Inona moa ny faniriantsika Xtianina
41. soanja
(
09/09/2009 23:16)
Zina:
Inona moa ny faniriantsika Xtianina
voa tsy mi-surrender aminy isika... un point final
Io angamba no tena mahasarotra azy satria isika tsy nataony ho mpi-surrender raha ny fahitako ny toetra nomeny antsika. Misy mahavita io saingy ireo no atao hoe andevo amiko ary efa tsy ampy fitaovana ampiasaina intsony fa misy mpanindry vao mety an'io ny olombelona isanisany amiko.
42. cutie
(
09/09/2009 23:43)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 10-09-2009 01:08:03
Lohateny : Re : Inona moa ny faniriantsika Xtianina
there's no mountaing hi enough ho'zy le hira iny
koa raha tsy mitovy @ le film "sound of music" izy ty :-D
43. rzakarivola
(
10/09/2009 12:10)
simplex:
ka i toi anie efa teneniko hoe mivava hoahy ee
==> Inn tokoa no nahatonga anao hisafidy an'ilay simplex e?
Androany aho nahatsiaro anao mihitsy tao anatin'ny vavaka nataoko,
44. ikaretsaka
(
10/09/2009 13:34)
rakaroka:
Tsy mahita valinteny mihoatra ny hoe TOKONY ho azo tarafina @ antsoina hoe Xtiana ny image du CHRIST !
´zay monja !
ka hitan-drakaroka: ny "image" du christ eritreretin'ny be sy ny bobaka de le hoe nitory teny..de hoe mitory teny izany no izy...
adinony nefa le tena vain-doha-ny nahatongavany hoe hampanjaka fitiavana sy fanokafana perception vaovao momba ilay Ray
45. Veloo
(
10/09/2009 13:53)
oy i Zina:
marina ny anao
ahona moa isika no tsy atao hi surrender??? toetra nomena tokoa moa izany... izay ilay atao hoe we are fighter and being with Christ is a "DAILY FIGHT against the devil...."
Ka rehefa ampidirin-tsika ao ao am-po tsika i Jesosy dia izy no manampy antsika ho vainqueur... Ka fight the good fight my dear!
dia ny manara-dia an'i Kristy... izay no maha kristiana antsika...^:^ ^:^
manaiky azy ao am-po-tsika, ny mihaina azy ao am-pon-tsika ary manaraka ny didiny... sarotra izany rehetra izany raha voa tsy mi-surrender aminy isika... un point final
marina ny anao
Io angamba no tena mahasarotra azy satria isika tsy nataony ho mpi-surrender raha ny fahitako ny toetra nomeny antsika. Misy mahavita io saingy ireo no atao hoe andevo amiko ary efa tsy ampy fitaovana ampiasaina intsony fa misy mpanindry vao mety an'io ny olombelona isanisany amiko.
ahona moa isika no tsy atao hi surrender??? toetra nomena tokoa moa izany... izay ilay atao hoe we are fighter and being with Christ is a "DAILY FIGHT against the devil...."
Ka rehefa ampidirin-tsika ao ao am-po tsika i Jesosy dia izy no manampy antsika ho vainqueur... Ka fight the good fight my dear!
46. ikaretsaka
(
10/09/2009 14:43)
ahona moa isika no tsy atao hi surrender?
ary ianao izany ange flip flop be e
atsy ianao miteny hoe tolomy.. ato surrender... de ahoana ihany?
47. Veloo
(
10/09/2009 16:27)
ary ianao izany ange flip flop be e
atsy ianao miteny hoe tolomy.. ato surrender... de ahoana ihany?
Ika ela mihitsy no tsy mi-compre ... aza manao kapa flip flap enao fa henjera mihitsy kle
toetra nomena ny surrender dia avy eo rehefa surrender dia tsy maintsy misy ny tolona :roll:
48. rijadolly
(
10/09/2009 16:37)
Soanja , voaraiko tsara ny hevitra apitan'ise ary fantaro tsara fa iombonan'Kristianina rehetra izany hamonjy ny ondry very ary indrindra² ny hitady azireo.Asa tsy maintsy atontsika Kristianina izany satria baiko,ary hanamporofonao fa manara-dia Azy ianao.Izany rehetra izany anefa dia araka ny hevitrao sy tsindrinao matetika sy mafy hatrany fa atao am-pitiavana ho azireo. (l)
Tsy misy araka izany Fitiavanatsika izany ny iritsika mba ho very na dia iray aza.Tsy Kristianina koa izay manda izany satria mandaha ny teniNy.Na izaho na ianao na isika rehetra dia samy mahafantatra ity teny ity JAONA 16: 16 Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.
in ny fanamarihana hitako,eny mety ho itanao koa? Maninona izay mino(mitaky maha Kristianina) Azy ihany no tsy very sy mahazo Fiainana mandrakizay?Ary mankaiza ny sisa ireo tsy mino satria mazava ny teniNy fa izay Mino ihany?
Tsy misy fampitahorana izany ra ny hevitro fa milaza ny marina sy ny zava-mihafina ao ambadik'izao fianantsika izao.Tsy ny teny ao anaty Baiboly no misy tsy mety na tsy araka ny sitrapon'Andriamanitra izay nosoratan'MpanompoNy maro fa ny Fitiavany no nanosika Azy ampafantatra atsika ny ahazo antsika raha diso lalana isika.(mahamay io labozia io fa tandremo)Tsy noho ny tahotro ilay helo tsy inoan'Soanja,fa noho ny Fitiavako an'Andriamanitra izay hirin'Foko ny eo ambany helatraNY satria nanome Fitiavana ahy dia ny NanoloraNy ny Zanany hamonjy ahy.Tsy hihevitra tahaka ny olona tia ahy loatra ka angatahiko an'itsy sy itsy dia rehefa tsy eo imasoko dia tsy tadidiko ny fisiany Andriamanitra.Tsy olombelona Andriamanitra Fa Fanahy.Fantany ny ao ampotsika tsi11.Tsy izaho manao hoe:Tompoko,Tompoko fa...Ho an'olona manao ahoana ary ilay Satroboninahitra?Ra tsy nahavita ny hazakazako aho in ny omeny ahy?Ra ts nibebaka ny hadisoako aho in ny antenaiko any Aminy noho ny fiavonavonako?
Hoy Rijarasolondraibe izay hoe: Sarobidy ny Fanahy nomeNy anao,izay ny mbola tsy hiverenaNy hatramin'izao,Mbola ianao ihany ny tiaNy hisafidy,Fitiavana no hiriaNy fa tsy adidy...

49. ikaretsaka
(
10/09/2009 17:33)
Veloo:
ary ianao izany ange flip flop be e
atsy ianao miteny hoe tolomy.. ato surrender... de ahoana ihany?
Ika ela mihitsy no tsy mi-compre ... aza manao kapa flip flap enao fa henjera mihitsy kle
toetra nomena ny surrender dia avy eo rehefa surrender dia tsy maintsy misy ny tolona :roll:
ka tsy notsorinao ohatran izay raha tsy nosokirina fa maninona izy io no ngitangitaina foana e
50. soanja
(
10/09/2009 22:42)
rijadolly:
Soanja , voaraiko tsara ny hevitra apitan'ise ary fantaro tsara fa iombonan'Kristianina rehetra izany hamonjy ny ondry very ary indrindra² ny hitady azireo.Asa tsy maintsy atontsika Kristianina izany satria baiko,ary hanamporofonao fa manara-dia Azy ianao.Izany rehetra izany anefa dia araka ny hevitrao sy tsindrinao matetika sy mafy hatrany fa atao am-pitiavana ho azireo. (l)
Tsy misy araka izany Fitiavanatsika izany ny iritsika mba ho very na dia iray aza.Tsy Kristianina koa izay manda izany satria mandaha ny teniNy.Na izaho na ianao na isika rehetra dia samy mahafantatra ity teny ity JAONA 16: 16 Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.
in ny fanamarihana hitako,eny mety ho itanao koa? Maninona izay mino(mitaky maha Kristianina) Azy ihany no tsy very sy mahazo Fiainana mandrakizay?Ary mankaiza ny sisa ireo tsy mino satria mazava ny teniNy fa izay Mino ihany?
Tsy misy fampitahorana izany ra ny hevitro fa milaza ny marina sy ny zava-mihafina ao ambadik'izao fianantsika izao.Tsy ny teny ao anaty Baiboly no misy tsy mety na tsy araka ny sitrapon'Andriamanitra izay nosoratan'MpanompoNy maro fa ny Fitiavany no nanosika Azy ampafantatra atsika ny ahazo antsika raha diso lalana isika.(mahamay io labozia io fa tandremo)Tsy noho ny tahotro ilay helo tsy inoan'Soanja,fa noho ny Fitiavako an'Andriamanitra izay hirin'Foko ny eo ambany helatraNY satria nanome Fitiavana ahy dia ny NanoloraNy ny Zanany hamonjy ahy.Tsy hihevitra tahaka ny olona tia ahy loatra ka angatahiko an'itsy sy itsy dia rehefa tsy eo imasoko dia tsy tadidiko ny fisiany Andriamanitra.Tsy olombelona Andriamanitra Fa Fanahy.Fantany ny ao ampotsika tsi11.Tsy izaho manao hoe:Tompoko,Tompoko fa...Ho an'olona manao ahoana ary ilay Satroboninahitra?Ra tsy nahavita ny hazakazako aho in ny omeny ahy?Ra ts nibebaka ny hadisoako aho in ny antenaiko any Aminy noho ny fiavonavonako?
Hoy Rijarasolondraibe izay hoe: Sarobidy ny Fanahy nomeNy anao,izay ny mbola tsy hiverenaNy hatramin'izao,Mbola ianao ihany ny tiaNy hisafidy,Fitiavana no hiriaNy fa tsy adidy...
Asa na efa nampiasa ity teny iray monja ity taminao aho fa misaotra indrindra nanome ahy torohevitra mahasoa. Namaste!
Amiko ny tsy ekeko ry Rijadolly dia ny handringana ny Fanahy/ misary vatana Andriamanitra dia atsipy any anaty farihy mirehitra afo-tsolifara. Amiko io dia sarin-teny tokoa. Tsy mbola niteny mihitsy aho hoe tsy hanana ny andraikiny avy isika rehefa any ankoatra ary izany dia vokatry ny niainana teto an-tany. Ny hoe ho Fanahy Very dia ho ekeko tokoa nefa izany aza amiko tsy hoe very eo anatrehan'Andriamanitra akory fa hanana ny asany manoloana ny zavabitany teto an-tany.
Raha tsoriko izany dia mitory fitiavana ny hafa isika ary raha feno io dia samy hanana ny anjara andraikiny avy isika. Raha izy no tsy manao izany dia azy izany fa isika kosa ny modely tsara indrindra azony tahafina sy ifandraisany no ataontsika eto an-tany. Amiko n'inona n'inona izay atao dia tokony atao am-pitiavana ka raha zary hifaly ianao hilaza amiko fa " hisy ny farany ary samy handray ny anjarany" dia na dia fo tokony hangoraka aza dia hivadika ho fo vato satria tsy am-pitiavana ny nizarana ilay teny.
Mila mifampianatra isika amin'ity fiainana ity satria tsy misy lafatra ary ny ezaka tiako atao saingy tsy voatery ny hafa dia mizara amin'ny hafa raha manana Hazavana Izy dia ho Foana ny Aizina. Zany hoe Raha manana ny Tompo Izy dia ahita tokoa ny fiainana mandrakizay! Ny ankoatr'izay dia tsy anjarako ny milaza ny zavatra heveriko fa tsy misy eo anatrehako satria toeran'ny haizina. Ny Mazava no hitako ary faly aho fa io no hitako. Ny hafa izay mbola tsy mifoha ka tsy mahita ny mazava dia malahelo aho ary mivavaka ho azy ireo amin'ny alalan'ny asa ataoko sy ny herimpoko ary izay rehetra azoko atao hahitany mazava. Satria araka ny lazaiko dia raha mbola manao RATSY isika eto an-tany dia tsy eo imason'Andriamanitra izany fa eo imasontsika ary izany dia vokatry TORIMASO na tsy fahalalana na unconscious ka matetika dia tsy safidy - na dia mihevitra aza isika fa tsy miraharaha ny olona na misafidy isika- dia tsy hinoako fa olombelona toa ahy ka hisafidy tsy ahita ny Mazava- TSIA tsy akory fa mbola matory izy dia tsy mahalala izay ataony- io fa io no lalana nizorana nitondra tamin'izany ka indray andro any dia hifoha rehefa ahita ny mazava dia tsy inona ny fa ny varavaran'ny fahafatesana.
Tsy miteny velively aho Rija hoe aza toriana ny tenin'Andriamanitra fa raha yoa ka hifono fampitahorana ny zavatra voizintsika dia mandiniha tena daholo satria tsy Ampitiavana ny zavamitranga fa ny Tahotra no manjaka.
51. niryna
(
11/09/2009 04:59)
oy i Zina:
ekena !
Kristy dia jiro fahazavana,izay mitady jiro dia mitady azy ary izay manana jiro dia mizara izany jiro izany amin'ny hafa,na misy manapina aza ny jironao ,mazava eny foana foana iny satria kristy no ao aminao
=D> =D>
dia ny manara-dia an'i Kristy... izay no maha kristiana antsika...^:^ ^:^
manaiky azy ao am-po-tsika, ny mihaina azy ao am-pon-tsika ary manaraka ny didiny... sarotra izany rehetra izany raha voa tsy mi-surrender aminy isika... un point final
veloo:
marina ny anao
ekena !
Kristy dia jiro fahazavana,izay mitady jiro dia mitady azy ary izay manana jiro dia mizara izany jiro izany amin'ny hafa,na misy manapina aza ny jironao ,mazava eny foana foana iny satria kristy no ao aminao
Io angamba no tena mahasarotra azy satria isika tsy nataony ho mpi-surrender raha ny fahitako ny toetra nomeny antsika. Misy mahavita io saingy ireo no atao hoe andevo amiko ary efa tsy ampy fitaovana ampiasaina intsony fa misy mpanindry vao mety an'io ny olombelona isanisany amiko.
Veloo:
ahona moa isika no tsy atao hi surrender??? toetra nomena tokoa moa izany... izay ilay atao hoe we are fighter and being with Christ is a "DAILY FIGHT against the devil...."
Ka rehefa ampidirin-tsika ao ao am-po tsika i Jesosy dia izy no manampy antsika ho vainqueur... Ka fight the good fight my dear!
=D> =D>
52. ravakamalala
(
11/09/2009 09:02)
Raha tsy tsapa sy ahitana porofo ny fisiany dia heveriko fa tsy misy aloha.
oooohhhh, sarotra! tsisy maharatsy an io mihitsy fa hoy aho hoe tsy ampy io,
izay tsapa ihany ve no inoana, resaka feeling zany? io resaka feeling io mihitsy no mahatonga ny olona betsaka mandeha miala ny fiangonana : satria tsy mitovy amin ny feeling -ny ilay izy dia aleony mandeha nay amin izay mampetimpety azy.
ahitana porofo : betsaka ny zavatra nambaran i jesoa, mbola tsy nahitana porofo : paradisa, helo, ny anjely, ...dia tsisy inoana daholo izany ireo? sady i jesoa mihitsy anie no niteny famisy ny helo e! dia tsy inonan i soanja izany ny notenenin ijesoa?
betsaka koa ny olomasina no nanana tsindrimandry ny amin ny fisian ny helo , raha tena liana soanja, afaka omeko ny rohy.
53. bor2lais
(
11/09/2009 09:11)
Sao dia ny famaritana ny antsoina hoe Kristiana mihitsy aza aloha no mila jerena (fa sao dia tsy mitovy akory) ?
Miala tsiny indrindra fa mety HS angamba !

54. soanja
(
11/09/2009 09:48)
ravakamalala:
ahitana porofo : betsaka ny zavatra nambaran i jesoa, mbola tsy nahitana porofo : paradisa, helo, ny anjely, ...dia tsisy inoana daholo izany ireo? sady i jesoa mihitsy anie no niteny famisy ny helo e! dia tsy inonan i soanja izany ny notenenin ijesoa?
betsaka koa ny olomasina no nanana tsindrimandry ny amin ny fisian ny helo , raha tena liana soanja, afaka omeko ny rohy.
Tsy namaly ny fanontaniako i Ravaka ary mino aho fa tsy voavalinao io satria tsy misy izy izany. Efa nahatsapa sy nahita porofo momban'i Helo ve i Ravaka? Ianao no anontaniako fa tsy ny zavatra resahan'i baiboly?
Ny olan'i Jesoa aky Ravaka dia Izy tsy mba nanoratra ny tiany hambara amintsika. Tsy izy no nanoratra an'ireo fa ny Apostoly sy ny hafa. Afaka mahazo tsindry mandry aho dia afaka manoratra koa zavatra isankarazany. Mino aho fa indry tsy hino ny tiako lazaina raha nahazo tsindry mandry aho. I Tomasy sy ny hafa dia samy nanoratra avokoa fa tsy ninoana ary nailika mihitsy raha io boky io. Noho izany dia tsy voatery ho io no marina sy izay no izy. Isika sy ny Apostoly dia tsy misy ny hafa samy olombelona avokoa ary manana fahalemena sy fahatanjahana ara-panahy. Samy nahazo ny Fanahy Masina avokoa raha vonona ny handray izany ary afaka MAHATSAPA ilay Andriamanitra ao anaty miasa.
Resaka samihafa ny feeling lazainao ity sy ny Fahatsapana resahiko- ny Fahatsapana resahiko dia mihoatra ny ireo senses ananantsika andavanandro ary io no mahaFanahy antsika. No need isika hiresaka momban'ny Fanahy Masina raha toa ka hiresaka feeling - fun sy entertainement ianao. Tsy izay no tiako ambara. Indray mandeha eo amin'ny fiainana ry Ravaka mba mijere mazava sy mamalia mazava ny tiako anontaniana, asa na afaka hilaza ny fahamarinana ianao na tsia: Efa nahatsapa toy ny fahatsapanao ny firotsahan'i Fanahy Masina ao aminao ve ianao momba ny fisian'i Helo sy ny hafa maro tsy ahitana porofo!
Misaotra Ravaka fa raha ny soratra dia ananako maro fa aza misahirana. Tsy ny soratra no mahamay ahy amin'ny finoaKO fa ny TSAPA ao anatiKO ka mitaky AHY hiasa hanao ny fanopoana an'Andriamanitra amin'ny alalan'ny FITIAVANA.
55. fidinirina
(
11/09/2009 10:06)
Izao no azoko avaly ny fomba fijerinao [soanja] :
Ianao no ilay tsy mety mino raha tsy mahita : mitovy @ Tomasy na ireo olona niara-niaina t@ Jesosy ka nanaraby Azy hoe : ngaha moa ianao tsy zanak'ilay mpandrafitra koa miteny hoe Andriamanitra. Nefa t@ izany aza nahita maso ny asa soa maro be nataon'i Jesoa izy ireo.
Aza mandeha @ fahatsapana hita maso fotsiny raha te hino an'Andriamanitra. Ny mpanompo sampy no mamorona zavatra hita maso ho tompoiny.
Vakio ny Hebreo 11 iray manontolo fa voalaza ny hoe : finoana no ...
Ary hoy Jesoa t@ Tomasy hoe : nahita ianao ka nino fa sambatra ny tsy nahita nefa mino.
Finoana no andraisan'ny Jesoa Kristy ao anaty fa tsy fahitana na fahatsapana na fananana porofo siantifika sns.

56. ravakamalala
(
11/09/2009 11:07)
Efa nahatsapa sy nahita porofo momban\'i Helo ve i Ravaka?
novaliako ihany ilay fanontaniana fa zany hoe mety tsy mazava tsara, aleo reformuler-na ary :
tsy ny fahatsapana sy ny porofo ihany no fototra iorenan ny finoako, mbola tsy nahita aho (ary tsy te hahita :roll: ), mbola tsy nahatsapa aho (ary tsy te hahatsapa :roll: ) , nefa izany tsy midika hoe tsy inoako izay zavatra tsy tsapako sy tsy hitako.
amiko izany tsy important loatra ny amaliana ilay fanontaniana satria na nahatsapa aho na tsy nahatsapa, na nahita porofo aho na tsy nahita,inoako ireo fa misy
Ny olan\'i Jesoa aky Ravaka dia Izy tsy mba nanoratra ny tiany hambara amintsika
fa nifidy ary ni inspirer olona izy hanoratra izay nolazainy, niasa tamin ireo olona ireo ny fanahy masina. Ary izy io anie tsy hoe voasoratra dia inoanoana be fahatany sy raisina araka izay hitiavana azy, fa tokony ampiana ny fampianaran ny eglizy.
Afaka mahazo tsindry mandry aho dia afaka manoratra koa zavatra isankarazany. Mino aho fa indry tsy hino ny tiako lazaina raha nahazo tsindry mandry aho
miala tsiny fa raha amin izao ora izao, tsy afaka hanohatra an i soanja amin ny olomasina mihitsy aho, any aoriana any angamba, izay ilay fanirian ny kristianina rehetra ohatr ahy sy ohatranao, ny mba ho olomasina, fa raha amin izao fotoana izao aloha dia hoy aho hoe \"Inoako ny voalazany ny apostoly satria ireo olomasina, fa tsy inoako izay voalazan i soanja satria soanja mbola tsy olomasina.
Isika sy ny Apostoly dia tsy misy ny hafa samy olombelona avokoa ary manana fahalemena sy fahatanjahana ara-panahy
samy olombelona fa misy ny olombelona voafidy, ary tsy hoe olombelona izy dia tsy tokony hajaina sy omena azy ny lanjan ny toerana izay nofidin Andriamanitra ho azy, tadidio fa jesoa koa anie ka olombelona e! dia azo limiter na amin ny hoe olombelona toa antsika koa ve Jesoa ? nanana ny fahalemeny sy ny ... bla bla bla
57. ni81
(
11/09/2009 13:22)
tsy ny fahatsapana sy ny porofo ihany no fototra iorenan ny finoako, mbola tsy nahita aho (ary tsy te hahita ), mbola tsy nahatsapa aho (ary tsy te hahatsapa ) , nefa izany tsy midika hoe tsy inoako izay zavatra tsy tsapako sy tsy hitako.
fa nifidy ary ni inspirer olona izy hanoratra izay nolazainy, niasa tamin ireo olona ireo ny fanahy masina.2tim.3:16
58. fahamarinana
(
11/09/2009 14:02)
:arrow: ravakamalala : mankasitraka ilay fanazavana e !Amiko manokana dia marina sy mitombina ny voalazan'ise ary ekeko ihany koa !...
Samy manana ny perception-ny ny Finoany tokoa isika rehetra ,raha ny fahitako azy eto,ary rehefa dinihana dia samy manamboatra ny azy araka ny maha-metimety ny tsirairay ,izaho koa anisany fa tsy ny hafa hatrany akory no lazaiko eto an !Zany hoe samy manamboatra ny azy sy manohana ny azy !Ny ahy manokana dia ny Baiboly no fototra ary tsy hilahatra amin'ny Apostoly kosa aho sy ny Olo-masina hafa rehetra !Tsy mbola eo ny toerako ary tsy ho haiko akory na ho tratrako izany ,raha mbola be fandavana sy fialana tahaka ny ataoko isan'andro lava izao ! ....Faha moa izay fa mety tsy ny hafa ! :?
Dia hotahian'ny Tompo daholo e ! :) (l)

59. soanja
(
11/09/2009 14:12)
fidinirina:
Izao no azoko avaly ny fomba fijerinao [soanja] :
Ianao no ilay tsy mety mino raha tsy mahita : mitovy @ Tomasy na ireo olona niara-niaina t@ Jesosy ka nanaraby Azy hoe : ngaha moa ianao tsy zanak'ilay mpandrafitra koa miteny hoe Andriamanitra. Nefa t@ izany aza nahita maso ny asa soa maro be nataon'i Jesoa izy ireo.
Aza mandeha @ fahatsapana hita maso fotsiny raha te hino an'Andriamanitra. Ny mpanompo sampy no mamorona zavatra hita maso ho tompoiny.
Vakio ny Hebreo 11 iray manontolo fa voalaza ny hoe : finoana no ...
Ary hoy Jesoa t@ Tomasy hoe : nahita ianao ka nino fa sambatra ny tsy nahita nefa mino.
Finoana no andraisan'ny Jesoa Kristy ao anaty fa tsy fahitana na fahatsapana na fananana porofo siantifika sns.
Fidinirina matokia ahy ianao fa mino an'i Jesoa Kristy aho ary Izy no mitantana ahy amin'ny fiainako. Mbola tsy nahita Azy aho saingy mino ny asany ao amiko. Mahatsapa ny hatsarany ao anatiko aho ary mahita porofo ny hasoavan'ny asany.
Ny ankoatr'izay kosa dia tsy misy azoko atao satria sady tsy tsapako no tsy ahitako porofo moa izany tsy hita maso. Iray ihany ny finoako dia ny ANDRIAMANITRA FITIAVANA mampiray antsika rehetra.
60. soanja
(
11/09/2009 14:25)
ravakamalala:
Efa nahatsapa sy nahita porofo momban\'i Helo ve i Ravaka?
novaliako ihany ilay fanontaniana fa zany hoe mety tsy mazava tsara, aleo reformuler-na ary :
tsy ny fahatsapana sy ny porofo ihany no fototra iorenan ny finoako, mbola tsy nahita aho (ary tsy te hahita :roll: ), mbola tsy nahatsapa aho (ary tsy te hahatsapa :roll: ) , nefa izany tsy midika hoe tsy inoako izay zavatra tsy tsapako sy tsy hitako.
amiko izany tsy important loatra ny amaliana ilay fanontaniana satria na nahatsapa aho na tsy nahatsapa, na nahita porofo aho na tsy nahita,inoako ireo fa misy
Ok mazava tsara aky Ravakamalala ny hevindry. Azoko lazaina fa lavage de cerveau ny mahazo andry zany saingy samy manana ny filazany azy isika. Raha tsy mahatsapa tokoa ve indry ny hatsaran'i Jesoa sy ny porofo isankarazany iasany dia mbola hino Azy? Amiko matao ny olona iray mifikitra amin'ny finoana iray dia satria io no TSAPANY FA MANDAITRA AMINY ARY MAHASOA AMINY. Mino indry fa misy ireo satria voasoratra ny momban'ny helo sy ny satana sns... .
Hatramin'izay aho dia nihevitra foana fa rehefa miresaka eto ny Xtianina maro dia maka tsimpona iray na maromaro dia iny asesy ary ny heveriko fa ny tiany atao amin'izany dia mandray an'iny ny rehetra dia entina iny ho dinihina sy holalinina miaraka amin'ny vavaka mihitsy miantso ny Fanahy Masina mba hanazava ny tian'iny teny hampitaina amintsika. Tsy nihevitra aho fa iny dia asesy atao lavage hoe hinoy fa izay. Mihevitra foana aho fa iny teny iny no sakafo mahasoa ny Fanahy sy ny Vatana zany hoe matoa mahasoa dia mamelona izay, matoa mamelona dia misy fiantraikany ao anatinao ao ary tsapanao ny asany. Saingy hay moa tsy izay!
Mazava aky a. Misaotra andry nanazava!