Toroy ny hendry dia hihahendry izy.

21. ikaretsaka ( 11/09/2009 20:35)
jereo fa misy ao ko
22. cutie ( 11/09/2009 20:38)
tena io ve no titre?
23. ikaretsaka ( 11/09/2009 21:18)
yeah
24. cutie ( 11/09/2009 21:32)
kamo za hitady sady raha vo hira zafindraony tsy mamely aty :D
25. niryna ( 14/09/2009 14:56)
cutie:

Manome fahendrena izany ary io no voalohany
Maninona tokoa isika no mila fahendrena?
Moa ve io dia azo fotsiny amin'izao na hoe tonga dia hendry ny olona?
Atra no manome an'io
ka raha izany ,inona no tombotsoa azontsika amin'ny fahendrena?

ny ntaolo zao no lazaina we manana fahendrena, satria nahoan?? satria ela nihetezana hihihihihihi

ny ela nietezana tokoa lava volo e. ka na iza na iza mihaino hanatra dia ahazo fahendrena
Matetika ny olona efa niaina na efa nahita olona nitranga tamin'ny olana dia mizara ilay itany na nandalovany na nitranga tamin'ny olona fantany ary izay ilay izy. Ny fahendrena dia nomen'Atra fa tsy tongatonga foana,ny soratra masina no manambara izany amintsika,io fahendrena io dia ny fanomezana voninahitra an'Atra aloha ka na inona atao dia matoky azy ary na inona atao dia mahafantatra fa Atra eo an-tampon'ny loha mahita izay rehetra atao ary manao ny zavatra rehetra avy amin'ilay fo madio an.tsy mora fa rehefa mino azy tokoa dia ho mora sy maivana

26. soanja ( 15/09/2009 03:55)
Eto dia mazava tsara mihitsy ny resaka hoe:

Manam-pahendrena ny razantsika na dia tsy nanana baiboly aza ry zareo. Andriamanitra no nanome ny fahendrena. Tonga tamin'ny razana tamin'ny andro tsy nisy baiboly ny fahendrena. Efa teo amin'ny razana Andriamanitra na nisy ny baiboly na tsy nisy. Ao amin'ny baiboly irery ve ny fahendrena???? Tsia hoy aho ny tenin'Andriamanitra dia Fahendrena ary maharitra mandrakizay. Efa nisy hatramin'izay ary tsy misy fotoana hijanonany fa mitohy hatrany mandrakizay!
27. ikaretsaka ( 15/09/2009 16:15)
http://www.dailymotion.com/video/x88ar6_ny-razantsika-hendry-at_music
28. niryna ( 17/09/2009 16:31)
soanja:


Amiko izany repect sns resahina ho fatahorana an'Andriamanitra izany dia ny mitomboka foana ary mifototra foana ny amin'ny atao hoe FITIAVANA. Io no lehibe indrindra. Raha hino an'Andriamanitra ianao dia ny Fitiavana no tsapanao voalohany aminy izay avy aminy.

ahoana no anehoana izany fitiavany izany amin'ny olona raha ny teny voalazany aza lavina?
Raha miteny ny baiboly fa ho avy ilay Atra be fitiavana kanefa milaza sy manazava ilay fitiavana ny olona (soanja io an) ary tsy mino fa mbola ho avy izy,fitiavana ve izany? misy inoana izany ny teniny dia lasa fitiavana iny fa izay tsy inoana izany dia ahoana ? mbola mifono ao anatin'izay fanazavana izay ihany ve ilay fitiavana izay asehon'Atra antsika?
mbola ho avy izy hitsara ny velona sy ny maty,nomena ny teny ary fitiavana daholo izany ka nozaraina ho an'izay mino azy.Kanefa indray dia misy tsy inoana ao ? azon'ny soanja ny tiako tenenina ?


29. cutie ( 17/09/2009 18:54)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 14-09-2009 16:56:26
Lohateny : Re : Toroy ny hendry dia hihahendry izy.
Hoy i cutie:


Voalaza teo :
Manome fahendrena izany ary io no voalohany
Maninona tokoa isika no mila fahendrena?
Moa ve io dia azo fotsiny amin'izao na hoe tonga dia hendry ny olona?
Atra no manome an'io
ka raha izany ,inona no tombotsoa azontsika amin'ny fahendrena?

ny ntaolo zao no lazaina we manana fahendrena, satria nahoan?? satria ela nihetezana hihihihihihi


ny ela nietezana tokoa lava volo e. ka na iza na iza mihaino hanatra dia ahazo fahendrena
Matetika ny olona efa niaina na efa nahita olona nitranga tamin'ny olana dia mizara ilay itany na nandalovany na nitranga tamin'ny olona fantany ary izay ilay izy. Ny fahendrena dia nomen'Atra fa tsy tongatonga foana,ny soratra masina no manambara izany amintsika,io fahendrena io dia ny fanomezana voninahitra an'Atra aloha ka na inona atao dia matoky azy ary na inona atao dia mahafantatra fa Atra eo an-tampon'ny loha mahita izay rehetra atao ary manao ny zavatra rehetra avy amin'ilay fo madio an.tsy mora fa rehefa mino azy tokoa dia ho mora sy maivana
:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071