra oh ka tsy vonona hamela an'ilay olona ianao e! hihihihihi!
3. Ratoa
(
14/09/2009 18:33)
Fa raha manana an'i Kristy ianao dia hamela heloka. maha sambatra ny mamela heloka. Rehefa tsy mahay mamela heloka dia feno halahelo ny fo moa ny saina mivenjivenjy. Misinda tsikelikely ny halahelo vokatry ny heloka natao anao. Ny fanadinoina tsy misy fa mora entina kokoa.
4. xxx
(
14/09/2009 19:07)
Sarotra tokoa ny mamela heloka fa ahoana?sarotra tokoa fa tena mila fanetren-tena tanteraka.
Niaraka nipetraka izaho sy ny namako iray izay t@ vao tonga teto frantsa aho. Ny nampisy ny olana taminay roa vavy dia satria nokôtian'ilay sipany aho kanefa izy sy ity namako efa miaraka. Dia nolazaiko t@ ilay namako ny fihetsika nataon'ilay bandy rehefa tato aoriana, nefa izy tsy nety nino fa lazainy fa tsy manao an'izany izy hoy izy fa mba mananihany fotsiny :?
Kanjo asa izay noresahin'ilay bandy taminy fa dia izahay roa vavy indray no niady taoriana kely. Dia niteny t@ ty namako aho fa aleo handeha fa manahirana.
Rehefa voataona ny entako dia niteny taminy aho hoe: "veloma ary fa raha toa ka izaho no nanao zavatra nampalahelo andry dia hifonako tanteraka, sady nanatona azy aho hanoroka sy hifandray tanana fa saingy nahifiny ary tonga izy dia nivazavaza be hoe: "non, tsy mila mifanoroka amin-dry aho". Izany ve hoy aho! Eny ary fa lasa aho rehefa tsy mamela ahy ndry...
Dia lasa aho. Efa-bolana tato aoriana dia sendra nandalo tany @ toerana nipetrahanay mirahavavy aho ary hitako izy, lasa nahia kely. Tonga dia natoniko ary tonga dia norohako fa tsy nandà na kely aza.
- Manahoana akia T..., ary maninona indry no mahia toy izao. Dia mbola tezitra amiko foana ve akia ndry?
- Marary akia zà a! dia sady nisaraka izahay
Dia nanomboka niresaka izahay teo ary dia nifanome numéro phone indray ary nilaza izy fa ilay bandy sipany hono no nanao hoe "aza miaraka mipetraka izahay roa vavy..." Dia nifampiantso foana indray izahay roa.
Kanjo tato aoriana izy dia nifamerina t@ ilay bandy niaraka taminy taloha io izy ary dia nanomboka nifosa ahy t@ olona indray izy roa mihitsy (ilay namako sy ity sipany). Nolazainy fa tsy nandoa hofan-trano aho ary tsy nizara ny dépenses t@ zahay niara-nipetraka. Maro dia maro ny fanaratsiana nataony ahy fa dia efa namela azy moa aho ary nataoko izay tsy nifanenana taminy intsony @ zao fotoana izao. Sendra tazako aza izy teny @ grande surface fa nataoko izay nidifiana fa tsy mety ny mampisy olana.
Indraindray na dia mifamela aza dia misy olona tsy dia tsara hifaneraserana intsony fa aleo samy mifanaja sy masina an-taniny; ny antony dia misy ny sasany tsy mamela @ fony tanteraka fa antendro-molotra fotsiny.
5. xxx
(
14/09/2009 20:14)
Maro dia maro ny fanaratsiana nataony ahy fa dia efa namela azy moa aho ary nataoko izay tsy nifanenana taminy intsony @ zao fotoana izao.
Efa vita ny adidinao, anao sy Antra sisa, mangatahy famelana avy @ Antra fa dia ho voavela tokoa ianao. Mahereza ary manova foana ny tsara fa tsy mba very mande ...
6. xxx
(
14/09/2009 20:20)
Ity ko misy tantara ary mba mangataka ny hevitrareo aho.
Nisy kala iray izay niaraka t@ na bandy, dia avy eo nosarahiny ilay izy satria nahita akanga tsara soratra lery ka manary ny akoho taman-trano. Mifankafatantra anefa ireto sipa roa ireto (X sy Y). Ary ilay bandy moa izany dia mbola miresaka amin'ilay akoho taman-trano (X) anefa izy satria ilay X namela ny helony ka hoy izy hoe mba manova bonjour an' Y.
Tokony hanao bonjour ve ilay X? (point de vue Xtiana no tiko ho fantatra)

7. xxx
(
14/09/2009 20:30)
Efa vita ny adidinao, anao sy Antra sisa, mangatahy famelana avy @ Antra fa dia ho voavela tokoa ianao. Mahereza ary manova foana ny tsara fa tsy mba very mande ...Eny e, nivavaka aho na dia nahatsapa fa tsy nisy fahadisoako aza (satria aho tsy nanaiky ilay bandy akory).
8. xxx
(
14/09/2009 20:42)
Tokony hanao bonjour ve ilay X? (point de vue Xtiana no tiko ho fantatra)Tokony hanao bonjour izy fa tsy maninona aloha raha ny hevitro e! Marina fa narary ny fony, nefa efa tsy nety ny azy ireo tsinona koa!
Manana namana akaiky mihitsy aho toy ireo voalazanao ireo fa rehefa tonga any dago ilay sipany taloha (miaraka @ vadiny) dia mandalo ao an-tranony ary dia mitondra voan-dalana. Ilay namako moa dia tsy mbola manambady hatr@ zao fotoana izao.
9. soanja
(
14/09/2009 22:14)
niryna:
Sarotra tokoa ny mamela heloka fa ahoana?
Amiko manokana dia tsy sarotra amiko ny mamela heloka satria mahafantatra aho fa tsy misy olona vonona hanao ratsy ny hafa raha efa nifoha ny torimasom-panahy izy. Fa matoa izy mbola manao ratsy eo imasoko sy manao ratsy ahy dia mbola matory izy izay. Mangoraka azy ny foko. Rehefa mangoraka ianao dia mora ny mamela heloka ny hafa.
Toy ny zaza madinika ihany io, raha manao zavatra tsy mifanaraka amin'ny eritreretintsika izy ireo dia azo atao ny mibedy azy am-pitiavana fa tsy izany akory tsy midika hanameloka azy isika satria mbola zaza izireo ary mbola tsy vory ny sainy. Tahak'izay amiko ny hijereko ireo olona manao ratsy ahy, tsy ratsy akory izy ireo fa mbola matory. Ny asa ataony no ratsy fa tsy izy ireo akory.
10. ni81
(
15/09/2009 14:43)
Sarotra tokoa ny mamela heloka fa ahoana?sarotra raha toa ka tsy vonona hanetri-tena sy hanana fandeferana. Rehefa eo ny fanetren-tena sy ny fandeferana dia mora.
Esorina koa ilay "IZAHO" dia mora ny mamela heloka.
11. cutie
(
15/09/2009 21:39)
Amiko manokana dia tsy sarotra amiko ny mamela heloka satria mahafantatra aho fa tsy misy olona vonona hanao ratsy ny hafa raha efa nifoha ny torimasom-panahy izy. Fa matoa izy mbola manao ratsy eo imasoko sy manao ratsy ahy dia mbola matory izy izay. Mangoraka azy ny foko. Rehefa mangoraka ianao dia mora ny mamela heloka ny hafa.
Toy ny zaza madinika ihany io, raha manao zavatra tsy mifanaraka amin'ny eritreretintsika izy ireo dia azo atao ny mibedy azy am-pitiavana fa tsy izany akory tsy midika hanameloka azy isika satria mbola zaza izireo ary mbola tsy vory ny sainy. Tahak'izay amiko ny hijereko ireo olona manao ratsy ahy, tsy ratsy akory izy ireo fa mbola matory. Ny asa ataony no ratsy fa tsy izy ireo akory
namaste soanja :) :-*
13. niryna
(
17/09/2009 03:34)
rijadolly:
Ra ny lojika aloha dia sarotra tokoa ny mamela heloka ra oh ka tsy vonona hamela an'ilay olona ianao e! hihihihihi!
ahoana izany vonona hamela izany rija?
14. niryna
(
17/09/2009 03:40)
Ratoa:ka ilay olona kristiana k'nou
Fa raha manana an'i Kristy ianao dia hamela heloka. maha sambatra ny mamela heloka.
Rehefa tsy mahay mamela heloka dia feno halahelo ny fo moa ny saina mivenjivenjy.
ka eo indrindra no mipetraka ny fanontaniana .Tsy mety mamela heloka hono izy ny antony? rainy niteraka azy no nametaveta azy fony izy mbola kely ary dia niampy ny dadatoany ihany koa ,lahy io an ?
Mangataka famelan-keloka aminy foana hono ny rainy fa ie,ie, tsy mety ny anao lahy
Misinda tsikelikely ny halahelo vokatry ny heloka natao anao. Ny fanadinoina tsy misy fa mora entina kokoa.
ka izy vao maika tezitra foana kou
15. niryna
(
17/09/2009 03:52)
[quote=xxx]
Niaraka nipetraka izaho sy ny namako iray izay t@ vao tonga teto frantsa aho. Ny nampisy ny olana taminay roa vavy dia satria nokôtian'ilay sipany aho kanefa izy sy ity namako efa miaraka. Dia nolazaiko t@ ilay namako ny fihetsika nataon'ilay bandy rehefa tato aoriana, nefa izy tsy nety nino fa lazainy fa tsy manao an'izany izy hoy izy fa mba mananihany fotsiny :?[/quote[ izay tia angamba adala ry xxx a.Mety manao smooth guy izy na ireny olona mody malemy paika ireny dia tara teo ny anao vavy :D
Mety namoronany lainga tsara lahatra teo angamba e
fo volamena no ilazan'i dadatoa anay an'izany,hi,hi ilay ao anatinao no efa manana fo mamela olona dia mandeha ho azy ilay izy, tohizo fa manampy be amin'ny fiainana izany,vita ny anjaranao,afaka ny adidinao,maro ny olona toa izany .Misy aza mikonjo tsy fantatra hoe inona no mahazo na manontany tena ny tena hoe fa naninona aho,rehefa zohina anefa dia ao anatin'ny mihitsy no misy fahatezerana sy tsy mamela heloka
midera an'i xxx aho amin'izany ary zavatra mitranga matetika koa ny olona manana toetra mitovy toa io
mahereza fa tsy anenenana ny mamela heloka ny hafa satria ny tenin'Atra no manambara mibaribary hoe tsy afaka amela ny helontsika izy raha tsy mamela ny heloky ny hafa isika
Amin'ny fomba ahoana ? raha kristiana kanefa tsy mamela heloka dia ahoana tokoa,inona no antony ?
Amin'ny alalan'ny fametrahana ny fiainana ho eo am-pelantanan'i kristy
satria izy fitiavana ary ny fitiavana dia tsy misy tambiny fa zaraina maimaimpoana,raha ao amintsika ny fitiavana dia miala ho azy ny fankahalana sa ?
raha kristiana ka tsy mety mamela dia misy antony ao
ohatra hoe tsy ampy ny vavaka nataony na tsy tena noraisiny tamin'ny fony tokoa ilay vavaka ary raha sanatria ka nisy izany dia mangataka Azy mba ampianatra ny famelana fa tsy mora tokoa aloha e
Sarotra tokoa ny mamela heloka fa ahoana?sarotra tokoa fa tena mila fanetren-tena tanteraka.
Niaraka nipetraka izaho sy ny namako iray izay t@ vao tonga teto frantsa aho. Ny nampisy ny olana taminay roa vavy dia satria nokôtian'ilay sipany aho kanefa izy sy ity namako efa miaraka. Dia nolazaiko t@ ilay namako ny fihetsika nataon'ilay bandy rehefa tato aoriana, nefa izy tsy nety nino fa lazainy fa tsy manao an'izany izy hoy izy fa mba mananihany fotsiny :?[/quote[ izay tia angamba adala ry xxx a.Mety manao smooth guy izy na ireny olona mody malemy paika ireny dia tara teo ny anao vavy :D
mampalahelo tokoa ny lehilahy indraindray e,tia ny atsy tsy foy ny aroa.
Kanjo asa izay noresahin'ilay bandy taminy fa dia izahay roa vavy indray no niady taoriana kely. Dia niteny t@ ty namako aho fa aleo handeha fa manahirana.
Mety namoronany lainga tsara lahatra teo angamba e
izay ilay fo mahay mamela ry xxx a,na fantatrao fa tsy avy aminao aza ny olana dia nangataka famelana taminy hianao,mbola tsy manana an'i kristy tokoa izy araky ny voalazan'i Ratoa ao ambony ao
Rehefa voataona ny entako dia niteny taminy aho hoe: "veloma ary fa raha toa ka izaho no nanao zavatra nampalahelo andry dia hifonako tanteraka, sady nanatona azy aho hanoroka sy hifandray tanana fa saingy nahifiny ary tonga izy dia nivazavaza be hoe: "non, tsy mila mifanoroka amin-dry aho". Izany ve hoy aho! Eny ary fa lasa aho rehefa tsy mamela ahy ndry...
Dia lasa aho. Efa-bolana tato aoriana dia sendra nandalo tany @ toerana nipetrahanay mirahavavy aho ary hitako izy, lasa nahia kely. Tonga dia natoniko ary tonga dia norohako fa tsy nandà na kely aza.
fo volamena no ilazan'i dadatoa anay an'izany,hi,hi ilay ao anatinao no efa manana fo mamela olona dia mandeha ho azy ilay izy, tohizo fa manampy be amin'ny fiainana izany,vita ny anjaranao,afaka ny adidinao,maro ny olona toa izany .Misy aza mikonjo tsy fantatra hoe inona no mahazo na manontany tena ny tena hoe fa naninona aho,rehefa zohina anefa dia ao anatin'ny mihitsy no misy fahatezerana sy tsy mamela heloka
mampalahelo izany saingy mahatsara zavatra ihany koa fa nianatra toetran'olona i xxx
- Manahoana akia T..., ary maninona indry no mahia toy izao. Dia mbola tezitra amiko foana ve akia ndry?
- Marary akia zà a! dia sady nisaraka izahay
Dia nanomboka niresaka izahay teo ary dia nifanome numéro phone indray ary nilaza izy fa ilay bandy sipany hono no nanao hoe "aza miaraka mipetraka izahay roa vavy..." Dia nifampiantso foana indray izahay roa.
Kanjo tato aoriana izy dia nifamerina t@ ilay bandy niaraka taminy taloha io izy ary dia nanomboka nifosa ahy t@ olona indray izy roa mihitsy (ilay namako sy ity sipany). Nolazainy fa tsy nandoa hofan-trano aho ary tsy nizara ny dépenses t@ zahay niara-nipetraka. Maro dia maro ny fanaratsiana nataony ahy fa dia efa namela azy moa aho ary nataoko izay tsy nifanenana taminy intsony @ zao fotoana izao. Sendra tazako aza izy teny @ grande surface fa nataoko izay nidifiana fa tsy mety ny mampisy olana.
Indraindray na dia mifamela aza dia misy olona tsy dia tsara hifaneraserana intsony fa aleo samy mifanaja sy masina an-taniny; ny antony dia misy ny sasany tsy mamela @ fony tanteraka fa antendro-molotra fotsiny.
midera an'i xxx aho amin'izany ary zavatra mitranga matetika koa ny olona manana toetra mitovy toa io
mahereza fa tsy anenenana ny mamela heloka ny hafa satria ny tenin'Atra no manambara mibaribary hoe tsy afaka amela ny helontsika izy raha tsy mamela ny heloky ny hafa isika
Amin'ny fomba ahoana ? raha kristiana kanefa tsy mamela heloka dia ahoana tokoa,inona no antony ?
Amin'ny alalan'ny fametrahana ny fiainana ho eo am-pelantanan'i kristy
satria izy fitiavana ary ny fitiavana dia tsy misy tambiny fa zaraina maimaimpoana,raha ao amintsika ny fitiavana dia miala ho azy ny fankahalana sa ?
raha kristiana ka tsy mety mamela dia misy antony ao
ohatra hoe tsy ampy ny vavaka nataony na tsy tena noraisiny tamin'ny fony tokoa ilay vavaka ary raha sanatria ka nisy izany dia mangataka Azy mba ampianatra ny famelana fa tsy mora tokoa aloha e
16. ni81
(
17/09/2009 06:12)
hoy niryna
Misy aza mikonjo tsy fantatra hoe inona no mahazo na manontany tena ny tena hoe fa naninona aho,rehefa zohina anefa dia ao anatin'ny mihitsy no misy fahatezerana sy tsy mamela helokaTena mahazendana fa dia misy tokoa ny olona manana io toetra io ka! Tsy roniny tsy ventiny fa dia mianjona fotsiny tsotra izao fa tsy fantatra hoe nisy inona??? :roll:
17. niryna
(
17/09/2009 16:36)
soanja:mba azavao hoe izany nifoha ny torimasom-panahiny izany !
Amiko manokana dia tsy sarotra amiko ny mamela heloka satria mahafantatra aho fa tsy misy olona vonona hanao ratsy ny hafa raha efa nifoha ny torimasom-panahy izy. Fa matoa izy mbola manao ratsy eo imasoko sy manao ratsy ahy dia mbola matory izy izay. Mangoraka azy ny foko. Rehefa mangoraka ianao dia mora ny mamela heloka ny hafa.
ilay tsy ratsy izy ireo mitombona ka ny fanahy ao anatiny no ratsy ka izany no mahatonga antsika hoe tsimpona: isika tsy miady amin'ny nofo fa ny fanahy ... izany hoe mila mahafantatra sy mila mamela ireny olona ireny isika,saingy tsy mora no anantanterahana izany raha tsy miaraka amin'Atra
Toy ny zaza madinika ihany io, raha manao zavatra tsy mifanaraka amin'ny eritreretintsika izy ireo dia azo atao ny mibedy azy am-pitiavana fa tsy izany akory tsy midika hanameloka azy isika satria mbola zaza izireo ary mbola tsy vory ny sainy. Tahak'izay amiko ny hijereko ireo olona manao ratsy ahy, tsy ratsy akory izy ireo fa mbola matory. Ny asa ataony no ratsy fa tsy izy ireo akory.
18. Ratoa
(
17/09/2009 17:50)
ka ilay olona kristiana k'noutsy mbola tena Xtiana izy izany
ka izy vao maika tezitra foana kouka mbola mavaivay ilay fahadiso-panantenana . Aiza ve ka i dada izay natao hanoro ny soa sy hiaro no manolana; dia mbola nampian'ny dadatoa koa.
Mila fanampiana lehibe sy fanazavana be izany zaza izany ary ireto olon-dehibe tokony ho faizina
20. niryna
(
18/09/2009 05:25)
ka ilay olona kristiana k'nou
Ratoa:mila mivavaka mafy izy ka ,mila mino ny teny izay nampitondraina ary mila mamela heloka ny tenany koa ,
tsy mbola tena Xtiana izy izany
tsy mora kanefa ny ambeti-tenintsika izay nomen'ny tompo dia hoe tsy mamela Atra raha tsy mamela ny hafa isika
ka izy vao maika tezitra foana kou
ka mbola mavaivay ilay fahadiso-panantenana . Aiza ve ka i dada izay natao hanoro ny soa sy hiaro no manolana; dia mbola nampian'ny dadatoa koa.rehefa miresaka izahay dia miaiky izy saingy ilay fo mamela mihitsy hono no tsy ataony
Mila fanampiana lehibe sy fanazavana be izany zaza izany ary ireto olon-dehibe tokony ho faizina
marina tokoa izany ary ny maha loza azy dia lasa nivadika ho pd izy
:cry: tsy tia vehivavy intsony .
fa maninona aho ny tsy maintsy mamela ?
ary maninona no sarotra amiko hoy izy ny mamela?