Fo torotoro nila famonjena: tsy mora ny mamela heloka
21. niryna
(
18/09/2009 05:28)
booboo:
HS on
Ratoa > sambany zà nahita anao tato klé ! hihihihihihihi.
HS off
ela be koa booboo no tsy ita :-*
faly koa aho fa sady mahazo sakafo ny nofo sy mbola omeny vatsim=panahy ihany koa
:miam: :miam:
22. bor2lais
(
18/09/2009 08:02)
Mahavariana ilay tantara lazain'i Niryna.
Tsy manana fitokisana amin'ilay rainy intsony ilay zanany : sarotra aminy ny hino fa tena @ fon'ilay ray tokoa io "fibebahana" lazainao io, satria izy ray mihitsy no nanimba azy !
Lasa mampiverina amin'ilay fanontaniana efa napetraka teto efa elaela ihany izay : "Manajà ny rainao sy ny reninao ...". Fanajana mendrika azy ve sa tsia io fihetsika ataon'ny zanany io ?
Amiko mila olona mpanelanelana azony ametrahana ny fitokisany (izay very) ka hanehoany ny fahatezerany rehetra miotrika ao anatiny indray ilay zanaka eto ka hanampy azy amin'izany : mpitandrina na mompera angamba no mety raha ny fahitako azy satria Kristiana izy !
Fomba fijeriko ihany anefa io an !

23. xxx
(
18/09/2009 08:31)
Katolika ity lehilahy fa kosa tsy pratiquant. Telo mianadahy izy no zanak'ireo RAD, roa lahy ary vavy iray. Nitaiza ny nièce-ny foana izy matetika rehefa tsy miasa. Ilay anabaviny io dia manana toetra somary misotrosotro, ary indray andro dia notorian'ity anabaviny izy fa hoe ni-violé ilay zaza (4taona). Dia voantso tany @ zandarma ary dia natao garde à vue tapak'andro. Nanontanian'ny zandary izy hoe: " mila DR ve ianao sa mila avocat-nao? Dia hoy izy hoe: tsy mila n'iza n'iza aho fa aleo @ zao. Dia napetraky ny zandary taminy tao daholo ny fanontaniana rehetra mikasika ny fomba fitaizany sy fikarakarany ilay zaza...ary nasaina nojeren'ny Dr koa ilay zaza.
Mbola lava be ny tantara fa tiako ho marihina fotsiny dia afaka madiodio izy taorian'io fanadihadiana rehetra io satria tsisy nitombina ny fanendrikendrehana nataon'ilay anabaviny azy. Tsy mifandray intsony izy sy io anabaviny io ary nilaza izy fa tsy adinony mandra-maty ny zavatra nanjo azy. Somary saika simba mihitsy ny fo amam-panahiny tao aorian'io raharaha io ka lasa tsy tia mifanerasera @ ankizy mihitsy izy (matahotra angamba :? ) dia na izaho aza mandrairay ankizy dia bedesiny :cry:. Dia noteneniko izy hoe: mivavaha ianao ary mangataha @ Atra mba hanananao fiadanam-po fa izay no mahatonga anao toy izao. Mafy hoy aho fa kosa rehefa mamela ianao dia hilamina ny sainao... Dia hoy izy hoe: raha manao ttasy fifonana @ Procureur ilay anabaviny dia mamela azy aho. Dia hoy aho hoe: na tsy manao an'izany aza izy dia ezaho avela @ izao ny fahadisoany. Marina fa mafy hoy aho, afa-baraka t@ tany ama-monina ianao (na dia tsy natao aza) satria ny olona samy manana ny fomba fijeriny daholo. Dia hoy izy hoe ho hitako eo.
Fa nentiko am-bavaka hatrany fa niova be mihitsy @ zao fotoana izao. Efa tsy miteny ahy intsony izy raha misy ankizy miresaka amiko ka hitany.

24. Ratoa
(
18/09/2009 14:00)
booboo,
Eto ihany aho ka. Sady maka sakafon'ny nofo no maka sakafo-panahy é! Hs

25. soanja
(
19/09/2009 06:42)
niryna:mba azavao hoe izany nifoha ny torimasom-panahiny izany !
[quote=soanja]
Amiko manokana dia tsy sarotra amiko ny mamela heloka satria mahafantatra aho fa tsy misy olona vonona hanao ratsy ny hafa raha efa nifoha ny torimasom-panahy izy. Fa matoa izy mbola manao ratsy eo imasoko sy manao ratsy ahy dia mbola matory izy izay. Mangoraka azy ny foko. Rehefa mangoraka ianao dia mora ny mamela heloka ny hafa.
[quote]
Sambany I Nyrina mba nanontany ahy an\'ity. Tadidio tokoa fa raha ianao no manontany dia efa eo ampifohazana izay ianao. Anjaranao sisa ny manokatra ny masom-panahy na tsia hahita ny Fitiavan\'Andriamanitra.
Hazavaiko ny nifoha amin\'ny torimasom-panahy;
Andriamanitra dia namorona antsika olombelona. Tsy isika irery no noforoniny fa ny Universe iray manontolo ary ny asa iasany dia eo amin\'ny sehatry ny Universe fa tsy eto an-tany fotsiny. Pitiny eo amin\'ny asany isika olombelona sy ny rehetra momba ny tany saingy tsy ambanin-javatra aminy. Matoa isika nomeny ny saina dia ao raha. Io no fahasoavana goavana indrindra ananantsika koa noho izany avy amin\'io no ahafahantsika mandinika na hanao zavatra ampitiavana isika na ny mifanohitra amin\'izany. Efa nomen\'Andriamanitra antsika avokoa ny lalan\'ny natiora sy ny Universe. Mbola mikaroka isika amin\'ny alalan\'ny saintsika hoe inona ao anatin\'io lalana io no hanafaka antsika amin\'ny fangejan\'ny nofo ary inona no hamono antsika na ara-nofo moa indrindra hampatory antsika ara-panahy. Isika rehetra miaina dia manana ny Fanahy ary samy manana ny hasiny avokoa mifandraika amin\'ny asany sy ny sitrapon\'Andriamanitra tamin\'ny nanamboarany antsika. Efa nisy isika hatramin\'izay ary hisy mandrakizay. Tsy misy fetra ilay isika satria FANAHY. Io no mampiombona antsika, mampiray antsika. Io Fanahy io no toy ny ra miboiboika mampiodina ny momba antsika rehetra eo amin\'ny sehatr\'Andriamanitra. Isika rehetra dia manana azy na ny hitantsika hoe olon-dratsy aza dia manana azy avokoa saingy matory ny azy fa mbola tsy mifoha. Raha nifoha tamin\'ny torimasom-panahy ianao dia ahita fa FITIAVANA no nahatongavanao eto an-tany ary izay rehetra iodinanao dia hitorianao Fitiavana. Tsy amin\'ny alalan\'ny teny irery fa amin\'ny alalan\'ny ASA koa. Ny Asa rehetra: fikarohana ara-tsaina siantifika, fandinihana filozofika, fijerena akaiky na ny biby madinika toy ny vitsika aza dia ny hahafahantsika olombelona handamina ny momba antsika mifanaraka amin\'ny tany na ny natiora nomen\'Andriamanitra antsika. Mba hisy ny fiara-miaina ampitoniana ary am-pitiavana hatrany. Na ny biby na ny zavamaniry na ny vato na ny rivotra sy ny rano sns sns dia hiara miaina amintsika ka adidintsika olombelona nomena ny saina ny mandinika ny hanasoavana an\'ireo amin\'ny fiainantsika sy ny azy, tsy hifamotika na hifamono. Manan-kasina ny zava-drehetra satria nomen\'Andriamanitra.
Ny fifandraisana rehetra momba antsika dia miodina manodidina ny Fitiavana. Tsy hisy hifanilika ary tsy hisy hifanozona. Tsy haniry ratsy izay heverintsika fa ratsy fa kosa handinika ny tokony atao manoloana ny ratsy izay misy ka ahafahanao miasa mafy ioharana amin\'ireo ratsy manjaka. Inona no ataoko? Tsy hitory fahaverezana ho azy ireo fa hitory fitiavana ho azy ireo. Tsy hanindrona sabatra azy ireo fa hanolotra fangorahana azy ireo.
Adidinao ny miaro ny ainao satria tempolin\'Andriamanitra. N\'inona n\'inona zavamitranga dia mila mahatsapa ianao fa miasa ny SAINA ary mino amin\'ny alalan\'ny Fanahy. Raha nifoha ny masom-panahy dia hiasa noho ny FITIAVANA izy. Raha mbola nofo anefa isika mety hanana fahalemena. Io Fanahy ao anatinao io no mifikitra tokoa amin\'ny mahaAndriamanitra azy dia tsy ho very ianao satria n\'inona n\'inona fahalemenao dia mahalala Izy fa miezaka ianao hivoatra hiala amin\'izany satria tsapany ny sainao miady mafy amin\'izany. Misy ny fifohazam-panahy isanandro eo anoloantsika ary indraindray dia avelantsika matory izy. Raha tsy miasa ny sainao dia tsapany fa tsy mampiasa ny Fanahy ianao fa mampatory ny Fanahy. Miara miasa lalandava ireto zavatra telo ireto: Vatana, saina ary Fanahy. Tsy afa-misaraka ireo ho an\'ireo olona mifoha ara-panahy satria io no fantsom-pitahiana nomen\'Andriamanitra ny tany sy ny tontolo miaina sy tsy miaina. Iray isika rehetra ao amin\'Andriamanitra. Tsy hisy lanitra handrasana intsony rehefa mifoha ny masom-panahy satria ilay Paradisa na lanitra katsahinao dia ny ao anatinao manome FAHAFAHANA anao. Io fahafahana io dia ho mandrakizay ary ny porofo goavana tsapanao amin\'izany dia tsy misy fiandrasana tsapanao na mahamaika anao intsony satria efa tody ianao ary ny androany no mandrakizay. Ny mandrakizay dia ny fitoniana ao amin\'Andriamanitra. Sarotra ny mahatratra ny fitoniana saingy noho ny finoana anananao dia tsy matahotra ianao fa ho tody rehefa miezaka noho izany. Ny ezaka rehetra dia ny fifohazana amin\'ny torimasom--panahy. Ny fifohazana dia asa izay mitory vavaka. Ny vavaka dia asa azo atao miaraka amin\'ny hafa na asa atao irery. Tsy itakiana tambiny. Miezaka amin\'izany ny saina, ny vatana ary herim-po mitondra amin\'ny fanantenana ahitana ny soa sy ny tsara ary ny filaminana ho an\'ny rehetra misy ka hanana fitoniana ara-batana, ara-tsaina ary ara-panahy rehefa tanteraka na tsy tanteraka izay kasaina.
Homba anao anie Andriamanitra !
26. majesty
(
20/09/2009 05:27)
sarotra ny mamela heloka raha atao pli vava sy antendro-molotra sy atao etiquette fotsiny ary tsy iainana ilay fampianarana nomena momba izany.
Misy sarotra ôtran'ny fizika sy simie sy ny math ve fa betsaka ihany ny nahazo DEA rehefa nianarana ilay izy :)

27. soanja
(
21/09/2009 01:21)
majesty:
sarotra ny mamela heloka raha atao pli vava sy antendro-molotra sy atao etiquette fotsiny ary tsy iainana ilay fampianarana nomena momba izany.
Misy sarotra ôtran'ny fizika sy simie sy ny math ve fa betsaka ihany ny nahazo DEA rehefa nianarana ilay izy :)
Ilay izy koa na DEA aza no azo rehefa tsy ampiasaina ny fahaizana dia maty momoka izany amiko!
29. rhina
(
21/09/2009 06:04)
niryna:
Sarotra tokoa ny mamela heloka fa ahoana?
tena mazava ho azy sarotra tokoa
satria : be ambom-po ny olona tsirairay ka izay e!!! samy tsy te hilefitra misy nefa fotoana tokony hanetrena ny tena ka handehanana @ lalan'ny famelana heloka e!!!
zay ra olombelona e!!!!
30. bor2lais
(
23/09/2009 07:56)
majesty:
sarotra ny mamela heloka raha atao pli vava sy antendro-molotra sy atao etiquette fotsiny ary tsy iainana ilay fampianarana nomena momba izany.
Misy sarotra ôtran'ny fizika sy simie sy ny math ve fa betsaka ihany ny nahazo DEA rehefa nianarana ilay izy :)
-------
Mety misy fahamarinana ihany angamba io lazain'i majesty io saingy heveriko ihany koa fa tsy tokony atao "automatika" ny famelan-keloka amiko satria mety lasa famporisihina hanao ratsy no hiafarany : izay azo heverina fa mariky ny tsy fitiavana ny fanaovana izany!!
Amiko dia tsy tokony hisy ny famelan-keloka raha tsy misy ny fiaiken-keloka (amin'ny samy olom-belona no resahiko eto) !
32. cutie
(
24/09/2009 22:58)
Amiko dia tsy tokony hisy ny famelan-keloka raha tsy misy ny fiaiken-keloka (amin'ny samy olom-belona no resahiko eto) !le oul diso ve no tokony miaiky heloka alou??
Ny ahy ndray tsy zany fa samy mifampiaiky heloka ny roa tonta, fa matoa nanao diso ny iray tsy maintsy nisy antony nahatonga azy hanao diso avy any @ le anankiray :D
33. Ratoa
(
25/09/2009 12:43)
Ka izao indray ary. Izaho mifanerasera be amin'ny silamo; Dia rehefa ireny fety be ireny: mivaoka ny ramadan, manakalaza tabaski na fety hafa sns.... dia izao no voalohan-teny rehefa mifankahita:
- "tratry ny fety ianao. mamelà ny heloko"
Dia mamaly ilay iray:
- " samy ho tratry ny fety mitsingeringerina. Andriamanitra anie hamela ny helotsika"
Fanontaniana : ny famelaheloka ve izy mitsam sa misy tsy mamela?

34. rzakarivola
(
25/09/2009 13:11)
Amiko, ny fomba tokana hamelàna ny heloky ny hafa, dia ny fiezahana @ herin'ny tena manontolo mba hahatonga any aminy ny famelan-keloka efa vitan'i Kristy. Satria "tsy misy intsony fanamelohana amin'izay ao amin'i Kristy".
Ilaina tokoa ny miaiky, heloka tsy ekena ho natao ve handraisana famelan-keloka ? Nefa tsy asan'olombelona ny mahatonga ny olona anakiray hiaiky, fa raha mino an'i Jesoa ny olona, ny Fanahy Masina no hampiaiky azy, @ fo honnéte fa meloka izy, ary dia hiaiky izy ka afaka handray ny famelan-keloka amin'ny anaran'i Jesoa.
Iza no efa nandre ny tantaran'ilay zanaka Imam Moussa Koné ?

35. niryna
(
02/10/2009 04:22)
niryna:mba azavao hoe izany nifoha ny torimasom-panahiny izany !
[quote=soanja]
Amiko manokana dia tsy sarotra amiko ny mamela heloka satria mahafantatra aho fa tsy misy olona vonona hanao ratsy ny hafa raha efa nifoha ny torimasom-panahy izy. Fa matoa izy mbola manao ratsy eo imasoko sy manao ratsy ahy dia mbola matory izy izay. Mangoraka azy ny foko. Rehefa mangoraka ianao dia mora ny mamela heloka ny hafa.
hi,hi
Sambany I Nyrina mba nanontany ahy an\'ity. Tadidio tokoa fa raha ianao no manontany dia efa eo ampifohazana izay ianao. Anjaranao sisa ny manokatra ny masom-panahy na tsia hahita ny Fitiavan\'Andriamanitra.
Hazavaiko ny nifoha amin\'ny torimasom-panahy;
Andriamanitra dia namorona antsika olombelona. Tsy isika irery no noforoniny fa ny Universe iray manontolo ary ny asa iasany dia eo amin\'ny sehatry ny Universe fa tsy eto an-tany fotsiny. Pitiny eo amin\'ny asany isika olombelona sy ny rehetra momba ny tany saingy tsy ambanin-javatra aminy. Matoa isika nomeny ny saina dia ao raha. Io no fahasoavana goavana indrindra ananantsika koa noho izany avy amin\'io no ahafahantsika mandinika na hanao zavatra ampitiavana isika na ny mifanohitra amin\'izany. Efa nomen\'Andriamanitra antsika avokoa ny lalan\'ny natiora sy ny Universe. Mbola mikaroka isika amin\'ny alalan\'ny saintsika hoe inona ao anatin\'io lalana io no hanafaka antsika amin\'ny fangejan\'ny nofo ary inona no hamono antsika na ara-nofo moa indrindra hampatory antsika ara-panahy. Isika rehetra miaina dia manana ny Fanahy ary samy manana ny hasiny avokoa mifandraika amin\'ny asany sy ny sitrapon\'Andriamanitra tamin\'ny nanamboarany antsika. Efa nisy isika hatramin\'izay ary hisy mandrakizay. Tsy misy fetra ilay isika satria FANAHY. Io no mampiombona antsika, mampiray antsika. Io Fanahy io no toy ny ra miboiboika mampiodina ny momba antsika rehetra eo amin\'ny sehatr\'Andriamanitra. Isika rehetra dia manana azy na ny hitantsika hoe olon-dratsy aza dia manana azy avokoa saingy matory ny azy fa mbola tsy mifoha. Raha nifoha tamin\'ny torimasom-panahy ianao dia ahita fa FITIAVANA no nahatongavanao eto an-tany ary izay rehetra iodinanao dia hitorianao Fitiavana. Tsy amin\'ny alalan\'ny teny irery fa amin\'ny alalan\'ny ASA koa. Ny Asa rehetra: fikarohana ara-tsaina siantifika, fandinihana filozofika, fijerena akaiky na ny biby madinika toy ny vitsika aza dia ny hahafahantsika olombelona handamina ny momba antsika mifanaraka amin\'ny tany na ny natiora nomen\'Andriamanitra antsika. Mba hisy ny fiara-miaina ampitoniana ary am-pitiavana hatrany. Na ny biby na ny zavamaniry na ny vato na ny rivotra sy ny rano sns sns dia hiara miaina amintsika ka adidintsika olombelona nomena ny saina ny mandinika ny hanasoavana an\'ireo amin\'ny fiainantsika sy ny azy, tsy hifamotika na hifamono. Manan-kasina ny zava-drehetra satria nomen\'Andriamanitra.
Ny fifandraisana rehetra momba antsika dia miodina manodidina ny Fitiavana. Tsy hisy hifanilika ary tsy hisy hifanozona. Tsy haniry ratsy izay heverintsika fa ratsy fa kosa handinika ny tokony atao manoloana ny ratsy izay misy ka ahafahanao miasa mafy ioharana amin\'ireo ratsy manjaka. Inona no ataoko? Tsy hitory fahaverezana ho azy ireo fa hitory fitiavana ho azy ireo. Tsy hanindrona sabatra azy ireo fa hanolotra fangorahana azy ireo.
Adidinao ny miaro ny ainao satria tempolin\'Andriamanitra. N\'inona n\'inona zavamitranga dia mila mahatsapa ianao fa miasa ny SAINA ary mino amin\'ny alalan\'ny Fanahy. Raha nifoha ny masom-panahy dia hiasa noho ny FITIAVANA izy. Raha mbola nofo anefa isika mety hanana fahalemena. Io Fanahy ao anatinao io no mifikitra tokoa amin\'ny mahaAndriamanitra azy dia tsy ho very ianao satria n\'inona n\'inona fahalemenao dia mahalala Izy fa miezaka ianao hivoatra hiala amin\'izany satria tsapany ny sainao miady mafy amin\'izany. Misy ny fifohazam-panahy isanandro eo anoloantsika ary indraindray dia avelantsika matory izy. Raha tsy miasa ny sainao dia tsapany fa tsy mampiasa ny Fanahy ianao fa mampatory ny Fanahy. Miara miasa lalandava ireto zavatra telo ireto: Vatana, saina ary Fanahy. Tsy afa-misaraka ireo ho an\'ireo olona mifoha ara-panahy satria io no fantsom-pitahiana nomen\'Andriamanitra ny tany sy ny tontolo miaina sy tsy miaina. Iray isika rehetra ao amin\'Andriamanitra. Tsy hisy lanitra handrasana intsony rehefa mifoha ny masom-panahy satria ilay Paradisa na lanitra katsahinao dia ny ao anatinao manome FAHAFAHANA anao. Io fahafahana io dia ho mandrakizay ary ny porofo goavana tsapanao amin\'izany dia tsy misy fiandrasana tsapanao na mahamaika anao intsony satria efa tody ianao ary ny androany no mandrakizay. Ny mandrakizay dia ny fitoniana ao amin\'Andriamanitra. Sarotra ny mahatratra ny fitoniana saingy noho ny finoana anananao dia tsy matahotra ianao fa ho tody rehefa miezaka noho izany. Ny ezaka rehetra dia ny fifohazana amin\'ny torimasom--panahy. Ny fifohazana dia asa izay mitory vavaka. Ny vavaka dia asa azo atao miaraka amin\'ny hafa na asa atao irery. Tsy itakiana tambiny. Miezaka amin\'izany ny saina, ny vatana ary herim-po mitondra amin\'ny fanantenana ahitana ny soa sy ny tsara ary ny filaminana ho an\'ny rehetra misy ka hanana fitoniana ara-batana, ara-tsaina ary ara-panahy rehefa tanteraka na tsy tanteraka izay kasaina.
Homba anao anie Andriamanitra !
misaotra anao nanaza ny hevitry ny fifoazam-panahy araka ny eritreritrao
:-*
36. niryna
(
02/10/2009 04:39)
bor2lais:
Mahavariana ilay tantara lazain'i Niryna.
Tsy manana fitokisana amin'ilay rainy intsony ilay zanany : sarotra aminy ny hino fa tena @ fon'ilay ray tokoa io "fibebahana" lazainao io, satria izy ray mihitsy no nanimba azy !
Lasa mampiverina amin'ilay fanontaniana efa napetraka teto efa elaela ihany izay : "Manajà ny rainao sy ny reninao ...". Fanajana mendrika azy ve sa tsia io fihetsika ataon'ny zanany io ?
Amiko mila olona mpanelanelana azony ametrahana ny fitokisany (izay very) ka hanehoany ny fahatezerany rehetra miotrika ao anatiny indray ilay zanaka eto ka hanampy azy amin'izany : mpitandrina na mompera angamba no mety raha ny fahitako azy satria Kristiana izy !
Fomba fijeriko ihany anefa io an !
misaotra aky a
izany efa nolazaiko izany ny tantara fa dimy taona izy no nitaraina taminy foana ilay rainy hoe mamela ahy ,mandefa carte postale foana isaky ny fetiny fa tsy vakiany hono.
Herinandro izay no niarahanay nivavaka,born again,na nifoha izy,ahoana izany mifoha izany amin'ny maha kristiana?
tao anatin'ny ota avokoa isika ary noho ny taranaka izay nodimbiasintsika avy amin'i Adama sy Eva dia mpanota avokoa isika,ny baiboly no manambara izany,ary dia maty tao anatin'ny ota isika .Jereo ny zava-maniry ,raha tsy ahaha na indroa andro fotsiny aza ny voa vao ambolanena ary rehfa alevina amin'izay ilay izy dia voa vaovao no mivaoka avy eo
Toy izany koa ny kristiana ,mifoha ara-panahy ,velona indray ilay fanahy izay maty teo, izay mino sy atao batisa ho hovonjena hoy ny tenin'Atra ka rehefa mino an'ilay kristy izy ,dia velona indray ny fanahiny ary na inona fahotana tany aloha tany dia ho adinon'Atra ilay izy
io no mifoha ara-panahy amin'ny kristiana
Ilay rainy dia voaantso ho mpitondra fivavahana ,ary dia mahavariana tokoa fa rehefa nifoha ,nanaiky ho tantanan'i kristy amin'izay ity fiainan'ity tovolahy dia niova tanteraka izy,falifaly, maivamaivana ,mihirahira,herinandro izay no nanekeny ny Tompo .Dia miresaka ny dadany izy ,rehefa miresaka soratra masina izahay dahy dia hoy izy hoe ny dadako miteny hoe mivavaha vao mamaky baiboly,lasa mamaky baiboly foana izy isaky ny atory ary manomboka manontany izay tsy fantany ao.
Toy ny Saoly na i Paoly no eritreretiko ilay rainy eto,inona no tsy nataony nanenjehina an'i kristy ? kanefa dia izy no lasa fanoharana isaky ny misy mizara ny tenin'Atra
Na mena toy ny jaky aza ny fahotanareo dia ho fotsy toy ny horam-panala... raha toa ka mibebaka sy mifona amiko hianareo io dia ho antsika rehetra tsy misy ankanavaka
37. niryna
(
02/10/2009 04:54)
Amiko dia tsy tokony hisy ny famelan-keloka raha tsy misy ny fiaiken-keloka (amin'ny samy olom-belona no resahiko eto) !le oul diso ve no tokony miaiky heloka alou??
cutie:raha miaiky ny fahotantsika iska ka matoky sy marina Atra dia amela sy anadio ny fahotantsika sy ny tsy fahamarinana izy ary itarika ny diantsika
Ny ahy ndray tsy zany fa samy mifampiaiky heloka ny roa tonta, fa matoa nanao diso ny iray tsy maintsy nisy antony nahatonga azy hanao diso avy any @ le anankiray :D
if you confess you sins,he is faithful and just,and he will forgive and clean all our unrighteousness and also he will guide our path
mila miaky aloha isika fa meloka,izay no tena tadiavina voalohany indrindra
Ary raha toa ka tsy miaiky fa diso ilay iray,efa namela aloha isika na ny tenantsika izany na ilay iray.
Tsy ho voatery ho ny vy tsy mikitrana irery koa anefa a,misy olona ea lianady ka izay tandrifiny dia ataony daholo. Ny dikany tsy hoe tsy maintsy misy antony ao.
Tantara iray vao nitranga tamin'iny herinandro iny,tsy rony tsy vetiny teo ilay ramatoa dia natosiny teo amin'ny latabatro ny entana noentiny,kenda tsy nahateny aho satria saika nanao accident mihitsy ary tonga dia tsy nahetsika fa tampoka be ilay fihetsiny sy ilay habibiany.
Inona no nataoko? lasa aho nitsangana kely dia nivavaka ho azy sy ho ahy.
Nony maraina ny andro nisy zavatra nanindrona be tato amin'ny foko ,izay vao notantaraiko ny tato an-trano.Maninona no tsy niresaka tamin'ny lehibenao hianao hoy ny vadiko ?
Nony tonga ny ampitson'iny niarahabaiko izy ,toy ny tsy nisy ilay zavatra saingy raha sendra namindra zavatra izy dia narahiko maso kosa mba tsy andratra ahy ary dia natosiny moramora ilay zavatra .
Tsy nasiko sira ilay izy na dia fantatro fa mety misy zavatra mahatezitra azy any ka taty amiko no manapatra ny hatezerany
Matetika io dia mitranga amin'ireny olona manana fahatezerana amin'ny fiainany taloha ireny ,aripadripany avokoa ny rehetra saingy tsy ny rehetra no mety hanana fo manindry
38. bor2lais
(
02/10/2009 06:50)
Voalaza etsy ambony :
"Matetika io dia mitranga amin'ireny olona manana fahatezerana amin'ny fiainany taloha ireny ,aripadripany avokoa ny rehetra saingy tsy ny rehetra no mety hanana fo manindry "
-------
Ny sentiment ange tsy azo kobonina fa tsy maintsy mivoaka foana e ! Ny olana fotsiny dia raha tsy voafehy izy io dia mety amin'ny fotoana tsy tokony ivoahany no mipoaka izy !
Rehefa misy mahatezitra dia tokony avoaka izany fa tsy kobonina saingy "tezera fa aza manota".
:D

39. cutie
(
02/10/2009 22:04)
Matetika io dia mitranga amin'ireny olona manana fahatezerana amin'ny fiainany taloha ireny ,aripadripany avokoa ny rehetra saingy tsy ny rehetra no mety hanana fo manindry
sao de manana toetra aggressif kosa le oul fa tsy manana hatezerana akory??
Nony tonga ny ampitson'iny niarahabaiko izy ,toy ny tsy nisy ilay zavatra saingy raha sendra namindra zavatra izy dia narahiko maso kosa mba tsy andratra ahy ary dia natosiny moramora ilay zavatra
Hitan-dry @ zany aza :)
40. niryna
(
03/10/2009 03:32)
bor2lais:marina izany fa tsy azo kibonina fa matetika dia any amin'ny hafa no anamparany ny hatezerany. 1-2- ...3 dia miala eto hianao ,one ,two ,three ,you ary out
Voalaza etsy ambony :
"Matetika io dia mitranga amin'ireny olona manana fahatezerana amin'ny fiainany taloha ireny ,aripadripany avokoa ny rehetra saingy tsy ny rehetra no mety hanana fo manindry "
-------
Ny sentiment ange tsy azo kobonina fa tsy maintsy mivoaka foana e ! Ny olana fotsiny dia raha tsy voafehy izy io dia mety amin'ny fotoana tsy tokony ivoahany no mipoaka izy !
Nisy olona izay tapitra niadivany ny olona ary tena ila andratra mihitsy izy amin'ny fihetsiny,tsy naharitra intsony ireo rehetra izay nataony ary nitaraina ka nahazo fampandrenesana am-bava izy fa raha mbola misy farany dia izay,teo vao tsy nanao ny olona intsony izy.
misaotra tamin'ilay tsimpona + aza atao tratran'ny masoandro miletika akory ny fahatezeranao