Fitsapana

41. rakaroka ( 15/09/2009 17:09)
Ny tsapako @ ity fanilihana be fahatany ny zava-misy @ Atra dia zary tsy "responsable" @ misy ny olona. Toa miala andraikitra izany anefa raha ny marina toa solon-tenany navongana mba hi-concretise izay réalisation tokony
"efaina" eto an-tany !
42. cutie ( 15/09/2009 19:42)
Rehefa avy novakiako daholo ny valin-teninareo rehetra de naveriko nohenoina ndray le hira fa samy tsy misy mahalala ny tena tian'le hira ampitaina isika eto, nefa zay no tena tiako ho fantatra fa tsy mila details lava be arahina isan'andininy akory :D
De zao ny fahitako azy: Ze te hanara-dia an'i Kristy ihany no mandalo an'io fitsapana voalaza anatin'io hira io, fa tsy ny oul tsotra rehetra akory. Ze voatokana hanara-dia Azy de tsy maintsy handalo lalantsarotra fa arakaraky ny tsy fahakiviany sy ny fahaizana mihoatra @ fiaianany no ahatongava @ tanjona zay iriny. Le tanjona io zany de free from fiaianan'zao tontolo zao.

Asa mba misy oul ohtran'zany ao @ mpino xstiana. lol
43. ikaretsaka ( 15/09/2009 20:39)
amiko izay tsary marina.. tsy tia tsapatsapa Razazo fa manaonao foana le mpamoronkira... manao ze ahalafosana fotriny
44. cutie ( 15/09/2009 20:44)
samy manana ny fomba fijeriny zany :D
45. rakaroka ( 15/09/2009 20:53)
cutie:

Rehefa avy novakiako daholo ny valin-teninareo rehetra de naveriko nohenoina ndray le hira fa samy tsy misy mahalala ny tena tian'le hira ampitaina isika eto, nefa zay no tena tiako ho fantatra fa tsy mila details lava be arahina isan'andininy akory :D
De zao ny fahitako azy: Ze te hanara-dia an'i Kristy ihany no mandalo an'io fitsapana voalaza anatin'io hira io, fa tsy ny oul tsotra rehetra akory. Ze voatokana hanara-dia Azy de tsy maintsy handalo lalantsarotra fa arakaraky ny tsy fahakiviany sy ny fahaizana mihoatra @ fiaianany no ahatongava @ tanjona zay iriny. Le tanjona io zany de free from fiaianan'zao tontolo zao.

Asa mba misy oul ohtran'zany ao @ mpino xstiana. lol


Ny maha -sarotra ny "mifanakalo hevitra" @ tsy olon-tsotra mantsy, dia tsy mitovy "vision" @olona tsotra . Ka manoloana ny "hevitra "atsipy" , samby hanana ny "fandraisany" izany aby , donc c'est très normal raha manao "analyse" ny teny "atsipy" ny mpisera!
Miresaka eto izao i Cutie vao mampahafantatra ahy fa hay va re nisy izany "Efa
voatokana hanara-dia azy izany ! " Dia vao miha-tsy mazava mihitsy ny resaka ka!

46. fahamarinana ( 15/09/2009 20:58)
:arrow: amiko manokana aloha dia tsy misy ny voatokana hiara-dia,ny resy lahatra dia nanara-dia no hitako ,hatreto aloha !
Raha hiresaka ny olona notokanana indray dia tahaka ny atao hoe noraisina,nohamasinina !Fomba filaza sy entina hilazana ny olona nanaiky handray Azy dia tokanana !Ohatra tokanana ho Diakona,Mpandray, sn sns ....
Raharaha be rahatoa ka efa misy liste tsara tefy any ho any ,tsy hisy varany ny Toriteny sy ny fangataham-bavaka satria efa hay fa tsy tafiditra anaty lisitra rahateo !Mety ho diso aho nefa !!! (l)
47. ikaretsaka ( 15/09/2009 21:02)
ny ahy koa ry faha de izay...
48. cutie ( 15/09/2009 21:05)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 15-09-2009 22:53:15
Lohateny : Re : Fitsapana
Hoy i cutie:

Rehefa avy novakiako daholo ny valin-teninareo rehetra de naveriko nohenoina ndray le hira fa samy tsy misy mahalala ny tena tian'le hira ampitaina isika eto, nefa zay no tena tiako ho fantatra fa tsy mila details lava be arahina isan'andininy akory
De zao ny fahitako azy: Ze te hanara-dia an'i Kristy ihany no mandalo an'io fitsapana voalaza anatin'io hira io, fa tsy ny oul tsotra rehetra akory. Ze voatokana hanara-dia Azy de tsy maintsy handalo lalantsarotra fa arakaraky ny tsy fahakiviany sy ny fahaizana mihoatra @ fiaianany no ahatongava @ tanjona zay iriny. Le tanjona io zany de free from fiaianan'zao tontolo zao.

Asa mba misy oul ohtran'zany ao @ mpino xstiana. lol



Ny maha -sarotra ny "mifanakalo hevitra" @ tsy olon-tsotra mantsy, dia tsy mitovy "vision" @olona tsotra . Ka manoloana ny "hevitra "atsipy" , samby hanana ny "fandraisany" izany aby , donc c'est très normal raha manao "analyse" ny teny "atsipy" ny mpisera!
Miresaka eto izao i Cutie vao mampahafantatra ahy fa hay va re nisy izany "Efa
voatokana hanara-dia azy izany ! " Dia vao miha-tsy mazava mihitsy ny resaka ka!

le voatokana tiako lazaina le mpanara-dia an'Kristy e , za koa tsy mahay mazava tsara zay ny olana lol
49. cutie ( 15/09/2009 21:12)
Ny maha -sarotra ny "mifanakalo hevitra" @ tsy olon-tsotra mantsy, dia tsy mitovy "vision" @olona tsotra . Ka manoloana ny "hevitra "atsipy" , samby hanana ny "fandraisany" izany aby , donc c'est très normal raha manao "analyse" ny teny "atsipy" ny mpisera!
Miresaka eto izao i Cutie vao mampahafantatra ahy fa hay va re nisy izany "Efa
voatokana hanara-dia azy izany ! " Dia vao miha-tsy mazava mihitsy ny resaka ka

Azoko tsara ny tian-dry holazaina fa samy olo-tsotra nge sika no mifampisera eto e lol. Le voatokana nolazaiko etsy ambony ze te hanara-dia Azy ka tena nanaraka azy tokoa fa tsy we @ anarany fotsiny. Tsy haiko ndray alou we ahona ndray ny fanazavana an'zay fa samia mietritreritra :)
50. ikaretsaka ( 15/09/2009 22:11)
cutie> Olontsotra @ ahoana?
[size=10px]de zahay (tsary tsotra) zany ahoana[/size]
51. cutie ( 15/09/2009 22:21)
anontanio rakaroka fa izy mahazo azy tsara mitsy :-D
52. soanja ( 15/09/2009 23:48)
cutie:

Rehefa avy novakiako daholo ny valin-teninareo rehetra de naveriko nohenoina ndray le hira fa samy tsy misy mahalala ny tena tian'le hira ampitaina isika eto, nefa zay no tena tiako ho fantatra fa tsy mila details lava be arahina isan'andininy akory :D
De zao ny fahitako azy: Ze te hanara-dia an'i Kristy ihany no mandalo an'io fitsapana voalaza anatin'io hira io, fa tsy ny oul tsotra rehetra akory. Ze voatokana hanara-dia Azy de tsy maintsy handalo lalantsarotra fa arakaraky ny tsy fahakiviany sy ny fahaizana mihoatra @ fiaianany no ahatongava @ tanjona zay iriny. Le tanjona io zany de free from fiaianan'zao tontolo zao.

Asa mba misy oul ohtran'zany ao @ mpino xstiana. lol


Raha ny fomba fieritrerin'i Xtianina manaraka ny baiboly antsakany sy andavany aloha dia tena marina tokoa io voalazanao io ry Cutie ary tena misy olona tokoa mahavita izany sy maharitra an'izany matoa maro ny martiry sy ireo noenjehina noho ny finoany.

Nefa amiko manokana dia tsy voatery handalo izany fampijaliana izany aho dia afaka ahita ny Mazava- Andriamanitra- Kristy - Ilay Avo. Satria mino aho fa na ny fijaliana aza da tokony heveriko fa fijaliana rehefa miaraka amin'i Kristy. Ny vatana no mety maharary fa ny fo sy ny saina ary ny fanahy kosa angamba dia tokony ho tony rehefa manana Azy.

Ka raha ny fahitako io hira io dia ny fahitan'olombelona azy no resahina eto angamba, ny vatana maharary, ny saina tsy mahazaka fa reraka be sns sns... fa ny tanjon'Andriamanitra dia milamina isika satria manana Azy. Toy ilay voronkely mihinana ny sakafony ao ambadiky ny vatobe fialofana. Tsy mananjava mahory nefa ny andro amin'io mikotro, ny varatra mipoaka , ny orana mikija. Ilay voro-kely kosa dia milamina satria manana azy. Tsy hitaraina ary tsy himenomenona hoe mafy ny fanarahana an'i Kristy.


53. cutie ( 16/09/2009 00:00)
Raha ny fomba fieritrerin'i Xtianina manaraka ny baiboly antsakany sy andavany aloha dia tena marina tokoa io voalazanao io ry Cutie ary tena misy olona tokoa mahavita izany sy maharitra an'izany matoa maro ny martiry sy ireo noenjehina noho ny finoany.

hay :)


Nefa amiko manokana dia tsy voatery handalo izany fampijaliana izany aho dia afaka ahita ny Mazava- Andriamanitra- Kristy - Ilay Avo. Satria mino aho fa na ny fijaliana aza da tokony heveriko fa fijaliana rehefa miaraka amin'i Kristy. Ny vatana no mety maharary fa ny fo sy ny saina ary ny fanahy kosa angamba dia tokony ho tony rehefa manana Azy.

Ka raha ny fahitako io hira io dia ny fahitan'olombelona azy no resahina eto angamba, ny vatana maharary, ny saina tsy mahazaka fa reraka be sns sns... fa ny tanjon'Andriamanitra dia milamina isika satria manana Azy. Toy ilay voronkely mihinana ny sakafony ao ambadiky ny vatobe fialofana. Tsy mananjava mahory nefa ny andro amin'io mikotro, ny varatra mipoaka , ny orana mikija. Ilay voro-kely kosa dia milamina satria manana azy. Tsy hitaraina ary tsy himenomenona hoe mafy ny fanarahana an'i Kristy.

Io nge araky le lazain-jy foana we mbola matory tsy mifoha t@ torimaso sns le we fitsapana resahiko eto raha ny fahazahoako le tian'le hira hampitaina e. Refa mahazo le famonjena vo mifoha @ torimasony ny oul iray, zay le we tsy maintsy mandalo fitsapana ...........
54. ikaretsaka ( 16/09/2009 00:20)
zahako:
" La vérité et la liberté, valeurs fondamentales, ne peuvent étre atteintesque par un dépassement des idées toutes faites et des peurs."


Si tant de gens sont malheureux, c’est parce qu’ils ne sont pas éveillés :

ils marchent comme des somnambules dans la vie et ne voient pas la
réalité comme elle est, mais plutôt avec les filtres que sont leurs peurs
et leurs illusions.
Ils ne sont pas libres mais attachés à plein de choses et de personnes
qu’ils ont peur de ne pas réussir à posséder ou encore de perdre,
ce qui leur crée des peurs, de l’angoisse et de la souffrance.

lls ne vivent pas dans la vérité, c’est-à-dire dans la réalité : leur relation
avec eux-mémes, avec les autres et avec le monde est faussée par des
illusions qui proviennent du conditionnement auquel on les a soumis.

Ce qui est important, c’est de s’éveiller, c’est-à-dire de prendre

conscience de ce fait, de l’assumer, pour en arriver à étre capable

d’apprécier la vie."


55. cutie ( 16/09/2009 00:23)
ka efa we mila mifoha zany koa :-D ze mbola matory no mahatsapa io fitsapana io.
56. rakaroka ( 16/09/2009 19:48)
Marina ny fanazavan'i Ika etsy @ 53 ; ary ny "blem" . Vitsy na tsy mahaaraka ireo mpamafifafy "teny foana!" ny mba mamafy "Ventin-dresaka" ohariko @ sakafo mahavelona tahaka ny voalazan'i Ika eto .
Donc Manjaka ny fampatoriana na "somnifère!" dia renoka ny betsaka!
57. cutie ( 16/09/2009 19:53)
fehiny: God only knows hoy lay hira 1 :)
http://www.youtube.com/watch?v=bChqvMIGsqg&feature=PlayList&p=9062C8CC35FC46C6&playnext=1&playnext_from=PL&index=14
58. niryna ( 17/09/2009 16:20)

xxx:

Andriamanitra koa manafay indraindray
rakaroka:


'za kosa aloha dia tsy afaka hanasoketa an'Atra toa izao e. Tsssssssss!!!!!!!!!!!
Rehefa iharan'ny ataony ny olona, na iharan'ny loza noho tsy fahampiana fiheverana manoloana ny misy ! dia "ailika any @ Atra avokoa ny fototr'izany!



8O 8O 8O
ka izay ilay tsimpona:

Ny fihevitro tsy mba fihevitrareo,ny lalako tsy mba lalanareo hoy ny Tompo
miampy tsimpona iray: ny fahotana no manasaraka antsika amin'Atra



59. niryna ( 17/09/2009 16:27)
cutie:


ny tsy azoko kely de we le ratsy avy @ Atra. Tsika olombelona ve no manasokajy an'le ratsy io we avy @ atra koa, satria raha ny fahafantarako azy de Atra tsy hanao ratsy anao zany mitsy. Fihevitr'olombelona ihany ve io??
cutie a,ny zavatra nataon'Atra rehetra dia tsara avokoa.Andro voalohany .....enina ary dia tsara avokoa izany. saingy rehefa notenenin'Atra ny olona (adama sy eva ) fa izao no ataonareo ,izao no tsy tokony ataonareo(fihinana ny hazo voarara) dia nalaim-panahy ny olona (voafitaky ny bibilava izay satana niova hendrika) .Teo no nanomboka nanota ny olona ,teo no nitsiry ny ratsy .
Nomena antsika ny didy folo ohatra ary vao tao ambohoka isika dia nomena izany ary dia niha nazava tamintsika izany kanefa notoherintsika.Izay zavatra rehetra fantatra fa tsy mifanaraka ny tian'Atra atao kanefa ataontsika dia efa ratsy avokoa izany.izay no fahalalako azy an


60. cutie ( 17/09/2009 16:52)
ah ok :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.009