Fo torotoro nila famonjena: tsy mora ny mamela heloka

41. niryna ( 03/10/2009 03:38)

Matetika io dia mitranga amin'ireny olona manana fahatezerana amin'ny fiainany taloha ireny ,aripadripany avokoa ny rehetra saingy tsy ny rehetra no mety hanana fo manindry
cutie:

sao de manana toetra aggressif kosa le oul fa tsy manana hatezerana akory??
Nony tonga ny ampitson'iny niarahabaiko izy ,toy ny tsy nisy ilay zavatra saingy raha sendra namindra zavatra izy dia narahiko maso kosa mba tsy andratra ahy ary dia natosiny moramora ilay zavatra

Hitan-dry @ zany aza :)
tsy aiko aky a,fa ny zavatra ita aloha dia misy olona manana toetra mihitsy fa araka ny maha kristiana indray dia tsy mitana ilzany aho fa mivavaka no ataoko ary miarahaba ihany koa fa matetika moa mamaly ilay olona fa misy ireny manana toetra be ireny ,ilay teny aggressif be ireny dia e,e, avela amin'izao
Nisy vaovao aza nitranga fa voadonan'ny olona tsy nahy ity tovolahy ary izy ity kay nitondra basy tany am-paosiny tany ary dia notofiriny ilay olona nandona azy ary maty nitsipaka teo ,noho ny tonga tany an-trano koa izy dia nitify tena ary maty no nametraka taratasy ihany koa fa tsy nanao fanahiniana hono izy namono ilay olona ..efe tena be ny olona tezitezitra be amin'izao fotoana izao noho ny fahamafin'ny fiainana angamba sy araka ny voalazan'ny baiboly fa any am-parany any dia ho tia tena ny olona,tsy anaja olona ,miha mangatsiaka ny fitiavana na dia ny mpianakavy aza .....


42. cutie ( 03/10/2009 14:07)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0067