Fivavahana, finoana
badboy
(
17/10/2009 23:37)
Ny finoana an'Atra = fitaovana fa tsy tanjona! :^) :^) :^) ...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/10/2009 13:22
xxx
(
17/10/2009 07:04)
Raha misy olona iray nahita hazavana ka tsy nizara dia hihamaizina izy satria hototofan'ny haizina manodidina azy.
Raha manana ny mazava isika ka tsy mizara fa manao ny tenantsika fotsiny hoe isika n...
tohiny
novalian'i soanja ny 01/11/2009 21:00
fidinirina
(
16/10/2009 12:49)
[color=blue][b]Ekeo fa olo-meloka Mpanota hatrany am-bohoka ianao[/b][/color]
[b]Ohabolana[/b] 28.13 Izay manafina ny fahotany, tsy hambinina; fa izay mitsotra ka mahafoy azy no hahazo famindrampo.
...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 29/10/2009 20:58
welie
(
16/10/2009 10:50)
Manao ahona daholo isika rehetra,
asa ry reto ianareo na ahona na ahona fa izaho dia tena leo be an'ireo gasy témoins de Jehovah izay mandona isam-baravarana rehefa hitany fa misy gasy mipetraka i...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/01/2010 23:16
fetrakens
(
16/10/2009 06:17)
Teto dago no niseho ity tantara ity: "Andeha haka fahefana ireto olona maro be, natao avokoa ny fomba rehetra, nadeha avokoa ny karazan-kira: fifohazana sy zafindraony isan-karazany (iny lalàna iny....
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 20/10/2009 12:37
rakaroka
(
16/10/2009 05:00)
=D> =D> =D> ^:^ (l) :-* :-* :-*
http://www.madagate.com/a-la-une-de-madagascar/actualite-madagate/1156-pere-pedro-enfin-proprietaire-apres-20-ans-de-luttes-ardues-.html...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 20/10/2009 23:41
maikha
(
15/10/2009 13:39)
ny zavatra voamarika rehefa miresaka fivavahana dia misy ireo tsy mahazaka adihevitra , finoana ange no resahina, tsy voatery zavatra hita maso foana izany ilay izy, sarotra ohatra ny handa hoe tsy mi...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 07/11/2009 12:47
prime
(
14/10/2009 14:01)
Faly miarahaba anareo indray aho... misaotra an'i Jesosy tafaverina indray ato amin'ny serasera...
Miala tsiny mialoha raha ato amin'ny "finoana" aho no miverina mandray anjara satria tato aho no ...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/10/2009 20:15
fidinirina
(
14/10/2009 08:01)
Ny olona manam-pinoana mino an’i Jesoa Kristy dia :
[color=blue][b]Sahy manaiky sy manatanteraka ny tenin’Andriamanitra
Manana hery andresena ny asan’ny ratsy
Miasa ho fampandrosoana ny fan...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 20/10/2009 15:31
LazaDaddy
(
13/10/2009 00:55)
Naverimberin'i Jesoa io hevitra io, ohatra iray amin'izany ny ao @ Jaona 8:24 [quote=Jesoa]raha tsy mino hianareo fa Izaho no Izy, dia ho faty amin'ny fahotanareo hianareo.[/quote]
misokatra ary ny...
tohiny
novalian'i mia ny 24/10/2009 16:31
soanja
(
13/10/2009 00:34)
Ny tsara sy ny ratsy dia mifaningotra ao anaty fiainana. Ao anaty tsara no misy ny ratsy indraindray ary ao anaty ratsy no ahitana ny tsara koa. Mifanila koa izy ireo indraindray ka tsy hita aza hoe i...
tohiny
novalian'i soanja ny 22/10/2009 01:31
cutie
(
12/10/2009 13:49)
Aza mamela na oviana na oviana
olona iray manatona anao
Ka hiverina tsy nihatsara sy falifaly kokoa.
Aoka ianao ho fanehoana
ny halemempanahin' Andrianamanitra.
Halemempanahy eo @ endrikao
sy e...
tohiny
novalian'i cutie ny 22/10/2009 22:10
rakapy
(
12/10/2009 12:23)
Raha dinihina sy jerena ny momba ny fivavahana kristianina eny fa na ny fivavahana hafa koa aza dia toa manameloka sy manilika izay tsy mitovy firehana aminy.
Inona no tena natony?...
tohiny
novalian'i wrath ny 21/12/2009 19:37
LazaDaddy
(
12/10/2009 00:15)
Ireto misy didy nomen'i Kristy:
- tiavo Jehova Andriamanitra @ fonao rehetra
- tiavo ny namanao sy ny fahavalonao
- mandehana ataovy mpianatro ny firenena rehetra
- izay te hanaraka ahy dia tsimai...
tohiny
novalian'i niryna ny 20/10/2009 05:16
soanja
(
07/10/2009 14:53)
Eny mitahy ny razana raha mino ianao. Toy ny fitahian'Andriamanitra ihany io. Izay mino azy ihany no valiany vavaka raha sady miasa amin'iny ny sainao , herinao ary ny momba anao rehetra.
Tsy voat...
tohiny
novalian'i soanja ny 22/10/2009 12:55
rzakarivola
(
07/10/2009 07:28)
Nataoko lohahevitra vaovao ity satria feno resaka HS loatra tatsy ambadika.
Mampijaly sy manimba ny havandra, inona no ilaina moa fa tsy hoe mba ho afaka ny havandra ? Na ny marina kokoa, mba hahavok...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 20/10/2009 08:09
niryna
(
07/10/2009 05:01)
Ao moa e mba hoano ny sakafonao fa marary eo anie hianao e? Tsy hinana aho hoy aho mantsy anareo fa aza terena aho.Ao moa fa omeko izay tadiavinao hianao e,tena marina ve? ie izay tadiavinao mihitsy.T...
tohiny
novalian'i niryna ny 13/10/2009 20:01
klitika
(
05/10/2009 17:27)
Izay mahay mba manorata aza fady.
Io mantsy no tena manimba ny voaloboka any Fianarana, ka aleo hitadiavana izay tena mahay azy.
MIsaotra...
tohiny
novalian'i klitika ny 13/10/2009 02:56
fidinirina
(
05/10/2009 12:51)
Ny nihavian’ny helo : farihy mirehitra afo
[b]Isaia 14[/b].12 Endrey! latsaka avy tany an-danitra ianao, ry ilay fitarik'andro, zanaky ny maraina; Voakapa hianjera amin'ny tany ianao, ry ilay mpa...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 10/10/2009 20:46
soanja
(
04/10/2009 16:44)
Nindramiko ity hira vetsoin'i Antsan'i Kristy mba ho tonom-bavako androany. Deraina lalandava anie Andriamanitra.
[b]OMEO HERY (Antsa an'i Kristy)[/b]
Io no voadiko Tompo ô!
Omeko Anao maim...
tohiny
novalian'i cutie ny 13/10/2009 23:45
