Hiverina aminy ve aho e....

1. niryna ( 28/10/2009 17:26)
Hoy ity ramatoa iray izay nilaza fa kristiana izy,nanambady olona tsy kristiana izy ary efa 45 taona no nivadiany,tsara fanahy ,ray manampy amin'ny fitaizana ny zaza,manampy amin'ny zavatra rehetra saingy tsy kristiana izy,tsy zakan'ilay ramatoa intsony ny tokantranony ary dia nisaraka taminy izy.
Nitomany sy nilela-paladia azy ilay rangahy ny iverenany ary dia manontany antsika izy (ilay ramatoa io) raha mbola hiverina aminy na tsia,mba asio tsimpona kely izay afaka mizara tsimpona azafady e
(l) niryna
novalian'i niryna ny 13/11/2009 06:00
2. rakapy ( 29/10/2009 06:54)
Hoy i Niryna
mba asio tsimpona kely izay afaka mizara tsimpona azafady e

Tsy tsimpona angmba no hilako ny hevitro fa @ saina maha olombelona ahy fotsiny.
Hoy ity ramatoa iray izay nilaza fa kristiana izy,nanambady olona tsy kristiana izy ary efa 45 taona no nivadiany,tsara fanahy ,ray manampy amin'ny fitaizana ny zaza,manampy amin'ny zavatra rehetra saingy tsy kristiana izy,tsy zakan'ilay ramatoa intsony ny tokantranony ary dia nisaraka taminy izy.
Nitomany sy nilela-paladia azy ilay rangahy ny iverenany ary dia manontany antsika izy (ilay ramatoa io) raha mbola hiverina aminy na tsia

Amiko,ny olona ohatra io ramatoa io dia olona mitady fahasahiranana eo @ fiainana. Asa, na tsy ampy problema angmba izy ka mitady problema.
Raha tena xana marina izy dia tsy tokony hanavaka ny hoe ity xana na ity tsy xana fa tokony handray ny olona tsy1/1 araka izay fiainany sy ny toe-panahiny.
Ity tantara ity dia mitovy @ ilay tantara izay nolazaiko tary aloha tary momba ilay ramatoa maty an-drano tsy nety novonjena fa niandry olona xana na anjely mba hamonjy azy, eny fa na dia maro aza ireo tsy xana nikasa ny hanavotra azy t@ safo-drano.
3. tsipolitra ( 29/10/2009 07:28)
(l) raha tena kristianina lay ramatoa dia nahay namela heloka, fa" raha mbola azo atao dia miverena ianao malaky fa sao ..."
4. rakapy ( 29/10/2009 09:04)
Amiko dia ilay ramatoa no meloka ry Tsipolitra. 45 taona nivadina ve dia tapotapoka eo dia hoe andeha isaraka satria tsy xana ilay vadiny? Raha izao no eo @ toeran'ilay rangahy dia sokafako midanadana tsara ny varavarana hivoahany raha izay no mahadiavolana ny sainy.
Fa iza no sahy milaza fa heloka ny tsy maha xana ny olona iray?
5. ikaretsaka ( 29/10/2009 10:22)
za mbo gaga...amiko koa aloha le ramatoa no diso e
6. rakapy ( 29/10/2009 11:10)
Raha araka io tantara nolazin'i Niryna io dia ilay xana no nivadika t@ fanambadiana fa ilay tsy xana dia tsy nivadika.
Mamon'ny baiboly angamba? :-D :-D :-D
7. xxx ( 29/10/2009 12:09)
Nitomany sy nilela-paladia azy ilay rangahy ny iverenany ary dia manontany antsika izy (ilay ramatoa io) raha mbola hiverina aminy na tsia,mba asio tsimpona kely izay afaka mizara tsimpona azafady e
niryna

Aza miverina intsony fa mitadiava vady kristianina fa ireny mba miandry sakafo masaka fotsiny rehefa avy mitory. (l)
8. rzakarivola ( 29/10/2009 14:07)
Nitomany sy nilela-paladia azy ilay rangahy ny iverenany ary dia manontany antsika izy (ilay ramatoa io) raha mbola hiverina aminy na tsia,mba asio tsimpona kely izay afaka mizara tsimpona azafady e

==> Raha nanontany ny Tompo izy dia inoako fa ho ireto no valiny homen\'ny Tompo azy :
1- Matio 28:18-20
2- I Korintiana 7:10-14
9. rakapy ( 29/10/2009 14:24)
Hoy Rzakarivola
==> Raha nanontany ny Tompo izy dia inoako fa ho ireto no valiny homen'ny Tompo azy :
1- Matio 28:18-20
2- I Korintiana 7:10-14
:-D :-D :-D :-D Draiiiidraiiiidrayyyyy!!!! tena fantatrao hatrany an-tsain'ny tompo marina. Angamba ianao no priraiminisitry ny lanitra,mbo marina e!Miaky aho e! :-D :-D :-D
10. ikaretsaka ( 30/10/2009 01:45)
Aoka marina... ny. Eritreritry ny Tompo no vinaniana dia Rapaoly sy ramatio no tanisaina...
Taovy serieux!
11. rzakarivola ( 30/10/2009 08:27)
Ny Tompoko sy ny an'i Paoly dia i Jesoa Kristy, ka tsy misy isalasalako akory ny handray ny tenin'i Paoly sy ny tenin'i Jesoa.
12. ikaretsaka ( 30/10/2009 13:12)
Tsy misy manda nyTompo iraisana ange e...fa le hoe ianao tsy Paoly de ny vahoakan'ny serasera tsy any Korinto intsony.
Aiza ho aiza @ zay no tsy mbola azon-drangahy sy/na odianao fanina?
13. mmmhh ( 30/10/2009 13:40)
Amiko le Ramatoa no diso be, angaha tsy fantany hatrany am-boalohany hoe tsy Kristianina anie ity vady iarahana, koa no 45 taona aty aoriana vao andeha fa tsy Xna ny vady?

Dia hilaza izy hoe " efa niezaka nitaona azy aho fa tsy mety mintsy de farany niala"

Koa nga ny Kristianina mba mora kivy zany? @ asa napetrak'i Tompo ho azy?
De raha hanao ohatr'io Ramatoa io daholo ny olona miaraka @ tsy mpino de hanao ahoana ny hiafaran'ny zanak'olombelona? tsy mba hisy hanitsy ny lalan'ny tsy kristianina mintsy zany fa vao tsy kristianina no miaraka aminao dia ialana any,

Sa de hiteny indray izy satria ny baiboly milaza fa :
«Aza mety hasiana zioga tsy antonona anareo hikambanana amin’ny tsy mino"
I Korint. 6:14

De noraisina ara-bakiteny, nefa nitambatra teo ihany 45 ans!?
Amiko ny dikan'io aza manao ny fanaon'ny tsy mpino, aza manaiky hotaritiny @ lalana tsy izy .... fa kosa anjaranao (izay kristianina) no mitarika azy mba ho lasa mpino izy. Fa tsy hoe tsy hikambakambana @ tsy mpino.

Fa raha izay no izy dia .... ho very daholo ny tsy mahalala an'Andriamanitra fa tsy hiaraka @ tsy Kristianina ny Kristianina,
De iza ary no handrasan'ilay vehivavy kristianina hitarika ny vadiny reefa kivy izy ?
Mety irak' Andriamanitra hamerina indray ny vadiny ao anatin'ny vala anie le Ramatoa e.

Somary lavalava fa azafady e ! :wink:
14. ikaretsaka ( 30/10/2009 13:47)
Izay nhe hoa e
15. bor2lais ( 30/10/2009 13:51)
mmmhh>> +1

Raha tsy notenenin'i Niryna t@ voalohany hoe iza no Kristiana @ izy roa, dia mety maro angamba no niteny hoe : ilay rangahy an ! :D (hevitro ihany anefa iny !)
16. rakapy ( 30/10/2009 14:37)
Hoy mmmh
Amiko ny dikan'io aza manao ny fanaon'ny tsy mpino, aza manaiky hotaritiny @ lalana tsy izy .... fa kosa anjaranao (izay kristianina) no mitarika azy mba ho lasa mpino izy.

Amiko indray dia tsy tokony hifampitarika na ny xana na ny tsy xana. Ny xana dia mino fa i kristy no lalana . Ary ho an'ny tsy xana indray dia mino izay inoany izy koa ireo . Noho izany dia tokony hifanaja ny roa tonta. Matoa ianao nanambady olona iray dia tsy tokony hievitra ny hanova azy. Fa tinao izy amin'ny maha izy azy.
Maro be ny tantara efa niseho momba io fitaritana olon-tiana ho any @ tsy sitraky ny fony io. Raha te hiova xana na te hiala xana izy dia sitraky ny fony izany ary malalaka.
Hoy Bor2lais
Raha tsy notenenin'i Niryna t@ voalohany hoe iza no Kristiana @ izy roa, dia mety maro angamba no niteny hoe : ilay rangahy an !

Izay ilay stereotype sy tantara classic eo xana
. :-D :-D :-D
17. ikaretsaka ( 30/10/2009 17:55)
Matoa ianao nanambady olona iray dia tsy tokony hievitra ny hanova azy. Fa tinao izy amin'ny maha izy azy.

izay mihitsy e
18. cutie ( 31/10/2009 02:18)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 28-10-2009 18:26:15
Lohateny : Hiverina aminy ve aho e....
Hoy ity ramatoa iray izay nilaza fa kristiana izy,nanambady olona tsy kristiana izy ary efa 45 taona no nivadiany,tsara fanahy ,ray manampy amin'ny fitaizana ny zaza,manampy amin'ny zavatra rehetra saingy tsy kristiana izy,tsy zakan'ilay ramatoa intsony ny tokantranony ary dia nisaraka taminy izy.
Nitomany sy nilela-paladia azy ilay rangahy ny iverenany ary dia manontany antsika izy (ilay ramatoa io) raha mbola hiverina aminy na tsia,mba asio tsimpona kely izay afaka mizara tsimpona azafady e
niryna

Fa in ny pble @ le izy tsy xstiana????
19. niryna ( 31/10/2009 16:22)
rakapy:

Hoy i Niryna
mba asio tsimpona kely izay afaka mizara tsimpona azafady e

Tsy tsimpona angmba no hilako ny hevitro fa @ saina maha olombelona ahy fotsiny.
:D

Hoy ity ramatoa iray izay nilaza fa kristiana izy,nanambady olona tsy kristiana izy ary efa 45 taona no nivadiany,tsara fanahy ,ray manampy amin'ny fitaizana ny zaza,manampy amin'ny zavatra rehetra saingy tsy kristiana izy,tsy zakan'ilay ramatoa intsony ny tokantranony ary dia nisaraka taminy izy.
Nitomany sy nilela-paladia azy ilay rangahy ny iverenany ary dia manontany antsika izy (ilay ramatoa io) raha mbola hiverina aminy na tsia

Amiko,ny olona ohatra io ramatoa io dia olona mitady fahasahiranana eo @ fiainana. Asa, na tsy ampy problema angmba izy ka mitady problema.

ka efa ampy azy ny olana amin'ny fiainana izay nodiaviny ka tsy nahavaha ny olana intsony izy ka,tsy nisy fifandraisany ny lokanga,natao mba ho hety kanjo vao maika nitsivalana ny lalana

Raha tena xana marina izy dia tsy tokony hanavaka ny hoe ity xana na ity tsy xana fa tokony handray ny olona tsy1/1 araka izay fiainany sy ny toe-panahiny.
asa aloha rakapy fa misaotra namaly e,ny fantatro fotsiny aloha raha ny hevitro an ,do not yoke to the non-believer " hoy ny soratra masina,mampianatra foana ny mpitondra fivavahana fa raha hanambady hianao ka olona tsy mitovy finoana aminao dia aza manantena hoe rehefa tafiditra eo io dia hiova,tsy isika no anova olona fa Atra,raha azo atao izany dia ny mbola tsy misy mamatotra dia aleo misaraka.Raha toa kosa ka efa tafiditra dia "izay nakamban'Atra aoka tsy ho sarahan'ny olombelona " ary tafiditra amin'izany koa ilay ramatoa.Dia tohizako koa hoe raha izy tsy mpino no mangataka firasahana dia mandehana fa raha izy tsy mpino kosa no mifikitra aminao dia mijanona,iza no mahalala fa ny vavaka mampiova zavatra ?
hevitro io an,afaka resahiko izany ve izy sa ?
Ity tantara ity dia mitovy @ ilay tantara izay nolazaiko tary aloha tary momba ilay ramatoa maty an-drano tsy nety novonjena fa niandry olona xana na anjely mba hamonjy azy, eny fa na dia maro aza ireo tsy xana nikasa ny hanavotra azy t@ safo-drano.

[/quote]


20. niryna ( 31/10/2009 16:23)
tsipolitra:

(l) raha tena kristianina lay ramatoa dia nahay namela heloka, fa" raha mbola azo atao dia miverena ianao malaky fa sao ..."

no sady ny tenin'Atra woa milaza hoe izay nakamban'Atra aoka tsy ho sarahan'olombelona dia efa tafiditra indray hono izy vao hiala,tsss

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.04