Vangianao ve izy ?
21. niryna
(
03/09/2009 04:49)
Niryna:
misaotra rija nizara a,fa ny fanontaniako dia hoe raha namana akaiky be aminao ve no migadra dia mamangy hianao ?
rijadolly:ny heloka hibaboana mody rariny ry rija ,raha nahatsampa hianao fa tokony namangy nefa tsy namangy afaka mivavaka amin'izany hianao,hianao koa anie mba nanao soa ny vady aman-janany e.Eny e,raha tsy misy zavatra mitranga amin'ny hafa toa tsy mahita atao tokoa ny tena.
eny tokoa namako akaiky mihitsy izy mivady ,dia izay ny antony nametrahako fanotaniana hoe?Eloko ve?Ra tsy namangy azy aho,eto mantsy aho vao nahatsiaro ilay tenin'Jesoa iny.
Nisy ramatoa izay manana zana-drahavavy maditra hono izy ary dia hoy izay tamiko hoe iza koa no anamgy an'iny any?
Raha nahalala ny tenin'Atra anefa izy dia mety niteny hoe ny fitiavana no mizara fitiavana,tsy manana fitiavana hianao ,inona no zarainao eo,sa tsy fiteny izany.
toy ny hoe zanaka adala,mankarary fo ny reny ary ny adalan'ny tena tafian-damba fa ny an'ny hafa ihomehezana ary misy ary miteny hoe (sakoriny izay?)
Tsy afaka mandray fitiavana aho raha tsy mizara fitiavana ary misy ireny olona mijaly ireny ,mety ho lozabe izy ary mety izay tratrany dia mamay avokoa fa rehefa resahina mora izy dia mety hiova fo ihany.
Fianarana avokoa ny fiainana rehetra sa ahoana ?
22. niryna
(
03/09/2009 04:54)
rakapy:rakapy a,mila ho fantatra ve ny antony nigadran'ny olona dia miankina amin'izay no amangianao azy na tsia?
Olona iza no nigadra. Inona no nampigadra azy.
ny ahy indray raha sanatria ka misy izany dia mamangy aho,ny olona gadra tsotra fotsiny izao aza asian'i kristy ho vangiana k'nou.
tsimpona
Izay nataonareo tamin'ireny madinika ireny no efa nataonareo tamiko koa
misy olona efa voaantso anao izany ka .In-telo isam-bolana izy no mandeha mitory teny any am-pigadrana ary marobe tokoa no mifoha,miverina amin'Atra.Ny ahy mba tiako tokoa izany mamangy olona gadra izany ary mijery ireny mpitoritenin'Atra ireny saingy any amin'ny lehilahy ilay vangiana ka eo aho no misalasala,.Kanefa rehefa tena mangetaheta ve aho tsy ho any ihany amin'ny farany
Satria mantsy raha izay olona rehetra migadra no hovangiana satria izay no voasoratra ao anaty baiboly dia na ho tapitra aza ny andro-piainanao dia tsy ho vita izany.
mety hiteny hianao hoe mba hafa koa izany feeling nareo izany :D
23. niryna
(
03/09/2009 04:59)
tywa68::D
Niryna > Samy mahita lazaina dhl rhf tsy te-ho any amponja e !
mankahery azy tokoa ka ,misy olona tsy misy mamangy ao anatin'ny andro igadrany ary manary azy daholo ny havany rehetra.
Ny tena ilaina fantatra d hoe hanampy an'ilay namana v no hamangiana azy sa hanao ohatran'ny olona na tokony hanao zany satria tokony hijery azy @ maha-kristianina.:wink: Anjaranao ny mijery hoe inn no mety aminao koa :lol:
Misy olona tsy mety miala any intsony fa tsy mahita aleha hono izy
Tamin'iny herinandro iny izao nisy lehilahy izay nanatona ny ramos ko dia tsy fantatro izay niresahany azy fa nomeny vola ilay olona,rehefa nanontaniako izy satria izao efa lavidavitra azy dia hoy izy hoe nangataka vola izy fa tsy mahita aleha hono fa voa avy nivoaka tany am-pigadrana ary ny namany sy ny havany tsy misy mandray azy.
raha amin'/ny lafiny hoe fianakaviana na namana aloha dia tsy misy idiran'ny maha kristiana ilay izy e,fa raha ny tenin'i kristy no resahina dia misy idirany ka anjaran'ny tsirairay io
24. niryna
(
03/09/2009 05:03)
Ity misy tantara kely tadidiko ,nandeha namonjy fiangonana tany amin'ny namako aho indray andro izay .Nisy ramatoa pasitera izay nitantara fa nisy olona namono ny zanany lahy ary dia novangiana tany am-ponja ilay rangahy namono ny zanany io.Teny kely no noteneniny,fa inona lloatra re no nahazo anao ka namoizanao ny ain-janako e? Dia niteny ilay rangahy izy fa mamela azy izy ary tsy niteny ilay gadra fa nitanondrika fotsiny
Gaga be aho fa tena manana fo volamena ilay ramatoa nifanatrika ny olona namono ny zanany ary niteny hoe mamela anao aho
Gaga be aho fa tena manana fo volamena ilay ramatoa nifanatrika ny olona namono ny zanany ary niteny hoe mamela anao aho
25. lohataona
(
03/09/2009 12:25)
niryna:
Nisy olona nigadra dia lasa nanontany ahy ilay namana hoe vangiako ve izy sa tsia?
Ahoano hoy ny tenin'Atra ?
.........tany am-ponja aho dia novangianareo
Andeha amangy ve nareo raha mitranga aminareo izany zavatra izany ?
NON!
:lol: :lol: :lol:
26. rzakarivola
(
03/09/2009 12:58)
niryna:
tsimpona Izay nataonareo tamin'ireny madinika ireny no efa nataonareo tamiko koa
==> samy manana ny fomba fitsimpony ny olona, fa tiako ilay fanaon'i niryna hoe, atao copier/coller mihitsy ilay izy, @izay mantsy tsy misy mandray interprétation hafa. (fa aza atao be loatra fotsiny an, mba ezaho fintinina ihany indraindray sao dia very ny mpamaky).
Misy fahasamihafana be mantsy ny hoe "ireto rahalahiko madinika indrindra ireto", sy ny hoe "ireny madinika ireny"
27. rijadolly
(
03/09/2009 15:59)
niryna:Tena fahadisoana b tokoa ry Niryna ny tato an-tsaiko satria nihevitena nahavita kay tsy nahatanteraka akory :oops:. Satria dia nanana heritreritra ny tena hoe nahavita ny vady aman-janany nefa tsy feno kay,akaotra izay zany dia mbola nisy fidedahana kely tao anaty hoe nahazo fisaorana ihihihiih! Loza.
ny heloka hibaboana mody rariny ry rija ,raha nahatsampa hianao fa tokony namangy nefa tsy namangy afaka mivavaka amin'izany hianao,hianao koa anie mba nanao soa ny vady aman-janany e.Eny e,raha tsy misy zavatra mitranga amin'ny hafa toa tsy mahita atao tokoa ny tena.
Nisy ramatoa izay manana zana-drahavavy maditra hono izy ary dia hoy izay tamiko hoe iza koa no anamgy an'iny any?
Raha nahalala ny tenin'Atra anefa izy dia mety niteny hoe ny fitiavana no mizara fitiavana,tsy manana fitiavana hianao ,inona no zarainao eo,sa tsy fiteny izany.
toy ny hoe zanaka adala,mankarary fo ny reny ary ny adalan'ny tena tafian-damba fa ny an'ny hafa ihomehezana ary misy ary miteny hoe (sakoriny izay?)
Tsy afaka mandray fitiavana aho raha tsy mizara fitiavana ary misy ireny olona mijaly ireny ,mety ho lozabe izy ary mety izay tratrany dia mamay avokoa fa rehefa resahina mora izy dia mety hiova fo ihany.
Fianarana avokoa ny fiainana rehetra sa ahoana ?
28. niryna
(
03/09/2009 17:11)
niryna:
Nisy olona nigadra dia lasa nanontany ahy ilay namana hoe vangiako ve izy sa tsia?
Ahoano hoy ny tenin'Atra ?
.........tany am-ponja aho dia novangianareo
Andeha amangy ve nareo raha mitranga aminareo izany zavatra izany ?
lohataona:fa maninona?
NON!
:lol: :lol: :lol:
:D
29. niryna
(
03/09/2009 17:14)
niryna:
ny heloka hibaboana mody rariny ry rija ,raha nahatsampa hianao fa tokony namangy nefa tsy namangy afaka mivavaka amin'izany hianao,hianao koa anie mba nanao soa ny vady aman-janany e.Eny e,raha tsy misy zavatra mitranga amin'ny hafa toa tsy mahita atao tokoa ny tena.
Nisy ramatoa izay manana zana-drahavavy maditra hono izy ary dia hoy izay tamiko hoe iza koa no anamgy an'iny any?
Raha nahalala ny tenin'Atra anefa izy dia mety niteny hoe ny fitiavana no mizara fitiavana,tsy manana fitiavana hianao ,inona no zarainao eo,sa tsy fiteny izany.
toy ny hoe zanaka adala,mankarary fo ny reny ary ny adalan'ny tena tafian-damba fa ny an'ny hafa ihomehezana ary misy ary miteny hoe (sakoriny izay?)
Tsy afaka mandray fitiavana aho raha tsy mizara fitiavana ary misy ireny olona mijaly ireny ,mety ho lozabe izy ary mety izay tratrany dia mamay avokoa fa rehefa resahina mora izy dia mety hiova fo ihany.
Fianarana avokoa ny fiainana rehetra sa ahoana ?
rijadolly:tsy maninona hoy aho izany satria efa nanao hianao ,resaka toa izao ataontsika izao anie no mahatonga ilay hoe ny amisavisana ny ratsy no hiavian'ny soa e,misy mitranga ny olona dia nianatra lesona amin'iny isika ,sa ahoana?
Tena fahadisoana b tokoa ry Niryna ny tato an-tsaiko satria nihevitena nahavita kay tsy nahatanteraka akory :oops:. Satria dia nanana heritreritra ny tena hoe nahavita ny vady aman-janany nefa tsy feno kay,akaotra izay zany dia mbola nisy fidedahana kely tao anaty hoe nahazo fisaorana ihihihiih! Loza.
Ny ahy rehefa mahatadidiy mivavaka ireny olona mahantra ireny aho na gadara na any amin'ny hopitaly na ireny mivarotra rano amin'ny andro mamay be ireny manao satroka roa dia mivavaka ho azy ireny aho ,misy antitra tsy mba manana havana dia miarahaba aho ary miresaka kely eo,misy mihitsy mitomany ary satriny iresaka azy foana hianao ,misy ny tsy vita ka
30. rijadolly
(
04/09/2009 17:55)
Eny e! Tsy azo asorina ato an-tsaina koa anefa fa Mpanompy tsy tongalafatra isika fa ny ataontsika ihany ny ataontsika e!Nefa na dia izany aza tsy azo atao ny manamelo-tena.Misaotra Niryna a!
31. niryna
(
05/09/2009 20:17)
rijadolly:
Eny e! Tsy azo asorina ato an-tsaina koa anefa fa Mpanompy tsy tongalafatra isika fa ny ataontsika ihany ny ataontsika e!Nefa na dia izany aza tsy azo atao ny manamelo-tena.Misaotra Niryna a!
8) 8) :D
32. ari.malala
(
07/09/2009 08:43)
mila ho fantatra ve ny antony nigadran'ny olona dia miankina amin'izay no amangianao azy na tsia?edry... ko raha namono olona na namaky trano na namaky banky kosa v no nigadràny hanin hamangy anazy any ah! zà manokana no teneniko eo! ny hadalany no nitondra azy tany ko
33. niryna
(
08/09/2009 06:18)
mila ho fantatra ve ny antony nigadran'ny olona dia miankina amin'izay no amangianao azy na tsia?
ari.malala:
edry... ko raha namono olona na namaky trano na namaky banky kosa v no nigadràny hanin hamangy anazy any ah! zà manokana no teneniko eo! ny hadalany no nitondra azy tany ko
arakraky ny olona tokoa aky io ari a,fa ny tenin'Atra kosa manambara fa mifankaiza amin'ny hafa isika? samy nanota,mety tsy mitovy ny ota saingy samy manana ota avokoa.Tsy tonga amonjy ny marina hoy ny tsimpona i kristy fa tonga kosa mba amonjy ny mpanota mibebaka
hevitro ity an,mamangy aho raha afaka, na inona na inona mahazo ilay olona ,indrindra fa raha sanatria ka misy fianakaviana hianjadan'izany dia tsy maintsy miezaka mamangy aho
efa notantaraiko andry ity fa ilay ramatoa izay ,tonga namangy ilay rangahy namono nahafaty ny zanany lahy,izay tokan'ny ainy ary dia niteny tamin'ilay rangahy izy fa mamela ny helony tanteraka/Ho vitantsika ve izany? mila an'ilay Atra avo indrindra isika ampianatra antsika sy anampy antsika sa ahoana ?
36. niryna
(
08/09/2009 07:10)
mila ho fantatra ve ny antony nigadran'ny olona dia miankina amin'izay no amangianao azy na tsia?
ari.malala:dia tsy maninona fa safidy io ,
edry... ko raha namono olona na namaky trano na namaky banky kosa v no nigadràny hanin hamangy anazy any ah! zà manokana no teneniko eo! ny hadalany no nitondra azy tany ko
voavaly izay ny hafatra an
37. rakapy
(
08/09/2009 09:28)
Mbo mahaga ahy mihintsy ilay fomba fisainana! :-D :-D :-D
Hoy i Niryna
Nefa dia hoy ianao indray
Dia raha hoe mainty na fotsy koa ve ilay gadra dia misalasala i Niryna??? :-D :-D :-D
Hoy i Niryna
mamangy aho raha afaka, na inona na inona mahazo ilay olona ,indrindra fa raha sanatria ka misy fianakaviana hianjadan'izany dia tsy maintsy miezaka mamangy aho
Nefa dia hoy ianao indray
Ny ahy mba tiako tokoa izany mamangy olona gadra izany ary mijery ireny mpitoritenin'Atra ireny saingy any amin'ny lehilahy ilay vangiana ka eo aho no misalasala,
Dia raha hoe mainty na fotsy koa ve ilay gadra dia misalasala i Niryna??? :-D :-D :-D
39. niryna
(
10/09/2009 04:05)
rakapy:
Mbo mahaga ahy mihintsy ilay fomba fisainana! :-D :-D :-D
Hoy i Nirynamamangy aho raha afaka, na inona na inona mahazo ilay olona ,indrindra fa raha sanatria ka misy fianakaviana hianjadan'izany dia tsy maintsy miezaka mamangy aho
Nefa dia hoy ianao indrayNy ahy mba tiako tokoa izany mamangy olona gadra izany ary mijery ireny mpitoritenin'Atra ireny saingy any amin'ny lehilahy ilay vangiana ka eo aho no misalasala,
Dia raha hoe mainty na fotsy koa ve ilay gadra dia misalasala i Niryna??? :-D :-D :-D
:D
