Toroy ny hendry dia hihahendry izy.
1. niryna
(
10/09/2009 05:28)
9 Toroy ny hendry, dia hihahendry izy; Ampianaro ny marina, dia hitombo saina izy.
10 Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahendrena; Ary ny fahafantarana ny Iray Masina no fahazavan-tsaina.
11 Fa izaho no hampitomboana ny andronao Sy hanamaroana ny taona hiainanao.
12 Raha hendry hianao, dia hendry ho an'ny tenanao ihany; Fa raha maniratsira kosa hianao, dia hianao ihany no hiharan'izany.
13 Ny fahadalana dia toy ny vehivavy vavana; Kely saina izy ka tsy mahalala na inona na inona. Ohabolana 9 : 9-13
9 Donne au sage, et il deviendra plus sage; Instruis le juste, et il augmentera son savoir.
10 Le commencement de la sagesse, c`est la crainte de l`Éternel; Et la science des saints, c`est l`intelligence.
11 C`est par moi que tes jours se multiplieront, Et que les années de ta vie augmenteront.
12 Si tu es sage, tu es sage pour toi; Si tu es moqueur, tu en porteras seul la peine.
13 La folie est une femme bruyante, Stupide et ne sachant rien.
9 Instruct a wise man, and he will be still wiser. Teach a righteous man, and he will increase in learning.
10 The fear of Yahweh is the beginning of wisdom. The knowledge of the Holy One is understanding.
11 For by me your days will be multiplied. The years of your life will be increased.
12 If you are wise, you are wise for yourself. If you mock, you alone will bear it.
13 The foolish woman is loud, Undisciplined, and knows nothing.
Toroy ny hendry dia hihahendry izy ? mba afaka misy manazava ve izany e ?
Ny ohabolana malagasy milaza fa
Ny adala no tsy ambakaina; Atra no atahorana .
Ny fatahorana an'Atra no fiandoham-pahendrena
Tahotra avokoa izany .Mba misy afaka anazavana an'ireo tahotra ireo ve ?
(l) niryna

novalian'i cutie ny 17/09/2009 18:54
2. fidinirina
(
10/09/2009 10:19)
Hoatran'ny efa nisy valiny tany ambadika tany io. Ny tahotra : tsy hoe tena "peur" fa "respect". @ teny franstay aloha "crainte" no ilazany azy. Izany hoe tsy matahotra tahaka ny mahita biby masiaka akory fa tahotra noho ny fanajàna sy fankatoavana Azy.
3. ikaretsaka
(
10/09/2009 13:45)
fa ohatran'ny mpi trafic taoka gasy mandalo zandarma fotsiny moa o?
4. Veloo
(
10/09/2009 13:54)
fidinirina [ Valio ] 10-09-2009 12:19:59
Lohateny : Re : Toroy ny hendry dia hihahendry izy.
Hoatran'ny efa nisy valiny tany ambadika tany io. Ny tahotra : tsy hoe tena "peur" fa "respect". @ teny franstay aloha "crainte" no ilazany azy. Izany hoe tsy matahotra tahaka ny mahita biby masiaka akory fa tahotra noho ny fanajàna sy fankatoavana Azy.
Yep!
5. soanja
(
10/09/2009 15:47)
niryna:
[
Toroy ny hendry dia hihahendry izy ? mba afaka misy manazava ve izany e ?
Ny Fahendrena izany no mila fantarin'i Nyrina hoe ahoana ny fipetrany.
Ny fahendrena amiko dia ny fandinihana ny zavamisy eo amin'ny fiainana ary maka lesona avy amin'izany mba hananana fiainana milamina sy tony ao anaty fahamarinana.
Io Fahandrena azontsika io dia ifampizarana sy ibeazana ny zanaka sy ny namama ary ny hafa. Satria mety tsy hanana izany izy/ isika/ izay ireo satria fianarana ny fiainana, tsy misy hoe tapitrohatra sy lafatra tsinona. Mifanoro isika ary eo no misy ny fifandraisana. Tsy amin'ny alalan'ny tahotra an'Andriamanitra no tsy tokony hanaovandratsy fa noho ny fitiavana no tsy hanaovandratsy ny hafa. Tadidio lalandava fa na ny Ntaolo Malagasy aza dia tsy lafatra koa ry zareo fa samy niezaka nampifandray izay hitany fa nampety ny fiainany ary nanome fahendrena noho izany. Mifanaraka amin'ny fotoana ny fiainana misy ary ny fahendrena misy.
7. rijadolly
(
10/09/2009 17:17)
Niryna:
Tahotra avokoa izany .Mba misy afaka anazavana an'ireo tahotra ireo ve ?
fidinirina:Mitovy hevitra aminy koa za ra eo amin'ilay dikani'ilay tahotra eto .Ny fahendrena amiko dia ny fandinihana ny zavamisy eo amin'ny fiainana ary maka lesona avy amin'izany mba hananana fiainana milamina sy tony ao anaty fahamarinana.
Hoatran'ny efa nisy valiny tany ambadika tany io. Ny tahotra : tsy hoe tena "peur" fa "respect". @ teny franstay aloha "crainte" no ilazany azy. Izany hoe tsy matahotra tahaka ny mahita biby masiaka akory fa tahotra noho ny fanajàna sy fankatoavana Azy.
soanja:Misaotra soanja nanazava ny Fahendrena.
Io Fahandrena azontsika io dia ifampizarana sy ibeazana ny zanaka sy ny namama ary ny hafa. Satria mety tsy hanana izany izy/ isika/ izay ireo satria fianarana ny fiainana, tsy misy hoe tapitrohatra sy lafatra tsinona. Mifanoro isika ary eo no misy ny fifandraisana. Tsy amin'ny alalan'ny tahotra an'Andriamanitra no tsy tokony hanaovandratsy fa noho ny fitiavana no tsy hanaovandratsy ny hafa. Tadidio lalandava fa na ny Ntaolo Malagasy aza dia tsy lafatra koa ry zareo fa samy niezaka nampifandray izay hitany fa nampety ny fiainany ary nanome fahendrena noho izany. Mifanaraka amin'ny fotoana ny fiainana misy ary ny fahendrena misy.
8. cutie
(
10/09/2009 20:33)
12 Raha hendry hianao, dia hendry ho an'ny tenanao ihany; Fa raha maniratsira kosa hianao, dia hianao ihany no hiharan'izan
aleo alou hitsimpona zay voalaza :D
9. niryna
(
11/09/2009 04:35)
fidinirina:
Hoatran'ny efa nisy valiny tany ambadika tany io. Ny tahotra : tsy hoe tena "peur" fa "respect". @ teny franstay aloha "crainte" no ilazany azy. Izany hoe tsy matahotra tahaka ny mahita biby masiaka akory fa tahotra noho ny fanajàna sy fankatoavana Azy.
misaotra anao .
Ny fahatahorana an'Atra dia mahatonga antsika hiala amin'ny ratsy
Ny fahatahorana an'Atra dia mampianatra antsika ho ankahala ny asan'ny ratsy,ny fiafonafonana ,ny fizahozahoana sns
Manome fahendrena izany ary io no voalohany
Maninona tokoa isika no mila fahendrena?
Moa ve io dia azo fotsiny amin'izao na hoe tonga dia hendry ny olona?
Atra no manome an'io
ka raha izany ,inona no tombotsoa azontsika amin'ny fahendrena?
10. niryna
(
11/09/2009 04:35)
ikaretsaka:
fa ohatran'ny mpi trafic taoka gasy mandalo zandarma fotsiny moa o?
dia ahoana ry ika ?
11. niryna
(
11/09/2009 04:44)
soanja:
. Tsy amin'ny alalan'ny tahotra an'Andriamanitra no tsy tokony hanaovandratsy fa noho ny fitiavana no tsy hanaovandratsy ny hafa.
ka tsy fahatahorana toy ny fiteny hoe angaha biby fampitahorana Atra izy eto ry soanja a fa ny fahendrena resahiko eto dia avy amin'Atra ary izy irery no manome izany ,
http://baiboly.org/toko.asp?boky=OHABOLANA&toko=9&andininy=10-10&dika=ls-web
http://baiboly.org/toko.asp?boky=OHABOLANA&toko=1&andininy=7-7&dika=asv-ls
12. soanja
(
11/09/2009 14:35)

Ka efa ananandry anie zany ny valiny e. Indry ihany tsinona no nametraka fanontaniana.
Amiko izany repect sns resahina ho fatahorana an'Andriamanitra izany dia ny mitomboka foana ary mifototra foana ny amin'ny atao hoe FITIAVANA. Io no lehibe indrindra. Raha hino an'Andriamanitra ianao dia ny Fitiavana no tsapanao voalohany aminy izay avy aminy.
14. cutie
(
11/09/2009 18:57)
Manome fahendrena izany ary io no voalohany
Maninona tokoa isika no mila fahendrena?
Moa ve io dia azo fotsiny amin'izao na hoe tonga dia hendry ny olona?
Atra no manome an'io
ka raha izany ,inona no tombotsoa azontsika amin'ny fahendrena?
ny ntaolo zao no lazaina we manana fahendrena, satria nahoan?? satria ela nihetezana hihihihihihi
15. ikaretsaka
(
11/09/2009 19:36)
Ny razantsika hendry sy lalim-pandinihana....(lazaivo fa hain'icutie koa io hira io)
19. ikaretsaka
(
11/09/2009 20:08)
hafahafa ahoana.. taoko @ le zafindraony mampiakatra galioka sy kafe iny mihitsy