Fivavahana, finoana

roxanaha ( 13/11/2009 20:21)
Miarahaba antsika rehetra, Izaho dia efa nanoratra dinika teto @ forum fa manana olana @ tsy fanana anaka. Natao anefa ny analyse isankarazany dia salama daholo izahay mivady. @ alahady zao aho no... tohiny
novalian'i niryna ny 16/12/2009 10:47
rajy ( 13/11/2009 16:59)
Une fois que tu as ouvert ce mail, il est trop tard pour reculer. Ci-dessous se trouvent les véritables descriptions des signes du Zodiac. Lis ton signe et transfère le. C'est un vrai ... tohiny
novalian'i fijo ny 17/12/2009 23:44
rakaroka ( 11/11/2009 19:55)
[url]http://www.youtube.com/watch?v=N4WXwTIbmno[/url] Ahoana ny hevitrao?...... tohiny
novalian'i fijo ny 16/12/2009 22:56
sitlo ( 11/11/2009 05:20)
Nijery ny tantaran'i Davida aho fa kay ve izy ity ka mpamono olona be eh. Kay na ankizy aza natsatony tamin'ny hazo fijaliana. Soa ihany ny taranany fa niteny hoe taloha izany. Fa izay mandresy am ... tohiny
novalian'i sitlo ny 28/11/2009 02:42
majesty ( 10/11/2009 04:20)
t@ herinandro lasa teo, nisy mpiray tanàna narary mafy,nolazain'ny fianakaviany fa mosavy no nahazo azy,nivonto ny tenany iray manontolo, ary tsy afaka mihetsika ny ratsam-batany no sady maheno fangi... tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2010 00:32
majesty ( 09/11/2009 04:32)
Rehefa jereko ny olana misy eto @ firenentsika dia tsy olana ara-politika no misy eto fa olana ara-pivavahana izay ifandroritan'ireo mpitarika ara-pivavahana samihafa finoana. Ahoana ny hevitrareo !... tohiny
rajy ( 07/11/2009 15:57)
VAVAKA MANOVA ZAVATRA Andriamanitra ô ! Tsy mendrika anao aho, kanefa mitalaho aminao mba meteza mihaino ka manampia ahy ary mamela ahy amin’ny fahotako tsy manana afatsy Ianao aho. Andriaman... tohiny
rakaroka ( 31/10/2009 14:26)
am-po, saina am-panahy, araka izay azo atao ho an'ny namana gasy atsy Liban araka ny vaovao : "C’est sans doute pour réagir face aux récents cas de décès de femmes Malgaches venues travailler ... tohiny
xxx ( 31/10/2009 13:30)
[color=blue]Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny hatanoranao; [u]fa aoka ho tonga fianarana ho an'ny mino hianao amin'ny[/u] [u]fiteny[/u], amin'ny fitondrantena, amin'ny fitiavana, am... tohiny
novalian'i bobone ny 13/11/2009 06:45
soanja ( 28/10/2009 22:05)
Ie, afaka mihary zavatra isan-karazany isika rehefa vonona hikaroka sy hitrandraka ary hampiasa ireo talenta sy fitaovana novatsian'Andriamanitra amintsika isanisany avy. Mpihary isika fa samy man... tohiny
niryna ( 28/10/2009 17:26)
Hoy ity ramatoa iray izay nilaza fa kristiana izy,nanambady olona tsy kristiana izy ary efa 45 taona no nivadiany,tsara fanahy ,ray manampy amin'ny fitaizana ny zaza,manampy amin'ny zavatra rehetra sa... tohiny
novalian'i niryna ny 13/11/2009 06:00
rakapy ( 28/10/2009 11:26)
Raha ny voalaza ao @ baiboly ny momba ny tantaran'i Adama sy Eva dia napetrak'A/tra teo avovoan'ny sahan'i Edena ilay hazo voarara. Ilay hazo ahafantarana ny ratsy sy ny tsara, ilay hazo nahatonga fa... tohiny
novalian'i fijo ny 10/12/2009 23:30
bor2lais ( 27/10/2009 13:45)
Miarahaba antsika mpiserana eto. Mba te-hanontany izay hevitsika mikasika ity lohateny iray ity ny tenako (ho antsika izay liana ny @ izany). "Inona no azon'ny Fiangonana atao manoloana ny vanim... tohiny
novalian'i rakaroka ny 03/11/2009 16:19
fidinirina ( 27/10/2009 13:25)
Raha fintinina araka izay azo atao ; ara-tantara, dia tany ho any @ taonjato faha XIII tany no nahitana voalohany an’i Madagasikara sy izay olona mety nipetraka teto. Eo @ tantaran’ny mpanjaka dia... tohiny
novalian'i niryna ny 02/11/2009 05:54
roxanaha ( 27/10/2009 11:21)
http://www.youtube.com/watch?v=cdClvbdhTpc... tohiny
novalian'i ni81 ny 27/10/2009 11:42
niryna ( 26/10/2009 05:02)
Lavitra ny lalana,mba te haka torimaso kely fa tsara ny toerana teny ambonin'ny bus nitondra.Vao nikipy ny maso dia ireo nisy olona roa tsy fanta-pihaviana hoe inona no anton'ity ady.Niteny malefaka i... tohiny
novalian'i niryna ny 22/11/2009 22:57
fidinirina ( 22/10/2009 13:04)
[b]Fa inona tokoa moa ny helok’i Jesoa Kristy ?[/b] Moa tsy nanasitrana ny marary ve Izy, nampahiratra ny jamba, nampiteny ny moana, nampitsangana ny malemy, namoaka demonia t@ olona, nanangana n... tohiny
novalian'i xxx ny 22/12/2009 17:46
soanja ( 22/10/2009 01:57)
« Ary nanontany azy ity lahiantitra miandraikitra tranombahiny iray. Teneno aminay ny momban’ny Sakafo sy ny Fisotroana. Ary hoy ny navaliny: Fa tsy isan’ny fanirianao ve ny hifoka ny verom... tohiny
novalian'i fijo ny 11/12/2009 20:49
LazaDaddy ( 21/10/2009 22:23)
Olo-marina i Jesosy... tohiny
novalian'i rakaroka ny 24/10/2009 15:51
LazaDaddy ( 21/10/2009 21:30)
"Tsara i Jesosy" Marina io sa diso?... tohiny
novalian'i fijo ny 17/12/2009 21:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.0458