Ny fahotana...
21. rzakarivola
(
20/10/2009 10:06)
rakaroka:
8O 8O 8O
1-'za aloha tsy hanameloka zaza tsy manan-tsiny ho mpanota sahady e .
Tsy Andriamanitra FAHAMARINANA no inoako raha izany! Aiza koa zaza tsy nanao n'inn ve dia ndeha hotsiniana?...Ny fahotan'ny ray tsy voatery ho fahotan'ny zanaka amiko fa mety misy fiantraikany @ zanaka hoe :wink: nuance!
==> Izaono tenin'i Jesoa : "Ary rahefa tonga izy, dia handresy lahatra an'izao tontolo izao ny amin'ny fahotana, sy ny amin'ny fahamarinana, ary ny amin'ny fitsarana: ny amin'ny fahotana, satria tsy mino ahy izy ireo; ny amin'ny fahamarinana, satria mankany amin'ny Ray aho, ka tsy ho hitanareo intsony; ary ny amin'ny fitsarana, satria voatsara sahady ny mpanapaka izao tontolo izao. "
rakaroka:
2-Ny ota dia tsy fanaovana ny rôle-nao araka ny tokony ho izy !
==> Izao no tenin'i Jesoa : "Fa ilay mpanompo izay mahalala ny sitrapon'ny tompony ihany ka tsy miomana na manao izay sitraky ny fony dia hokapohina be.
Fa izay tsy nahalala kosa ka nanao izay zavatra tokony hikapohana azy dia hokapohina kely. Fa izay nomena be, dia be no hotadiavina aminy; ary izay nampitehirizina be, dia bebe kokoa no hadinina aminy."
rakaroka:
3- Tsy tokony "FITAHINA" ny olona hoe i Jesoa dia hisolo ny olona @ fahotany!
suffit dia manantena sy mino azy! I Jesoa dia nampianatra ny olona hiatrika ny fiainana araka ny tokony ho izy fa tsy "hisolo vaika ny akalana" , ka rehefa tsy
miaina araka ny nampianarany ny xtiana dia efa tsahivo ilay teniny hoe "tsy fantatro akory ianareo!" :idea:
==> Ouz le lehilahy iray izay hoe "c'est trop beau pour étre vrai". Fa fitiavana toy ny ahoana no iheveranao an' Andriamanitra ? Tsy ampy ve ny fitiavaNy sa ny heriNy ka hanoloraNy tena hisolo vaika ny fahotan'ny olona ?
Ianao tia ny zanakao, moa ve raha misy tonga hamono azy ho faty satria nanao hadalàna tany ananona tany izy, na dia efa nanarinao aza, havelanao ve izy ho vonoin'ny olona ho faty any satria nanarina tsy nety ? Moa ve, raha azonao atao, tsy hiaro azy ianao mba tsy hahafaty azy ?
Mety hanao izany ianao, mety tsy hanao koa, saingy Andriamanitra kosa dia mahavita milanja ny heloky ny olona rehetra eo amin'ny tenaNy, satria Izy mahery sady tena fitiavana. Ary ny nanaovaNy izany dia izao : nidina tety amintsika Izy nitafy nofo aman-drà, nilanja ny fijaliana tokony ho an'ireo meloka, ary nalatsa-drà ho fanadiovana ny mpanota, dia ireo izay miaiky @ fony fa mpanota ary mino izany (teny tonga nofo izany).
Fa nahoana no tsy mino izany fitiavan' Andriamanitra (voalazan'ny Filazantsara) izany ny olona ? Satria, tsy misy mahay manatona an'i Jesoa raha tsy nomen'ny Ray azy izany. mbola mihevitra ny olona fa indray andro any dia hahavita izay tokony hataony amin'izay ? Ary ahoana ny amin'ireo fatiantoka rehetra mandrapahatongan'izay fotoana izay (raha toa ka ho tonga) ? Ampy ve ny asa soa sy ny fitserana sasan-tsasany izay niainanao ?
22. rzakarivola
(
20/10/2009 11:14)
bobone:
...
sady be fitiavana izy ! io fahamavoinao io no itiavany anao ! io fahatsoranao io no itiavany anao!
==> Azafady fa mety ho diso fandray aho, tahaka ny manao izany hoe, raha tsy misy an\'ireo : fahamavoana, fahatsorana, ireo dia tsy ho tia \"anao\" Andriamanitra.
bobone:
na masiaka be tahaka ny inona ary enao tiany foana!
noho izany ianao koa tokony haneho fitiavana ho an\'ny hafa, tsy amim-bola na amin-karena fa ilay fitiavana ao anaty!!!
==> Ity teninao ity dia manambara fa raha tsy ao anaty ilay (tena) fitiavana (marina) dia tsy misy na inona na inona afaka zaraina afa-tsy fitaka eo.
Ny tena fitiavana, dia ny Fanahin\' Andriamanitra no mandrotsaka izany ao am-pon\'izay manana ny fanantenana ny fiainana mandrakizay.
Ary ny Fanahin\' Andriamanitra, dia omeNy izay \"mandray an\'i Jesoa Kristy\", izay mino ny anaraNy, dia Andriamanitra Mpamonjy.
23. ikaretsaka
(
20/10/2009 12:28)
Ny tena fitiavana, dia ny Fanahin' Andriamanitra no mandrotsaka izany ao am-pon'izay manana ny fanantenana ny fiainana mandrakizay.
marina... fa taddion-drazaka fa nyfiseho sy fientanan'io fitiavana io de @ lafiny sy endriny maro fa tsy heo avy @ Atra de malefaka na avy @ satana de masiaka
24. niryna
(
20/10/2009 19:24)
ikaretsaka:hi,hi mamaritena indray hono ika,tsy aleo ny olona no amaritra ny tena ,ha,ha
de mitombina ihany izany le famaritako ny hoe 'manota' ary @ hafatra 1
ny atao hoe fahotana par concept sy hoe zavatra fonosin'ny hoe "manota" dia ny fandavanao ny tenanao hanao ny tokony ho anjara lahasanao ao anatin'izay realite misy
Galatiana 5
16 Fa hoy izaho: Mandehana araka ny Fanahy, dia tsy hahatanteraka ny filan'ny nofo hianareo.
17 Fa ny nofo manohitra ny Fanahy, ary ny Fanahy manohitra ny nofo; ary mifanohitra izy roroa, mba tsy hahazoanareo manao izay zavatra tianareo.
18 Fa raha tarihin'ny Fanahy hianareo, dia tsy mba ambanin'ny lalàna.
19 Fa miharihary ny asan'ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijefojejoana,
20 fanompoan-tsampy, fanaovana ody ratsy, fandrafiana, fifandirana, adi-lahy, fiafonafonana, fifampiandaniana, fisarahana, fitokoana,
21 fialonana, fahamamoana, filalaovan-dratsy, ary ny toy izany, izay lazaiko aminareo rahateo, tahaka ny voalazako fahiny koa, fa izay manao izany dia tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra.
16 Je dis donc: Marchez selon l`Esprit, et vous n`accomplirez pas les désirs de la chair.
17 Car la chair a des désirs contraires à ceux de l`Esprit, et l`Esprit en a de contraires à ceux de la chair; ils sont opposés entre eux, afin que vous ne fassiez point ce que vous voudriez.
18 Si vous étes conduits par l`Esprit, vous n`étes point sous la loi.
19 Or, les oeuvres de la chair sont manifestes, ce sont l`impudicité, l`impureté, la dissolution,
20 l`idolâtrie, la magie, les inimitiés, les querelles, les jalousies, les animosités, les disputes, les divisions, les sectes,
21 l`envie, l`ivrognerie, les excès de table, et les choses semblables. Je vous dis d`avance, comme je l`ai déjà dit, que ceux qui commettent de telles choses n`hériteront point le royaume de Dieu.
26. rakapy
(
21/10/2009 05:43)
Hoy i Niryna
Nefa dia hoe
"Sarotra ho an'ny mpanakerena ny hiditra ny fanjakan'ny lanitra, toy ny hidiran'ny rameva ao @ vodi-panjaitra"
Ka tsy efa fifidianana tavan'olona ve izany sa?
Izay ilay ilazako hoe ity resaka resahinareo ity dia mifamatotra ohatra ny tady taretra
Atra tsy mifidy tavan'olon fa na manana na mahantra rehefa mitady azy dia asehony tokony ny voninahiny,andramo anie ,sady tsy misy vola aloha
Nefa dia hoe
"Sarotra ho an'ny mpanakerena ny hiditra ny fanjakan'ny lanitra, toy ny hidiran'ny rameva ao @ vodi-panjaitra"
Ka tsy efa fifidianana tavan'olona ve izany sa?
Izay ilay ilazako hoe ity resaka resahinareo ity dia mifamatotra ohatra ny tady taretra
27. rakaroka
(
21/10/2009 11:53)
Tena marina tokoa Rakapy fa betsaka ny teny mifandipatra voasoratra ao anaty baiboly, dia "odiana fanina ftsn ilay izy, raha manontany "hevi-teny iray ianao! te handalina ny dikan'izany, dia "tsipona hafa manohitra iny ao anaty
baiboly ihany no "avalin-drizareo" :-D :-D :-D . Dia anefa ilay avaly io tsy mamaly ny fanazavana tadiavinao! :-D :-D :-D
baiboly ihany no "avalin-drizareo" :-D :-D :-D . Dia anefa ilay avaly io tsy mamaly ny fanazavana tadiavinao! :-D :-D :-D
28. fidinirina
(
21/10/2009 12:33)
rakapy : mbola ho entiko eto ny momba io mpanan-karena io.
Tsy misy mifandipatra izany ao anaty baiboly ! Tsy raisina @ finoana ilay izay ary tsy vakiana hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany dia lazaina fa tsimpona na hevi-teny mifanohitra sns. Io ilay lazaiko hoe mba vakio aloha ilay izy vao manohitra na tsia. Ary rehefa mamaky, aza ny entin'ny saina mpanao fandalinan-dahatsoratra fa antsoy ny fanahy masina hanampy anao @ fanazavana ny teny Marina.
rakaroka:
Tena marina tokoa Rakapy fa betsaka ny teny mifandipatra voasoratra ao anaty baiboly, dia "odiana fanina ftsn ilay izy, raha manontany "hevi-teny iray ianao! te handalina ny dikan'izany, dia "tsipona hafa manohitra iny ao anaty
baiboly ihany no "avalin-drizareo" :-D :-D :-D . Dia anefa ilay avaly io tsy mamaly ny fanazavana tadiavinao! :-D :-D :-D
Tsy misy mifandipatra izany ao anaty baiboly ! Tsy raisina @ finoana ilay izay ary tsy vakiana hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany dia lazaina fa tsimpona na hevi-teny mifanohitra sns. Io ilay lazaiko hoe mba vakio aloha ilay izy vao manohitra na tsia. Ary rehefa mamaky, aza ny entin'ny saina mpanao fandalinan-dahatsoratra fa antsoy ny fanahy masina hanampy anao @ fanazavana ny teny Marina.
29. rakaroka
(
21/10/2009 12:44)
8O 8O :roll: :-w :-w :-$ 'zao aza:
Raha tsy mizaha tavan'olona Atra maninn no lazaina koa etsy andaniny fa "tsy ianareo no nifidy ahy fa Izaho no nifidy anareo?... :roll: :roll: :?: 8O 8O :?
Raha tsy mizaha tavan'olona Atra maninn no lazaina koa etsy andaniny fa "tsy ianareo no nifidy ahy fa Izaho no nifidy anareo?... :roll: :roll: :?: 8O 8O :?
30. fidinirina
(
21/10/2009 13:08)
Jaona 15.12 Izao no didiko, dia ny mba hifankatiavanareo tahaka ny nitiavako anareo.
15.13 Tsy misy manana fitiavana lehibe noho izao, dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany.
15.14 Hianareo no sakaizako, raha manao araka izay andidiako anareo.
15.15 Tsy hataoko hoe mpanompo intsony hianareo, fa ny mpanompo tsy mahalala izay ataon'ny tompony; fa efa nataoko hoe sakaiza hianareo, satria izay rehetra reko tamin'ny Raiko no nambarako taminareo.
15.16 Tsy hianareo no nifidy Ahy, fa Izaho no nifidy anareo ka nanendry anareo mba handeha sy hamoa, ary mba haharetan'ny vokatrareo, mba homen'ny Ray anareo izay rehetra hangatahinareo amin'ny anarako na inona na inona.
15.17 Izany zavatra izany no andidiako anareo, mba hifankatiavanareo.
15.18 Raha halan'izao tontolo izao hianareo, dia aoka ho fantatrareo fa Izaho efa halany talohanareo.
15.19 Raha naman' ("Gr, avy amin'") izao tontolo izao hianareo, dia ho tia ny azy izao tontolo izao; fa satria tsy naman' ("Gr, avy amin'") izao tontolo izao hianareo, fa Izaho efa nifidy anareo tamin'izao tontolo izao, dia halan'izao tontolo izao hianareo.
15.20 Tsarovy ny teny izay nolazaiko taminareo hoe: Ny mpanompo tsy lehibe noho ny tompony. Raha nanenjika Ahy izy, dia hanenjika anareo koa; ary raha nitandrina ny teniko izy, dia hitandrina ny anareo koa.
15.21 Fa izany rehetra izany no hataony aminareo noho ny anarako, satria tsy mahalala Izay naniraka Ahy izy.
15.22 Raha tsy tonga Aho ka niteny taminy, dia tsy nanan-keloka izy; fa ankehitriny dia tsy misy fialana azony atao ny amin'ny helony.
15.23 Izay mankahala Ahy dia mankahala ny Raiko koa;
15.24 Raha tsy nataoko teo aminy izay asa tsy nataon'olona, dia tsy nanan-keloka izy; fa ankehitriny efa hitany sady efa halany Aho sy ny Raiko koa;
15.25 fa tonga izany mba hahatanteraka ny teny izay voasoratra ao amin'ny lalŕny hoe: "Halany foana Aho" (Sal 69.5;109.3).
15.26 Fa raha tonga ny Mpananatra, ("Gr, Parakleto, dia Mpanampy , na Mpampahery , na Solovava") Izay hirahiko ho aminareo avy amin'ny Ray, dia ny Fanahin'ny fahamarinana Izay mivoaka avy amin'ny Ray, dia Izy no ho vavolombelona hanambara Ahy.
15.27 Ary hianareo koa dia vavolombelona hanambara, satria hianareo efa teto amiko hatramin'ny voalohany.
Ary iza moa ireo olona nofidian'Andriamanitra betsaka hanehoany ny asany : Ny Mpanota
Matio 13.24 Ary nanao fanoharana hafa koa taminy Izy ka nanao hoe: Ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny lehilahy anankiray izay namafy voa tsara tany an-tanimbariny;
13.25 fa raha natory ny olona, dia avy ny fahavalony ka namafy voan-tsimparifary teny amin'ny vary, dia lasa nandeha.
13.26 Ary rehefa naniry ny vary ka niteraka dia niposaka koa ny tsimparifary.
13.27 Dia avy ny mpanompon-dralehilahy ka nanao taminy hoe: Tompoko, tsy voa tsara va no nafafinao tany an-tanimbarinao? Koa avy taiza kosa ny tsimparifary? Dia hoy izy taminy:
13.28 Fahavalo no nanao izany. Ary ny mpanompony nanao taminy hoe: Koa tianao va handehananay hanongotra sy hanangona azy?
13.29 Fa hoy izy: Tsia, fandrao, raha manongotra ny tsimparifary hianareo, dia hongotanareo miaraka aminy koa ny vary.
13.30 Aoka ihany hiara-maniry izy roroa ambara-pihavin'ny fararano; ary amin'ny fararano dia holazaiko amin'ny mpijinja hoe: Angony aloha ny tsimparifary, ka ataovy amboarany mba hodorana ; fa ny vary dia taomy ho any an-tsompitro.

31. rakaroka
(
21/10/2009 13:20)
O Rafidy e inn daholo ireo? :roll: :roll: :?: sady tsy mamaly ilay fanontaniako no mampiditra "fifanoherana hafa indray koa.
Tsy ataoko hoe mpanompo ianareo hono fa ataoko hoe sakaiza. Dia inn indray ny hidiran'ny hoe ny "tompo tsy lehibe noho ny mpanompo rehefa avy eo nefa efa hoe "sakaiza fa tsy mpanompo itsony izany?
Ka raha tahaka ny resakao io aloha hoe "Izao no didiko, dia ny mba hifankatiavanareo tahaka ny nitiavako anareo" . Hoe nisy nofidiany ho sakaiza sy ho mpanompo ihany ! dia normaly be 'za wé 'zé titiko sy metimety @ "eritreritro koa no ataoko ! Izay tsinn ity modely koa!
Dia hay ve izany ny "tontolo" nohariana ho hankahalaina izany?...mdrrrr :x :? :x => TSA METY IZANY KA ::::: Aleoko ihany naman'izao tontolo izao! :wink:

32. ikaretsaka
(
21/10/2009 15:01)
ka io le hoe forcerna hifandraika ny tsimpona...
tenenina foana fa eeee anarina foana fa eeee
tenenina foana fa eeee anarina foana fa eeee
34. rzakarivola
(
28/10/2009 12:42)
rakaroka:
Tena marina tokoa Rakapy fa betsaka ny teny mifandipatra voasoratra ao anaty baiboly, dia "odiana fanina ftsn ilay izy, raha manontany "hevi-teny iray ianao! te handalina ny dikan'izany, dia "tsipona hafa manohitra iny ao anaty
baiboly ihany no "avalin-drizareo" :-D :-D :-D . Dia anefa ilay avaly io tsy mamaly ny fanazavana tadiavinao! :-D :-D :-D
==>
1- Ataoko hoe toy ny fianarana rehetra io, misy tsy maintsy iaingana, fa tsy hoe vao miditra première année ao @ médecine dia efa hotakarina sahady ny leson'ny 3è année, dia tsy azo ilay izy dia avy eo hoe "lesona tsy misy azo itony ka tsy marina". Na izany aza ...
2- Nisy olona nitondra sombintsombiny teto ary efa novaliana, kanefa raha tsy afa-po ianao dia mba itondray tsirairay amin'izay heverinao fa mifanohitra, hazavaina tsirairay raha sitrapon' Andriamanitra. Ary ny sitrapon' Andriamanitra dia izao : mba hahita ny Zanaka ny olona ka hino Azy, dia hanana fiainana mandrakizay, ary i Jesoa Kristy hanangana azy amin'ny andro farany. Koa raha ilaina hazavaina izay teny hitanao fa manakana ny fonao tsy hahita an'i Jesoa hinoanao Azy mba hanananao fiainana mandrakizay, dia hatao izany, homeNy izany.
3- Izao no teniNy : "Tsy misy mahalala ny Ray afa-tsy ny Zanaka, sy izay tian'ny Zanaka ampahafantarina Azy", koa tsy misy fahalalana an' Andriamanitra afa-tsy ao amin'i Jesoa Kristy.
35. rzakarivola
(
28/10/2009 12:44)
rakapy:
Hoy i NirynaAtra tsy mifidy tavan'olon fa na manana na mahantra rehefa mitady azy dia asehony tokony ny voninahiny,andramo anie ,sady tsy misy vola alohaNefa dia hoe
"Sarotra ho an'ny mpanakerena ny hiditra ny fanjakan'ny lanitra, toy ny hidiran'ny rameva ao @ vodi-panjaitra"
Ka tsy efa fifidianana tavan'olona ve izany sa?
==> Rehefa dinihiko ny teninao sy niryna dia izao no fanazavana : sarotra ho an'ny mpanan-karena ny hitady an' Andriamanitra. Ary izao no tenin'i Jesoa : "Aza miary harena ho anareo ety an-tany, ... fa miaria harena ho anareo any an-danitra ... fa izay itoeran'ny harenao no hitoeran'ny fonao koa".
rakapy:
Izay ilay ilazako hoe ity resaka resahinareo ity dia mifamatotra ohatra ny tady taretra
==> Mety ny resaka momba an' Andriamanitra mihitsy (na aiza na aiza) no misy misangôjy, fa rehefa mifangidotra ny tady, dia mila mitady izay lohany ka iny no arahina tsikelikely hamahana azy. Ary izany indrindra i Jesoa Kristy, izay no maha lalana tokana mankany amin'ny Ray azy, raha ny teniNy no iainganao dia azo antoka fa hivaha ny problemanao.
Eto an-tany ianao mahita karazan-javatra maro be, saingy tsy miaraka hitanao amin'ny toerana iray daholo ny zavatra rehetra, ary matetika ny harena lafo vidy dia any ambanin'ny tany (volamena sy vatosoa), mila trandrahina.
Tahaka izany no anehoan'ny Baiboly ny tontolom-panahy, ka mila trandrahina ny tena harem-panahy sarobidy ao aminy.
Izao no tenin'i Jesoa Kristy :
"Ary ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny harena nafenina tany an-tsaha, izay hitan'olona, ka dia nafeniny; ary noho ny hafaliany dia lasa nandeha izy ka nivarotra ny fananany rehetra, dia nividy izany saha izany."
"Ary koa, ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny mpandranto anankiray izay nikatsaka vato soa; ary rehefa nahita vato soa izay saro-bidy izy, dia lasa nivarotra ny fananany rehetra ka nividy azy."
37. rakaroka
(
28/10/2009 21:27)
:x :? :( Hou la! arakaraka ny mahabe ny fanazavana izy izany no miha maha
tsy azo ilay resaka vao miha "fanina e" :{ :{ :{ 8-) 8-) 8-)
tsy azo ilay resaka vao miha "fanina e" :{ :{ :{ 8-) 8-) 8-)
38. fidinirina
(
29/10/2009 08:09)
Tsia, arakaraky ny ampisehoana anao ny tena voasoratra marina ao @ Baiboly no ahatsapanao fa mbola maizina aminao daholo kay izay kely fantatrao hatramin'izay. Mahareta fa ho azonao eo ihany io, indrindra raha toa ianao ka miantso ny fanahy masina hanampy anao hanazava ny tian'Andriamanitra tenenina.
39. rakapy
(
29/10/2009 09:18)
Ny famakina be fahatany sy fanompona be loatra io boky io dia mitovy @ fisotroana sy fifoahana zava-mahadomelina. Eny fa na dia ny tokatranonao sy ny ankohonanana ary ireo adidy izay miandry anao aza dia mety ho adinonao.