Inona moa ny faniriantsika Xtianina

81. soanja ( 11/09/2009 22:26)
fahamarinana:

:arrow: ehe !dia samy manana ny Finoany tokoa e !Lalina ny fahasamihafany nefa samy Andriamanitra no resahantsika rehetra ireo ! :? (l)

Namaste!

82. soanja ( 11/09/2009 22:32)
cutie:

Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 11-09-2009 21:45:42
Lohateny : Re : Inona moa ny faniriantsika Xtianina
Soanja..dia tsy mety izay raha miteny ianao fa mino an'atra
Raha izay metimety aminao momban'Atra ihany mantsy no alainao fa izay tsy mety odianao fanina na lavinao..dia tsy. Atra intsony no inoanao fa ny tenanao

"About God. If you only take what you like about him and reject what you do not like,then it's no more him you believe..but yourself ( st Augustin)

mbola tenin'oul tsy fantapatatra any koa io fa tsy tenin'i God lol

Md Augustin dia nanana traikefa tena miavaka tokoa ary nianatra mafy ny momba ny finoana. Amiko dia tsy izy no manana ny fanaperam-pahaizana saingy azo arahina tokoa ny filozofiany. Ny olantsika dia tsy mihevitra antsika ho manana ny fahasoavana ananan'ny hafa. Raha nahavita nilaza ny fomba fiasan'Andriamanitra aminy i Md Augustin dia nahoana ianao no tsy afaka hilaza ny fiasan'Andriamanitra aminao? Inona moa no mampiavaka anareo roa? moa va tsy manana ny fahamasinanao ianao?

Raiso ny andraikitra. Izay hitanao sy tsapanao fa TSARA no omeo ny hafa. Io tsapa io akory tsy mijanona ho nofy fa misy asa miaraka aminy ary io no VAVAKA ataonao amin'Andriamanitra.

83. cutie ( 11/09/2009 22:35)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 12-09-2009 00:32:11
Lohateny : Re : Inona moa ny faniriantsika Xtianina
Hoy i cutie:

Voalaza teo :

namste soanja saika vo handeha hilaza ny momba an'st augustin sy njy sy ny oul hafa mitsy za fa ny an-jy no tonga aloha :-D
84. soanja ( 11/09/2009 22:38)
Namaste Cutie!
85. ikaretsaka ( 12/09/2009 16:18)
Izay mantsy..namaste aby..
86. ravakamalala ( 13/09/2009 10:18)
soanja > tsy hisy afaka hilaza mihitsy hoe tsy Andriamanitra no miasa ao amin dry na dia ataoko aza hoe "zava poana amindry izay voasoratra".

ANDRIAMANITRA DIA FITIAVANA.
87. rakaroka ( 13/09/2009 15:37)
ikaretsaka:

rakaroka:

Tsy mahita valinteny mihoatra ny hoe TOKONY ho azo tarafina @ antsoina hoe Xtiana ny image du CHRIST !
´zay monja !

ka hitan-drakaroka: ny "image" du christ eritreretin'ny be sy ny bobaka de le hoe nitory teny..de hoe mitory teny izany no izy...
adinony nefa le tena vain-doha-ny nahatongavany hoe hampanjaka fitiavana sy fanokafana perception vaovao momba ilay Ray

dia eto no "vice" @ izy ity ry Ika ! Ary izay no saiky nihoaran'ny atao hoe tsy xtiana akory ny xtiana eo @ antsoina hoe "Réalisation" parlant méme de notre vie, satria maro no noferana ny "champs de vision-ny"et "champs d'action"=> ka ilay fiainana hany ka tsy viatn'ny mitory ftsn fa misy "hetsika maaaaro" natao efaina!vao misy "tsapa" vao misy synthèsen'ilay "tsapa". Ka raha hifetra @ hoe "ito ihany" dia ho feran'ny misy koa ny fisianao ao anatiny !
88. ikaretsaka ( 13/09/2009 16:11)
ka ilay fiainana hany ka tsy viatn'ny mitory ftsn fa misy "hetsika maaaaro" natao efaina!vao misy "tsapa" vao misy synthèsen'ilay "tsapa". Ka raha hifetra @ hoe "ito ihany" dia ho feran'ny misy koa ny fisianao ao anatiny

Izay mihitsy
nanaitra ahy androany le tenin'i Md Jakoba nasaina nodinihina nanao hoe
Asehoy ahy hoe ny finoanao tsy misy asa, ary izaho kosa haneho aminao ny finoako amin'ny asako.
89. rakaroka ( 13/09/2009 16:24)
Houuuuuyyyyy hoy, ka efa fiteny anie ny hoe " ny asa vita no hifampitsarana"
satria ny monde mila "zavatra concret" ka na hevita tsara toa inn aza raha hajanonao any an-doha na zary ho resaka monja! tsy tafa ka! Nous sommes là pour "concretiser" ce qu'il faut réaliser ..., ary izay no maha "terrien antsika!
90. ikaretsaka ( 19/09/2009 03:28)
rakaroka: ka adinony le hoe "La vie c'est aujourd'hui, mais tu dois étre éveillé pour le savoir. Si tu est fixé à ton passé ou si tu espères un futur meilleur, tu es en train de perdre ta vie. Celui qui vit dans le passé, non seulement dort, mais il est
mort, car le passé est déjà mort. Et celui qui vit en révant du futur est un
égaré, un fou, car le futur n'existe pas.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008