Fitsapana

21. cutie ( 14/09/2009 20:48)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 12-09-2009 09:41:14
Lohateny : Re : Fitsapana
Ny fahazahoako azy an,ao anatin'ny fitsapana no tena hahitana na mino an'Adriamanitra enao natsia ,misy olona miala @fivavahana rehefa mafy loatra ny manjo azy ,misy nefa mifikitra a@Andriamanitra foana n'inon2 loza manjo azy ,satria tsy ny tsara ihany no azontsika ay @Andriamanitra fa ny ratsy koa ,Andriamanitra koa manafay indraindray fa tsy mandao kooa izy refa mibebaka marina isika .

misaotra nanazava, fa ny tsy azoko kely de we le ratsy avy @ Atra. Tsika olombelona ve no manasokajy an'le ratsy io we avy @ atra koa, satria raha ny fahafantarako azy de Atra tsy hanao ratsy anao zany mitsy. Fihevitr'olombelona ihany ve io??
22. cutie ( 14/09/2009 20:49)
Mpandefa : reve [ Valio ] 12-09-2009 17:16:36
Lohateny : Re : Fitsapana
mba vakio ange ny tantaran'i Joba e! ao amin'ny Baiboly io an hi hi hi
fa ho hitanao ao daholo ny valin'ny fanontanianao mifandraika amin'io tononkira io! de mazotoa an!

efa fantampatatro ihany le tantaran'i joba ka :)
23. cutie ( 14/09/2009 20:50)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 12-09-2009 20:36:29
Lohateny : Re : Fitsapana
O ry Tompo tia anay.
Aza entina misedra izay tsy zakanay izahay....
Hono ry cutie a

hay moa, ka hira samihafa no resahintsika eto ka lol
24. cutie ( 14/09/2009 20:52)
14. Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 14-09-2009 06:17:41
Lohateny : Re : Fitsapana
Misaotra akia Cutie nizara fa dia tsary mbola reko tokoa ity hira ity raha tsy vao izao !
Mikasika ny tonony : Tsapako ilay "vision" n´ireo mpitory aní Jesoa ny
"fiheveran-drizareo" ny fiainana !

Ny fanontaniana dia ny hoe
"fihetry rizareo angamba hoe tsy mandalo fitsapana izany ireo tsy mpanara-dia aní Jesoa na tsy ao anaty cran´ny vision-drizareo!
Dia ny fiheverana fa avy @ i Jesoa koa ny tsorak´hazo! Tsa haiko loatra rey olona! "il met pas quand meme des batons sur nos chemin!"...
Tsy maintsy mitondra ny "hazofijaliana"! Dia very mihtsy aloha ´za @ "jeu de mot" satria tsary nahita xtiana firy nizaka izany au sens propre !
-D ny sedram-piainana isan-karazany.Iraisan´ny hary rehetra io fa samby manana ny andraisany izany! Ny dicipline maaaro dia mitaiza ny olona hihoitra @ sarotra ary tsy hoe i Jesoa no nanisy ilay "zava-tsarotra" natao hihoirana fa ny olona aza!

hay tsy de arahina ara-bakiteny loatra zany le izy raha izany fa we iin no votoatiny tiana hampitaina @ le hira fotsiny de vita :-D
25. cutie ( 14/09/2009 20:54)
. Mpandefa : niryna [ Valio ] 14-09-2009 16:52:24
Lohateny : Re : Fitsapana
Hoy i xxx:

Ny fahazahoako azy an,ao anatin'ny fitsapana no tena hahitana na mino an'Adriamanitra enao natsia ,misy olona miala @fivavahana rehefa mafy loatra ny manjo azy ,misy nefa mifikitra a@Andriamanitra foana n'inon2 loza manjo azy ,satria tsy ny tsara ihany no azontsika ay @Andriamanitra fa ny ratsy koa ,Andriamanitra koa manafay indraindray fa tsy mandao kooa izy refa mibebaka marina isika .



mitovy hevitra aminao koa aho
cutie> isan'andro isika dia mandalo fitsapana foana,olona manome atezerana,tezitra amintsika isika ka ny hafa no analana vokona sns saingy rehefa mahafantatra fa Atra dia tsy mamela antsika irery dia mihamora ilay izy satria mivavaka aminy isika,mangataka fanampiana avy aminy ary dia ampiny tokoa,vao omaly aho no nisedra ary dia fisaorana lehibe no atolotra azy fa mamaly vavaka izy ,ny fahatokisako ny fiainako miara-dia aminy na mora na sarotra dia efa tena manova ny fiainako iray manontolo satria fitiavana izy ary tsy avelany ho irery izay tia azy sy mitady Azy.Mahereza ary midera an'i cutie aho nianatra zavatra maro teto mikasika ny fivavahana.Tano ny finoana,mivavaha ary mangataha amin'Atra fa na inona olana eo amin'ny fiainanao dia hivaha mora tokoa izany raha toa ka mino sy manankina ny fonao aminy hianao

niryna

amen :D
26. cutie ( 14/09/2009 20:56)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 14-09-2009 16:59:32
Lohateny : Re : Fitsapana
Voalaza teo :
ny sedram-piainana isan-karazany.Iraisan´ny hary rehetra io fa samby manana ny andraisany izany! Ny dicipline maaaro dia mitaiza ny olona hihoitra @ sarotra ary tsy hoe i Jesoa no nanisy ilay "zava-tsarotra" natao hihoirana fa ny olona aza!



hoy ahako any @ Blaogiko

« Les expériences heureuses apportent de la joie à la vie, les expériences pénibles lui donnent solidité et profondeur : tout progrès spirituel se fait à travers la souffrance, pourvu que vous appreniez à utiliser la souffrance

pour en finir avec elle.

Lorsque vous souffrez, ne vous détournez pas, ne rationalisez pas la douleur, ne la justifiez pas non plus, et tentez encore moins de l'oublier ou de passer par-dessus.

La seule manière de réagir à la souffrance est de lui faire face, de la regarder droit dans les yeux, de l'observer, de la comprendre.

Quelle est l'illusion cachée derrière cette souffrance ?

Quel attachement, parmi ceux que je collectionne, s'est vu menacé lorsque

la douleur a pointé à l'horizon? Lequel de mes conditionnements a été violé?



Voilà l'occasion révée de me connaître moi-méme, de corriger mes défauts, d'améliorer ma vie. Mais au lieu de le faire et de profiter de cette occasion révée, nous faisons le contraire: nous commençons par rejeter la faute de

nos malheurs sur tout le monde, nous nous plaignons de nos adversaires,

de la société, du gouvernement, méme de Dieu.

Nous avons facilement recours à l'auto-compassion, à l'amertume, à la

dépression, ou nous essayons d'étouffer notre désespoir par le travail ou le cynisme.

Ces échappatoires nous blessent doublement au lieu de nous guérir.

Si nous apprenons à tirer profit de nos souffrances, nous avancerons

à grands pas dans la vie spirituelle."

mbola amen koa :D
27. cutie ( 14/09/2009 20:57)
. Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 14-09-2009 20:51:42
Lohateny : Re : Fitsapana
Hoy i xxx:

Andriamanitra koa manafay indraindray


'za kosa aloha dia tsy afaka hanasoketa an'Atra toa izao e. Tsssssssss!!!!!!!!!!!
Rehefa iharan'ny ataony ny olona, na iharan'ny loza noho tsy fahampiana fiheverana manoloana ny misy ! dia "ailika any @ Atra avokoa ny fototr'izany!




miandry an'i xxx hamaly an'io fa sady mbola misy fanontaniako koa any ambonimbony any :)
28. cutie ( 14/09/2009 21:00)
. Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 14-09-2009 20:51:42
Lohateny : Re : Fitsapana
Hoy i xxx:

Andriamanitra koa manafay indraindray


'za kosa aloha dia tsy afaka hanasoketa an'Atra toa izao e. Tsssssssss!!!!!!!!!!!
Rehefa iharan'ny ataony ny olona, na iharan'ny loza noho tsy fahampiana fiheverana manoloana ny misy ! dia "ailika any @ Atra avokoa ny fototr'izany!




Za koa alou efa elaela kely zay nieritreritra an'io fanafaizana io ihany fa nony niresaka t@ le namako zay za, de lazainy fa I talk nonsense hono hihihihi ka eo iindrindra no olana we marina ve io sa tsy marina??? Ny fihevitro t@ zay ndray alou tsy nanasoketa an'atra fa ohtran'ny we nanaiky fotsiny we zay zany :)
29. ikaretsaka ( 14/09/2009 21:27)
faire face ry cutie fa tsy mi blame an
30. cutie ( 14/09/2009 22:38)
ok :)
31. soanja ( 15/09/2009 03:45)
cutie:

Mba tiako ito hira ito http://www.dailymotion.com/relevance/search/fitsapana/video/x3f148_fitsapana-fefi_music fa misy zavatra tsy azoko mitsy ny lazain'io hira io fa sao de mba misy afaka manazava??

Santionany @ le tonony:

Tsy maintsy mandalo fitsapana avokoa
Zay rehetra te hanara-dia an'i Jesoa
Ka hampisedrany irony zava-tsarotra
Zay vo isan'ny oul voavotra


Ireo tsora-kazo zay ataony aminao
Hananganany anao
ho olom-baovao

Tsy maintsy mitondra ny hazofijaliana
Fa nateraka
Hiatri-pahoriana
Ny oul natsoiny sy efa nofinidiny
Mba handa ny tenany sy ny safidiny



Somary manahirana ihany aloha ilay hira. Amiko tena afaka tokoa ianao hihaona sy hifanerasera ary hiombona amin'Andriamanitra tsy misy fitsapana na rotsakazo sns sns izany.... Nahoana moa isika no tsy maintsy hasiany izany fijaliana izany nefa dia namboarina ampitiavana. Sao mba sadika nama izao Andriamanitra resahina izao???

Ny zava-drehetra no mitranga dia misy antony avokoa ary matetika mitondra amin'ny mahasoa avokoa ho an'ny tsirairay miatrika azy sy mahafantatra izany. Ny fandraisana olana ho zava-tsarotra na koa tsy fijaliana no mahasamihafa azy fa tsy hoe satria misy ny olana ao an-trano dia lazaina fa i Andriamanitra no mamango antsika.

Tsy nirian'Andriamanitra hijaly isika fa isika no mihevitra ny tenantsika fa mijaly. Izy manao ny asany amin'ny maha Andriamanitra Azy dia ny fikatsahana ny fitiavana sy fitoniana amin'ny zava-drehetra.


32. rakaroka ( 15/09/2009 05:05)
Namaste Soanja ! Izay mihitsy ka ! Ka io no tsy hitako loatra izay handraisana ny hevitra tian'ilay hira ampitaina !
33. xxx ( 15/09/2009 06:06)
Tsary sadika izy ry Soanja fa anisan'ny fitaizana izany a, araka ilay voalaza ery ambony hoe ny expériences heureuses et pénibles, ilaina daholo raha mitaiza , tsy ho lehibe ny zaza raha dia câlins foana sy trotroina foana, indraindray izy mianjera ohatra ...

Misy tohiny koa anie io resaka fitsapàna io e, Andriamanitra tsy mampitondra antsika mihoatra noho izay zakantsika
34. rzakarivola ( 15/09/2009 12:53)
cutie:

misaotra nanazava, fa ny tsy azoko kely de we le ratsy avy @ Atra. Tsika olombelona ve no manasokajy an'le ratsy io we avy @ atra koa, satria raha ny fahafantarako azy de Atra tsy hanao ratsy anao zany mitsy. Fihevitr'olombelona ihany ve io??

==> "Izaho manana ny hevitra iheverako anareo, dia hitondra fiadanana fa tsy loza"
Noho izany izaho mino fa hevitr' Andriamanitra io anao io, saingy mandra-pahafantatrao ilay plan an' Andriamanitra tanteraka, ianao mahatsapa fijaliana na hiseho ho bob aza. Satria fiadanana ilay izy dia izao ihany no "fiandohany sady fiafarany", ny hahafantaranao an'ilay "andrian'ny Fiadanana"
35. rzakarivola ( 15/09/2009 13:11)
cutie:

efa fantampatatro ihany le tantaran'i joba ka :)

==> Eny, ohatra fandrain'ny kristiana maro mihitsy io tantaran'i Joba io ary miezaka ny hampionona ny fony izy, tahaka an'i Joba e! Tsy haiko ny tian'ilay hira ambara ry Cutie, fa inoako kosa fa dia io resaka joba io no tian' Andriamanitra ampitaina @izay manan-tsofina hoenti-mihaino eto.
Mamelà ahy hamintina kely ihany le tantaran'i joba :
- voalaza fa olo-marina fa nankato sy nino an' Andriamanitra
- rehefa niatra taminy ny fahoriam-be, nitahiry ny finoany izy fa misy izao Andriamanitra ... saingy rehefa ela ny ela dia nilaza an' Andriamanitra ho mpanao ny tsy rariny izy, satria ny tenany dia olo-marina kanefa iharan'ny fahoriana.
Izany dia izany mihitsy no fiainan'ny olona mpivavaka maro.
Fa misy point anakiroa important @ fiainan'i Joba mila dinihina indrindra ary akana lesona :
1- Ny fahamarinan'ny tenany tsy ampy nahavonjy azy teo anatrehan'ny herin'i Satana. Satria Andriamanitra iazy ambony noho izy rehetra no nanome ny fahefana : "Dia hoy Jehovah tamin'i Satana: Indro, eo an-tànanao izay ananany rehetra; fa ny tenany ihany no aza aninjiranao ny tànanao."
2- Ny fanambarany hoe : "Fandrenesan'ny sofina ihany no nandrenesako Anao; Fa ankehitriny izao kosa dia ny masoko no mahita Anao; Koa dia miaiky sy mibebaka Eto amin'ny vovoka sy ny lavenona aho. ". [Joba 42:5-6]
3- Ny fiainany taorian'ny nahafantarany an'ilay Andriamanitra : "Ary Jehovah nampody ny fiadanan'i Joba, raha nivavaka ho an'ny sakaizany izy, ka dia nanome azy indroa toraka izay nananany fahiny Izy. "

Ny mpivavaka rehetra dia samy efa nandre momba an' Andriamanitra daholo (na finoana inona io na inona), samy miezaka araka ny heviny hanao fahamarinana. Saingy tsy ampy hamonjy ny olona eo anatrehan'ny asan'Ilay ratsy ny fivavahany sy ny asany sy izay mety ho fahamarinany. Tokana ihany no ilainy : ny mahafantatra an'Andriamanitra efa nambara taminy hatry ny fony kely. @izay dia ho avo 2 heny ny fiadanany. Ary ny olona tsy nisy nahafantatra an' Andriamanitra noho ny herin-tsainy na ny asan'ny tenany, fa Andriamanitra no nampahafantatra ny tenaNy t@ olona tao @ i Jesoa KRISTY.

faranako @ hoe, mety manana izay hafatra tiany ampitaina ny mpamoron-kira, mety manana ny hafatra tiany ampitaina izay nanazava (izaho koa anisany), fa Andriamanitra koa manana ny hafatra tiany ampitaina @ tsirairay, ary ho ahy dia izao izany : Fantaro ny hevitr' Andriamanitra, ao @ Jesoa Kristy ny hevitr'Andriamanitra
36. rzakarivola ( 15/09/2009 13:25)
cutie:
[quote=rakaroka]
'za kosa aloha dia tsy afaka hanasoketa an'Atra toa izao e. Tsssssssss!!!!!!!!!!!
Rehefa iharan'ny ataony ny olona, na iharan'ny loza noho tsy fahampiana fiheverana manoloana ny misy ! dia "ailika any @ Atra avokoa ny fototr'izany!

miandry an'i xxx hamaly an'io fa sady mbola misy fanontaniako koa any ambonimbony any :)

==> Ohatra ny hoe "pleinte contre X" izany no teny tonga ao an-tsaiko. Mety hamaly eo ihany i xxx, izay tsy hainao mihitsy, fa izaho mba manana holazaina :
Ny zanako indraindray misambotra izao rehetra izao dia ampidiriny any am-bava haniny (taratasy, coton, .. sns). Raha mba eo koa aho ka manana hery ary tia ny zanako, dia tsy mba avelako hihinana an'izany izy. Moa ve raha marary amin'izany ny Zanako dia holazaiko hoe : "hadalany ny azy! Izy no te vao ho 7 volana any ka tsy hahafantatra nininnn". Tsia dia tsia. Fanazavako izay, fa i Jesosy manana fanazavana tsara lavitra noho ny ahy, sady azo antoka fa marina, ohatra voasoratra ao @ [Matio 7:7-11], sy eto koa [Lioka 18:1-8]
37. ikaretsaka ( 15/09/2009 15:48)
Ny zanako indraindray misambotra izao rehetra izao dia ampidiriny any am-bava haniny (taratasy, coton, .. sns). Raha mba eo koa aho ka manana hery ary tia ny zanako, dia tsy mba avelako hihinana an'izany izy.


de aiza ho aiza ny hidiran'ny resaka fitsapana amin'izany?

raha fitsapana manky de avelanao hihinana izy hahatsapany fa tsy fihinanana iny raha haniny iny
38. rakaroka ( 15/09/2009 16:19)
[quote=rzakarivola]
[quote=cutie][quote][quote=rakaroka]

==> Ohatra ny hoe "pleinte contre X" izany no teny tonga ao an-tsaiko.

Ka izany mihitsy ny "endriny" ka ! 'ngaha moa hita nanasazy na nanafay izany izao Atra izao? Aiza ny porofo fa Izy tokoa no nanasazy sy nanafay?...Ary raha
ny soratra ao anaty baiboly "olona hany no nanoratra iny" araka izay inspirasion-ny tao !
39. soanja ( 15/09/2009 16:49)
xxx:

Tsary sadika izy ry Soanja fa anisan'ny fitaizana izany a, araka ilay voalaza ery ambony hoe ny expériences heureuses et pénibles, ilaina daholo raha mitaiza , tsy ho lehibe ny zaza raha dia câlins foana sy trotroina foana, indraindray izy mianjera ohatra ...

Misy tohiny koa anie io resaka fitsapàna io e, Andriamanitra tsy mampitondra antsika mihoatra noho izay zakantsika


Zah mihevitra fa tsy Andriamanitra no manome no mamango fa izy angamba no mampaniry ny rotsakazo. Fa tsy ny tanaNyy no mamango anao fa ny fiainana no mamango anao. Ny fiainanao no mitondra anao hijaly na ho faly fa Andriamanitra kosa dia manome anao hevitra lalandava fa fitoniana ny azy no takiany amin'izay tsapanao mahaolombelona anao.

N'inona n'inona mitranga dia tsy Andriamanitra no manao azy fa ianao olombelona no manao azy. Ny zavatra tsapanao mifandraika amin'izay kosa amin'ny tenanao sy ny hafa dia Andriamanitra no miasa ao. Moa ve mahatsapa fitiavana ianao na dia mijaly aza? Moa ve tezitra ianao satrai mijaly? Moa va mangoraka ianao satria mahita fahoriana ny hafa? Moa ve tia ianao na dia be ny mankahala anao aza amin'ny asa ataony? Ireo rehetra ireo no iasan'Andriamanitra. Ny ankoatr'izay dia isika olombelona no mampisy olana antsika na tsia fa tsy misy idiran'Andriamanitra velively.

Izy dia Fitiavana tanteraka! tsy sadika sady tsy manome laginina!


40. ikaretsaka ( 15/09/2009 17:01)
namaste
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0551