Inona moa ny faniriantsika Xtianina
1. soanja
(
08/09/2009 22:36)
Amiko ny faniriantsika Xtianina dia ny hiombona ao amin'ny Tompo ary indrindra hiezaka hampita izany fitiavana feno izay nampitain'i Jesoa Krsity tamintsika ho modely lalandava na ho anao izany na ny ho an'ny hafa, hany ka indrindra izay mihevitra antsika ho fahavalo. Milamina isika satria manana ny Tompo.
Ny mahagaga ahy anefa dia toa zary malahelo isika- izay tena manaraka ny antsakany sy an-davany ny voalazan'i baiboly- raha toa ka tsy haringana ny sasany na ireo izay heverintsika fa manao ratsy eto an-tany na heverintsika koa fa heverin'Andriamanitra fa manao ratsy eto an-tany araky ny voalazan'i baiboly ihany io.
Inona moa no mahasoa antsika, na inona moa no azontsika na tombotsoa azontsika raha toa ka ho voavonjy ireo olona ireo. Tsy izay ve moa no faniriantsika rehetra, ny hiombonana ao amin'i Tompo?? Inona no mampalahelo antsika amin'izany ka zary hisy haniry loza ireo manana fahalemena sesilany sy tsy afaka manoatra fa entin'onja mitopatopa amin'ity fiainana ity. Tsy satrintsika ve ny mba hananan'izy ireo fitoniana ao amin'i Tompo amin'ny alalan'ny fanahiny indray andro any ka tahiny maty izy ireo.
Efa heno foana hoe hisy ny farany? ka raha toa ka farany ka mibebeka ilay olona eo ampialana aina. Inona no alahelontsika amin'izany? Ny famonjena ny rehetra amiko mba hiaina Fanahy feno fitoniana no hetahetako. Ka na ny Fahavaloko eo imasoko aza dia iriko tokoa ny hihaonako aminy indray andro any am-paradisa mba ho iray izahay eo anatrehan'Andriamanitra. Misy fifaliana ve amintsika Xtianina satria tonga ny valifatin'Andriamanitra araka ny fahitantsika azy voalaza foana??? Hatraiza tokoa ny fisehon'ny fitiavana?
Andramo ny hamoram-po, ny fangorahana ary ny fitserana ireo izay solafaka sy tsy mahita mahiratra eto an-tany. Enga anie mba hifoha ny masom-panahiny avy amin'ny alalan'ny modely entintsika fa sanatria tsy hidradradradra isika hoe hisy ny farany ka ho faizaina ianareo.
Misaotra indrindra.

novalian'i ikaretsaka ny 19/09/2009 03:28
2. ikaretsaka
(
08/09/2009 22:56)
Andramo ny hamoram-po, ny fangorahana ary ny fitserana ireo izay solafaka sy tsy mahita mahiratra eto an-tany. Enga anie mba hifoha ny masom-panahiny avy amin'ny alalan'ny modely entintsika fa sanatria tsy hidradradradra isika hoe hisy ny farany ka ho faizaina ianareo.
ha soanja e..de nitovy eritreritra isika dahy
za atsy ambalika atsy vo manoratra hoe
La fidélité à de petites choses
Rien ne peut nous rendre saints, excepté la présence de Dieu... Et pour moi la présence de Dieu réside dans la fidélité à de petites choses.
Nous pouvons ne pas accomplir de grandes choses -- juste des petites, avec grand amour. nous faisons des petites choses: aider les enfants, visiter les personnes solitaires, les malades, les indésirables. Quand quelqu'un me dit par exemple que nous n'avons entrepris aucun grand travail, que nous faisons tranquillement de petites choses, je réponds que méme si on n'aidait qu'une seule personne, cela suffirait. Jésus serait mort pour une seule personne, pour un seul péche
3. cutie
(
08/09/2009 23:22)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 09-09-2009 00:36:27
Lohateny : Inona moa ny faniriantsika Xtianina
Amiko ny faniriantsika Xtianina dia ny hiombona ao amin'ny Tompo ary indrindra hiezaka hampita izany fitiavana feno izay nampitain'i Jesoa Krsity tamintsika ho modely lalandava na ho anao izany na ny ho an'ny hafa, hany ka indrindra izay mihevitra antsika ho fahavalo. Milamina isika satria manana ny Tompo.
Mitisimpona ze voalaza etsy ambony za fa misy fanontaniana manitikitika :)
fa manin no tonga de mieritreritra we misy mihevitra ho fahavalo???
fiarovana zany le tompo eto, ohtran'ny we tsy mahaleo tena ny xstiana raha tsy manana an'i tompo ve??
Nefa ndray eo ambony io de misy we fizarana fitiavana zay nampitain'i jesoa, ahona ny izaranao an'io fitiavana io raha ohatra ka tonga de efa hainao we misy mihevitra anao ho fahavalo any ho any, iza le fahavalo lazaina eto???
4. cutie
(
08/09/2009 23:27)
Ny mahagaga ahy anefa dia toa zary malahelo isika- izay tena manaraka ny antsakany sy an-davany ny voalazan'i baiboly- raha toa ka tsy haringana ny sasany na ireo izay heverintsika fa manao ratsy eto an-tany na heverintsika koa fa heverin'Andriamanitra fa manao ratsy eto an-tany araky ny voalazan'i baiboly ihany io:-D :-D :-D :-D :-D
aiza ary le compassion @ zao
5. cutie
(
08/09/2009 23:30)
Efa heno foana hoe hisy ny farany? ka raha toa ka farany ka mibebeka ilay olona eo ampialana aina. Inona no alahelontsika amin'izany? Ny famonjena ny rehetra amiko mba hiaina Fanahy feno fitoniana no hetahetako. Ka na ny Fahavaloko eo imasoko aza dia iriko tokoa ny hihaonako aminy indray andro any am-paradisa mba ho iray izahay eo anatrehan'Andriamanitra. Misy fifaliana ve amintsika Xtianina satria tonga ny valifatin'Andriamanitra araka ny fahitantsika azy voalaza foana??? Hatraiza tokoa ny fisehon'ny fitiavana?
Atra ve mamaly faty???
Inona moa no mahasoa antsika, na inona moa no azontsika na tombotsoa azontsika raha toa ka ho voavonjy ireo olona ireo. Tsy izay ve moa no faniriantsika rehetra, ny hiombonana ao amin'i Tompo?? Inona no mampalahelo antsika amin'izany ka zary hisy haniry loza ireo manana fahalemena sesilany sy tsy afaka manoatra fa entin'onja mitopatopa amin'ity fiainana ity. Tsy satrintsika ve ny mba hananan'izy ireo fitoniana ao amin'i Tompo amin'ny alalan'ny fanahiny indray andro any ka tahiny maty izy ireo.
za mba gaga
6. cutie
(
08/09/2009 23:32)
Andramo ny hamoram-po, ny fangorahana ary ny fitserana ireo izay solafaka sy tsy mahita mahiratra eto an-tany. Enga anie mba hifoha ny masom-panahiny avy amin'ny alalan'ny modely entintsika fa sanatria tsy hidradradradra isika hoe hisy ny farany ka ho faizaina ianareo.
Misaotra indrindra.
zay le lazaiko taloha we : practice what you preach :D
7. soanja
(
09/09/2009 00:30)
cutie:

Hay mazava tsara ny fiperaky ny fanontanian'i Cutie.
Amiko Xtianina dia tsy tokony hanampahavalo aho. Zany hoe n'iza n'iza eo imasoko dia tsy ho fahavaloko fa ho namako ao am-po eny fa na dia tsy tia ahy aza izy ka tsapako izany. Inona moa no tombotsoako hankahala olona ao anatiko? Manimb ahy izany. Tempolin'Andriamanitra ny tenako. Ny tenako ihany anefa no fantatro fa tsy mahalala ny hafa aho satria samihafa isika olombelona sy ny fahatsapantsika ny ao anatintsika. Fihezahana hatratra izay fanirian'Andriamanitra amin'ny fisehon'ny fitiavana angamba dia heveriko fa ao anatin'ny Xtianina tsirairay. Io no mahatonga ny lohahevitra.
Ireo mihevitra ahy ho fahavalo kosa dia mety hisy tokoa izany. Efa betsaka teo amin'ny fianako na dia mahita ny salovan-tavako fotsiny aza ny hafa dia mahatsapa fa fahavalony aho satria heveriny fa latsaka izy manoloana ahy ka mety ho very izay mba kely mety anjarany ohatra. Iny dia mitondra fahankahalana ahy ary mitarika mihitsy aza indraindray ny fitadiavana hanisy ratsy ahy. Mahatsapa ny tsapan'ny olona aho matetika indrindra raha monba ahy ny zavatra tsapany. Tsy haiko fa izay ny momba ahy. Ary io no entiko ho vavolombelona. Satria manana ny Tompo anefa dia mazava ny lalana. Toroy fitiavana izay mankahala fa hihiratra ny masony.
Misy koa ireo izay mihevitra fa ny hevitra voiziko dia tsy manampy azy hampita ny azy ary mety koa aza hanimba ny hafa, hany ka mitady izy fomba entina hanaratsiana sy hanebatebana na hanangona "egos iombonana" hanalana izany zany zavatra tsapany izany. Fahavalo aminy aho ary raha sanatria ka hitany ao amin'ny maizimaizina ianao/ ahy ohatra mety vitany ny manatsatoka antsy satria aminy loza ho an'ny hfa ianao ary mety hanimba azy sy ny hafa. Misy tokoa izany eo amin'ny fiainana satria efa nahita aho dokotera mpanala zaza fa dia notifiry ndry zareo milaza azy ho miahy ny " aina " ilay rangahy nony nody hariva niala tao ampiasany. Nopotehandry zareo ilay hopitaly. Inona moa izany fa tsy nanangana fahavalo ho azy ny asany. Eny fa na dia mihevitra aza isika fa tsara amin'izany dokotera izany ny tsy manao izany asa izany. Fa dia misy mahavita izany tokoa .
Ny fahavaloko hafa koa angamba dia eo amin'ny asako no mety hahatsapako azy. Irin'ny olona ny tena tsy hahatafita asa ary tena sakana tokoa izany raha sanatria ka tanteraka satria betsaka ny hijaly sy tsy hanana asa ary hiaina ao anaty fahantrana. Inona moa no tsapako amin'izy ireo fa dia malahelo aho satria raha mba fantany mantsy... ny azy ny androany hitany tsy ampy satria manimba ny asany no hitany. Fahavalony ianao raha tsy tafita ny azy satria ny anao miakatra. Tsy ianao akory no hiebo sanatria fa izay no zavamisy dia misy ny tsy mahazaka.
Ireo voalazako ireo dia tsy hisy hananako alahelo avokoa saingy fantatro fa fahavalo eo anatrehany aho. Atao ahoana moa fa izay ny maha olo,belona antsika. Manana fihetse-po mifangaro sy tsy azo kaliana indraindray io fa manonja tokoa rehefa midona tsy ampiheverana.
Anjarantsika lalandava kosa ny mampiseho fa na tsy tia antsika azy ry zareo ny antsika kosa feno fitiavana azy tsy misy tombo sy hala... Ny hisafidy azy ho namana angamba kosa no ilaina fijerena akaiky hoe haharitra ve ny aina raha hiarahiombona asa amin'ny fahavalo sa ilaina fandinihana? Inona moa no mission nomen'Andriamanitra isika isanisany avy? hatraiza no ho vitako raha ny antso nomena ahy mbola lavitra nefa ny tenako efa vonona sahady hanolotra ilay takolaka anila satria izay no hafatr'Andriamanitra hoe izay mamelaka anao havia dia tolory azy koa ny havanana... inona no tian'Andriamanitra atoro antsika amin'io hafany io... mbola hitohy.
8. soanja
(
09/09/2009 00:30)
ikaretsaka:
Andramo ny hamoram-po, ny fangorahana ary ny fitserana ireo izay solafaka sy tsy mahita mahiratra eto an-tany. Enga anie mba hifoha ny masom-panahiny avy amin'ny alalan'ny modely entintsika fa sanatria tsy hidradradradra isika hoe hisy ny farany ka ho faizaina ianareo.
ha soanja e..de nitovy eritreritra isika dahy
za atsy ambalika atsy vo manoratra hoe
La fidélité à de petites choses
Rien ne peut nous rendre saints, excepté la présence de Dieu... Et pour moi la présence de Dieu réside dans la fidélité à de petites choses.
Nous pouvons ne pas accomplir de grandes choses -- juste des petites, avec grand amour. nous faisons des petites choses: aider les enfants, visiter les personnes solitaires, les malades, les indésirables. Quand quelqu'un me dit par exemple que nous n'avons entrepris aucun grand travail, que nous faisons tranquillement de petites choses, je réponds que méme si on n'aidait qu'une seule personne, cela suffirait. Jésus serait mort pour une seule personne, pour un seul péche
namaste Ika!
9. soanja
(
09/09/2009 00:41)
cutie:
Ny mahagaga ahy anefa dia toa zary malahelo isika- izay tena manaraka ny antsakany sy an-davany ny voalazan'i baiboly- raha toa ka tsy haringana ny sasany na ireo izay heverintsika fa manao ratsy eto an-tany na heverintsika koa fa heverin'Andriamanitra fa manao ratsy eto an-tany araky ny voalazan'i baiboly ihany io:-D :-D :-D :-D :-D
aiza ary le compassion @ zao
Tsy tena azoko ny fanontanian'i Cutie. Ny compassion ho an'ireo heverinao fa manao ratsy ve sa ny compassion ho an'ireo izay nasian-dratsy ka voa????
Amiko na ny manao na ny voa dia mampalahelo ahy avokoa satria ny fiainantsika anie ka misy tokoa ny fizorana amin'ny heverintsika fa ratsy rehefa mitranga na dia tsy mahalala aza isika fa mizotra ho any. " unconsciously isika no mitarika antsika hanao ratsy amin'ny hafa" zany hoe eo amin'ny fiainana dia misy tokoa ny zava-mitranga tsy ao anatin'ny planinantsika izay tsy heverintsika fa ratsy nefa mitarika antsika amin'ny heverin'ny rehetra fa ratsy. Eny be ny hihevitra hoe " ehe efa fantany fa tsy tokony hangalatra izy nefa dia mbola mangalatra ihany???" hatraiza tokoa moa ny fahafahantsika mi-control io fitiavan-tenantsika io raha toa ka tsy nanana izany fahafahana izany isika teo amin'ny fotoana nibeazana fahazaza ohatra?
Io no ilana lalandava ny fahafantarana hoe efa mifoha ara-panahy ve isika? Raha mbola manantena isika hanimba ny hafa na faly isika fa ho simba ny hafa na hisy ny valifaty noho izao asa ratsy izao dia tsy mbola nifoha ara-panahy isika izay. Mbola matory ao tanteraka satria ny fihetsepontsika sy ny saintsika no mibaiko ny zavamisy....
Amiko ny tontolo iainantsika dia misy ny yin sy yen - Andriamanitra no namolavola an'io- ka ireo dia tsy misy hoe tsara sy ratsy fa dia misy satria zavamisy ary ilaina daholo matoa mitranga sy misy ary hisy tokoa ny haharary saingy hisy koa ny hamoha antsika ao anaty torimasom-panahy!
10. soanja
(
09/09/2009 00:46)
Nisy izay Jiosy izay niresaka tamiko indray andro ary niteny izy fa angamba dia zavapoana ny finoany raha sanatria ka tsy hamaly faty ireo German naman'i Hitler sy ny hafa nanisy ratsy ny razany Andriamanitra.
Inona moa ny tsapako eo ampihainoana azy. Malahelo azy aho sady malahelo an-dry Hitler sy ny namany ary malahelo koa ireo razany. Tsy milalao ny fiainana. Mitranga ny zavatra iray satria izay no misy.
Ny antony tsy misy afaka milaza hoe izao no marina fa ny marina eo aminao mety tsy marina teo amin'ny hafa....

11. soanja
(
09/09/2009 00:48)
cutie:
Efa heno foana hoe hisy ny farany? ka raha toa ka farany ka mibebeka ilay olona eo ampialana aina. Inona no alahelontsika amin'izany? Ny famonjena ny rehetra amiko mba hiaina Fanahy feno fitoniana no hetahetako. Ka na ny Fahavaloko eo imasoko aza dia iriko tokoa ny hihaonako aminy indray andro any am-paradisa mba ho iray izahay eo anatrehan'Andriamanitra. Misy fifaliana ve amintsika Xtianina satria tonga ny valifatin'Andriamanitra araka ny fahitantsika azy voalaza foana??? Hatraiza tokoa ny fisehon'ny fitiavana?
Atra ve mamaly faty???
Inona moa no mahasoa antsika, na inona moa no azontsika na tombotsoa azontsika raha toa ka ho voavonjy ireo olona ireo. Tsy izay ve moa no faniriantsika rehetra, ny hiombonana ao amin'i Tompo?? Inona no mampalahelo antsika amin'izany ka zary hisy haniry loza ireo manana fahalemena sesilany sy tsy afaka manoatra fa entin'onja mitopatopa amin'ity fiainana ity. Tsy satrintsika ve ny mba hananan'izy ireo fitoniana ao amin'i Tompo amin'ny alalan'ny fanahiny indray andro any ka tahiny maty izy ireo.
za mba gaga
Raha ny finoana tsapako dia tsy mpamaly faty Andriamanitra satria tiany isika olombelona ary tiany toy izany koa ireo biby sy ny zavamaniry ary ny tontolo nomeny antsika.
12. soanja
(
09/09/2009 00:50)
cutie:
Andramo ny hamoram-po, ny fangorahana ary ny fitserana ireo izay solafaka sy tsy mahita mahiratra eto an-tany. Enga anie mba hifoha ny masom-panahiny avy amin'ny alalan'ny modely entintsika fa sanatria tsy hidradradradra isika hoe hisy ny farany ka ho faizaina ianareo.
Misaotra indrindra.
zay le lazaiko taloha we : practice what you preach :D
Sambatra isika raha mahavita izany foana. Saingy tadidio fa nofo koa isika olombelona. Ny fahalemena tsy maintsy misy eo amin'ny fiainana. Tsy lafatra isika ary izay no tsy afahantsika manome tsiny ny hafa lava. Ny miezaka no zava-dehibe ary avy ao ampo tsy miloaka izany ezaka izany. Andriamanitra mahatsapa satria fantany ny namboariny.
14. ravakamalala
(
09/09/2009 11:33)
Andramo ny hamoram-po, ny fangorahana ary ny fitserana ireo izay solafaka sy tsy mahita mahiratra eto an-tany. Enga anie mba hifoha ny masom-panahiny avy amin'ny alalan'ny modely entintsika fa sanatria tsy hidradradradra isika hoe hisy ny farany ka ho faizaina ianareo.
ka tsy isika anie no misafidy hoe ho faizina i anona sy anona e! fa Andriamanitra no miteny hoe na ianao misafidy ny fiainana na misafidy ny fahafatesana.
Ny helo dia zavatra misy ary raha toa ka misy ny olona mankany dia noho ny sitrpony ihany no nahatonga izany fa tsy sitrapon Andriamanitra velively na sitrapon i rakoto na sitrapon i rabe,
16. fidinirina
(
09/09/2009 13:18)
ikaretsaka:
fa isika no fitaovan antra eto an-tany ry ravakamalala a
Ka raha manaiky fa fitaovan'Andriamanitra ianao maninona no tsy mitory ny teniny ? Maninona no mandà ny voasoratra fa tsy manaiky ny hanao ny sitrapony ?
17. ikaretsaka
(
09/09/2009 13:26)
tsy ny fitoriana ny teniny ihany no asa sy ny sitrapony.. fa ny fiainana ny andronao sy ny famitana ny lahasanao androany @ maha ianao anao miaraka aminy aloha voalohany indrindra
18. cutie
(
09/09/2009 13:32)
[quote]Mpandefa : soanja [ Valio ] 09-09-2009 02:30:19
Lohateny : Re : Inona moa ny faniriantsika Xtianina
Hoy i cutie:
Voalaza teo :
Mpandefa : soanja [ Valio ] 09-09-2009 00:36:27
Lohateny : Inona moa ny faniriantsika Xtianina
Amiko ny faniriantsika Xtianina dia ny hiombona ao amin'ny Tompo ary indrindra hiezaka hampita izany fitiavana feno izay nampitain'i Jesoa Krsity tamintsika ho modely lalandava na ho anao izany na ny ho an'ny hafa, hany ka indrindra izay mihevitra antsika ho fahavalo. Milamina isika satria manana ny Tompo.
Mitisimpona ze voalaza etsy ambony za fa misy fanontaniana manitikitika
fa manin no tonga de mieritreritra we misy mihevitra ho fahavalo???
fiarovana zany le tompo eto, ohtran'ny we tsy mahaleo tena ny xstiana raha tsy manana an'i tompo ve??
Nefa ndray eo ambony io de misy we fizarana fitiavana zay nampitain'i jesoa, ahona ny izaranao an'io fitiavana io raha ohatra ka tonga de efa hainao we misy mihevitra anao ho fahavalo any ho any, iza le fahavalo lazaina eto???
Hay mazava tsara ny fiperaky ny fanontanian'i Cutie.
Amiko Xtianina dia tsy tokony hanampahavalo aho. Zany hoe n'iza n'iza eo imasoko dia tsy ho fahavaloko fa ho namako ao am-po eny fa na dia tsy tia ahy aza izy ka tsapako izany. Inona moa no tombotsoako hankahala olona ao anatiko? Manimb ahy izany. Tempolin'Andriamanitra ny tenako. Ny tenako ihany anefa no fantatro fa tsy mahalala ny hafa aho satria samihafa isika olombelona sy ny fahatsapantsika ny ao anatintsika. Fihezahana hatratra izay fanirian'Andriamanitra amin'ny fisehon'ny fitiavana angamba dia heveriko fa ao anatin'ny Xtianina tsirairay. Io no mahatonga ny lohahevitra.
Ireo mihevitra ahy ho fahavalo kosa dia mety hisy tokoa izany. Efa betsaka teo amin'ny fianako na dia mahita ny salovan-tavako fotsiny aza ny hafa dia mahatsapa fa fahavalony aho satria heveriny fa latsaka izy manoloana ahy ka mety ho very izay mba kely mety anjarany ohatra. Iny dia mitondra fahankahalana ahy ary mitarika mihitsy aza indraindray ny fitadiavana hanisy ratsy ahy. Mahatsapa ny tsapan'ny olona aho matetika indrindra raha monba ahy ny zavatra tsapany. Tsy haiko fa izay ny momba ahy. Ary io no entiko ho vavolombelona. Satria manana ny Tompo anefa dia mazava ny lalana. Toroy fitiavana izay mankahala fa hihiratra ny masony.
Misy koa ireo izay mihevitra fa ny hevitra voiziko dia tsy manampy azy hampita ny azy ary mety koa aza hanimba ny hafa, hany ka mitady izy fomba entina hanaratsiana sy hanebatebana na hanangona "egos iombonana" hanalana izany zany zavatra tsapany izany. Fahavalo aminy aho ary raha sanatria ka hitany ao amin'ny maizimaizina ianao/ ahy ohatra mety vitany ny manatsatoka antsy satria aminy loza ho an'ny hfa ianao ary mety hanimba azy sy ny hafa. Misy tokoa izany eo amin'ny fiainana satria efa nahita aho dokotera mpanala zaza fa dia notifiry ndry zareo milaza azy ho miahy ny " aina " ilay rangahy nony nody hariva niala tao ampiasany. Nopotehandry zareo ilay hopitaly. Inona moa izany fa tsy nanangana fahavalo ho azy ny asany. Eny fa na dia mihevitra aza isika fa tsara amin'izany dokotera izany ny tsy manao izany asa izany. Fa dia misy mahavita izany tokoa .
Ny fahavaloko hafa koa angamba dia eo amin'ny asako no mety hahatsapako azy. Irin'ny olona ny tena tsy hahatafita asa ary tena sakana tokoa izany raha sanatria ka tanteraka satria betsaka ny hijaly sy tsy hanana asa ary hiaina ao anaty fahantrana. Inona moa no tsapako amin'izy ireo fa dia malahelo aho satria raha mba fantany mantsy... ny azy ny androany hitany tsy ampy satria manimba ny asany no hitany. Fahavalony ianao raha tsy tafita ny azy satria ny anao miakatra. Tsy ianao akory no hiebo sanatria fa izay no zavamisy dia misy ny tsy mahazaka.
Ireo voalazako ireo dia tsy hisy hananako alahelo avokoa saingy fantatro fa fahavalo eo anatrehany aho. Atao ahoana moa fa izay ny maha olo,belona antsika. Manana fihetse-po mifangaro sy tsy azo kaliana indraindray io fa manonja tokoa rehefa midona tsy ampiheverana.
Anjarantsika lalandava kosa ny mampiseho fa na tsy tia antsika azy ry zareo ny antsika kosa feno fitiavana azy tsy misy tombo sy hala... Ny hisafidy azy ho namana angamba kosa no ilaina fijerena akaiky hoe haharitra ve ny aina raha hiarahiombona asa amin'ny fahavalo sa ilaina fandinihana? Inona moa no mission nomen'Andriamanitra isika isanisany avy? hatraiza no ho vitako raha ny antso nomena ahy mbola lavitra nefa ny tenako efa vonona sahady hanolotra ilay takolaka anila satria izay no hafatr'Andriamanitra hoe izay mamelaka anao havia dia tolory azy koa ny havanana... inona no tian'Andriamanitra atoro antsika amin'io hafany io... mbola hitohy.
mazava tsara ny @ iny araky ny hevitry njy :D

19. cutie
(
09/09/2009 13:40)
soanja [ Valio ] 09-09-2009 02:41:59
Lohateny : Re : Inona moa ny faniriantsika Xtianina
Hoy i cutie:
Voalaza teo :
Ny mahagaga ahy anefa dia toa zary malahelo isika- izay tena manaraka ny antsakany sy an-davany ny voalazan'i baiboly- raha toa ka tsy haringana ny sasany na ireo izay heverintsika fa manao ratsy eto an-tany na heverintsika koa fa heverin'Andriamanitra fa manao ratsy eto an-tany araky ny voalazan'i baiboly ihany io
aiza ary le compassion @ zao
Tsy tena azoko ny fanontanian'i Cutie. Ny compassion ho an'ireo heverinao fa manao ratsy ve sa ny compassion ho an'ireo izay nasian-dratsy ka voa????
Amiko na ny manao na ny voa dia mampalahelo ahy avokoa satria ny fiainantsika anie ka misy tokoa ny fizorana amin'ny heverintsika fa ratsy rehefa mitranga na dia tsy mahalala aza isika fa mizotra ho any. " unconsciously isika no mitarika antsika hanao ratsy amin'ny hafa" zany hoe eo amin'ny fiainana dia misy tokoa ny zava-mitranga tsy ao anatin'ny planinantsika izay tsy heverintsika fa ratsy nefa mitarika antsika amin'ny heverin'ny rehetra fa ratsy. Eny be ny hihevitra hoe " ehe efa fantany fa tsy tokony hangalatra izy nefa dia mbola mangalatra ihany???" hatraiza tokoa moa ny fahafahantsika mi-control io fitiavan-tenantsika io raha toa ka tsy nanana izany fahafahana izany isika teo amin'ny fotoana nibeazana fahazaza ohatra?
Io no ilana lalandava ny fahafantarana hoe efa mifoha ara-panahy ve isika? Raha mbola manantena isika hanimba ny hafa na faly isika fa ho simba ny hafa na hisy ny valifaty noho izao asa ratsy izao dia tsy mbola nifoha ara-panahy isika izay. Mbola matory ao tanteraka satria ny fihetsepontsika sy ny saintsika no mibaiko ny zavamisy....
Amiko ny tontolo iainantsika dia misy ny yin sy yen - Andriamanitra no namolavola an'io- ka ireo dia tsy misy hoe tsara sy ratsy fa dia misy satria zavamisy ary ilaina daholo matoa mitranga sy misy ary hisy tokoa ny haharary saingy hisy koa ny hamoha antsika ao anaty torimasom-panahy!
le compassion tiako lazaina de le we manaraka antsakany sy andavany ny baiboly nefa malahelo raha tsy haringana ny sasany........
tsindriako kely le we unconsciously ery ambony: ny fahitako azy ndray ny oul manao ratsy tokony hahafantatra tsara we ratsy iny nataony iny fa mbola minia mikiry manao ratsy ihany na tsy te hahalala ze mety ho vokany , ny tiako ahatongavan de tsy unconsciously nanaovany an'iny ratsy iny fa efa sitrapony rahateo.
20. simplex
(
09/09/2009 13:42)
Ny maha kristianina ahy?
indraindray ah rehefa mba mientanentana iny ny foko sy fanahiko (ohatra hoe refa misy olana goavana na fahadisoam-panatenana be) dia mba mieritreritra hoe mba ahoana ary no ho hataon'i jesoa ra izy no @ zao situation izao?
Ny maha tsy-kristianina ahy?
matetika ah misy zavatra efa fantako izao fa izao no lalana mendrika sy tokony ho izy ary fahadisoana ilay eritreretoko atao kanefa dia mbola minia ataoko ihany izany.
Ny tanjoko eo @ fiainana @ maha kristianina?
fandriam-pahalemana eran-tany :roll: utopika be mais bon izay no maha tanjona azy... ny fiezahana no tena manan-danja na dia tsy voatery ho tratra aza.
Matahotra valifaty avy @ A/tra na olon-kafa ve ah?
Tsia, rehefa tonga ny androko dia tsy maintsy mandeha aho.
Raha mbola velon'aina aho mety ho mpandresy foana satria mbola misy zavatra azoko atao foana. Eny fa na dia @ situation faran'izay sarotra indrindra ary.
;-)