Fitsapana

61. cutie ( 18/09/2009 13:39)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 16-09-2009 01:48:45
Lohateny : Re : Fitsapana
Hoy i cutie:

Rehefa avy novakiako daholo ny valin-teninareo rehetra de naveriko nohenoina ndray le hira fa samy tsy misy mahalala ny tena tian'le hira ampitaina isika eto, nefa zay no tena tiako ho fantatra fa tsy mila details lava be arahina isan'andininy akory
De zao ny fahitako azy: Ze te hanara-dia an'i Kristy ihany no mandalo an'io fitsapana voalaza anatin'io hira io, fa tsy ny oul tsotra rehetra akory. Ze voatokana hanara-dia Azy de tsy maintsy handalo lalantsarotra fa arakaraky ny tsy fahakiviany sy ny fahaizana mihoatra @ fiaianany no ahatongava @ tanjona zay iriny. Le tanjona io zany de free from fiaianan'zao tontolo zao.

Asa mba misy oul ohtran'zany ao @ mpino xstiana. lol



Raha ny fomba fieritrerin'i Xtianina manaraka ny baiboly antsakany sy andavany aloha dia tena marina tokoa io voalazanao io ry Cutie ary tena misy olona tokoa mahavita izany sy maharitra an'izany matoa maro ny martiry sy ireo noenjehina noho ny finoany.

Nandinika kely za tena misy de misy tokoa kay ny oul tena xstiana ohtran-dry ry st francis sy ry mere teresa reny ohatra :)
62. ikaretsaka ( 18/09/2009 16:46)
Cutie> de jereo fa ireny tsy mitsimpona sy wawawa miaraka @ megaphone sy nitety varavaran'olona "hitory teny'
Fa action ny an'ireny.
"Preach anytime.. use words only if necessary hoy I St Francis...
Tsary nahita an'i Teresa nitsimpona sy niwawawa teo ampovoantsenan'i calcuta za, na I Pedro teo Analakely nitsimpona. Na I Abbe Pierre...
Nefa tsy misy tsy mihaiky fa olon'Atra ireny.
63. cutie ( 18/09/2009 17:16)
hihihihihihihi ny ahy alou tiako st francis of Assisi fa sady tia biby no tia environment, sady tsy nihevitra ihany we ny olombelona ihany no manam-panahy :)
64. niryna ( 22/09/2009 03:41)
ikaretsaka:

Cutie> de jereo fa ireny tsy mitsimpona sy wawawa miaraka @ megaphone sy nitety varavaran'olona "hitory teny'
Fa action ny an'ireny.

hi,hi
ikaretsaka:

"Preach anytime.. use words only if necessary hoy I St Francis...
Tsary nahita an'i Teresa nitsimpona sy niwawawa teo ampovoantsenan'i calcuta za, na I Pedro teo Analakely nitsimpona. Na I Abbe Pierre...
Nefa tsy misy tsy mihaiky fa olon'Atra ireny.
walk by faith not by sight
ika izao tokony mizara fa tsy anaran'olona foana no tsimpontsimpona eto gggyyy

ny teny dia avy amin'ny finoana ,avy amin'ny fihanoina ary avy amin'ny fanekena izay teny nomena fa tsy hoe ranona izao ,ranona izao

:D
65. cutie ( 22/09/2009 13:12)
ny hitako mahasarotra @ ty finoana ty de asa le izy fa tsy kabary :-D
66. ikaretsaka ( 22/09/2009 19:24)
walk by faith not by sight

de DO the walking fa tsy laozana mipentsompetsona fotsiny ry niryna a.. ampio ny mahantra, ny ory ny Marary, ny madinika, ny rafi-piaraha monina.. sns

ny teny dia avy amin'ny finoana ,avy amin'ny fihanoina ary avy amin'ny fanekena izay teny nomena fa tsy hoe ranona izao ,ranona izao


izay mantsy... saingy ny fampiharana ny finoana dia mila action fa tsy hoe mino sy manaiky fotsiny nefa tsy mahalala ny realiten'ny zavatra atao akory

masonay efa tena nahita... sofinay efa tena nandre.. zavatra! nataon'Atra anay t@ alalan'ireny Olona ireny, izay no amerenanay sy iezahanay mamerina ny nataony sy manampy azy @ ataony!

fa tsy soratra naverina pli vava sy vakiteny efa film efa nandeha no atao drindrangilo

->Sarotra be amiko no miteny pli vava hoe "matoria finaritra , miadana, mandehana migalabona, mihinana, minoa, everything's gonna be alright" kanefa katrami mitsindroka zoridira, zara raha mitafy no ilazako ny "toriteniko"!.. aleoko tsy miteny akory fa tonga de manampy azy araka izay kely vitako... vita ho azy ny "toriteniko" tsy nanokatra vava aho, tsy nitsimpona... ny baiboliko aza @ izay any ambany entako be any!
67. cutie ( 23/09/2009 01:18)
Voalaza teo :
ny teny dia avy amin'ny finoana ,avy amin'ny fihanoina ary avy amin'ny fanekena izay teny nomena fa tsy hoe ranona izao ,ranona izao


izay mantsy... saingy ny fampiharana ny finoana dia mila action fa tsy hoe mino sy manaiky fotsiny nefa tsy mahalala ny realiten'ny zavatra atao akory

Ny an'i Rija no hitako metimety kokoa :)http://www.youtube.com/watch?v=_mH4JST4KZA&feature=related
68. cutie ( 23/09/2009 01:21)
http://www.youtube.com/watch?v=_mH4JST4KZA&feature=related
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.088