Fitsapana
1. cutie
(
12/09/2009 01:02)
Mba tiako ito hira ito http://www.dailymotion.com/relevance/search/fitsapana/video/x3f148_fitsapana-fefi_music fa misy zavatra tsy azoko mitsy ny lazain'io hira io fa sao de mba misy afaka manazava??
Santionany @ le tonony:
Tsy maintsy mandalo fitsapana avokoa
Zay rehetra te hanara-dia an'i Jesoa
Ka hampisedrany irony zava-tsarotra
Zay vo isan'ny oul voavotra
Ka dia matokia, dia matokia
Fa Jesosy anie
Rehefa tia, de tena tia
Ireo tsora-kazo zay ataony aminao
Hananganany anao
ho olom-baovao
Tsy maintsy mitondra ny hazofijaliana
Fa nateraka
Hiatri-pahoriana
Ny oul natsoiny sy efa nofinidiny
Mba handa ny tenany sy ny safidiny
Santionany @ le tonony:
Tsy maintsy mandalo fitsapana avokoa
Zay rehetra te hanara-dia an'i Jesoa
Ka hampisedrany irony zava-tsarotra
Zay vo isan'ny oul voavotra
Ka dia matokia, dia matokia
Fa Jesosy anie
Rehefa tia, de tena tia
Ireo tsora-kazo zay ataony aminao
Hananganany anao
ho olom-baovao
Tsy maintsy mitondra ny hazofijaliana
Fa nateraka
Hiatri-pahoriana
Ny oul natsoiny sy efa nofinidiny
Mba handa ny tenany sy ny safidiny
répondu par cutie le 23/09/2009 01:21
2. xxx
(
12/09/2009 07:41)
Ny fahazahoako azy an,ao anatin'ny fitsapana no tena hahitana na mino an'Adriamanitra enao natsia ,misy olona miala @fivavahana rehefa mafy loatra ny manjo azy ,misy nefa mifikitra a@Andriamanitra foana n'inon2 loza manjo azy ,satria tsy ny tsara ihany no azontsika ay @Andriamanitra fa ny ratsy koa ,Andriamanitra koa manafay indraindray fa tsy mandao kooa izy refa mibebaka marina isika .
3. reve
(
12/09/2009 15:16)
mba vakio ange ny tantaran'i Joba e! ao amin'ny Baiboly io an hi hi hi
fa ho hitanao ao daholo ny valin'ny fanontanianao mifandraika amin'io tononkira io! de mazotoa an! :lol:
fa ho hitanao ao daholo ny valin'ny fanontanianao mifandraika amin'io tononkira io! de mazotoa an! :lol:
5. rakaroka
(
13/09/2009 15:22)
Aza avelanao ho irery...
raha ho avy ny fotoana (Ny fotô-na)
raha ho avy ny fotoana hiverenanao indray e! e! ...
Mbola hino ve 'zahay ! (l) (l) (l)
'driyyyoops: :oops: :oops:
ela aho tsy nihira izany ! :
raha ho avy ny fotoana (Ny fotô-na)
raha ho avy ny fotoana hiverenanao indray e! e! ...
Mbola hino ve 'zahay ! (l) (l) (l)
'driyyyoops: :oops: :oops:
ela aho tsy nihira izany ! :
6. ikaretsaka
(
13/09/2009 16:06)
rakaroka :wink:
mahita ihany ny mpamorona ireny zafindraony ireny manao ireny tononkira ireny a
mahita ihany ny mpamorona ireny zafindraony ireny manao ireny tononkira ireny a
7. rakaroka
(
13/09/2009 16:14)
ikaretsaka:
rakaroka :wink:
mahita ihany ny mpamorona ireny zafindraony ireny manao ireny tononkira ireny a
HS kely ! Oay! Tena miaiky an-drizareo aho ry Ika , 'za io nanao "chorale " Antsa Faravohitra! Katolika izany, dia ilay misy mopera mamoron-kira, hiran'ilayBen-dezy izay ! Tena reviko mihitsy. Ohatra'ilay "Arovinao" nataoko clip iny, dia ilay "O ry volana eny ambony mba misehoa re....
Volan ô mibaliaka , mahasondriana lalandava
mba velomy ato am-poko
'zany taratrao mazava!
ka hisava ny tomany
sy ny alina mavany ô ry volana ô
mpitondra haravoana!....
etc...
8. ikaretsaka
(
13/09/2009 16:23)
HS ihany sady mahafinaritra ny famoronan'i Ben Dezy hira an... sofina fotsiny
Tany Bira indray no nahalalako ilay rangahy iny
(aoka izay sao tezitra ny mpamorona sujet)
Tany Bira indray no nahalalako ilay rangahy iny
(aoka izay sao tezitra ny mpamorona sujet)
9. fahamarinana
(
13/09/2009 19:11)
:arrow: mba tsy haiko arô ilay Ben Dezy zany,tsy misy rohy ve akia rakaroka sy Ika ? :) (l)
10. rakaroka
(
13/09/2009 19:52)
fahamarinana:
:arrow: mba tsy haiko arô ilay Ben Dezy zany,tsy misy rohy ve akia rakaroka sy Ika ? :) (l)
Tsy misy "rohy" izany akia a, 'za koa aza anie nahita "forum" maro nitady tracen'i Antsa, no niezahako tanaty hazakazaky ny fiainana nanao ity
"Arovinao"http://www.youtube.com/watch?v=5Xbv5GiqHPA&feature=related
santionan'ny hiran'i Ben-Dezy izany !
11. rakaroka
(
13/09/2009 20:10)
Fa iverenako ny size, tsy "arako" ilay hira fa mba liana koa aho ny hahafantatra
raha misy rohy, azo iainoana azy indrindra indrindra!
raha misy rohy, azo iainoana azy indrindra indrindra!
13. cutie
(
14/09/2009 00:29)
10. Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 13-09-2009 22:10:24
Lohateny : Re : Fitsapana
Fa iverenako ny size, tsy "arako" ilay hira fa mba liana koa aho ny hahafantatra
raha misy rohy, azo iainoana azy indrindra indrindra!
ito http://www.dailymotion.com/relevance/search/fitsapana/video/x3f148_fitsapana-fefi_music
14. ikaretsaka
(
14/09/2009 02:26)
Tsisy rindrina nga fa fefy ihany no misy: de grillage sa barbelets sa inona?
15. rakaroka
(
14/09/2009 04:17)
Misaotra akia Cutie nizara fa dia tsary mbola reko tokoa ity hira ity raha tsy vao izao !
Mikasika ny tonony : Tsapako ilay "vision" n´ireo mpitory anà Jesoa ny
"fiheveran-drizareo" ny fiainana !
Ny fanontaniana dia ny hoe
"fihetry rizareo angamba hoe tsy mandalo fitsapana izany ireo tsy mpanara-dia anà Jesoa na tsy ao anaty cran´ny vision-drizareo!
Dia ny fiheverana fa avy @ i Jesoa koa ny tsorak´hazo! Tsa haiko loatra rey olona! "il met pas quand meme des batons sur nos chemin!"...
Tsy maintsy mitondra ny "hazofijaliana"! Dia very mihtsy aloha ´za @ "jeu de mot" satria tsary nahita xtiana firy nizaka izany au sens propre !
-D :-D :-D ny sedram-piainana isan-karazany.Iraisan´ny hary rehetra io fa samby manana ny andraisany izany! Ny dicipline maaaro dia mitaiza ny olona hihoitra @ sarotra ary tsy hoe i Jesoa no nanisy ilay "zava-tsarotra" natao hihoirana fa ny olona aza!

17. niryna
(
14/09/2009 14:52)
xxx:
Ny fahazahoako azy an,ao anatin'ny fitsapana no tena hahitana na mino an'Adriamanitra enao natsia ,misy olona miala @fivavahana rehefa mafy loatra ny manjo azy ,misy nefa mifikitra a@Andriamanitra foana n'inon2 loza manjo azy ,satria tsy ny tsara ihany no azontsika ay @Andriamanitra fa ny ratsy koa ,Andriamanitra koa manafay indraindray fa tsy mandao kooa izy refa mibebaka marina isika .
mitovy hevitra aminao koa aho
cutie> isan'andro isika dia mandalo fitsapana foana,olona manome atezerana,tezitra amintsika isika ka ny hafa no analana vokona sns saingy rehefa mahafantatra fa Atra dia tsy mamela antsika irery dia mihamora ilay izy satria mivavaka aminy isika,mangataka fanampiana avy aminy ary dia ampiny tokoa,vao omaly aho no nisedra ary dia fisaorana lehibe no atolotra azy fa mamaly vavaka izy ,ny fahatokisako ny fiainako miara-dia aminy na mora na sarotra dia efa tena manova ny fiainako iray manontolo satria fitiavana izy ary tsy avelany ho irery izay tia azy sy mitady Azy.Mahereza ary midera an'i cutie aho nianatra zavatra maro teto mikasika ny fivavahana.Tano ny finoana,mivavaha ary mangataha amin'Atra fa na inona olana eo amin'ny fiainanao dia hivaha mora tokoa izany raha toa ka mino sy manankina ny fonao aminy hianao
(l) niryna
18. ikaretsaka
(
14/09/2009 14:59)
ny sedram-piainana isan-karazany.Iraisan´ny hary rehetra io fa samby manana ny andraisany izany! Ny dicipline maaaro dia mitaiza ny olona hihoitra @ sarotra ary tsy hoe i Jesoa no nanisy ilay "zava-tsarotra" natao hihoirana fa ny olona aza!
hoy ahako any @ Blaogiko
« Les expériences heureuses apportent de la joie à la vie, les expériences pénibles lui donnent solidité et profondeur : tout progrès spirituel se fait à travers la souffrance, pourvu que vous appreniez à utiliser la souffrance
pour en finir avec elle.
Lorsque vous souffrez, ne vous détournez pas, ne rationalisez pas la douleur, ne la justifiez pas non plus, et tentez encore moins de l'oublier ou de passer par-dessus.
La seule manière de réagir à la souffrance est de lui faire face, de la regarder droit dans les yeux, de l'observer, de la comprendre.
Quelle est l'illusion cachée derrière cette souffrance ?
Quel attachement, parmi ceux que je collectionne, s'est vu menacé lorsque
la douleur a pointé à l'horizon? Lequel de mes conditionnements a été violé?
Voilà l'occasion révée de me connaître moi-méme, de corriger mes défauts, d'améliorer ma vie. Mais au lieu de le faire et de profiter de cette occasion révée, nous faisons le contraire: nous commençons par rejeter la faute de
nos malheurs sur tout le monde, nous nous plaignons de nos adversaires,
de la société, du gouvernement, méme de Dieu.
Nous avons facilement recours à l'auto-compassion, à l'amertume, à la
dépression, ou nous essayons d'étouffer notre désespoir par le travail ou le cynisme.
Ces échappatoires nous blessent doublement au lieu de nous guérir.
Si nous apprenons à tirer profit de nos souffrances, nous avancerons
à grands pas dans la vie spirituelle."
19. rakaroka
(
14/09/2009 18:51)
xxx:
Andriamanitra koa manafay indraindray
'za kosa aloha dia tsy afaka hanasoketa an'Atra toa izao e. Tsssssssss!!!!!!!!!!!
Rehefa iharan'ny ataony ny olona, na iharan'ny loza noho tsy fahampiana fiheverana manoloana ny misy ! dia "ailika any @ Atra avokoa ny fototr'izany!
8O 8O 8O
20. ikaretsaka
(
14/09/2009 20:14)
Anao ny ataonao fa aza blamena @ Atra kosa..
Maniiratsira sy manasoketa Azy izany amiko ... ianao no manao ny ataonao ko kapok'atra aho kapok'atra
Maniiratsira sy manasoketa Azy izany amiko ... ianao no manao ny ataonao ko kapok'atra aho kapok'atra