Vangianao ve izy ?

41. rakapy ( 13/09/2009 11:55)
Ny ahy mba tiako tokoa izany mamangy olona gadra izany ary mijery ireny mpitoritenin'Atra ireny saingy any amin'ny lehilahy ilay vangiana ka eo aho no misalasala,


Dia raha hoe mainty na fotsy koa ve ilay gadra dia misalasala i Niryna???

Hita fa feno fisalasalana tokoa ianao. Io fisalasalana hoe lhl no ao am-pigadrana ka tsy mazoto ny hamangy aho dia mariky ny fanavakavahana. Ary ny fanavakavahana dia anisan'ny toetran'ilay devoly izay hinoanao.
42. ikaretsaka ( 14/09/2009 02:31)
Ooooops 8)
43. niryna ( 17/09/2009 16:13)

Ny ahy mba tiako tokoa izany mamangy olona gadra izany ary mijery ireny mpitoritenin'Atra ireny saingy any amin'ny lehilahy ilay vangiana ka eo aho no misalasala,


Dia raha hoe mainty na fotsy koa ve ilay gadra dia misalasala i Niryna???
rakapy:

Hita fa feno fisalasalana tokoa ianao. Io fisalasalana hoe lhl no ao am-pigadrana ka tsy mazoto ny hamangy aho dia mariky ny fanavakavahana. Ary ny fanavakavahana dia anisan'ny toetran'ilay devoly izay hinoanao.



:D
44. niryna ( 17/09/2009 16:14)
ikaretsaka:

Ooooops 8)
mahazo aina ery ika fa io no tena talentany


=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0469