Vangianao ve izy ?
1. niryna
(
01/09/2009 16:53)
Nisy olona nigadra dia lasa nanontany ahy ilay namana hoe vangiako ve izy sa tsia?
Ahoano hoy ny tenin'Atra ?
.........tany am-ponja aho dia novangianareo
Andeha amangy ve nareo raha mitranga aminareo izany zavatra izany ?

novalian'i niryna ny 17/09/2009 16:14
2. ikaretsaka
(
01/09/2009 17:05)
ao @ sakramenta masina Izy lalovanao isanandro tsy mamangy Azy akory ianao :/
3. ikaretsaka
(
01/09/2009 17:29)
Le nitsindroka zoridira...le mamolava niakindrindrina tery...le katrami nasiso be tao anaty metro...le receveur maimbo helika be tao anaty taxi be... le tompon ilay rora paraky voapetrakao tsy nahy. Teo @ le tabilio t@ ianao niandry taratasim-panjakana tary....
Izy aby izany ry niryna....
Izy aby izany ry niryna....
4. rijadolly
(
01/09/2009 18:07)
Nanana namana iray izay aho,izay voatana tany am-ponja fa Gardien oh ahy koa izy.nisy very ny entana teny an-tokotany dia voaroiroy MD tao antanimora.
Eloko ve?
Tsy namangy azy mihitsy aho fa fanampiana ny vady aman-janany no nataoko tety ivelany.Voamariko mantsy fa mitomany foana hono izy mijery ireto zanany 5mianadahy rehefa mamangy azy.Tsapako tamin'izay fa ny tsy fisian' mpiahy ireto zaza no mampalahelo azy.Dia izay no nitarika ahy hanampy izay zakako.Tsy tapaka ary zava-dehibe amiko ny Mivavaka ho azy mba ho afaka amin'zavatra tsy nataony.Afaka 15mois niakatra fitsarana dia afaka soamatsara.Tonga taty izy mivady nisaotra ahy ny andron'iny fahafahany iny nefa zaho tany aùin'fitsarana nanatri-maso,mariako anefa fa tsy mbola namangy azy tany am-ponja mihitsy aho :oops:.Ny navaliko aza ireo noho ny fisaorana bdb dia hoy aho hoe "tsy izaho an! Mahaiza misaotra"

5. rakapy
(
01/09/2009 18:34)
Hoy Niryna
Mba azavao misimisy ilay izy fa tsy mazava.
Olona iza no nigadra. Inona no nampigadra azy.Namanao ve sa fianakaviana sa....
Satria mantsy raha izay olona rehetra migadra no hovangiana satria izay no voasoratra ao anaty baiboly dia na ho tapitra aza ny andro-piainanao dia tsy ho vita izany.
Nisy olona nigadra dia lasa nanontany ahy ilay namana hoe vangiako ve izy sa tsia?
Ahoano hoy ny tenin'Atra ?tany am-ponja aho dia novangianareo

6. cutie
(
02/09/2009 02:35)
Olona iza no nigadra. Inona no nampigadra azy.Namanao ve sa fianakaviana sa....:-D :-D :-D :-D
Satria mantsy raha izay olona rehetra migadra no hovangiana satria izay no voasoratra ao anaty baiboly dia na ho tapitra aza ny andro-piainanao dia tsy ho vita izany.
7. soanja
(
02/09/2009 02:42)
niryna:
Nisy olona nigadra dia lasa nanontany ahy ilay namana hoe vangiako ve izy sa tsia?
Ahoano hoy ny tenin'Atra ?
.........tany am-ponja aho dia novangianareo
Andeha amangy ve nareo raha mitranga aminareo izany zavatra izany ?
Famangiana an-tranomaizana amiko dia midika Fitiavana an'ilay olona izay niatomboka tamin'ny fanomezana Famelan-keloka an'ilay olona na nanao ratsy anao anao ilay olona na tsia. Ny fangorahana azy indrindra indrindra.
Ahoana anefa moa ny fipetraky ny atao hoe Famelan-keloka amin'ny Xtianina? Mino aho fa tokony hifamela heloka lalandava isika. Tsy voatery eo no ho eo anefa ny famelan-keloka fa miankina amin'ny fahatsapna'ny tsirairay vonona hanao izany tokoa amin'ny fo. Dia miankina amin'izay fahavononana izay ny raharaha....
8. niryna
(
02/09/2009 04:31)
ikaretsaka:
ao @ sakramenta masina Izy lalovanao isanandro tsy mamangy Azy akory ianao :/
ika tsy azoko ny tian'i toi resahina .Olona any am-pigadrana no resahiko eto,izaho miteny ilay olona manontany ny hevitro hoe mandehana vangio izy ,ny sasany miteny aminy hoe avelao izy any,raha ika dia ahoana no ataonao ?
9. niryna
(
02/09/2009 04:32)
ikaretsaka:
Le nitsindroka zoridira...le mamolava niakindrindrina tery...le katrami nasiso be tao anaty metro...le receveur maimbo helika be tao anaty taxi be... le tompon ilay rora paraky voapetrakao tsy nahy. Teo @ le tabilio t@ ianao niandry taratasim-panjakana tary....
Izy aby izany ry niryna....
HS be toi ika a
:oops:
10. niryna
(
02/09/2009 04:36)
rijadolly:
Nanana namana iray izay aho,izay voatana tany am-ponja fa Gardien oh ahy koa izy.nisy very ny entana teny an-tokotany dia voaroiroy MD tao antanimora.
Eloko ve?
Tsy namangy azy mihitsy aho fa fanampiana ny vady aman-janany no nataoko tety ivelany.Voamariko mantsy fa mitomany foana hono izy mijery ireto zanany 5mianadahy rehefa mamangy azy.Tsapako tamin'izay fa ny tsy fisian' mpiahy ireto zaza no mampalahelo azy.Dia izay no nitarika ahy hanampy izay zakako.Tsy tapaka ary zava-dehibe amiko ny Mivavaka ho azy mba ho afaka amin'zavatra tsy nataony.Afaka 15mois niakatra fitsarana dia afaka soamatsara.Tonga taty izy mivady nisaotra ahy ny andron'iny fahafahany iny nefa zaho tany aùin'fitsarana nanatri-maso,mariako anefa fa tsy mbola namangy azy tany am-ponja mihitsy aho :oops:.Ny navaliko aza ireo noho ny fisaorana bdb dia hoy aho hoe "tsy izaho an! Mahaiza misaotra"
misaotra rija nizara a,fa ny fanontaniako dia hoe raha namana akaiky be aminao ve no migadra dia mamangy hianao ?
11. niryna
(
02/09/2009 04:54)
niryna:?
Nisy olona nigadra dia lasa nanontany ahy ilay namana hoe vangiako ve izy sa tsia
Ahoano hoy ny tenin'Atra ?tany am-ponja aho dia novangianareo
rakapy:azafady aza e,tsy voazavako tsara ilay izy,nisy olona izay manana namana izy ary tena namany be izy io,voarara izy tsy hiaraka ireny olona maditra ireny na misy fotoana ny fivoahany trano ka indray andro nisy fety tany amin'ny namany dia nandeha tany izy ary dia tratra nifoka rongony angamba izany ary dia voatana any am-ponja izy.Efa nahazo probation izy tsy anao izany intsony kanjo tsy naharitra fa voan'ny fakam-panahy dia nifoka indray ary tratra.
Mba azavao misimisy ilay izy fa tsy mazava.
Izay no fitantaran'ilay olona ahy ary dia mitovy izany koa no fitantarainy ny hafa ,fa izaho niteny hoe inona no olana raha vangianao izy ,satria tsy manana havana hono izy no ny ray aman-dreniny koa nisaraka dia tsy nisy niraharaha izy izany .
sady tsy namako no tsy fianakaviako fa zaraiko eto fotisny
Olona iza no nigadra. Inona no nampigadra azy.Namanao ve sa fianakaviana sa....
mety anontany angamba rakapy hoe inona no idiran'izany ato e,satria raha manontany isika hoe inona aloha no zavatra nataony ka mahatonga azy any dia miankina amin'izay no amangiko azy dia tsy hisy mpamangy intsony tokoa ny any am-ponja ary voasoratra koa ao anatin'ny soratra masina hoe tsy misy marina isika na iray aza .
dia vangianao ve izy sa tsia
Satria mantsy raha izay olona rehetra migadra no hovangiana satria izay no voasoratra ao anaty baiboly dia na ho tapitra aza ny andro-piainanao dia tsy ho vita izany.
angaha kosa aho niteny izany e,olona namany no nigadra kanefa ny sasany miteny hoe inona koa no amangian'ialahy azy any ,avelao any fa izaho no miteny hoe mandehana mamangy azy fa ny namana dia tsy mifankafoy na amin'ny tsara ary indrindra ao anatin'ny fahoriana sy tranga toa ireny.
Tsara ho fantantsika: maro ny olona ao amin'ny mpitondra fivavahana no mandeha mamangy any am-ponja ary mitory teny azy ireo ,maro be koa ny olona voavonjy any ary miverina amin'Atra sy manaiky an'i kristy ho mpamonjy azy
12. niryna
(
02/09/2009 05:13)
soanja:mitovy hevitra aminao koa aho ary izay no noteneniko ilay olona ,iza koa hoy aho no mahalala fa mety ho izy no jiro anazava ny lalany? satria ny fitiavana ihany no manome fitiavana.Ary ny fampisehoanao ny fitiavana amin'ny hafa izany dia ao anatin'ny fahoriana.
Famangiana an-tranomaizana amiko dia midika Fitiavana an'ilay olona izay niatomboka tamin'ny fanomezana Famelan-keloka an'ilay olona na nanao ratsy anao anao ilay olona na tsia. Ny fangorahana azy indrindra indrindra.
miresaka kristiana i soanga dia izay koa iray,tsy mamaly ratsy ny ratsy ny fampianarana azon'ny kristiana, mety miteny koa ny namany hoe inona ihany ary ity toetra ratsy ataon'ialahy ity,mety mahita ny namany mamangy azy koa dia efa maha velom-panantenana azy fa misy olona mba mitia ihany izy na dia tsy misy mamangy azy avokoa aza ny havany satria hoe meloka eo amin'ny fiaraha -monina izy na nanao fahadisoana.
Ahoana anefa moa ny fipetraky ny atao hoe Famelan-keloka amin'ny Xtianina? Mino aho fa tokony hifamela heloka lalandava isika. Tsy voatery eo no ho eo anefa ny famelan-keloka fa miankina amin'ny fahatsapna'ny tsirairay vonona hanao izany tokoa amin'ny fo. Dia miankina amin'izay fahavononana izay ny raharaha....
Na iza na iza anefa manao fahadisoana ka mibebaka dia ho voavela izany fa tsy misy hoe kely ity na lehibe dia tsy voavela ,eritreritro io
[/quote]
13. rakapy
(
02/09/2009 08:09)
Zavatra tsotra anie izany ry Niryna e! Raha olom-patatro izy ka mila ny famangiko sy ny fanampiako azy any an-tranomaizina dia tokony hataoko izany. Raha tsy ankasitrahany kosa anefa izany dia tsy tokony atao.
Raha olona tsy fantatatro indray dia sarotra ho ahy ny hitsetsatsetsa hamangy azy satria mety hivadika resaka hafa ilay famanginao.

14. rzakarivola
(
02/09/2009 12:40)
niryna:
Nisy olona nigadra dia lasa nanontany ahy ilay namana hoe vangiako ve izy sa tsia?
Ahoano hoy ny tenin'Atra ?
.........tany am-ponja aho dia novangianareo
Andeha amangy ve nareo raha mitranga aminareo izany zavatra izany ?
==> Handeha hamangy aho raha araka ireto tenin'i Jesoa ireto ny zava-misy :
1- "Izay nataonareo tamin'ireto rahalahiko madinika ireto dia nataonareo tamiko".
2- "Omeo izay mangataka aminareo, ary izay te hindrana aminareo aza ilaoza-miodina".
3- "Aza manahy na amin'inona na amin'inona, fa aoka ny fivavahana sy ny fifonana mbamin'ny fisaorana no entinareo maneho ny fangatahanareo amin' Andriamanitra @ zavatra rehetra".
Ataoko fa mora kokoa ny mamangy ny gadra ara-nofo noho ireo migadra ara-panahy. Kanefa hain' Andriamanitra ny zavatra rehetra
15. rzakarivola
(
02/09/2009 12:40)
ikaretsaka:
ao @ sakramenta masina Izy lalovanao isanandro tsy mamangy Azy akory ianao :/
==> Afaka hazavain'Ikaretsaka ve ity ?
16. rzakarivola
(
02/09/2009 12:42)
ikaretsaka:
Le nitsindroka zoridira...le mamolava niakindrindrina tery...le katrami nasiso be tao anaty metro...le receveur maimbo helika be tao anaty taxi be... le tompon ilay rora paraky voapetrakao tsy nahy. Teo @ le tabilio t@ ianao niandry taratasim-panjakana tary....
Izy aby izany ry niryna....
==> Efa nisy fotoana aho tena tato anatiko izay hoe hataoko daholo izay hitan masoko rehetra ... saingy tsy vitako e! Ary isaka ny tsy nahavita aho dia nahatsapa tena foana fa tsy nankato ilay "tiava ny namanao tahaka ny tenanao". Brouillage anti-radara no iantsoako an'izao, kanefa soa ihany fa tonga Jesoa ho fahazavan'izao tontolo izao.
17. rzakarivola
(
02/09/2009 13:17)
Soanja:
Ahoana anefa moa ny fipetraky ny atao hoe Famelan-keloka amin\'ny Xtianina?
==> \"Ao amin\'i Kristy tsy misy fanamelohana\". Dikan\'izany, ny famelan-kloka @ kristiana, dia ny hahatonga ny olona iray ho ao @ i Kristy.
18. tywa68
(
02/09/2009 13:20)
Niryna > Samy mahita lazaina dhl rhf tsy te-ho any amponja e !
Ny tena ilaina fantatra d hoe hanampy an'ilay namana v no hamangiana azy sa hanao ohatran'ny olona na tokony hanao zany satria tokony hijery azy @ maha-kristianina.:wink: Anjaranao ny mijery hoe inn no mety aminao koa :lol:

19. rijadolly
(
02/09/2009 21:25)
Niryna:eny tokoa namako akaiky mihitsy izy mivady ,dia izay ny antony nametrahako fanotaniana hoe?Eloko ve?Ra tsy namangy azy aho,eto mantsy aho vao nahatsiaro ilay tenin'Jesoa iny.
misaotra rija nizara a,fa ny fanontaniako dia hoe raha namana akaiky be aminao ve no migadra dia mamangy hianao ?
20. ikaretsaka
(
02/09/2009 22:10)
tywa68:

iay manko