Ny fahotana...
1. fidinirina
(
16/10/2009 12:49)
Ekeo fa olo-meloka Mpanota hatrany am-bohoka ianao
Ohabolana 28.13 Izay manafina ny fahotany, tsy hambinina; fa izay mitsotra ka mahafoy azy no hahazo famindrampo.
I Jaona 1.6 Raha hoy isika: Manana firaisana aminy isika, kanefa mandeha amin'ny maizina, dia mandainga isika ka tsy manao ny marina...
1.8 Raha hoy isika: Tsy manana ota isika, dia mamita-tena, ary ny marina tsy ato anatintsika…
1.10 Raha hoy isika: Tsy nanota isika, dia mampandainga Azy, ary ny teniny tsy ato anatintsika.
Salamo 51.5 Indro, tamin'ny heloka no niterahana ahy, ary tamin'ny fahotana no torontoronina ahy ny reniko.
Romana 3.9b : «efa voalazantsika rahateo ho mpanota avokoa na ny Jiosy na ny jentilisa
3.10 araka ny voasoratra hoe: "Tsy misy marina na dia iray akory aza»
Fa io ota io no sakana manasaraka anao amin’Andriamanitra
Salamo 66.18 Raha nankasitraka ota tao am-poko aho, dia tsy mba hihaino ny Tompo.
Isaia 59.1 Indro, ny tànan'i Jehovah tsy fohy, fa mahavonjy, ary ny sofiny tsy lalodalovana, fa mahare;
59.2 Fa ny helokareo no efitra mampisaraka anareo amin'Andriamanitrareo, ary ny fahotanareo no mampiafina ny tavany aminareo, ka dia tsy mihaino Izy.
Fa i Kristy (Andriamanitra) efa tonga tety an-tany hamonjy ny olona rehetra
Romana 5.8 Fa Andriamanitra mampiseho ny fitiavany antsika, fa fony mbola mpanota isika, dia maty hamonjy antsika Kristy.
5.9 Koa mainka aza ny hamonjeny antsika ho afaka amin'ny fahatezerana ankehitriny, rehefa nohamarinina tamin'ny rany isika.
Hebreo 9.14 mainka fa ny ran'i Kristy, Izay nanatitra ny tenany tsy manan-tsiny ho an'Andriamanitra, tamin'ny alalan'ny Fanahy mandrakizay, no hahadio ny fieritreretanareo ho afaka amin'ny asa maty mba hanompoanareo an'Andriamanitra velona.
Matio 9.13 Fa mandehana ka mianara izay hevitry ny teny hoe: " Famindrampo no sitrako, fa tsy fanatitra alatsa-dra" (Hos.6.6); fa tsy tonga hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota.
Titosy 2.14 Izay nanolotra ny tenany hamonjy antsika, mba hanavotany antsika ho afaka amin'ny ota rehetra, sy hanadiovany izay olona ho an'ny tenany, sady ho mazoto indrindra amin'ny asa tsara izany.
Indro ny famelan-keloka atolony rehefa niaiky tanteraka t@ fonao tokoa ianao
I Jaona 1.7 Fa raha mandeha eo amin'ny mazava isika, tahaka Azy eo amin'ny mazava, dia manana firaisana isika, ary ny ran'i Jesosy Zanany no manadio antsika ho afaka amin'ny ota rehetra.
1.9 Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra.
Galatiana 2.20 Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazofijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin'ny nofo dia ivelomako amin'ny finoana ny Zanak'Andriamanitra, Izay efa tia ahy ka nanolotra ny tenany hamonjy ahy.

Maty noho ny fahotantsika i Kristy, efa nitsangan-ko velona ho famonjena izay mino sy mandray Azy.
I Korintiana 15.1 Ary ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny filazantsara izay notoriko taminareo sy noraisinareo sady iorenanareo,
15.2 izay amonjena anareo koa, raha tananareo tsara araka izay teny notoriko taminareo, raha tsy nino foana hianareo.
15.3 Fa natolotro anareo ho isan'ny zavatra voalohany indrindra ilay noraisiko, dia izao: Kristy maty noho ny fahotantsika araka ny Soratra Masina,
15.4 dia nalevina, ary natsangana tamin'ny andro fahatelo araka ny Soratra Masina.

novalian'i rakaroka ny 29/10/2009 20:58
2. ikaretsaka
(
16/10/2009 12:55)
efa filirony miampy tsimpona aby iznay ry fidy an...
ny atao hoe fahotana par concept sy hoe zavatra fonosin'ny hoe "manota" dia ny fandavanao ny tenanao hanao ny tokony ho anjara lahasanao ao anatin'izay realite misy anaodia ny tsy fahitanao izay illusions izay.
ny hampahafantatra anao ny @ izay no nahatonga an'i kristy ho tonga fa tsy inona akory

5. ikaretsaka
(
16/10/2009 14:05)
fa miresaka fahotana ihany moa isika: Raha didy fantatrao fa mainka manimba anao sy ny fiaraha monina ve fa ohatra hoe nitsimponan'i pasitera ianao ohatra hanaporofoiny fa izay no didy, ary "olon'Atra no nametraka ilay izy" ... ka dikainao iny... de manota ve ianao sa tsy manota ?
Ohatra (mba hi illustrer-na ilay example ireto an) le pasiterefa a manana vady vrakl be ireny de mitady hampakatra ny zanakao fa nareo vao niditra tao @ le "fiangonany" ka somary :} @ le zanakao vavimatoa lery
na ilay resaka fifohazana mampiosona amany sy diky ny zanany mifanintona fa hoe "misy devoly"?
->afaka mitsimpona manko izy ireny de mandresy lahatra anao ary betsaka mihitsy ny tsimpona haharesy lahatra ny marivo salosana! ka ahoana ny fahitanareo azy? misaotra!

6. xxx
(
16/10/2009 14:36)
Ny mampanota ny olona dia tsotra ihany: Tsy mahalala izay tokony hataony izy. Endrik'Andriamanitra izy hoy Jesoa nefa izay milaza famonjena ho azy indray no vonoiny. Mamono tena ny olona mpanota noho io tsy fahalalana io. Izany no nilazan'ny Tompo hoe: avelao ny helony fa tsy fantany izay ataony.
Ny Devoly indray dia aoka tsy hataontsika ambany maso tsy hita satria izy io no nanapaka elabe sy nandroba ny Fahazavan'ny Tompo ka nahatonga ny aretina rehetra na karazany inona na karazany inona eto amin'ity planeta ity.
Raha vao misy hevi-Devoly te-hanjakazaka alohan'Andriamanitra eo amin'ny Kristiana dia manota izy izay.
Ireo voalazan'i Ika eo aloha ireo dia entin'ny tsi-fahalalana avokoa ny olona manao azy.

7. ikaretsaka
(
16/10/2009 14:50)
de mitombina ihany izany le famaritako ny hoe 'manota' ary @ hafatra 1
ny atao hoe fahotana par concept sy hoe zavatra fonosin'ny hoe "manota" dia ny fandavanao ny tenanao hanao ny tokony ho anjara lahasanao ao anatin'izay realite misy
9. niryna
(
17/10/2009 03:57)
fidinirina:
Ekeo fa olo-meloka Mpanota hatrany am-bohoka ianao
Ohabolana 28.13 Izay manafina ny fahotany, tsy hambinina; fa izay mitsotra ka mahafoy azy no hahazo famindrampo.
I Jaona 1.6 Raha hoy isika: Manana firaisana aminy isika, kanefa mandeha amin'ny maizina, dia mandainga isika ka tsy manao ny marina...
1.8 Raha hoy isika: Tsy manana ota isika, dia mamita-tena, ary ny marina tsy ato anatintsika…
1.10 Raha hoy isika: Tsy nanota isika, dia mampandainga Azy, ary ny teniny tsy ato anatintsika.
Salamo 51.5 Indro, tamin'ny heloka no niterahana ahy, ary tamin'ny fahotana no torontoronina ahy ny reniko.
Romana 3.9b : «efa voalazantsika rahateo ho mpanota avokoa na ny Jiosy na ny jentilisa
3.10 araka ny voasoratra hoe: "Tsy misy marina na dia iray akory aza»
Fa io ota io no sakana manasaraka anao amin’Andriamanitra
Salamo 66.18 Raha nankasitraka ota tao am-poko aho, dia tsy mba hihaino ny Tompo.
Isaia 59.1 Indro, ny tànan'i Jehovah tsy fohy, fa mahavonjy, ary ny sofiny tsy lalodalovana, fa mahare;
59.2 Fa ny helokareo no efitra mampisaraka anareo amin'Andriamanitrareo, ary ny fahotanareo no mampiafina ny tavany aminareo, ka dia tsy mihaino Izy.
Fa i Kristy (Andriamanitra) efa tonga tety an-tany hamonjy ny olona rehetra
Romana 5.8 Fa Andriamanitra mampiseho ny fitiavany antsika, fa fony mbola mpanota isika, dia maty hamonjy antsika Kristy.
5.9 Koa mainka aza ny hamonjeny antsika ho afaka amin'ny fahatezerana ankehitriny, rehefa nohamarinina tamin'ny rany isika.
Hebreo 9.14 mainka fa ny ran'i Kristy, Izay nanatitra ny tenany tsy manan-tsiny ho an'Andriamanitra, tamin'ny alalan'ny Fanahy mandrakizay, no hahadio ny fieritreretanareo ho afaka amin'ny asa maty mba hanompoanareo an'Andriamanitra velona.
Matio 9.13 Fa mandehana ka mianara izay hevitry ny teny hoe: " Famindrampo no sitrako, fa tsy fanatitra alatsa-dra" (Hos.6.6); fa tsy tonga hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota.
Titosy 2.14 Izay nanolotra ny tenany hamonjy antsika, mba hanavotany antsika ho afaka amin'ny ota rehetra, sy hanadiovany izay olona ho an'ny tenany, sady ho mazoto indrindra amin'ny asa tsara izany.
Indro ny famelan-keloka atolony rehefa niaiky tanteraka t@ fonao tokoa ianao
I Jaona 1.7 Fa raha mandeha eo amin'ny mazava isika, tahaka Azy eo amin'ny mazava, dia manana firaisana isika, ary ny ran'i Jesosy Zanany no manadio antsika ho afaka amin'ny ota rehetra.
1.9 Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra.
Galatiana 2.20 Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazofijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin'ny nofo dia ivelomako amin'ny finoana ny Zanak'Andriamanitra, Izay efa tia ahy ka nanolotra ny tenany hamonjy ahy.
Titosy 2.14 Izay nanolotra ny tenany hamonjy antsika, mba hanavotany antsika ho afaka amin'ny ota rehetra, sy hanadiovany izay olona ho an'ny tenany, sady ho mazoto indrindra amin'ny asa tsara izany.
Maty noho ny fahotantsika i Kristy, efa nitsangan-ko velona ho famonjena izay mino sy mandray Azy.
I Korintiana 15.1 Ary ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny filazantsara izay notoriko taminareo sy noraisinareo sady iorenanareo,
15.2 izay amonjena anareo koa, raha tananareo tsara araka izay teny notoriko taminareo, raha tsy nino foana hianareo.
15.3 Fa natolotro anareo ho isan'ny zavatra voalohany indrindra ilay noraisiko, dia izao: Kristy maty noho ny fahotantsika araka ny Soratra Masina,
15.4 dia nalevina, ary natsangana tamin'ny andro fahatelo araka ny Soratra Masina.
misaotra nizara ny tsimpona fidy a,misy hitsakotsakona tsara
:-*
10. niryna
(
17/10/2009 04:01)
xxx:
Ny mampanota ny olona dia tsotra ihany: Tsy mahalala izay tokony hataony izy. Endrik'Andriamanitra izy hoy Jesoa nefa izay milaza famonjena ho azy indray no vonoiny. Mamono tena ny olona mpanota noho io tsy fahalalana io. Izany no nilazan'ny Tompo hoe: avelao ny helony fa tsy fantany izay ataony.
Ny Devoly indray dia aoka tsy hataontsika ambany maso tsy hita satria izy io no nanapaka elabe sy nandroba ny Fahazavan'ny Tompo ka nahatonga ny aretina rehetra na karazany inona na karazany inona eto amin'ity planeta ity.
Raha vao misy hevi-Devoly te-hanjakazaka alohan'Andriamanitra eo amin'ny Kristiana dia manota izy izay.
misaotra xxx a
ka izy tsy tia tsimpona,tsy mino ny satana,tsy misy koa ny fahotana amindry zareo no tsy mino an'i kristy ho mpanelanelana antsika amin'Atra izy,fantany avokoa izany rehetra izany fa mi-rebell no betsaka ao ka halany hatramin'ny fizarana vavolombelona ,mampalahelo fa akory atao,mahafantatra ve ,eny tompoko fa mandeha amin'ny fahalalan'ny sainy ka miteniteny foana indraindray ,ooops
Ireo voalazan'i Ika eo aloha ireo dia entin'ny tsi-fahalalana avokoa ny olona manao azy.
11. ikaretsaka
(
17/10/2009 11:28)
Hoy ahako
Voalaza teo :
ny atao hoe fahotana par concept sy hoe zavatra fonosin'ny hoe "manota" dia ny fandavanao ny tenanao hanao ny tokony ho anjara lahasanao ao anatin'izay realite misy
Novalian'i xxx hoe
Ireo voalazan'i Ika eo aloha ireo dia entin'ny tsi-fahalalana avokoa ny olona manao azy.
De hozy i Bolokim-baiboly!
ka izy tsy tia tsimpona,tsy mino ny satana,tsy misy koa ny fahotana amindry zareo no tsy mino an'i kristy ho mpanelanelana antsika amin'Atra izy,fantany avokoa izany rehetra izany fa mi-rebell no betsaka ao ka halany hatramin'ny fizarana vavolombelona ,mampalahelo fa akory atao,mahafantatra ve ,eny tompoko fa mandeha amin'ny fahalalan'ny sainy ka miteniteny foana indraindray ,ooops
dia aiza ny hifandraisany (le resaka tsy entina tsy fahalalana) sy le resaka tanisainao ireo kay ry niryna azafady?
to hors sujet faly hi baratine fotsiny
12. rakaroka
(
18/10/2009 13:32)
8O 8O 8O
1-'za aloha tsy hanameloka zaza tsy manan-tsiny ho mpanota sahady e .
Tsy Andriamanitra FAHAMARINANA no inoako raha izany! Aiza koa zaza tsy nanao n'inn ve dia ndeha hotsiniana?...Ny fahotan'ny ray tsy voatery ho fahotan'ny zanaka amiko fa mety misy fiantraikany @ zanaka hoe :wink: nuance!
2-Ny ota dia tsy fanaovana ny rôle-nao araka ny tokony ho izy !
3- Tsy tokony "FITAHINA" ny olona hoe i Jesoa dia hisolo ny olona @ fahotany!
suffit dia manantena sy mino azy! I Jesoa dia nampianatra ny olona hiatrika ny fiainana araka ny tokony ho izy fa tsy "hisolo vaika ny akalana" , ka rehefa tsy
miaina araka ny nampianarany ny xtiana dia efa tsahivo ilay teniny hoe "tsy fantatro akory ianareo!" :idea:

13. niryna
(
19/10/2009 15:45)
ikaretsaka:
De hozy i Bolokim-baiboly!
ka izy tsy tia tsimpona,tsy mino ny satana,tsy misy koa ny fahotana amindry zareo no tsy mino an'i kristy ho mpanelanelana antsika amin'Atra izy,fantany avokoa izany rehetra izany fa mi-rebell no betsaka ao ka halany hatramin'ny fizarana vavolombelona ,mampalahelo fa akory atao,mahafantatra ve ,eny tompoko fa mandeha amin'ny fahalalan'ny sainy ka miteniteny foana indraindray ,ooops
:roll: :cry: :cry: :-*
14. ikaretsaka
(
19/10/2009 15:56)
Maninona zao raha ny hevitra no havoaka na fara faharatsiny mba atao mifandray le resaka? De mba miaiky rehefa mifosika fa "tsy miolakolaka"
15. niryna
(
19/10/2009 16:12)
ikaretsaka:
Maninona zao raha ny hevitra no havoaka na fara faharatsiny mba atao mifandray le resaka? De mba miaiky rehefa mifosika fa "tsy miolakolaka"
ity fomba filazanao bolokin'ny baiboly no naha =)) ahy kanefa nampalahelo ahy indray hianao ka na izany aza dia fitiavana ilay kristy toriko lava eto ka tiavina foana ny namana na inona finoany na inona fanoherany ny Teny izay nomena azy (l) (l) (l) (l) :-*
16. rakaroka
(
19/10/2009 19:26)
Tena ry Ika "mba minoa ny teny" hono fandrao tsy tiaviko eo intsony!" :�)
17. niryna
(
20/10/2009 04:15)
rakaroka:itan'i rakarako izany .. na manda lava ny teniny eo aza rakorako efa nomena tao amboaka io ka tsy maintsy misy mivoaka tsikelikely eo ihany
I Jesoa dia nampianatra ny olona hiatrika ny fiainana araka ny tokony ho
zaro amin'ny lalana tokony alehany ny zaza ,tsy very ny fampianarana kely noratovonao fahiny na dia manda mafy aza hianao ankehitriny :D
18. rakaroka
(
20/10/2009 04:59)
niryna:
rakaroka:itan'i rakarako izany .. na manda lava ny teniny eo aza rakorako efa nomena tao amboaka io ka tsy maintsy misy mivoaka tsikelikely eo ihany
I Jesoa dia nampianatra ny olona hiatrika ny fiainana araka ny tokony ho
zaro amin'ny lalana tokony alehany ny zaza ,tsy very ny fampianarana kely noratovonao fahiny na dia manda mafy aza hianao ankehitriny :D
Fa ilay "fampianaran'i Jesoa" sy i Niryna mifandipatra BBBe tahaka ny atsino sy avaratra!" :wink:
19. niryna
(
20/10/2009 05:22)
rakaroka:
I Jesoa dia nampianatra ny olona hiatrika ny fiainana araka ny tokony ho
itan'i rakarako izany .. na manda lava ny teniny eo aza rakorako efa nomena tao amboaka io ka tsy maintsy misy mivoaka tsikelikely eo ihany
zaro amin'ny lalana tokony alehany ny zaza ,tsy very ny fampianarana kely noratovonao fahiny na dia manda mafy aza hianao ankehitriny :D
niryna:sao rakorako kosa no manda ny tenin'Atra foana e,ataovy ny andrana fa tsy nisy nangataka voataimaina eo ka ,izay mitady dia ahita,izay mandona dia mivoha midanadana ny varanvaran'ny lanitra ..eo anatrehan'ny Tompo :D
Fa ilay "fampianaran'i Jesoa" sy i Niryna mifandipatra BBBe tahaka ny atsino sy avaratra!" :wink:
Atra tsy mifidy tavan'olon fa na manana na mahantra rehefa mitady azy dia asehony tokony ny voninahiny,andramo anie ,sady tsy misy vola aloha
20. bobone
(
20/10/2009 07:17)
Niryna:
izao tontolo izao no mandao fa Atra tsy mandao na oviana na oviana !
sady be fitiavana izy ! io fahamavoinao io no itiavany anao ! io fahatsoranao io no itiavany anao! na masiaka be tahaka ny inona ary enao tiany foana!
noho izany ianao koa tokony haneho fitiavana ho an'ny hafa, tsy amim-bola na amin-karena fa ilay fitiavana ao anaty!!!
Atra tsy mifidy tavan'olon fa na manana na mahantra rehefa mitady azy dia asehony tokony ny voninahiny,andramo anie ,sady tsy misy vola alohaekeko 100% izany!!!