Hiverina aminy ve aho e....
21. niryna
(
31/10/2009 16:29)
rakapy:iombonako hevitra koa izany no sady efa lany tamin'iny rangahy iny ve ny fahatanorany ,taona maro tokoa dia izay vao hiala,mba ela fanampahankevitra koa izany raha olona e ?
Amiko dia ilay ramatoa no meloka ry Tsipolitra. 45 taona nivadina ve dia tapotapoka eo dia hoe andeha isaraka satria tsy xana ilay vadiny?
Raha izao no eo @ toeran'ilay rangahy dia sokafako midanadana tsara ny varavarana hivoahany raha izay no mahadiavolana ny sainy.[/;quote] nalahelo ilay rangahy ka,tia azy tanteraka koa izy saingy ny fahadisoan'ilay ramatoa dia izy mety tsy nitantara ny vadiny ny alahelony, asa aloha fa eritreritra ny ahy iny hoy rainizafitatamotsimpona minoa fotsiny ihany dia ho vonjena hianao sy ny anikohonanao, fa fa izay rehetra tsy mino dia hoheloina araka ny teny izay voasoratra izany io fa tsy avy aty amiko
[quote]
Fa iza no sahy milaza fa heloka ny tsy maha xana ny olona iray?
22. niryna
(
31/10/2009 16:30)
ikaretsaka:
za mbo gaga...amiko koa aloha le ramatoa no diso e
marina izany,diso izy ary tsy fo kristiana mahay mamela heloka,izy no tokony hivavaka ny vadiny fa tsy hisitaka
23. niryna
(
31/10/2009 16:34)
rakapy:raha nivadika ny tantara hoe ilay tsy kristiana no niala dia afaka niala tokoa ilay ramatoa ka,satria woa ny teny efa manambara fa inona no fifandraisana ? ny iray mino fa Atra no nanao izao tontolo izao ,ny iray milaza fa tsy misy ATra ,ka raha izy nilaza fa tsy misy Atra no niala dia tsy diso ilay ramatoa,saingy izy indray no nanala tena dia azy ny fahadisoana ary tena mila mibebaka sy mangataka amin'Atra izy mba omeny fo madio hamale heloka sy hivavaka ny vadiny
Raha araka io tantara nolazin'i Niryna io dia ilay xana no nivadika t@ fanambadiana fa ilay tsy xana dia tsy nivadika.
Mamon'ny baiboly angamba? :-D :-D :-Dny tenin'Atra tsy mahamamo velively raha mitoetra ao anatintsika ny fanahy masina vao maika aza manampy ny hafa satria mitaratra ireo izay mbola ao anatin'ny maloka sy maizina
24. niryna
(
31/10/2009 16:38)
Nitomany sy nilela-paladia azy ilay rangahy ny iverenany ary dia manontany antsika izy (ilay ramatoa io) raha mbola hiverina aminy na tsia,mba asio tsimpona kely izay afaka mizara tsimpona azafady e
niryna
xxx:ireny iza aloha ilay miandry sakafo fotsiny e,misy namanay manambady tsy kristiana izy ,tsy lazaiko ny finoana fa tsy tsara izany ,ary dimy ny vadin'ilery,samy miasa avokoa izy dimy vavy ,ilay rangahy matavy be,tolorana sakafo fotsiny ary miteraka aminy daholo ireo vehivavy,mitaraina ihany ry zareo saingy efa izay ny fombany dia mijanona eo izy ireo satria koa moa samy tsy kristiana fa hafa finoana.
Aza miverina intsony fa mitadiava vady kristianina fa ireny mba miandry sakafo masaka fotsiny rehefa avy mitory. (l)
fa raha ilay vehivavy resahiko ity kosa dia tena diso tanteraka izy fa mila mivavaka sy mandefitra ary mangataka amin'Atra ny ho vonjeny ny fianakaviany fa tsy hilefa kosa aloha e
25. niryna
(
31/10/2009 16:45)
Nitomany sy nilela-paladia azy ilay rangahy ny iverenany ary dia manontany antsika izy (ilay ramatoa io) raha mbola hiverina aminy na tsia,mba asio tsimpona kely izay afaka mizara tsimpona azafady e
rzakarivola:mino aho fa tsy nivavaka izy vao nanambady ,oops Atra dia mamaly vavaka ka raha nivavaka izy raha mahasoa azy ny hanambadiany io olona tsy kristiana io dia nibitsika azy ny fanahy,fa moa ve izy tena nino fa niaraka taminy ny fanahy masina tamin'ny fotoana notiaviny ilay olona? asa izy irery no nahalala izany
==> Raha nanontany ny Tompo izy dia inoako fa ho ireto no valiny homen\'ny Tompo azy :
26. niryna
(
31/10/2009 16:48)
rzakarivola:rzaka a, mba azavao hoe io ? inona no ifandraisany ahoana no anazavana izany amin'ilay ramatoa raha io tsimpona io no omenao ahy ka ilazako azy ? misaotra mialoha
==> Raha nanontany ny Tompo izy dia inoako fa ho ireto no valiny homen\'ny Tompo azy :
1- Matio 28:18-20
18 Ary Jesosy nanatona dia niteny taminy ka nanao hoe: Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra any an-danitra sy ety an-tany;
19 koa mandehana hianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra, manao batisa azy ho amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina
20 sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary, indro, Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan'ny fahataperan'izao tontolo izao.
27. niryna
(
31/10/2009 16:59)
rzakarivola:
[==> Raha nanontany ny Tompo izy dia inoako fa ho ireto no valiny homen'ny Tompo azy :
2- I Korintiana 7:10-14
10Ary ny manam-bady dia didiako, nefa tsy izaho, fa ny Tompo: Aoka tsy hiala amin'ny lahy ny vavy :arrow: io dia mitovy ny hafatra hoe izay nakamban'Atra dia aoka tsy ho sarahan'olombelona e ?
11 (nefa raha misy efa niala, dia aoka hitoetra tsy manam-bady, na aoka hody amin'ny lahy); ary ny lahy aoka tsy hiala amin'ny vavy.:arrow: misaotra fa mitovy ny teny tiako ho lazaina aminy koa io
12 Fa amin'ny sisa, dia hoy izaho, fa tsy ny Tompo: Raha misy rahalahy manam-bady tsy mino, ary mety mitoetra aminy ihany ny vavy, dia aoka tsy hialany izy.:arrow: io ilay tsimpona notadiaviko ,misaotra nizara
13 Ary raha misy vehivavy manam-bady tsy mino, ka mety mitoetra aminy ihany ny lahy, dia aoka tsy hialany izy. :arrow: izay no nahatonga antsika niteny hoe diso ilay ramatoa ,tsy mitsara isika fa ny tenin'Atra no efa nitsara azy avy hatrany
14 Fa ny lahy tsy mino dia efa masina ao amin'ny vavy ary ny vavy tsy mino dia efa masina ao amin'ny rahalahy; raha tsy izany kosa, dia tsy madio ny zanakareo; fa raha izany, dia masina izy. :arrow: izay mihitsy ,nakamban'Atra izy ary ny mino no ampiasain'Atra ho jiro sy fahazavana ny fiainan'ilay tsy mino,taratra hitany amin'ny fiainana andavan'andro io ary ampiova azy tokoa satria Atra no miasa ao anatin'ny tokantranony
misaotra betsaka rzaka a
:-* :-*
Ny fahasoavan'ny Tompo anie ho ao aminao mandrakariva,misaotra nizara ny tenin'Atra teto amin'ny serasera :-* =D> =D> ^:^
28. niryna
(
31/10/2009 17:03)
Hoy Rzakarivola
http://baiboly.org/toko.asp?boky=IKORINTIANA&toko=7&andininy=10-14&dika=
rakapy koa azoNy ampiasaina rehefa tonga ny antso ka .Vakio foana ny hafatra eto fa tsy maintsy misy mitete ao am-ponao amin'ny farany :arrow: izay mangetaheta dia omena,izay mitady dia ahazo, izay mandona dia hivoha ho azy ny varavarana
==> Raha nanontany ny Tompo izy dia inoako fa ho ireto no valiny homen'ny Tompo azy :
1- Matio 28:18-20
2- I Korintiana 7:10-14
rakapy:izay manana fanahy masina dia izy no anazava ny Teny ho zaraina ka,na iza na iza izany dia io efa nolazaina mazava io ny tenin'Atra manambara izany
:-D :-D :-D :-D Draiiiidraiiiidrayyyyy!!!! tena fantatrao hatrany an-tsain'ny tompo marina. Angamba ianao no priraiminisitry ny lanitra,mbo marina e!Miaky aho e! :-D :-D :-D
http://baiboly.org/toko.asp?boky=IKORINTIANA&toko=7&andininy=10-14&dika=
rakapy koa azoNy ampiasaina rehefa tonga ny antso ka .Vakio foana ny hafatra eto fa tsy maintsy misy mitete ao am-ponao amin'ny farany :arrow: izay mangetaheta dia omena,izay mitady dia ahazo, izay mandona dia hivoha ho azy ny varavarana
29. niryna
(
31/10/2009 17:04)
ikaretsaka:
Aoka marina... ny. Eritreritry ny Tompo no vinaniana dia Rapaoly sy ramatio no tanisaina...
Taovy serieux!
:cry: :cry:
30. niryna
(
31/10/2009 17:06)
rzakarivola:
Ny Tompoko sy ny an'i Paoly dia i Jesoa Kristy, ka tsy misy isalasalako akory ny handray ny tenin'i Paoly sy ny tenin'i Jesoa.
=D> =D>
31. ikaretsaka
(
31/10/2009 22:39)
Ny Tompoko sy ny an'i Paoly dia i Jesoa Kristy, ka tsy misy isalasalako akory ny handray ny tenin'i Paoly sy ny tenin'i Jesoa.
ahoana no ahafahanao mitompo teny fatratra fa ny an'i Matio sy ny an'i Paoly ihany no "tenin'Atra"?
32. rijadolly
(
01/11/2009 02:06)
ahoana no ahafahanao mitompo teny fatratra fa ny an'i Matio sy ny an'i Paoly ihany no "tenin'Atra"?Efa mazava kosa anie izany ry ika fa efa Tenin'Andriamanitra aloha ireo e!
dia ho tanisaina eto daholo ve izany ny tenin'Andriamanitra rehetra hatramin'izay nambarany aminao manokana.Tsy maintsy mandeha ny tsipona.
33. niryna
(
01/11/2009 04:16)
cutie:
Mpandefa : niryna [ Valio ] 28-10-2009 18:26:15
Lohateny : Hiverina aminy ve aho e....
Hoy ity ramatoa iray izay nilaza fa kristiana izy,nanambady olona tsy kristiana izy ary efa 45 taona no nivadiany,tsara fanahy ,ray manampy amin'ny fitaizana ny zaza,manampy amin'ny zavatra rehetra saingy tsy kristiana izy,tsy zakan'ilay ramatoa intsony ny tokantranony ary dia nisaraka taminy izy.
Nitomany sy nilela-paladia azy ilay rangahy ny iverenany ary dia manontany antsika izy (ilay ramatoa io) raha mbola hiverina aminy na tsia,mba asio tsimpona kely izay afaka mizara tsimpona azafady e
niryna
Fa in ny pble @ le izy tsy xstiana????
inona no tian'i cutie resahana ?
34. niryna
(
01/11/2009 04:18)
ikaretsaka:
Ny Tompoko sy ny an'i Paoly dia i Jesoa Kristy, ka tsy misy isalasalako akory ny handray ny tenin'i Paoly sy ny tenin'i Jesoa.
ahoana no ahafahanao mitompo teny fatratra fa ny an'i Matio sy ny an'i Paoly ihany no "tenin'Atra"?
hi,hi
35. niryna
(
01/11/2009 04:20)
rijadolly:
ahoana no ahafahanao mitompo teny fatratra fa ny an'i Matio sy ny an'i Paoly ihany no "tenin'Atra"?Efa mazava kosa anie izany ry ika fa efa Tenin'Andriamanitra aloha ireo e!
dia ho tanisaina eto daholo ve izany ny tenin'Andriamanitra rehetra hatramin'izay nambarany aminao manokana.Tsy maintsy mandeha ny tsipona.
'zaho mbo gaga
:D
36. cutie
(
01/11/2009 15:14)
. Mpandefa : niryna [ Valio ] 01-11-2009 05:16:53
Lohateny : Re : Hiverina aminy ve aho e....
Hoy i cutie:
Voalaza teo :
Mpandefa : niryna [ Valio ] 28-10-2009 18:26:15
Lohateny : Hiverina aminy ve aho e....
Hoy ity ramatoa iray izay nilaza fa kristiana izy,nanambady olona tsy kristiana izy ary efa 45 taona no nivadiany,tsara fanahy ,ray manampy amin'ny fitaizana ny zaza,manampy amin'ny zavatra rehetra saingy tsy kristiana izy,tsy zakan'ilay ramatoa intsony ny tokantranony ary dia nisaraka taminy izy.
Nitomany sy nilela-paladia azy ilay rangahy ny iverenany ary dia manontany antsika izy (ilay ramatoa io) raha mbola hiverina aminy na tsia,mba asio tsimpona kely izay afaka mizara tsimpona azafady e
niryna
Fa in ny pble @ le izy tsy xstiana????
inona no tian'i cutie resahana ?
ka we tsy xstiana le vadiny de tsy zakany de nosarahiny, fa in no nataon'le lhl no nampiala an''le ramatoa????
37. ikaretsaka
(
01/11/2009 16:42)
manoatra noho le farisianina sy samaritanina ity tantara ity ..
hoe satria tsy "mitovy @ tena" dia "any izany"
hoe satria tsy "mitovy @ tena" dia "any izany"
39. niryna
(
02/11/2009 05:00)
ikaretsaka::D
manoatra noho le farisianina sy samaritanina ity tantara ity ..
hoe satria tsy "mitovy @ tena" dia "any izany"
40. niryna
(
02/11/2009 05:03)
cutie:ka araka ny tenin'ny ankizy anie cutie dia diso ilay ramatoa e,tsy vitan'ny tenin'ny ankizy ihany fa raha ny teny ao amin'ny baiboly dia izy no tokony hivavaka an'ilay rangahy fa tsy hiala na dia hoe tsy nitovy ny tady lokanga
ka we tsy xstiana le vadiny de tsy zakany de nosarahiny, fa in no nataon'le lhl no nampiala an''le ramatoa????
